Warning Against Adulteress

1. My son, keep my words, and lay up my commandments with thee.
1. Mon fils, retiens mes paroles, Et garde avec toi mes préceptes.
1. ANAKA, tandremo ny teniko, ary raketo ao aminao ny didiko.
2. Keep my commandments, and live; and my law as the apple of thine eye.
2. "Observe mes préceptes, et tu vivras; Garde mes enseignements comme la prunelle de tes yeux."
2. "Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko."
3. Bind them upon thy fingers, write them upon the table of thine heart.
3. Lie-les sur tes doigts, Écris-les sur la table de ton coeur.
3. Afehezo eo amin' ny rantsan-tananao izy, soraty eo amin' ny vatofisaky ny fonao.
4. Say unto wisdom, Thou art my sister; and call understanding thy kinswoman:
4. Dis à la sagesse: Tu es ma soeur! Et appelle l`intelligence ton amie,
4. "Ny fahendrena dia ilazao hoe: anabaviko ianao; ary ny fahalalana dia antsoy hoe: havako ianao."
5. That they may keep thee from the strange woman, from the stranger which flattereth with her words.
5. Pour qu`elles te préservent de la femme étrangère, De l`étrangère qui emploie des paroles doucereuses.
5. Mba hiarovana anao amin' ny vehivavy jejo, dia amin' ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.
6. For at the window of my house I looked through my casement,
6. J`étais à la fenêtre de ma maison, Et je regardais à travers mon treillis.
6. Fa teo amin' ny varavarankelin' ny tranoko, dia teo amin' ny makarakara no nitsirihako,
7. And beheld among the simple ones, I discerned among the youths, a young man void of understanding,
7. J`aperçus parmi les stupides, Je remarquai parmi les jeunes gens un garçon dépourvu de sens.
7. "Ka nahita anankiray tamin' ny kely saina aho; eny, nandinika ny tovolahy aho ka nahita zazalahy anankiray tsy ampy saina,"
8. Passing through the street near her corner; and he went the way to her house,
8. Il passait dans la rue, près de l`angle où se tenait une de ces étrangères, Et il se dirigeait lentement du côté de sa demeure:
8. Izay nandeha tamin' ny lalana akaikin' ny zoron-tranon' ny vehivavy janga sy nizotra nankany an-tranony,
9. In the twilight, in the evening, in the black and dark night:
9. C`était au crépuscule, pendant la soirée, Au milieu de la nuit et de l`obscurité.
9. Nony takariva ilay somambisamby iny sy tamin' ny alina efa maizina dia maizina.
10. And, behold, there met him a woman with the attire of an harlot, and subtil of heart.
10. Et voici, il fut abordé par une femme Ayant la mise d`une prostituée et la ruse dans le coeur.
10. Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy sady manao fitafian' ny janga no mifetsy am-po,
11. (She is loud and stubborn; her feet abide not in her house:
11. "Elle était bruyante et rétive; Ses pieds ne restaient point dans sa maison;"
11. "(Sady vavàna no maditra, tsy mahajanona ao an-tranony ny tongony;"
12. Now is she without, now in the streets, and lieth in wait at every corner.)
12. Tantôt dans la rue, tantôt sur les places, Et près de tous les angles, elle était aux aguets.
12. Fa vetivety mby eny ivelany izy, vetivety eny an-dalambe ary mamitsaka eny an-joron-trano rehetra eny izy).
13. So she caught him, and kissed him, and with an impudent face said unto him,
13. Elle le saisit et l`embrassa, Et d`un air effronté lui dit:
13. Ka dia nisavika ilay tovolahy izy ka nanoroka azy sady nisolan-tsolana taminy ka nilaza hoe:
14. I have peace offerings with me; this day have I payed my vows.
14. Je devais un sacrifice d`actions de grâces, Aujourd`hui j`ai accompli mes voeux.
14. "Manana fanati-pihavanana aho aty amiko; ary androany no efa nanefako ny voadiko."
