More Proverbs of Solomon

1. These are also proverbs of Solomon, which the men of Hezekiah king of Judah copied out.
1. Voici encore des Proverbes de Salomon, recueillis par les gens d`Ézéchias, roi de Juda.
1. IZAO koa ny ohabolan' i Solomona izay nadikan' ny olon' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda.
2. It is the glory of God to conceal a thing: but the honour of kings is to search out a matter.
2. "La gloire de Dieu, c`est de cacher les choses; La gloire des rois, c`est de sonder les choses."
2. "Voninahitr' Andriamanitra ny manafin-javatra; fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra."
3. The heaven for height, and the earth for depth, and the heart of kings is unsearchable.
3. Les cieux dans leur hauteur, la terre dans sa profondeur, Et le coeur des rois, sont impénétrables.
3. Ny haavon' ny lanitra sy ny halalin' ny tany ary ny fon' ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.
4. Take away the dross from the silver, and there shall come forth a vessel for the finer.
4. Ote de l`argent les scories, Et il en sortira un vase pour le fondeur.
4. Esory ny taim-bolafotsy, dia hisy fanaka ho an' ny mpanao an' idina.
5. Take away the wicked from before the king, and his throne shall be established in righteousness.
5. Ote le méchant de devant le roi, Et son trône s`affermira par la justice.
5. Esory ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan' ny mpanjaka, dia hampitoerina amin' ny fahamarinana ny sezafiandrianany.
6. Put not forth thyself in the presence of the king, and stand not in the place of great men:
6. "Ne t`élève pas devant le roi, Et ne prends pas la place des grands;"
6. "Aza manandra-tena eo anatrehan' ny mpanjaka, ary aza mitoetra eo amin' ny fitoeran' ny lehibe;"
7. For better it is that it be said unto thee, Come up hither; than that thou shouldest be put lower in the presence of the prince whom thine eyes have seen.
7. Car il vaut mieux qu`on te dise: Monte-ici! Que si l`on t`abaisse devant le prince que tes yeux voient.
7. Fa aleo ianao hantsoina hoe: Miakara aty, toy izay hatambotsotra eo imason' ny manankaja izay hitan' ny masonao.
8. Go not forth hastily to strive, lest thou know not what to do in the end thereof, when thy neighbour hath put thee to shame.
8. Ne te hâte pas d`entrer en contestation, De peur qu`à la fin tu ne saches que faire, Lorsque ton prochain t`aura outragé.
8. Aza maika handaha-teny amin' ny ady, fandrao tsy ho fantatrao izay hataonao amin' ny farany, rehefa omen' ny namanao henatra ianao.
9. Debate thy cause with thy neighbour himself; and discover not a secret to another:
9. Défends ta cause contre ton prochain, Mais ne révèle pas le secret d`un autre,
9. Miadia hevitra ny adinao amin' ny namanao, ary aza aseho amin' ny hafa ny zava-miafina,
10. Lest he that heareth it put thee to shame, and thine infamy turn not away.
10. De peur qu`en l`apprenant il ne te couvre de honte, Et que ta mauvaise renommée ne s`efface pas.
10. Fandrao hanondro maso anao izay nandre, ka tsy afaka aminao ny laza ratsy.
11. A word fitly spoken is like apples of gold in pictures of silver.
11. Comme des pommes d`or sur des ciselures d`argent, Ainsi est une parole dite à propos.
11. Ny teny atao amin' ny antony dia toy ny paoma volamena ao anatin' ny sary volafotsy.
12. As an earring of gold, and an ornament of fine gold, so is a wise reprover upon an obedient ear.
12. Comme un anneau d`or et une parure d`or fin, Ainsi pour une oreille docile est le sage qui réprimande.
12. Toy ny kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara ny mpananatra hendry, raha amin' ny sofina mihaino.
13. As the cold of snow in the time of harvest, so is a faithful messenger to them that send him: for he refresheth the soul of his masters.
13. "Comme la fraîcheur de la neige au temps de la moisson, Ainsi est un messager fidèle pour celui qui l`envoie; Il restaure l`âme de son maître."
13. Toy ny hatsiaky ny orampanala amin' ny taom-pijinjana, dia toy izany ny iraka mahatoky amin' izay maniraka azy, fa mamelombelona aina ny tompony izy.
14. Whoso boasteth himself of a false gift is like clouds and wind without rain.
14. Comme des nuages et du vent sans pluie, Ainsi est un homme se glorifiant à tort de ses libéralités.
14. Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana ny olona izay mirehaka amin' ny fizaram-bava.
