Sayings of King Lemuel

1. The words of king Lemuel, the prophecy that his mother taught him.
1. Paroles du roi Lemuel. Sentences par lesquelles sa mère l`instruisit.
1. NY tenin' i Lemoela mpanjaka, dia ny faminaniana izay nampianarin' ny reniny azy.
2. What, my son? and what, the son of my womb? and what, the son of my vows?
2. Que te dirai-je, mon fils? que te dirai-je, fils de mes entrailles? Que te dirai-je, mon fils, objet de mes voeux?
2. Ahoana anaka? Ary ahoana, ry zanako naterako? Ary ahoana, ry zanaky ny voadiko?
3. Give not thy strength unto women, nor thy ways to that which destroyeth kings.
3. Ne livre pas ta vigueur aux femmes, Et tes voies à celles qui perdent les rois.
3. Aza omena ny vehivavy maro ny herinao, na ny lalanao ho an' izay manimba mpanjaka.
4. It is not for kings, O Lemuel, it is not for kings to drink wine; nor for princes strong drink:
4. Ce n`est point aux rois, Lemuel, Ce n`est point aux rois de boire du vin, Ni aux princes de rechercher des liqueurs fortes,
4. "Tsy mety amin' ny mpanjaka, ry Lemoela, eny, tsy mety amin' ny mpanjaka ny misotro divay, na amin' ny zanak' andriana ny misotro toaka;"
5. Lest they drink, and forget the law, and pervert the judgment of any of the afflicted.
5. De peur qu`en buvant ils n`oublient la loi, Et ne méconnaissent les droits de tous les malheureux.
5. Fandrao raha misotro izy, dia manadino ny lalàna ka mamily ny fitsarana amin' izay ampahoriana.
6. Give strong drink unto him that is ready to perish, and wine unto those that be of heavy hearts.
6. "Donnez des liqueurs fortes à celui qui périt, Et du vin à celui qui a l`amertume dans l`âme;"
6. Omeo toaka izay efa ho faty ary divay izay azon' ny fangidiam-panahy.
7. Let him drink, and forget his poverty, and remember his misery no more.
7. Qu`il boive et oublie sa pauvreté, Et qu`il ne se souvienne plus de ses peines.
7. Aoka hisotro izy mba hanadinoany ny fahantrany ary tsy hahatsiarovany ny fahoriany intsony.
8. Open thy mouth for the dumb in the cause of all such as are appointed to destruction.
8. Ouvre ta bouche pour le muet, Pour la cause de tous les délaissés.
8. Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, hiady ho an' izay rehetra voatendry ho amin' ny fandringanana.
9. Open thy mouth, judge righteously, and plead the cause of the poor and needy.
9. Ouvre ta bouche, juge avec justice, Et défends le malheureux et l`indigent.
9. Sokafy ny vavanao, mitsarà marina, ka omeo rariny ny mahantra sy ny sahirana.

