1. Wine is a mocker, strong drink is raging: and whosoever is deceived thereby is not wise.
1. "Le vin est moqueur, les boissons fortes sont tumultueuses; Quiconque en fait excès n`est pas sage."
1. "MPANIRATSIRA ny divay, ary mpitabataba ny toaka; koa izay miraikiraiky voafitak' izany dia tsy hendry."
2. The fear of a king is as the roaring of a lion: whoso provoketh him to anger sinneth against his own soul.
2. "La terreur qu`inspire le roi est comme le rugissement d`un lion; Celui qui l`irrite pèche contre lui-même."
2. "Ny fampitahoran' ny mpanjaka dia toy ny fieron' ny liona tanora; izay mampahatezitra azy dia manota mihatra amin' ny ainy."
3. It is an honour for a man to cease from strife: but every fool will be meddling.
3. C`est une gloire pour l`homme de s`abstenir des querelles, Mais tout insensé se livre à l`emportement.
3. "Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; fa ny adala rehetra kosa misafoaka."
4. The sluggard will not plow by reason of the cold; therefore shall he beg in harvest, and have nothing.
4. "A cause du froid, le paresseux ne laboure pas; A la moisson, il voudrait récolter, mais il n`y a rien."
4. Ny malaina dia tsy mety miasa noho ny hatsiaka, ka dia hangataka izy raha mby amin' ny taom-pijinjana, fa tsy hahazo.
5. Counsel in the heart of man is like deep water; but a man of understanding will draw it out.
5. Les desseins dans le coeur de l`homme sont des eaux profondes, Mais l`homme intelligent sait y puiser.
5. Rano lalina ny hevitra ao am-pon' ny olona fa izay manan-tsaina dia hahay manovo azy.
6. Most men will proclaim every one his own goodness: but a faithful man who can find?
6. "Beaucoup de gens proclament leur bonté; Mais un homme fidèle, qui le trouvera?"
6. "Ny ankamaroan' ny olona dia samy midera ny soa ataon' ny tenany avy; fa izay olo-mahatoky, iza moa no mahita azy?"
7. The just man walketh in his integrity: his children are blessed after him.
7. "Le juste marche dans son intégrité; Heureux ses enfants après lui!"
7. "Mandeha amin' ny fahitsiany ny olo-marina; sambatra ny zanany mandimby azy."
8. A king that sitteth in the throne of judgment scattereth away all evil with his eyes.
8. Le roi assis sur le trône de la justice Dissipe tout mal par son regard.
8. Ny mpanjaka izay mipetraka eo amin' ny seza fitsarana dia mikororoka manaisotra ny ratsy rehetra amin' ny masony.
9. Who can say, I have made my heart clean, I am pure from my sin?
9. Qui dira: J`ai purifié mon coeur, Je suis net de mon péché?
9. Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho ka madio tsy manana ota?
10. Divers weights, and divers measures, both of them are alike abomination to the LORD.
10. Deux sortes de poids, deux sortes d`épha, Sont l`un et l`autre en abomination à l`Éternel.
10. Ny vato mizana samy hafa sy ny vata famarana samy hafa dia samy fahavetavetana eo imason' i Jehovah.
11. Even a child is known by his doings, whether his work be pure, and whether it be right.
11. L`enfant laisse déjà voir par ses actions Si sa conduite sera pure et droite.
11. Na dia ny zaza aza dia fantatra amin' ny fanaony, raha madio sy mahitsy ny asany.
12. The hearing ear, and the seeing eye, the LORD hath made even both of them.
12. L`oreille qui entend, et l`oeil qui voit, C`est l`Éternel qui les a faits l`un et l`autre.
12. Ny sofina mandre sy ny maso mahita dia samy nataon' i Jehovah avokoa.
13. Love not sleep, lest thou come to poverty; open thine eyes, and thou shalt be satisfied with bread.
13. "N`aime pas le sommeil, de peur que tu ne deviennes pauvre; Ouvre les yeux, tu seras rassasié de pain."
13. "Aza tia torimaso ianao, fandrao ho tonga mahantra; ahirato ny masonao, dia ho voky hanina ianao."
14. It is naught, it is naught, saith the buyer: but when he is gone his way, then he boasteth.
14. "Mauvais! mauvais! dit l`acheteur; Et en s`en allant, il se félicite."
14. "Ratsy! ratsy! hoy ny mpividy; kanjo nony lasa izy, dia mandoka tena."
15. There is gold, and a multitude of rubies: but the lips of knowledge are a precious jewel.
15. "Il y a de l`or et beaucoup de perles; Mais les lèvres savantes sont un objet précieux."
15. "Ao ny volamena sy ny robia marobe; fa ny molotra misy fahalalana no ravaka sarobidy."
