Ezra Reads the Law
1. And all the people gathered themselves together as one man into the street that was before the water gate; and they spake unto Ezra the scribe to bring the book of the law of Moses, which the LORD had commanded to Israel.
1. Alors tout le peuple s`assembla comme un seul homme sur la place qui est devant la porte des eaux. Ils dirent à Esdras, le scribe, d`apporter le livre de la loi de Moïse, prescrite par l`Éternel à Israël.
1. "Dia nivory tahaka ny olona iray izy rehetra ho ao an-kalalahana teo anoloan' ny vavahadin-drano; ary niteny tamin' i Ezra mpanoradalàna izy mba hoentiny ny bokin' ny lalàn' i Mosesy izay nandidian' i Jehovah ny Isiraely."
2. And Ezra the priest brought the law before the congregation both of men and women, and all that could hear with understanding, upon the first day of the seventh month.
2. Et le sacrificateur Esdras apporta la loi devant l`assemblée, composée d`hommes et de femmes et de tous ceux qui étaient capables de l`entendre. C`était le premier jour du septième mois.
2. Dia nentin' i Ezra mpisorona ny lalàna tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahafito ho eo anatrehan' ny fiangonana, na lehilahy, na vehivavy, mbamin' izay rehetra efa mahahaino.
3. And he read therein before the street that was before the water gate from the morning until midday, before the men and the women, and those that could understand; and the ears of all the people were attentive unto the book of the law.
3. Esdras lut dans le livre depuis le matin jusqu`au milieu du jour, sur la place qui est devant la porte des eaux, en présence des hommes et des femmes et de ceux qui étaient capables de l`entendre. Tout le peuple fut attentif à la lecture du livre de la loi.
3. "Dia novakiana teo an-kalalahana teo anoloan' ny vavahadin-drano izy hatramin' ny maraina koa ka ambara-pitataovovonan' ny andro, dia teo anatrehan' ny lehilahy sy ny vehivavy mbamin' izay efa mahahaino; ary ny olona rehetra dia nampandry sofina hihaino ny bokin' ny lalàna."
4. And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam.
4. Esdras, le scribe, était placé sur une estrade de bois, dressée à cette occasion. Auprès de lui, à sa droite, se tenaient Matthithia, Schéma, Anaja, Urie, Hilkija et Maaséja, et à sa gauche, Pedaja, Mischaël, Malkija, Haschum, Haschbaddana, Zacharie et Meschullam.
4. "Ary Ezra mpanoradalàna nitsangana teo ambonin' ny polipitra hazo, izay efa natao ho amin' izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasona sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa."
5. And Ezra opened the book in the sight of all the people; (for he was above all the people;) and when he opened it, all the people stood up:
5. "Esdras ouvrit le livre à la vue de tout le peuple, car il était élevé au-dessus de tout le peuple; et lorsqu`il l`eut ouvert, tout le peuple se tint en place."
5. "Dia nosokafan' i Ezra teo imason' ny olona rehetra ny boky (fa ambony toerana noho ny olona rehetra izy); ary rehefa nosokafany izany, dia nitsangana ny olona rehetra."
6. And Ezra blessed the LORD, the great God. And all the people answered, Amen, Amen, with lifting up their hands: and they bowed their heads, and worshipped the LORD with their faces to the ground.
6. Esdras bénit l`Éternel, le grand Dieu, et tout le peuple répondit, en levant les mains: Amen! amen! Et ils s`inclinèrent et se prosternèrent devant l`Éternel, le visage contre terre.
6. "Ary Ezra nisaotra an' i Jehovah, Andriamanitra lehibe. ary ny olona rehetra nanandra-tanana ka namaly hoe: Amena, Amena; dia niondrika izy ireo ka niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' i Jehovah."
7. Also Jeshua, and Bani, and Sherebiah, Jamin, Akkub, Shabbethai, Hodijah, Maaseiah, Kelita, Azariah, Jozabad, Hanan, Pelaiah, and the Levites, caused the people to understand the law: and the people stood in their place.
7. Josué, Bani, Schérébia, Jamin, Akkub, Schabbethaï, Hodija, Maaséja, Kelitha, Azaria, Jozabad, Hanan, Pelaja, et les Lévites, expliquaient la loi au peuple, et chacun restait à sa place.
7. "Ary Jesoa koa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia nitsangana teo amin' izay nitoerany ihany."
8. So they read in the book in the law of God distinctly, and gave the sense, and caused them to understand the reading.
8. Ils lisaient distinctement dans le livre de la loi de Dieu, et ils en donnaient le sens pour faire comprendre ce qu`ils avaient lu.
8. Dia novakiny mazava ny teny tao amin' ny bokin' ny lalàn' Andriamanitra, sady nomeny ny heviny, ka dia nataony izay hahazoan' ireo ny teny novakina.
9. And Nehemiah, which is the Tirshatha, and Ezra the priest the scribe, and the Levites that taught the people, said unto all the people, This day is holy unto the LORD your God; mourn not, nor weep. For all the people wept, when they heard the words of the law.
9. "Néhémie, le gouverneur, Esdras, le sacrificateur et le scribe, et les Lévites qui enseignaient le peuple, dirent à tout le peuple: Ce jour est consacré à l`Éternel, votre Dieu; ne soyez pas dans la désolation et dans les larmes! Car tout le peuple pleurait en entendant les paroles de la loi."
9. "Ary Nehemia, izay Tirsata sy Ezra mpisorona, mpanoradalàna ary ny Levita izay nampianatra ny olona dia nanao tamin' ny olona rehetra hoe: Masina ho an' i Jehovah Andriamanitrareo ity andro ity; koa aza misaona na mitomany. Fa nitomany ny olona rehetra raha nandre ny tenin' ny lalàna."