Epilogue: The Wife of Noble Character

10. Who can find a virtuous woman? for her price is far above rubies.
10. Qui peut trouver une femme vertueuse? Elle a bien plus de valeur que les perles.
10. Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny robia.
11. The heart of her husband doth safely trust in her, so that he shall have no need of spoil.
11. Le coeur de son mari a confiance en elle, Et les produits ne lui feront pas défaut.
11. Matoky azy ny fon' ny lahy, ary tsy hitsahatra ny fanambinana azy.
12. She will do him good and not evil all the days of her life.
12. Elle lui fait du bien, et non du mal, Tous les jours de sa vie.
12. Soa no ataon-dravehivavy aminy fa tsy ratsy amin' ny andro rehetra iainany.
13. She seeketh wool, and flax, and worketh willingly with her hands.
13. Elle se procure de la laine et du lin, Et travaille d`une main joyeuse.
13. Mizaha volon' ondry sy rongony izy ary miasa an-tsitrapo amin' ny tanany.
14. She is like the merchants' ships; she bringeth her food from afar.
14. Elle est comme un navire marchand, Elle amène son pain de loin.
14. Toy ny sambon' ny mpandranto izy, ka avy lavitra no itondrany ny haniny.
15. She riseth also while it is yet night, and giveth meat to her household, and a portion to her maidens.
15. Elle se lève lorsqu`il est encore nuit, Et elle donne la nourriture à sa maison Et la tâche à ses servantes.
15. Mifoha koa izy, raha mbola alina, ka manome hanina ho an' ny ankohonany sy anjara ho an' ny ankizivaviny.
16. She considereth a field, and buyeth it: with the fruit of her hands she planteth a vineyard.
16. "Elle pense à un champ, et elle l`acquiert; Du fruit de son travail elle plante une vigne."
16. "Mihevitra saha izy ka mahazo azy; ny vokatry ny tanany no anaovany tanimboaloboka."
17. She girdeth her loins with strength, and strengtheneth her arms.
17. Elle ceint de force ses reins, Et elle affermit ses bras.
17. Misikina hery izy, ary atanjahiny ny sandriny.
18. She perceiveth that her merchandise is good: her candle goeth not out by night.
18. "Elle sent que ce qu`elle gagne est bon; Sa lampe ne s`éteint point pendant la nuit."
18. "Hitany fa tsara ny entany; ary tsy maty jiro mandritra ny alina izy."
19. She layeth her hands to the spindle, and her hands hold the distaff.
19. Elle met la main à la quenouille, Et ses doigts tiennent le fuseau.
19. Mandray ny fihazonam-bohavoha izy ary ny tanany mihazona ny ampela.
20. She stretcheth out her hand to the poor; yea, she reacheth forth her hands to the needy.
20. Elle tend la main au malheureux, Elle tend la main à l`indigent.
20. Manatsotra ny tanany amin' ny mahantra izy, eny, manatsotra ny tanany amin' ny olona sahirana izy.
21. She is not afraid of the snow for her household: for all her household are clothed with scarlet.
21. Elle ne craint pas la neige pour sa maison, Car toute sa maison est vêtue de cramoisi.
21. Tsy manahy ny orampanala ho amin' ny ankohonany izy fa ny ankohonany rehetra samy voatafy jaky avokoa.
22. She maketh herself coverings of tapestry; her clothing is silk and purple.
22. Elle se fait des couvertures, Elle a des vêtements de fin lin et de pourpre.
22. "Manao firakotra misoratsoratra ho azy izy; ny fitafiany dia rongony fotsy madinika ary volomparasy."
23. Her husband is known in the gates, when he sitteth among the elders of the land.
23. Son mari est considéré aux portes, Lorsqu`il siège avec les anciens du pays.
23. Ny lahy dia fantatra eo am-bavahady raha miara-mipetraka eo amin' ny loholon' ny tanàna izy.
24. She maketh fine linen, and selleth it; and delivereth girdles unto the merchant.
24. Elle fait des chemises, et les vend, Et elle livre des ceintures au marchand.
24. "Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany; ary fehikibo no amidiny amin' ny mpandranto."
25. Strength and honour are her clothing; and she shall rejoice in time to come.
25. Elle est revêtue de force et de gloire, Et elle se rit de l`avenir.
25. "Hery sy voninahitra no fitafiany; ary ny andro ho avy dia hiravoravoany."
26. She openeth her mouth with wisdom; and in her tongue is the law of kindness.
26. Elle ouvre la bouche avec sagesse, Et des instructions aimables sont sur sa langue.
26. "Manokatra ny vavany amin' ny fahendrena izy; ary ny lalàn' ny fahalemem-panahy no eo amin' ny lelany."
27. She looketh well to the ways of her household, and eateth not the bread of idleness.
27. Elle veille sur ce qui se passe dans sa maison, Et elle ne mange pas le pain de paresse.
27. Mitandrina tsara ny ataon' ny ankohonany izy ary tsy homana ny mofon' ny fahalainana.
28. Her children arise up, and call her blessed; her husband also, and he praiseth her.
28. "Ses fils se lèvent, et la disent heureuse; Son mari se lève, et lui donne des louanges:"
28. "Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; ny lahy koa mitsangana ka midera azy."
29. Many daughters have done virtuously, but thou excellest them all.
29. "Plusieurs filles ont une conduite vertueuse; Mais toi, tu les surpasses toutes."
29. Maro ny zazavavy nanao soa fa manoatra noho izy rehetra ianao.
30. Favour is deceitful, and beauty is vain: but a woman that feareth the LORD, she shall be praised.
30. "La grâce est trompeuse, et la beauté est vaine; La femme qui craint l`Éternel est celle qui sera louée."
30. Mamitaka ny fahatsaram-bika ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy fa ny vehivavy matahotra an' i Jehovah no hoderaina.
31. Give her of the fruit of her hands; and let her own works praise her in the gates.
31. Récompensez-la du fruit de son travail, Et qu`aux portes ses oeuvres la louent.
31. "Omeo azy ny avy amin' ny vokatry ny tanany; ary aoka ny asany hidera azy eo am-bavahady."
<
>