1. The king's heart is in the hand of the LORD, as the rivers of water: he turneth it whithersoever he will.
1. "Le coeur du roi est un courant d`eau dans la main de l`Éternel; Il l`incline partout où il veut."
1. TOY ny rano velona eo an-tanan' i Jehovah ny fon' ny mpanjaka, ka tarihiny amin' izay tiany.
2. Every way of a man is right in his own eyes: but the LORD pondereth the hearts.
2. "Toutes les voies de l`homme sont droites à ses yeux; Mais celui qui pèse les coeurs, c`est l`Éternel."
2. "Ataon' ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo."
3. To do justice and judgment is more acceptable to the LORD than sacrifice.
3. La pratique de la justice et de l`équité, Voilà ce que l`Éternel préfère aux sacrifices.
3. Ny manao ny marina sy ny rariny no sitrak' i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra.
4. An high look, and a proud heart, and the plowing of the wicked, is sin.
4. Des regards hautains et un coeur qui s`enfle, Cette lampe des méchants, ce n`est que péché.
4. Ny fiandranandran' ny maso, ny fiavonavon' ny fo ary ny asan' ny ratsy fanahy dia ota.
5. The thoughts of the diligent tend only to plenteousness; but of every one that is hasty only to want.
5. Les projets de l`homme diligent ne mènent qu`à l`abondance, Mais celui qui agit avec précipitation n`arrive qu`à la disette.
5. "Ny hevitry ny mazoto dia mampanankarena tokoa; fa ny maimaika rehetra dia hahantra ihany."
6. The getting of treasures by a lying tongue is a vanity tossed to and fro of them that seek death.
6. Des trésors acquis par une langue mensongère Sont une vanité fugitive et l`avant-coureur de la mort.
6. Ny fahazoan-karena amin' ny lela mandainga dia zava-poana mihelina ho an' izay mitady fahafatesana.
7. The robbery of the wicked shall destroy them; because they refuse to do judgment.
7. La violence des méchants les emporte, Parce qu`ils refusent de faire ce qui est juste.
7. "Ny fandroban' ny ratsy fanahy hamongotra azy; satria mandà tsy hanao ny rariny izy."
8. The way of man is froward and strange: but as for the pure, his work is right.
8. Le coupable suit des voies détournées, Mais l`innocent agit avec droiture.
8. "Ny lalan' ny olona dia miolakolaka sy mivily; fa mahitsy kosa ny asan' ny madio."
9. It is better to dwell in a corner of the housetop, than with a brawling woman in a wide house.
9. Mieux vaut habiter à l`angle d`un toit, Que de partager la demeure d`une femme querelleuse.
9. Aleo mitoetra eo an-joron' ny tampon-trano, toy izay hitoetra miaraka amin' ny vehivavy tia ady ao an-trano malalaka.
10. The soul of the wicked desireth evil: his neighbour findeth no favour in his eyes.
10. "L`âme du méchant désire le mal; Son ami ne trouve pas grâce à ses yeux."
10. Ny fanahin' ny ratsy fanahy maniry ny ratsy, ary tsy mahita fitia aminy ny namany.
11. When the scorner is punished, the simple is made wise: and when the wise is instructed, he receiveth knowledge.
11. "Quand on châtie le moqueur, le sot devient sage; Et quand on instruit le sage, il accueille la science."
11. "Raha ampijalina ny mpaniratsira, dia ho hendry ny kely saina; ary raha toroan-kevitra ny hendry, dia handray fahalalana izy."
12. The righteous man wisely considereth the house of the wicked: but God overthroweth the wicked for their wickedness.
12. "Le juste considère la maison du méchant; L`Éternel précipite les méchants dans le malheur."
12. "Ny olo-marina mandinika amim-pahendrena ny tranon' ny ratsy fanahy; fa ny ratsy fanahy azeran' Andriamanitra noho ny faharatsiany."
13. Whoso stoppeth his ears at the cry of the poor, he also shall cry himself, but shall not be heard.
13. Celui qui ferme son oreille au cri du pauvre Criera lui-même et n`aura point de réponse.
13. Izay manentsin-tadìny amin' ny fitarainan' ny mahantra, dia mba hitaraina kosa izy fa tsy hohenoina.
14. A gift in secret pacifieth anger: and a reward in the bosom strong wrath.
14. Un don fait en secret apaise la colère, Et un présent fait en cachette calme une fureur violente.
14. Ny fanomezana ao amin'ny mangingina mampionona ny fahatezerana, ary ny kolikoly omena dia mampitsahatra ny fahavinirana mafy.
