1. A wise son heareth his father's instruction: but a scorner heareth not rebuke.
1. Un fils sage écoute l`instruction de son père, Mais le moqueur n`écoute pas la réprimande.
1. "NY zanaka hendry mihaino ny toro hevitry ny rainy; fa tsy mihaino fananarana ny mpaniratsira."
2. A man shall eat good by the fruit of his mouth: but the soul of the transgressors shall eat violence.
2. "Par le fruit de la bouche on jouit du bien; Mais ce que désirent les perfides, c`est la violence."
2. "Ny vokatry ny vavan' ny olona no hihinanany ny soa; fa hidiran-doza ny fanahin' ny mpandika lalàna."
3. He that keepeth his mouth keepeth his life: but he that openeth wide his lips shall have destruction.
3. "Celui qui veille sur sa bouche garde son âme; Celui qui ouvre de grandes lèvres court à sa perte."
3. "Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; fa izay vavàna dia ho ringana."
4. The soul of the sluggard desireth, and hath nothing: but the soul of the diligent shall be made fat.
4. "L`âme du paresseux a des désirs qu`il ne peut satisfaire; Mais l`âme des hommes diligents sera rassasiée."
4. "Ny fanahin' ny kamo maniry, fa tsy manana na inona na inona; fa ny fanahin' ny mazoto hohatavezina."
5. A righteous man hateth lying: but a wicked man is loathsome, and cometh to shame.
5. "Le juste hait les paroles mensongères; Le méchant se rend odieux et se couvre de honte."
5. "Ny lainga dia halan' ny marina; fa ny ratsy fanahy dia maharikoriko sy mahamenatra."
6. Righteousness keepeth him that is upright in the way: but wickedness overthroweth the sinner.
6. La justice garde celui dont la voie est intègre, Mais la méchanceté cause la ruine du pécheur.
6. "Ny fahamarinana miaro izay mandeha tsy misy tsiny; fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota."
7. There is that maketh himself rich, yet hath nothing: there is that maketh himself poor, yet hath great riches.
7. Tel fait le riche et n`a rien du tout, Tel fait le pauvre et a de grands biens.
7. "Misy manao ny tenany ho manankarena, nefa tsy manana na inona na inona; misy manao ny tenany ho mahantra, nefa manana harena be."
8. The ransom of a man's life are his riches: but the poor heareth not rebuke.
8. La richesse d`un homme sert de rançon pour sa vie, Mais le pauvre n`écoute pas la réprimande.
8. "Ny haren' ny olona dia avotry ny ainy; fa ny levilevy tsy mampiraika ny mahantra akory."
9. The light of the righteous rejoiceth: but the lamp of the wicked shall be put out.
9. La lumière des justes est joyeuse, Mais la lampe des méchants s`éteint.
9. "Ny fahazavan' ny marina dia mifaly; fa ho faty ny jiron' ny ratsy fanahy."
10. Only by pride cometh contention: but with the well advised is wisdom.
10. C`est seulement par orgueil qu`on excite des querelles, Mais la sagesse est avec ceux qui écoutent les conseils.
10. "Fifandirana ihany no vokatry ny fiavonavonana; fa ao amin' ny mino anatra no misy fahendrena."
11. Wealth gotten by vanity shall be diminished: but he that gathereth by labour shall increase.
11. La richesse mal acquise diminue, Mais celui qui amasse peu à peu l`augmente.
11. Ny harena azoazo foana dia hihena, fa izay manangona amin' ny asa mafy no hitombo.
12. Hope deferred maketh the heart sick: but when the desire cometh, it is a tree of life.
12. Un espoir différé rend le coeur malade, Mais un désir accompli est un arbre de vie.
12. "Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary fo; fa hazon' aina ny faniriana tanteraka."
13. Whoso despiseth the word shall be destroyed: but he that feareth the commandment shall be rewarded.
13. Celui qui méprise la parole se perd, Mais celui qui craint le précepte est récompensé.
13. "Izay manamavo ny teny dia haringana; fa izay matahotra ny didy kosa hahazo valisoa."