16. Take his garment that is surety for a stranger: and take a pledge of him for a strange woman.
16. "Prends son vêtement, car il a cautionné autrui; Exige de lui des gages, à cause des étrangers."
16. "Alao ny lambany, fa efa niantoka vahiny izy; ary mandraisa antoka avy aminy noho ny niantohany vehivavy jejo."
17. Bread of deceit is sweet to a man; but afterwards his mouth shall be filled with gravel.
17. Le pain du mensonge est doux à l`homme, Et plus tard sa bouche est remplie de gravier.
17. Mamin' ny olona ny hanina azo tamin' ny fitaka, kanjo ho feno vatokely ny vavany aorian' izany.
18. Every purpose is established by counsel: and with good advice make war.
18. "Les projets s`affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence."
18. Ny hevitra rehetra dia aorin' ny fisainana, ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady.
19. He that goeth about as a talebearer revealeth secrets: therefore meddle not with him that flattereth with his lips.
19. "Celui qui répand la calomnie dévoile les secrets; Ne te mêle pas avec celui qui ouvre ses lèvres."
19. "Izay mandehandeha mitati-bolana dia manambara zava-miafina; koa aza miraharaha amin' izay mandrobo amin' ny molony."
20. Whoso curseth his father or his mother, his lamp shall be put out in obscure darkness.
20. Si quelqu`un maudit son père et sa mère, Sa lampe s`éteindra au milieu des ténèbres.
20. Izay manozona ny rainy na ny reniny, dia ho faty ao amin' ny alim-pito ny jirony.
21. An inheritance may be gotten hastily at the beginning; but the end thereof shall not be blessed.
21. Un héritage promptement acquis dès l`origine Ne sera pas béni quand viendra la fin.
21. Mety ho azo maimaika foana ny lova eo am-boalohany, nefa tsy hotahiana any am-parany.
22. Say not thou, I will recompense evil; but wait on the LORD, and he shall save thee.
22. Ne dis pas: Je rendrai le mal. Espère en l`Éternel, et il te délivrera.
22. "Aza manao hoe: hamaly ny ratsy nataony aho; fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao."
23. Divers weights are an abomination unto the LORD; and a false balance is not good.
23. L`Éternel a en horreur deux sortes de poids, Et la balance fausse n`est pas une chose bonne.
23. Fahavetavetana eo imason' i Jehovah ny vato samy hafa, ary ny mizana mandainga dia tsy tsara.
24. Man's goings are of the LORD; how can a man then understand his own way?
24. C`est l`Éternel qui dirige les pas de l`homme, Mais l`homme peut-il comprendre sa voie?
24. Avy amin' i Jehovah ny dian' ny olona, ary hataon' ny olombelona ahoana no hahafantatra ny lalany?
25. It is a snare to the man who devoureth that which is holy, and after vows to make enquiry.
25. C`est un piège pour l`homme que de prendre à la légère un engagement sacré, Et de ne réfléchir qu`après avoir fait un voeu.
25. "Fandrika amin' ny olona ny malaky manao hoe: Zavatra masina ity; ary nony vita ny voady, vao manadihady."
26. A wise king scattereth the wicked, and bringeth the wheel over them.
26. Un roi sage dissipe les méchants, Et fait passer sur eux la roue.
26. Ny mpanjaka hendry mikororoka manaisotra ny ratsy fanahy sady mitarika ny kodia fivelezana eo amboniny.
27. The spirit of man is the candle of the LORD, searching all the inward parts of the belly.
27. "Le souffle de l`homme est une lampe de l`Éternel; Il pénètre jusqu`au fond des entrailles."
27. Jiron' i Jehovah ny fanahin' ny olona, itsilovana ny efitrefitra lalina rehetra ao am-po.
28. Mercy and truth preserve the king: and his throne is upholden by mercy.
28. La bonté et la fidélité gardent le roi, Et il soutient son trône par la bonté.
28. Famindrampo sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka, ary ampitoerina amin' ny famindrampo ny sezafiandrianany.
29. The glory of young men is their strength: and the beauty of old men is the grey head.
29. La force est la gloire des jeunes gens, Et les cheveux blancs sont l`ornement des vieillards.
29. Voninahitry ny zatovo ny fahatanjahany ary ravaky ny anti-panahy ny volo fotsy.
30. The blueness of a wound cleanseth away evil: so do stripes the inward parts of the belly.
30. "Les plaies d`une blessure sont un remède pour le méchant; De même les coups qui pénètrent jusqu`au fond des entrailles."
30. Ny fampangirifiriana dia mahafaka ny faharatsiana, ary ny kapoka mahadio ny efitrefitra ao an-kibo.