15. It is joy to the just to do judgment: but destruction shall be to the workers of iniquity.
15. C`est une joie pour le juste de pratiquer la justice, Mais la ruine est pour ceux qui font le mal.
15. "Fifalian' ny marina ny hanao araka ny rariny; fa ny fandringanana kosa no ho an' izay mpanao heloka."
16. The man that wandereth out of the way of understanding shall remain in the congregation of the dead.
16. L`homme qui s`écarte du chemin de la sagesse Reposera dans l`assemblée des morts.
16. Ny olona izay mivily miala amin' ny lalan' ny fahalalana dia hitoetra ao amin' ny fivorian' ny maty.
17. He that loveth pleasure shall be a poor man: he that loveth wine and oil shall not be rich.
17. "Celui qui aime la joie reste dans l`indigence; Celui qui aime le vin et l`huile ne s`enrichit pas."
17. "Izay tia fanaranam-po dia hahantra; izay tia divay sy diloilo dia tsy mba hanankarena."
18. The wicked shall be a ransom for the righteous, and the transgressor for the upright.
18. Le méchant sert de rançon pour le juste, Et le perfide pour les hommes droits.
18. Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina, ary ny mpandika lalàna ho solon' ny mahitsy.
19. It is better to dwell in the wilderness, than with a contentious and an angry woman.
19. Mieux vaut habiter dans une terre déserte, Qu`avec une femme querelleuse et irritable.
19. Aleo mitoetra any an' efitra, toy izay amin' ny vehivavy tia ady sy foizina.
20. There is treasure to be desired and oil in the dwelling of the wise; but a foolish man spendeth it up.
20. "De précieux trésors et de l`huile sont dans la demeure du sage; Mais l`homme insensé les engloutit."
20. "Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin' ny tranon' ny hendry; fa ny adala mandany azy."
21. He that followeth after righteousness and mercy findeth life, righteousness, and honour.
21. Celui qui poursuit la justice et la bonté Trouve la vie, la justice et la gloire.
21. Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindrampo dia mahita fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.
22. A wise man scaleth the city of the mighty, and casteth down the strength of the confidence thereof.
22. Le sage monte dans la ville des héros, Et il abat la force qui lui donnait de l`assurance.
22. Mananika ny vohitry ny mahery ny hendry ka mandrodana ny fiarovana mafy izay itokiany.
23. Whoso keepeth his mouth and his tongue keepeth his soul from troubles.
23. Celui qui veille sur sa bouche et sur sa langue Préserve son âme des angoisses.
23. Izay miambina ny vavany sy ny lelany dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana.
24. Proud and haughty scorner is his name, who dealeth in proud wrath.
24. "L`orgueilleux, le hautain, s`appelle un moqueur; Il agit avec la fureur de l`arrogance."
24. Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, dia izay olona fatra-piavonavona.
25. The desire of the slothful killeth him; for his hands refuse to labour.
25. "Les désirs du paresseux le tuent, Parce que ses mains refusent de travailler;"
25. "Ny fanirian' ny kamo hahafaty azy, satria ny tanany tsy mety miasa tsinona;"
26. He coveteth greedily all the day long: but the righteous giveth and spareth not.
26. "Tout le jour il éprouve des désirs; Mais le juste donne sans parcimonie."
26. "Maniry fatratra mandritra ny andro izy; fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra."
27. The sacrifice of the wicked is abomination: how much more, when he bringeth it with a wicked mind?
27. "Le sacrifice des méchants est quelque chose d`abominable; Combien plus quand ils l`offrent avec des pensées criminelles!"
27. Ny fanatitry ny ratsy fanahy dia fahavetavetana, ka maika moa fa raha amin' ny sain-dratsy no itondrany azy?
28. A false witness shall perish: but the man that heareth speaketh constantly.
28. Le témoin menteur périra, Mais l`homme qui écoute parlera toujours.
28. "Ho ringana ny vavolombelona mandainga; fa izay mihaino dia hiteny mandrakariva."
29. A wicked man hardeneth his face: but as for the upright, he directeth his way.
29. Le méchant prend un air effronté, Mais l`homme droit affermit sa voie.
29. "Mampiseho ny fahasahisahiany amin' ny tarehiny ny ratsy fanahy; fa ny marina kosa mihevitra ny alehany."
30. There is no wisdom nor understanding nor counsel against the LORD.
30. Il n`y a ni sagesse, ni intelligence, Ni conseil, en face de l`Éternel.
30. Tsy misy fahendrena, na fahalalana, na fisainana mahaleo an' i Jehovah.
31. The horse is prepared against the day of battle: but safety is of the LORD.
31. Le cheval est équipé pour le jour de la bataille, Mais la délivrance appartient à l`Éternel.
31. "voaomana ho amin' ny andro iadiana ny soavaly; fa ny fiarovana dia avy amin' i Jehovah."