14. The law of the wise is a fountain of life, to depart from the snares of death.
14. L`enseignement du sage est une source de vie, Pour détourner des pièges de la mort.
14. Ny lalàn' ny hendry dia loharanon' aina hialàna tsy ho amin' ny fandriky ny fahafatesana.
15. Good understanding giveth favour: but the way of transgressors is hard.
15. Une raison saine a pour fruit la grâce, Mais la voie des perfides est rude.
15. "Ny fahalalana tsara dia ahazoana sitraka; fa sarotra ny lalan' ny mpandika lalàna."
16. Every prudent man dealeth with knowledge: but a fool layeth open his folly.
16. Tout homme prudent agit avec connaissance, Mais l`insensé fait étalage de folie.
16. "Ny mahira-tsaina rehetra miasa amin' ny fahalalana; fa ny adala kosa mampiseho fahadalana."
17. A wicked messenger falleth into mischief: but a faithful ambassador is health.
17. Un envoyé méchant tombe dans le malheur, Mais un messager fidèle apporte la guérison.
17. "Ny iraka ratsy fanahy dia idiran-doza; fa ny iraka mahatoky dia fahasalamana."
18. Poverty and shame shall be to him that refuseth instruction: but he that regardeth reproof shall be honoured.
18. La pauvreté et la honte sont le partage de celui qui rejette la correction, Mais celui qui a égard à la réprimande est honoré.
18. "Fahantrana sy henatra no ho an' izay mandà toro-hevitra; fa izay manaiky famaizana no homem-boninahitra."
19. The desire accomplished is sweet to the soul: but it is abomination to fools to depart from evil.
19. Un désir accompli est doux à l`âme, Mais s`éloigner du mal fait horreur aux insensés.
19. "Mamin' ny fanahy ny faniriana tanteraka; fa fahavetavetana amin' ny adala ny hiala amin' ny ratsy."
20. He that walketh with wise men shall be wise: but a companion of fools shall be destroyed.
20. Celui qui fréquente les sages devient sage, Mais celui qui se plaît avec les insensés s`en trouve mal.
20. "Izay miara-dia amin' ny hendry dia ho hendry; fa izay misakaiza amin' ny adala dia ho ringana."
21. Evil pursueth sinners: but to the righteous good shall be repayed.
21. Le malheur poursuit ceux qui pèchent, Mais le bonheur récompense les justes.
21. "Ny mpanota dia enjehin' ny loza; fa hovalian-tsoa ny marina."
22. A good man leaveth an inheritance to his children's children: and the wealth of the sinner is laid up for the just.
22. L`homme de bien a pour héritiers les enfants de ses enfants, Mais les richesses du pécheur sont réservées pour le juste.
22. Ny tsara fanahy mahenina lova ny zafiny fa ny haren' ny mpanota kosa voatahiry ho an' ny marina.
23. Much food is in the tillage of the poor: but there is that is destroyed for want of judgment.
23. Le champ que défriche le pauvre donne une nourriture abondante, Mais tel périt par défaut de justice.
23. "Ny tanin' ny mahantra izay voasa dia ahazoana hanina be; fa misy ny ringana noho ny fanaovany izay tsy rariny."
24. He that spareth his rod hateth his son: but he that loveth him chasteneth him betimes.
24. Celui qui ménage sa verge hait son fils, Mais celui qui l`aime cherche à le corriger.
24. "Izay mitsitsy ny tsorakazony dia mankahala ny zanany; fa izay tia azy dia manafay azy, raha mbola kely."
25. The righteous eateth to the satisfying of his soul: but the belly of the wicked shall want.
25. Le juste mange et satisfait son appétit, Mais le ventre des méchants éprouve la disette.
25. "Mihinana ny marina mba hahafa-po tsara ny fanahiny; fa ho noana ny kibon' ny ratsy fanahy."