Sayings of Agur
1. The words of Agur the son of Jakeh, even the prophecy: the man spake unto Ithiel, even unto Ithiel and Ucal,
1. Paroles d`Agur, fils de Jaké. Sentences prononcées par cet homme pour Ithiel, pour Ithiel et pour Ucal.
1. "NY tenin' i Agora zanak' i Jake, dia ny faminaniana; ny teny nataon-dralehilahy tamin' Itiela, eny, tamin' Itiela sy Okala."
2. Surely I am more brutish than any man, and have not the understanding of a man.
2. "Certes, je suis plus stupide que personne, Et je n`ai pas l`intelligence d`un homme;"
2. Izaho dia lozabe tokoa noho ny olona rehetra, ary tsy manana ny fahalalan' olombelona.
3. I neither learned wisdom, nor have the knowledge of the holy.
3. Je n`ai pas appris la sagesse, Et je ne connais pas la science des saints.
3. Tsy nianatra fahendrena aho, na nahazo fahalalana ny masina.
4. Who hath ascended up into heaven, or descended? who hath gathered the wind in his fists? who hath bound the waters in a garment? who hath established all the ends of the earth? what is his name, and what is his son's name, if thou canst tell?
4. Qui est monté aux cieux, et qui en est descendu? Qui a recueilli le vent dans ses mains? Qui a serré les eaux dans son vêtement? Qui a fait paraître les extrémités de la terre? Quel est son nom, et quel est le nom de son fils? Le sais-tu?
4. Iza no niakatra tany an-danitra ka nidina indray? Iza no efa nahangona ny rivotra tao an-tanany? Iza no efa nahafono ny rano tamin' ny lambany? Iza no efa nanorina ny faran' ny tany rehetra? Iza no anarany, ary ny anaran' ny zanany, raha toa ka fantatrao?
5. Every word of God is pure: he is a shield unto them that put their trust in him.
5. Toute parole de Dieu est éprouvée. Il est un bouclier pour ceux qui cherchent en lui un refuge.
5. "Ny tenin' Andriamanitra rehetra dia madio; ampinga ho an' izay matoky Azy izy."
6. Add thou not unto his words, lest he reprove thee, and thou be found a liar.
6. N`ajoute rien à ses paroles, De peur qu`il ne te reprenne et que tu ne sois trouvé menteur.
6. Aza manampy ny teniny fandrao hanariny ianao ka ho hita fa mpandainga.
7. Two things have I required of thee; deny me them not before I die:
7. Je te demande deux choses: Ne me les refuse pas, avant que je meure!
7. Zava-droa loha no nangatahiko taminao, koa aza lavinao dieny tsy mbola maty aho.
8. Remove far from me vanity and lies: give me neither poverty nor riches; feed me with food convenient for me:
8. "Éloigne de moi la fausseté et la parole mensongère; Ne me donne ni pauvreté, ni richesse, Accorde-moi le pain qui m`est nécessaire."
8. "Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; aza manome ahy na fahantrana, na harena; fahano amin' izay anjara hanina tokony ho ahy aho:"
9. Lest I be full, and deny thee, and say, Who is the LORD? or lest I be poor, and steal, and take the name of my God in vain.
9. De peur que, dans l`abondance, je ne te renie Et ne dise: Qui est l`Éternel? Ou que, dans la pauvreté, je ne dérobe, Et ne m`attaque au nom de mon Dieu.
9. Fandrao, raha voky aho, dia handà Anao, ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha mahantra aho, dia hangalatra, ka hanonona foana ny anaran' andriamanitro.
10. Accuse not a servant unto his master, lest he curse thee, and thou be found guilty.
10. Ne calomnie pas un serviteur auprès de son maître, De peur qu`il ne te maudisse et que tu ne te rendes coupable.
10. Aza miampanga ny mpanompo amin' ny tompony, fandrao hozoniny ianao ka hahazo heloka.
11. There is a generation that curseth their father, and doth not bless their mother.
11. Il est une race qui maudit son père, Et qui ne bénit point sa mère.
11. Misy taranaka izay manozona ny rainy sady tsy misaotra ny reniny.
12. There is a generation that are pure in their own eyes, and yet is not washed from their filthiness.
12. Il est une race qui se croit pure, Et qui n`est pas lavée de sa souillure.
12. Misy taranaka manao azy ho madio, kanjo tsy voasasa ho afaka amin' ny fahalotoany.
13. There is a generation, O how lofty are their eyes! and their eyelids are lifted up.
13. Il est une race dont les yeux sont hautains, Et les paupières élevées.
13. Misy taranaka, endrey ny fiandranandran' ny masony sy ny fisondrotry ny hodi-masony!
14. There is a generation, whose teeth are as swords, and their jaw teeth as knives, to devour the poor from off the earth, and the needy from among men.
14. Il est une race dont les dents sont des glaives Et les mâchoires des couteaux, Pour dévorer le malheureux sur la terre Et les indigents parmi les hommes.
14. Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, ary toy ny antsy ny vazany, mba hamongotra ny mahantra tsy ho amin' ny tany sy ny ory tsy ho amin' ny olona.
15. The horseleach hath two daughters, crying, Give, give. There are three things that are never satisfied, yea, four things say not, It is enough:
15. La sangsue a deux filles: Donne! donne! Trois choses sont insatiables, Quatre ne disent jamais: Assez!
15. Manan-janakavavy roa ny dinta izay miantso hoe: Omeo, omeo. Misy zavatra telo tsy mety voky, eny, efatra aza no tsy manao hoe: Aoka izay:
16. The grave; and the barren womb; the earth that is not filled with water; and the fire that saith not, It is enough.
16. Le séjour des morts, la femme stérile, La terre, qui n`est pas rassasiée d`eau, Et le feu, qui ne dit jamais: Assez!
16. Ny fasana sy ny kibo momba, ny tany izay tsy vonton-drano ary ny afo koa izay tsy mba manao hoe: Ampy izay.
17. The eye that mocketh at his father, and despiseth to obey his mother, the ravens of the valley shall pick it out, and the young eagles shall eat it.