10. Then he said unto them, Go your way, eat the fat, and drink the sweet, and send portions unto them for whom nothing is prepared: for this day is holy unto our LORD: neither be ye sorry; for the joy of the LORD is your strength.
10. "Ils leur dirent: Allez, mangez des viandes grasses et buvez des liqueurs douces, et envoyez des portions à ceux qui n`ont rien de préparé, car ce jour est consacré à notre Seigneur; ne vous affligez pas, car la joie de l`Éternel sera votre force."
10. "Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an' ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifalian' i Jehovah no herinareo."
11. So the Levites stilled all the people, saying, Hold your peace, for the day is holy; neither be ye grieved.
11. "Les Lévites calmaient tout le peuple, en disant: Taisez-vous, car ce jour est saint; ne vous affligez pas!"
11. "Ary ny Levita nampangina ny olona rehetra ka nanao hoe: Mangìna ianareo, fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo."
12. And all the people went their way to eat, and to drink, and to send portions, and to make great mirth, because they had understood the words that were declared unto them.
12. Et tout le peuple s`en alla pour manger et boire, pour envoyer des portions, et pour se livrer à de grandes réjouissances. Car ils avaient compris les paroles qu`on leur avait expliquées.
12. Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro ary hanatitra anjara ho an' ny sasany ka hifaly indrindra, satria azony ny teny izay nambara taminy.
13. And on the second day were gathered together the chief of the fathers of all the people, the priests, and the Levites, unto Ezra the scribe, even to understand the words of the law.
13. Le second jour, les chefs de famille de tout le peuple, les sacrificateurs et les Lévites, s`assemblèrent auprès d`Esdras, le scribe, pour entendre l`explication des paroles de la loi.
13. Ary nony ampitson' iny dia vory teo amin' i Ezra mpanoradalàna ny loham-pianakaviana tamin' ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny Levita mba hahafantatra ny tenin' ny lalàna.
14. And they found written in the law which the LORD had commanded by Moses, that the children of Israel should dwell in booths in the feast of the seventh month:
14. Et ils trouvèrent écrit dans la loi que l`Éternel avait prescrite par Moïse, que les enfants d`Israël devaient habiter sous des tentes pendant la fête du septième mois,
14. Dia hitany voasoratra teo amin' ny lalàna, izay nampandidian' i Jehovah an' i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin' ny trano rantsan-kazo ny Zanak' Isiraely amin' ny andro firavoravoana amin' ny volana fahafito,
15. And that they should publish and proclaim in all their cities, and in Jerusalem, saying, Go forth unto the mount, and fetch olive branches, and pine branches, and myrtle branches, and palm branches, and branches of thick trees, to make booths, as it is written.
15. et proclamer cette publication dans toutes leurs villes et à Jérusalem: Allez chercher à la montagne des rameaux d`olivier, des rameaux d`olivier sauvage, des rameaux de myrte, des rameaux de palmier, et des rameaux d`arbres touffus, pour faire des tentes, comme il est écrit.
15. Ary tokony hampiely amin' ny olona izy ka handefa teny mitety ny tanànany rehetra sy Jerosalema hanao hoe: Mandehana any an-tendrombohitra, ka makà sampan' oliva sy rantsan-kazo kesika sy sampana myrta sy sampan-drofia ary sampan-kazo matevina hanaovana trano rantsan-kazo araka ny voasoratra.
16. So the people went forth, and brought them, and made themselves booths, every one upon the roof of his house, and in their courts, and in the courts of the house of God, and in the street of the water gate, and in the street of the gate of Ephraim.
16. Alors le peuple alla chercher des rameaux, et ils se firent des tentes sur le toit de leurs maisons, dans leurs cours, dans les parvis de la maison de Dieu, sur la place de la porte des eaux et sur la place de la porte d`Éphraïm.
16. Dia nandeha ny olona ka naka izany ary samy nanao trano rantsan-kazo ho azy teo amin' ny tampon-tranony avy sy teo anatin' ny tokotaniny avy sy teo anatin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitra sy teo amin' ny lalambe mankamin' ny vavahadin-drano ary teo amin' ny lalambe mankany amin' ny vavahadin' i Efraima.
17. And all the congregation of them that were come again out of the captivity made booths, and sat under the booths: for since the days of Jeshua the son of Nun unto that day had not the children of Israel done so. And there was very great gladness.
17. Toute l`assemblée de ceux qui étaient revenus de la captivité fit des tentes, et ils habitèrent sous ces tentes. Depuis le temps de Josué, fils de Nun, jusqu`à ce jour, les enfants d`Israël n`avaient rien fait de pareil. Et il y eut de très grandes réjouissances.
17. "Ary nanao trano rantsan-kazo avokoa ny fiangonana rehetra izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana, ka nipetraka tao anaty trano rantsan-kazo; fa tsy mbola nanao toy izany ny Zanak' Isiraely hatramin' ny andron' i Josoa, zanak' i Nona, ka hatramin' izany andro izany. Ary dia nisy fifaliana lehibe indrindra."
18. Also day by day, from the first day unto the last day, he read in the book of the law of God. And they kept the feast seven days; and on the eighth day was a solemn assembly, according unto the manner.
18. On lut dans le livre de la loi de Dieu chaque jour, depuis le premier jour jusqu`au dernier. On célébra la fête pendant sept jours, et il y eut une assemblée solennelle le huitième jour, comme cela est ordonné.
18. Ary namaky ny teny tao amin' ny bokin' ny lalàn' Andriamanitra isan' andro isan' andro izy hatramin' ny andro voalohany ka hatramin' ny andro farany. Ary nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana izy, ary tamin' ny andro fahavalo dia nisy fivoriana masina araka ny fanao.