1. As snow in summer, and as rain in harvest, so honour is not seemly for a fool.
1. Comme la neige en été, et la pluie pendant la moisson, Ainsi la gloire ne convient pas à un insensé.
1. TOY ny orampanala amin' ny fahavaratra, ary toy ny ranonorana amin' ny taom-pijinjana, dia toy izany ny voninahitra tsy tandrifiny ho an' ny adala.
2. As the bird by wandering, as the swallow by flying, so the curse causeless shall not come.
2. Comme l`oiseau s`échappe, comme l`hirondelle s`envole, Ainsi la malédiction sans cause n`a point d`effet.
2. Toy ny vorona mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, dia toy izany ny fanozonam-poana: tsy mba hihatra izany.
3. A whip for the horse, a bridle for the ass, and a rod for the fool's back.
3. Le fouet est pour le cheval, le mors pour l`âne, Et la verge pour le dos des insensés.
3. Ny karavasy ho an' ny soavaly, ny lamboridy ho an' ny boriky, ary ny tsorakazo kosa ho amin' ny lamosin' ny adala.
4. Answer not a fool according to his folly, lest thou also be like unto him.
4. Ne réponds pas à l`insensé selon sa folie, De peur que tu ne lui ressembles toi-même.
4. Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, fandrao mba adala tahaka azy koa ianao.
5. Answer a fool according to his folly, lest he be wise in his own conceit.
5. Réponds à l`insensé selon sa folie, Afin qu`il ne se regarde pas comme sage.
5. Valio ny adala noho ny hadalany, fandrao dia manao ny tenany ho hendry izy.
6. He that sendeth a message by the hand of a fool cutteth off the feet, and drinketh damage.
6. Il se coupe les pieds, il boit l`injustice, Celui qui donne des messages à un insensé.
6. Manapaka ny tongotra sady misotro loza izay mampitondra hafatra ny adala.
7. The legs of the lame are not equal: so is a parable in the mouth of fools.
7. Comme les jambes du boiteux sont faibles, Ainsi est une sentence dans la bouche des insensés.
7. Tsy mitovy ny tongotry ny mandringa, dia toy izany koa ny fanoharana eo am-bavan' ny adala.
8. As he that bindeth a stone in a sling, so is he that giveth honour to a fool.
8. C`est attacher une pierre à la fronde, Que d`accorder des honneurs à un insensé.
8. Toy ny manisy vato eo amin' ny an-tsamotady, dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
9. As a thorn goeth up into the hand of a drunkard, so is a parable in the mouth of fools.
9. Comme une épine qui se dresse dans la main d`un homme ivre, Ainsi est une sentence dans la bouche des insensés.
9. Toy ny tsilo eo an-tanan' ny olona mamo, dia toy izany ny fanoharana eo ambavan' ny adala.
10. The great God that formed all things both rewardeth the fool, and rewardeth transgressors.
10. Comme un archer qui blesse tout le monde, Ainsi est celui qui prend à gage les insensés et les premiers venus.
10. Ilay Andriamanitra lehibe izay nanao ny zavatra rehetra dia hamaly ny adala sy hamaly ny mpandika lalàna.
11. As a dog returneth to his vomit, so a fool returneth to his folly.
11. Comme un chien qui retourne à ce qu`il a vomi, Ainsi est un insensé qui revient à sa folie.
11. Toy ny amboa miverina amin' ny loany, dia toy izany ny adala miverina amin' ny hadalany.
12. Seest thou a man wise in his own conceit? there is more hope of a fool than of him.
12. Si tu vois un homme qui se croit sage, Il y a plus à espérer d`un insensé que de lui.
12. Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Misy antenaina kokoa ny adala noho izy.
13. The slothful man saith, There is a lion in the way; a lion is in the streets.
13. Le paresseux dit: Il y a un lion sur le chemin, Il y a un lion dans les rues!
13. Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, misy liona ao an-dalambe.
14. As the door turneth upon his hinges, so doth the slothful upon his bed.
14. La porte tourne sur ses gonds, Et le paresseux sur son lit.
14. Toy ny varavarana mihodina amin' ny saviliny, dia toy izany ny kamo eo amin' ny fandriany.
15. The slothful hideth his hand in his bosom; it grieveth him to bring it again to his mouth.
15. Le paresseux plonge sa main dans le plat, Et il trouve pénible de la ramener à sa bouche.
15. "Manafina ny tanany ao an-tratrany ny malaina; ka mahasasatra azy ny hampakatra izany ao am-bavany."
