Warning Against Adultery

1. My son, attend unto my wisdom, and bow thine ear to my understanding:
1. Mon fils, sois attentif à ma sagesse, Prête l`oreille à mon intelligence,
1. "Anaka, tandremo ny fahendreko, ary atongilano ny sofinao ho amin' ny fahalalako;"
2. That thou mayest regard discretion, and that thy lips may keep knowledge.
2. Afin que tu conserves la réflexion, Et que tes lèvres gardent la connaissance.
2. Hiheveranao tsara ny fahaiza-misafidy sy hitandreman' ny molotrao ny fahalalana.
3. For the lips of a strange woman drop as an honeycomb, and her mouth is smoother than oil:
3. "Car les lèvres de l`étrangère distillent le miel, Et son palais est plus doux que l`huile;"
3. "Fa ny molotry ny vehivavy jejo dia mitete toy ny tantely avy amin' ny tohotra ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;"
4. But her end is bitter as wormwood, sharp as a two-edged sword.
4. Mais à la fin elle est amère comme l`absinthe, Aiguë comme un glaive à deux tranchants.
4. Nefa ny farany dia mangidy tahaka ny hazo mahafaty ary maranitra hoatra ny sabatra roa lela.
5. Her feet go down to death; her steps take hold on hell.
5. Ses pieds descendent vers la mort, Ses pas atteignent le séjour des morts.
5. "Midina ho any amin' ny fahafatesana ny tongony; mizotra ho any amin' ny helo ny diany."
6. Lest thou shouldest ponder the path of life, her ways are moveable, that thou canst not know them.
6. Afin de ne pas considérer le chemin de la vie, Elle est errante dans ses voies, elle ne sait où elle va.
6. Fandrao hisaina ny lalan' aina ianao, dia miovaova ny alehany mba tsy hahafantaranao azy.
7. Hear me now therefore, O ye children, and depart not from the words of my mouth.
7. Et maintenant, mes fils, écoutez-moi, Et ne vous écartez pas des paroles de ma bouche.
7. Koa mihainoa ahy, ianareo zanaka, ary aza miala amin' ny teny aloaky ny vavako.
8. Remove thy way far from her, and come not nigh the door of her house:
8. Éloigne-toi du chemin qui conduit chez elle, Et ne t`approche pas de la porte de sa maison,
8. "Ampanalaviro azy ny alehanao, ary aza manakaiky ny varavaran' ny tranony;"
9. Lest thou give thine honour unto others, and thy years unto the cruel:
9. "De peur que tu ne livres ta vigueur à d`autres, Et tes années à un homme cruel;"
9. "Fandrao omenao ho an' ny sasany ny voninahitrao ary ny taonanao ho an' izay lozabe;"
10. Lest strangers be filled with thy wealth; and thy labours be in the house of a stranger;
10. "De peur que des étrangers ne se rassasient de ton bien, Et du produit de ton travail dans la maison d`autrui;"
10. "Fandrao hivokisan' ny vahiny ny fanananao; ary izay nisasaranao ho tonga ao an-tranon' ny vahiny;"
11. And thou mourn at the last, when thy flesh and thy body are consumed,
11. De peur que tu ne gémisses, près de ta fin, Quand ta chair et ton corps se consumeront,
11. "Ka dia hitoloko ianao any am-parany, raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;"
12. And say, How have I hated instruction, and my heart despised reproof;
12. Et que tu ne dises: Comment donc ai-je pu haïr la correction, Et comment mon coeur a-t-il dédaigné la réprimande?
12. "Dia hanao hoe: nahoana re no nankahala fahalalana aho? ary nahoana no naniratsira fananarana ny foko;"
13. And have not obeyed the voice of my teachers, nor inclined mine ear to them that instructed me!
13. Comment ai-je pu ne pas écouter la voix de mes maîtres, Ne pas prêter l`oreille à ceux qui m`instruisaient?
13. Ka tsy nihaino ny tenin' ny mpampianatra ahy, na nanongilana ny sofiko hihaino ny mpanoro hevitra ahy!
14. I was almost in all evil in the midst of the congregation and assembly.
14. Peu s`en est fallu que je n`aie éprouvé tous les malheurs Au milieu du peuple et de l`assemblée.
14. Efa saiky azon' ny ratsy rehetra aho tao amin' ny fiangonana sy ny fivoriana.
15. Drink waters out of thine own cistern, and running waters out of thine own well.
15. Bois les eaux de ta citerne, Les eaux qui sortent de ton puits.
15. Misotroa rano avy amin' ny lavaka famorian-dranonao ihany sy rano miboiboika avy amin' ny fantsakanao.
16. Let thy fountains be dispersed abroad, and rivers of waters in the streets.
16. Tes sources doivent-elles se répandre au dehors? Tes ruisseaux doivent ils couler sur les places publiques?
16. Aoka tsy hipariaka eny ivelany ny rano avy amin' ny loharanonao, ary eny an-dalambe ny rano velona.
17. Let them be only thine own, and not strangers' with thee.
17. Qu`ils soient pour toi seul, Et non pour des étrangers avec toi.
17. Aoka ho anao irery ihany izany, fa tsy iombonanao amin' ny vahiny.
18. Let thy fountain be blessed: and rejoice with the wife of thy youth.
18. Que ta source soit bénie, Et fais ta joie de la femme de ta jeunesse,
18. Aoka hotahiana ny loharanonao ary mifalia amin' ny vadin' ny fahatanoranao.
19. Let her be as the loving hind and pleasant roe; let her breasts satisfy thee at all times; and be thou ravished always with her love.
19. Biche des amours, gazelle pleine de grâce: Sois en tout temps enivré de ses charmes, Sans cesse épris de son amour.
19. "Aoka izy ho dieravavy maha-te-ho tia sy osy vavy mahafinaritra; aoka ny tratrany no hahafapo anao mandrakariva; ary aoka ho ravoravo lalandava amin' ny fitiavany ianao."
20. And why wilt thou, my son, be ravished with a strange woman, and embrace the bosom of a stranger?
20. Et pourquoi, mon fils, serais-tu épris d`une étrangère, Et embrasserais-tu le sein d`une inconnue?
20. Nahoana ianao, anaka, no ho renoka amin' ny fitiavana vehivavy jejo, ka hanohona ny tratran' ny vahiny janga?
21. For the ways of man are before the eyes of the LORD, and he pondereth all his goings.
21. Car les voies de l`homme sont devant les yeux de l`Éternel, Qui observe tous ses sentiers.
21. Fa eo imason' i Jehovah ny alehan' ny olona ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.
22. His own iniquities shall take the wicked himself, and he shall be holden with the cords of his sins.
22. Le méchant est pris dans ses propres iniquités, Il est saisi par les liens de son péché.
22. "Ny heloky ny ratsy fanahy dia hahazo ny tenany ihany; ary ny kofehin' ny fahotany no hitanana azy."
23. He shall die without instruction; and in the greatness of his folly he shall go astray.
23. Il mourra faute d`instruction, Il chancellera par l`excès de sa folie.
23. "Ho faty tsy manam-pahalalana izy; ary amin' ny haben' ny hadalany no haniavany."
<
>