Warning Against Folly

1. My son, if thou be surety for thy friend, if thou hast stricken thy hand with a stranger,
1. Mon fils, si tu as cautionné ton prochain, Si tu t`es engagé pour autrui,
1. ANAKA, raha niantoka ny namanao ianao, raha nandray tanana hiantoka vahiny ianao,
2. Thou art snared with the words of thy mouth, thou art taken with the words of thy mouth.
2. Si tu es enlacé par les paroles de ta bouche, Si tu es pris par les paroles de ta bouche,
2. Ka voafandriky ny teny naloaky ny vavanao ianao sady voasingotry ny teny naloaky ny vavanao,
3. Do this now, my son, and deliver thyself, when thou art come into the hand of thy friend; go, humble thyself, and make sure thy friend.
3. "Fais donc ceci, mon fils, dégage-toi, Puisque tu es tombé au pouvoir de ton prochain; Va, prosterne-toi, et fais des instances auprès de lui;"
3. Dia izao no ataovy ankehitriny, anaka, ka afaho ny tenanao raha efa mby eo an-tanan' ny namanao ianao: Andeha manetry tena ka omeo toky ny namanao.
4. Give not sleep to thine eyes, nor slumber to thine eyelids.
4. "Ne donne ni sommeil à tes yeux, Ni assoupissement à tes paupières;"
4. Aza avela hatory akory ny masonao, ary aza avela hilondolondo akory ny hodimasonao.
5. Deliver thyself as a roe from the hand of the hunter, and as a bird from the hand of the fowler.
5. Dégage-toi comme la gazelle de la main du chasseur, Comme l`oiseau de la main de l`oiseleur.
5. Afaho ny tenanao toy ny dieravavy miala amin' ny tanan' ny mpihaza ary toy ny vorona miala amin' ny tanan' ny mpamandrika.
6. Go to the ant, thou sluggard; consider her ways, and be wise:
6. "Va vers la fourmi, paresseux; Considère ses voies, et deviens sage."
6. "Mandehana any amin' ny vitsika, ry ilay malaina; diniho ny fanaony ka hendre;"
7. Which having no guide, overseer, or ruler,
7. "Elle n`a ni chef, Ni inspecteur, ni maître;"
7. Tsy manana komandy ireny, na mpifehy, na mpanapaka,
8. Provideth her meat in the summer, and gathereth her food in the harvest.
8. Elle prépare en été sa nourriture, Elle amasse pendant la moisson de quoi manger.
8. Mamory ny haniny raha fahavaratra izy ary manangona ny sakafony amin' ny taom-pijinjana.
9. How long wilt thou sleep, O sluggard? when wilt thou arise out of thy sleep?
9. Paresseux, jusqu`à quand seras-tu couché? Quand te lèveras-tu de ton sommeil?
9. Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry malaina? Rahoviana no hifoha amin' ny torimasonao ianao?
10. Yet a little sleep, a little slumber, a little folding of the hands to sleep:
10. Un peu de sommeil, un peu d`assoupissement, Un peu croiser les mains pour dormir!...
10. Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany ary mbola hanohon-tanana kely hatory,
11. So shall thy poverty come as one that travelleth, and thy want as an armed man.
11. Et la pauvreté te surprendra, comme un rôdeur, Et la disette, comme un homme en armes.
11. Dia ho tonga toy ny lehilahy mimaona hamely ny alahelonao ary ny fahantranao ho toy ny lehilahy mitam-piadiana.
12. A naughty person, a wicked man, walketh with a froward mouth.
12. "L`homme pervers, l`homme inique, Marche la fausseté dans la bouche;"
12. Ny olona tena ratsy fanahy, ny mpanao ratsy dia mandehandeha manao vava ratsy.
13. He winketh with his eyes, he speaketh with his feet, he teacheth with his fingers;
13. "Il cligne des yeux, parle du pied, Fait des signes avec les doigts;"
13. Mamì-maso sy manao famantarana amin' ny tongony izy, ary manao baiko amin' ny rantsan-tanany.
14. Frowardness is in his heart, he deviseth mischief continually; he soweth discord.
14. La perversité est dans son coeur, Il médite le mal en tout temps, Il excite des querelles.
14. Fahafetsena no ao am-pony, mihevi-dratsy mandrakariva izy sady mamafy ady.
15. Therefore shall his calamity come suddenly; suddenly shall he be broken without remedy.
15. "Aussi sa ruine arrivera-t-elle subitement; Il sera brisé tout d`un coup, et sans remède."
15. "Ary noho izany dia ho avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; ho torotoro tampoka izy ka tsy hisy fanafana."
16. These six things doth the LORD hate: yea, seven are an abomination unto him:
16. "Il y a six choses que hait l`Éternel, Et même sept qu`il a en horreur;"
16. Izao zavatra enina izao no tena halan' i Jehovah, eny, fito aza no ataony ho fahavetavetana:
17. A proud look, a lying tongue, and hands that shed innocent blood,
17. Les yeux hautains, la langue menteuse, Les mains qui répandent le sang innocent,
17. Ny maso miavonavona, ny lela fandainga, ary ny tanana mandatsa-drà marina,
18. An heart that deviseth wicked imaginations, feet that be swift in running to mischief,
18. Le coeur qui médite des projets iniques, Les pieds qui se hâtent de courir au mal,
18. Ny fo mamoron-tsain-dratsy, ny tongotra malaky mihazakazaka hanao ratsy,
19. A false witness that speaketh lies, and he that soweth discord among brethren.
19. Le faux témoin qui dit des mensonges, Et celui qui excite des querelles entre frères.
19. Ny vavolombelona tsy marina izay mamoaka lainga ary ny mamafy fifandirana ao amin' ny rahalahy.