16. The sluggard is wiser in his own conceit than seven men that can render a reason.
16. Le paresseux se croit plus sage Que sept hommes qui répondent avec bon sens.
16. Ny malaina dia manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly am-pahendrena.
17. He that passeth by, and meddleth with strife belonging not to him, is like one that taketh a dog by the ears.
17. Comme celui qui saisit un chien par les oreilles, Ainsi est un passant qui s`irrite pour une querelle où il n`a que faire.
17. Izay mandalo ka mitsaraingona amin' ny ady tsy azy, dia toy ny mandroritra amboa amin' ny sofiny.
18. As a mad man who casteth firebrands, arrows, and death,
18. Comme un furieux qui lance des flammes, Des flèches et la mort,
18. Toy ny adala izay manely afo sy zana-tsipìka ary fahafatesana,
19. So is the man that deceiveth his neighbour, and saith, Am not I in sport?
19. Ainsi est un homme qui trompe son prochain, Et qui dit: N`était-ce pas pour plaisanter?
19. Dia toy izany ny olona izay mamitaka ny namany ka manao hoe: Tsy vazivazy ihany va no ataoko?
20. Where no wood is, there the fire goeth out: so where there is no talebearer, the strife ceaseth.
20. "Faute de bois, le feu s`éteint; Et quand il n`y a point de rapporteur, la querelle s`apaise."
20. "Raha tsy misy kitay, dia maty ny afo; dia toy izany raha tsy misy mpifosafosa intsony, dia mitsahatra ny fifandirana."
21. As coals are to burning coals, and wood to fire; so is a contentious man to kindle strife.
21. "Le charbon produit un brasier, et le bois du feu; Ainsi un homme querelleur échauffe une dispute."
21. Toy ny arina atao amin' ny vainafo sy ny kitay hazo atao amin' ny afo, dia toy izany, ny olona tia ady dia mandrehitra fifandirana.
22. The words of a talebearer are as wounds, and they go down into the innermost parts of the belly.
22. Les paroles du rapporteur sont comme des friandises, Elles descendent jusqu`au fond des entrailles.
22. Ny tenin' ny mpifosafosa dia toy ny ratra ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
23. Burning lips and a wicked heart are like a potsherd covered with silver dross.
23. Comme des scories d`argent appliquées sur un vase de terre, Ainsi sont des lèvres brûlantes et un coeur mauvais.
23. Tavim-bilany misy ankosotra taim-bolafotsy ny molotra mirehitra sy ny fo ratsy.
24. He that hateth dissembleth with his lips, and layeth up deceit within him;
24. Par ses lèvres celui qui hait se déguise, Et il met au dedans de lui la tromperie.
24. "Ny mpandrafy dia mody ho hafa amin' ny molony sady manafim-pitaka ao am-pony;"
25. When he speaketh fair, believe him not: for there are seven abominations in his heart.
25. Lorsqu`il prend une voix douce, ne le crois pas, Car il y a sept abominations dans son coeur.
25. "Koa na dia miteny soa aza izy, aza mino azy; fa fahavetavetana fito no ao am-pony."
26. Whose hatred is covered by deceit, his wickedness shall be shewed before the whole congregation.
26. S`il cache sa haine sous la dissimulation, Sa méchanceté se révélera dans l`assemblée.
26. "Ny fankahalany dia miafina ao amin' ny fitaka; nefa ny haratsiany dia haharihary eo am-pahibemaso."
27. Whoso diggeth a pit shall fall therein: and he that rolleth a stone, it will return upon him.
27. Celui qui creuse une fosse y tombe, Et la pierre revient sur celui qui la roule.
27. Izay mihady lavaka no ho latsaka ao, ary izay manakodia vato no hikodiavany kosa.
28. A lying tongue hateth those that are afflicted by it; and a flattering mouth worketh ruin.
28. La langue fausse hait ceux qu`elle écrase, Et la bouche flatteuse prépare la ruine.
28. "Halan' ny lela mandainga izay efa nampahoriny; ary ny vava mandrobo mitondra fandringanana."
<
>