15. By long forbearing is a prince persuaded, and a soft tongue breaketh the bone.
15. Par la lenteur à la colère on fléchit un prince, Et une langue douce peut briser des os.
15. Ny fahari-po no ahazoana mampanaiky ny mpanapaka, ary ny lela malefaka mahatapa-taolana.
16. Hast thou found honey? eat so much as is sufficient for thee, lest thou be filled therewith, and vomit it.
16. Si tu trouves du miel, n`en mange que ce qui te suffit, De peur que tu n`en sois rassasié et que tu ne le vomisses.
16. Mahita tantely va ianao? Hano izay antonony anao fandrao voky loatra ianao ka handoa azy.
17. Withdraw thy foot from thy neighbour's house; lest he be weary of thee, and so hate thee.
17. Mets rarement le pied dans la maison de ton prochain, De peur qu`il ne soit rassasié de toi et qu`il ne te haïsse.
17. Aza miditra matetika ao an-tranon' ny namanao, fandrao tofoka anao izy, ka ho halany ianao.
18. A man that beareth false witness against his neighbour is a maul, and a sword, and a sharp arrow.
18. Comme une massue, une épée et une flèche aiguë, Ainsi est un homme qui porte un faux témoignage contre son prochain.
18. Langilangy sy sabatra ary zana-tsipìka maranitra ny olona izay mitsangana ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namany.
19. Confidence in an unfaithful man in time of trouble is like a broken tooth, and a foot out of joint.
19. Comme une dent cassée et un pied qui chancelle, Ainsi est la confiance en un perfide au jour de la détresse.
19. Toy ny nify nahasimatsimahana sy ny tongotra mangozohozo ny fahatokiana ny mpamitaka amin' ny andro fahoriana.
20. As he that taketh away a garment in cold weather, and as vinegar upon nitre, so is he that singeth songs to an heavy heart.
20. Oter son vêtement dans un jour froid, Répandre du vinaigre sur du nitre, C`est dire des chansons à un coeur attristé.
20. Toy ny miala lamba amin' ny hatsiaka, ary toy ny vinaingitra amin' ny sirahazo, dia toy izany ny mikalo amin' ny malahelo am-po.
21. If thine enemy be hungry, give him bread to eat; and if he be thirsty, give him water to drink:
21. "Si ton ennemi a faim, donne-lui du pain à manger; S`il a soif, donne-lui de l`eau à boire."
21. "Raha noana ny fahavalonao, dia omeo hanina izy ary raha mangetaheta izy, dia omeo rano hosotroiny;"
22. For thou shalt heap coals of fire upon his head, and the LORD shall reward thee.
22. Car ce sont des charbons ardents que tu amasses sur sa tête, Et l`Éternel te récompensera.
22. Fa hanambatra vainafo eo an-dohany ianao, ary Jehovah no hanonitra ny anao.
23. The north wind driveth away rain: so doth an angry countenance a backbiting tongue.
23. Le vent du nord enfante la pluie, Et la langue mystérieuse un visage irrité.
23. Mampandositra ny ranonorana ny rivotra avy any avaratra, dia toy izany ny endrika vinitra mampanalavitra ny lela mpifosafosa.
24. It is better to dwell in the corner of the housetop, than with a brawling woman and in a wide house.
24. Mieux vaut habiter à l`angle d`un toit, Que de partager la demeure d`une femme querelleuse.
24. Aleo mitoetra eo an-joron' ny tampon-trano, toy izay mitoetra miaraka amin' ny vehivavy tia ady ao an-trano malalaka.
25. As cold waters to a thirsty soul, so is good news from a far country.
25. Comme de l`eau fraîche pour une personne fatiguée, Ainsi est une bonne nouvelle venant d`une terre lointaine.
25. Rano mangatsiaka amin' ny fanahy mangetaheta ny vaovao tsara avy any an-tany lavitra.
26. A righteous man falling down before the wicked is as a troubled fountain, and a corrupt spring.
26. Comme une fontaine troublée et une source corrompue, Ainsi est le juste qui chancelle devant le méchant.
26. Loharano voahosihosy sy fantsakana simba ny marina izay mikoy ny ratsy fanahy.
27. It is not good to eat much honey: so for men to search their own glory is not glory.
27. Il n`est pas bon de manger beaucoup de miel, Mais rechercher la gloire des autres est un honneur.
27. "Tsy tsara ny mihinana tantely be loatra; toy izany koa, tsy mba voninahitra ny mila voninahitra ho an' ny tenany."
28. He that hath no rule over his own spirit is like a city that is broken down, and without walls.
28. Comme une ville forcée et sans murailles, Ainsi est l`homme qui n`est pas maître de lui-même.
28. Tanàna rava tsy misy manda ny lehilahy izay tsy mahatsindry ny fanahiny.
<
>