Warning Against Adultery

20. My son, keep thy father's commandment, and forsake not the law of thy mother:
20. Mon fils, garde les préceptes de ton père, Et ne rejette pas l`enseignement de ta mère.
20. Anaka, tandremo ny didin-drainao ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.
21. Bind them continually upon thine heart, and tie them about thy neck.
21. Lie-les constamment sur ton coeur, Attache-les à ton cou.
21. Afatory amin' ny fonao mandrakariva ireo, ary afehezo eo am-bozonao.
22. When thou goest, it shall lead thee; when thou sleepest, it shall keep thee; and when thou awakest, it shall talk with thee.
22. Ils te dirigeront dans ta marche, Ils te garderont sur ta couche, Ils te parleront à ton réveil.
22. "Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao izany; raha mandry ianao, dia hiambina anao; ary raha mifoha ianao, dia hiteny aminao."
23. For the commandment is a lamp; and the law is light; and reproofs of instruction are the way of life:
23. Car le précepte est une lampe, et l`enseignement une lumière, Et les avertissements de la correction sont le chemin de la vie:
23. "Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny lalàna ary lalan' aina ny anatra famaizana;"
24. To keep thee from the evil woman, from the flattery of the tongue of a strange woman.
24. Ils te préserveront de la femme corrompue, De la langue doucereuse de l`étrangère.
24. Hiaro anao amin' ny vehivavy ratsy fanahy ary amin' ny fandroboan' ny lelan' ny vahiny jejo.
25. Lust not after her beauty in thine heart; neither let her take thee with her eyelids.
25. Ne la convoite pas dans ton coeur pour sa beauté, Et ne te laisse pas séduire par ses paupières.
25. "Aoka tsy hila ny hatsaran-tarehiny ao am-ponao ianao; ary aoka tsy hahazo anao amin' ny hodimasony izy."
26. For by means of a whorish woman a man is brought to a piece of bread: and the adulteress will hunt for the precious life.
26. Car pour la femme prostituée on se réduit à un morceau de pain, Et la femme mariée tend un piège à la vie précieuse.
26. "Fa noho ny amin' ny vehivavy janga no ietren' ny lehilahy tsy hanana afa-tsy sombi-mofo; ary ny vehivavy mpijangajanga dia hihaza ny aina sarobidy."
27. Can a man take fire in his bosom, and his clothes not be burned?
27. Quelqu`un mettra-t-il du feu dans son sein, Sans que ses vêtements s`enflamment?
27. Mahatondra afo ao an-tratrany va ny olona, ka tsy ho may ny akanjony?
28. Can one go upon hot coals, and his feet not be burned?
28. Quelqu`un marchera-t-il sur des charbons ardents, Sans que ses pieds soient brûlés?
28. Misy mahadia vainafo va ka tsy ho may ny tongony?
29. So he that goeth in to his neighbour's wife; whosoever toucheth her shall not be innocent.
29. Il en est de même pour celui qui va vers la femme de son prochain: Quiconque la touche ne restera pas impuni.
29. Dia toy izany izay mankamin' ny vadin' ny namany: Izay rehetra mikasika azy, dia tsy ho tsy manan-tsiny.
30. Men do not despise a thief, if he steal to satisfy his soul when he is hungry;
30. "On ne tient pas pour innocent le voleur qui dérobe Pour satisfaire son appétit, quand il a faim;"
30. "Tsy ataon' ny olona ho tsy manan-tsiny ny mpangalatra, raha mangalatra hahavoky ny tenany izy, satria noana;"
31. But if he be found, he shall restore sevenfold; he shall give all the substance of his house.
31. Si on le trouve, il fera une restitution au septuple, Il donnera tout ce qu`il a dans sa maison.
31. Fa raha azo izy, dia hanonitra avo fito heny ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.
32. But whoso committeth adultery with a woman lacketh understanding: he that doeth it destroyeth his own soul.
32. "Mais celui qui commet un adultère avec une femme est dépourvu de sens, Celui qui veut se perdre agit de la sorte;"
32. "Izay mijangajanga amin' ny vehivavy dia tsy ampy fahalalana; manimba tena izay manao izany."
33. A wound and dishonour shall he get; and his reproach shall not be wiped away.
33. Il n`aura que plaie et ignominie, Et son opprobre ne s`effacera point.
33. Ratra sy fahafaham-baràka no ho azony ary tsy ho afaka aminy ny tondro-molotra.
34. For jealousy is the rage of a man: therefore he will not spare in the day of vengeance.
34. "Car la jalousie met un homme en fureur, Et il est sans pitié au jour de la vengeance;"
34. Fa ny fahasaro-piaro dia mampisafoaka ny lehilahy, koa tsy hamindra fo izy amin' ny andro hamaliana.
35. He will not regard any ransom; neither will he rest content, though thou givest many gifts.
35. Il n`a égard à aucune rançon, Et il est inflexible, quand même tu multiplierais les dons.
35. Tsy handinika izay vola avotra izy, ary tsy hety ho afa-po na dia omenao fanomezana betsaka aza.
<
>