17. L`oeil qui se moque d`un père Et qui dédaigne l`obéissance envers une mère, Les corbeaux du torrent le perceront, Et les petits de l`aigle le mangeront.
17. Ny maso izay maneso ny rainy, ary tsy mety manaja ny reniny, dia hotsaingotsaingohan' ny goaika eny an-dohasaha, ary hohanin' ny zana-boromahery.
18. There be three things which are too wonderful for me, yea, four which I know not:
18. Il y a trois choses qui sont au-dessus de ma portée, Même quatre que je ne puis comprendre:
18. Misy zavatra telo mahagaga ahy loatra, eny efatra aza no tsy fantatro:
19. The way of an eagle in the air; the way of a serpent upon a rock; the way of a ship in the midst of the sea; and the way of a man with a maid.
19. La trace de l`aigle dans les cieux, La trace du serpent sur le rocher, La trace du navire au milieu de la mer, Et la trace de l`homme chez la jeune femme.
19. "Ny nalehan' ny voromahery teny amin' ny habakabaka; ny nalehan' ny bibilava teny amin' ny vatolampy; ny nalehan' ny sambo teny ampovoan' ny ranomasina; ary ny nalehan' ny lehilahy tamin' ny zatovovavy."
20. Such is the way of an adulterous woman; she eateth, and wipeth her mouth, and saith, I have done no wickedness.
20. Telle est la voie de la femme adultère: Elle mange, et s`essuie la bouche, Puis elle dit: Je n`ai point fait de mal.
20. Tahaka izany koa ny fanaon' ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany ka dia manao hoe: Tsy nanao ratsy aho.
21. For three things the earth is disquieted, and for four which it cannot bear:
21. Trois choses font trembler la terre, Et il en est quatre qu`elle ne peut supporter:
21. Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, eny, zavatra efatra aza no tsy zakany:
22. For a servant when he reigneth; and a fool when he is filled with meat;
22. Un esclave qui vient à régner, Un insensé qui est rassasié de pain,
22. "Raha ny mpanompo no manjaka; raha ny adala no voky hanina;"
23. For an odious woman when she is married; and an handmaid that is heir to her mistress.
23. Une femme dédaignée qui se marie, Et une servante qui hérite de sa maîtresse.
23. "Raha ny vehivavy ankahalaina no ampakarina; ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny."
24. There be four things which are little upon the earth, but they are exceeding wise:
24. "Il y a sur la terre quatre animaux petits, Et cependant des plus sages;"
24. Misy zavatra efatra izay kely ety ambonin' ny tany, nefa mihoatra amin' ny fahendrena:
25. The ants are a people not strong, yet they prepare their meat in the summer;
25. "Les fourmis, peuple sans force, Préparent en été leur nourriture;"
25. "Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, nefa manangona ny haniny amin' ny fahavaratra izy;"
26. The conies are but a feeble folk, yet make they their houses in the rocks;
26. "Les damans, peuple sans puissance, Placent leur demeure dans les rochers;"
26. Ny hyraka dia firenena tsy manan-kery, nefa manao ny tranony eny amin' ny harambato.
27. The locusts have no king, yet go they forth all of them by bands;
27. "Les sauterelles n`ont point de roi, Et elles sortent toutes par divisions;"
27. "Ny valala dia tsy manana mpanjaka, nefa manao andiany izy rehetra rehefa miainga;"
28. The spider taketh hold with her hands, and is in kings' palaces.
28. Le lézard saisit avec les mains, Et se trouve dans les palais des rois.
28. Ny antsiantsy dia mandady amin' ny tanany ary ao an-dapan' ny mpanjaka.
29. There be three things which go well, yea, four are comely in going:
29. Il y en a trois qui ont une belle allure, Et quatre qui ont une belle démarche:
29. Misy zavatra telo izay tsara famindra, eny, efatra aza no tsara fandeha:
30. A lion which is strongest among beasts, and turneth not away for any;
30. "Le lion, le héros des animaux, Ne reculant devant qui que ce soit;"
30. Dia ny liona, izay mahery indrindra amin' ny biby ka tsy mihemotra na amin' inona na amin' inona,
31. A greyhound; an he goat also; and a king, against whom there is no rising up.
31. "Le cheval tout équipé; ou le bouc; Et le roi à qui personne ne résiste."
31. Ny amboa mpihaza sy ny osilahy ary ny mpanjaka tsy azo toherina.
32. If thou hast done foolishly in lifting up thyself, or if thou hast thought evil, lay thine hand upon thy mouth.
32. Si l`orgueil te pousse à des actes de folie, Et si tu as de mauvaises pensées, mets la main sur la bouche:
32. Raha adala ka nanandra-tena ianao, na efa nisaina hanao ratsy, dia tampeno ny tananao ny vavanao.
33. Surely the churning of milk bringeth forth butter, and the wringing of the nose bringeth forth blood: so the forcing of wrath bringeth forth strife.
33. Car la pression du lait produit de la crème, La pression du nez produit du sang, Et la pression de la colère produit des querelles.
33. Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka ny rononomandry, ary ny fanolankolanana ny orona no miteraka ny ra: koa ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.