15. Therefore came I forth to meet thee, diligently to seek thy face, and I have found thee.
15. C`est pourquoi je suis sortie au-devant de toi Pour te chercher, et je t`ai trouvé.
15. Koa dia nivoaka hitsena anao aho, mba hitady fatratra ny tarehinao ka dia nahita anao.
16. I have decked my bed with coverings of tapestry, with carved works, with fine linen of Egypt.
16. "J`ai orné mon lit de couvertures, De tapis de fil d`Égypte;"
16. Ny fandriako dia nasiako firakotra tsara, dia lambam-pandriana misoratsoratra voafoly tamin' ny hariry madinika tsara avy tany Egypta.
17. I have perfumed my bed with myrrh, aloes, and cinnamon.
17. J`ai parfumé ma couche De myrrhe, d`aloès et de cinnamome.
17. Efa norarahako miora sy ahalima ary havozo manitra ny fandriako.
18. Come, let us take our fill of love until the morning: let us solace ourselves with loves.
18. Viens, enivrons-nous d`amour jusqu`au matin, Livrons-nous joyeusement à la volupté.
18. Andeha, aoka isika hivoky fitia mandra-pahamarain' ny andro, aoka ho feno fahafinaretana amin' ny fitiavana isika.
19. For the goodman is not at home, he is gone a long journey:
19. "Car mon mari n`est pas à la maison, Il est parti pour un voyage lointain;"
19. "Fa tsy ao an-trano ny lehilahy, fa lasa nivahiny lavitra izy;"
20. He hath taken a bag of money with him, and will come home at the day appointed.
20. Il a pris avec lui le sac de l`argent, Il ne reviendra à la maison qu`à la nouvelle lune.
20. Ny kitapom-bola dia nentiny any aminy, ka tsy mbola hody izy raha tsy amin' ny andro voatendry.
21. With her much fair speech she caused him to yield, with the flattering of her lips she forced him.
21. Elle le séduisit à force de paroles, Elle l`entraîna par ses lèvres doucereuses.
21. Tamin' ny teniny mahafinaritra maro no nampanekeny azy, tamin' ny fandroboan' ny molony no nanereny azy.
22. He goeth after her straightway, as an ox goeth to the slaughter, or as a fool to the correction of the stocks;
22. Il se mit tout à coup à la suivre, Comme le boeuf qui va à la boucherie, Comme un fou qu`on lie pour le châtier,
22. "Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin' izay ilay zatovo, tahaka ny omby entina hovonoina ary tahaka ny adala hogadraina amin' ny boloky hazo;"
23. Till a dart strike through his liver; as a bird hasteth to the snare, and knoweth not that it is for his life.
23. Jusqu`à ce qu`une flèche lui perce le foie, Comme l`oiseau qui se précipite dans le filet, Sans savoir que c`est au prix de sa vie.
23. Ambara-piboroaky ny lefompohy amin' ny atiny ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.
24. Hearken unto me now therefore, O ye children, and attend to the words of my mouth.
24. Et maintenant, mes fils, écoutez-moi, Et soyez attentifs aux paroles de ma bouche.
24. Koa mihainoa ahy ianareo, ry zanaka, ary atreho ny tenin' ny vavako.
25. Let not thine heart decline to her ways, go not astray in her paths.
25. Que ton coeur ne se détourne pas vers les voies d`une telle femme, Ne t`égare pas dans ses sentiers.
25. Aoka tsy hivily ho any amin' ny lalany ny fonareo ary aza mania ho amin' ny alehany.
26. For she hath cast down many wounded: yea, many strong men have been slain by her.
26. Car elle a fait tomber beaucoup de victimes, Et ils sont nombreux, tous ceux qu`elle a tués.
26. "Fa efa betsaka no lavo naratrany; eny, maro ny lehilahy mahery efa matiny."
27. Her house is the way to hell, going down to the chambers of death.
27. "Sa maison, c`est le chemin du séjour des morts; Il descend vers les demeures de la mort."
27. Ny tranony dia lalana mankany amin' ny helo, midina mankany amin' ny efitranon' ny fahafatesana.
<
>