1. Now it came to pass, when the wall was built, and I had set up the doors, and the porters and the singers and the Levites were appointed,
1. Lorsque la muraille fut rebâtie et que j`eus posé les battants des portes, on établit dans leurs fonctions les portiers, les chantres et les Lévites.
1. Ary izao no niseho, rehefa vita ny manda, ka voalatsaka ny lela-vavahady sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita,
2. That I gave my brother Hanani, and Hananiah the ruler of the palace, charge over Jerusalem: for he was a faithful man, and feared God above many.
2. Je donnai mes ordres à Hanani, mon frère, et à Hanania, chef de la citadelle de Jérusalem, homme supérieur au grand nombre par sa fidélité et par sa crainte de Dieu.
2. Dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben' ny tao an-dapa, hitandrina an' i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an' Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
3. And I said unto them, Let not the gates of Jerusalem be opened until the sun be hot; and while they stand by, let them shut the doors, and bar them: and appoint watches of the inhabitants of Jerusalem, every one in his watch, and every one to be over against his house.
3. "Je leur dis: Les portes de Jérusalem ne s`ouvriront pas avant que la chaleur du soleil soit venue, et l`on fermera les battants aux verrous en votre présence; les habitants de Jérusalem feront la garde, chacun à son poste devant sa maison."
3. "Dia hoy aho tamin' ireo: Aza avela hovohana ny vavahadin' i Jerosalema mandra-pahafanan' ny andro; ary raha mbola mijanona eo ny mpiambina, dia aoka harindrina ny varavarana, ka hasiany hidiny; ary manendre mpiambina avy amin' izay monina ato Jerosalema samy ho eo amin' ny fiambenany avy, dia samy ho eo amin' ny tandrifin' ny tranony avy."
The List of the Exiles Who Returned
4. Now the city was large and great: but the people were few therein, and the houses were not builded.
4. La ville était spacieuse et grande, mais peu peuplée, et les maisons n`étaient pas bâties.
4. Ary malalaka sy lehibe ny tanàna, nefa vitsy ny olona tao, sady tsy vita ny trano.
5. And my God put into mine heart to gather together the nobles, and the rulers, and the people, that they might be reckoned by genealogy. And I found a register of the genealogy of them which came up at the first, and found written therein,
5. Mon Dieu me mit au coeur d`assembler les grands, les magistrats et le peuple, pour en faire le dénombrement. Je trouvai un registre généalogique de ceux qui étaient montés les premiers, et j`y vis écrit ce qui suit.
5. Ary nataon' Andriamanitra tao am-poko ny hamory ny manankaja sy ny mpanapaka mbamin' ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny firaketana ny firazanana izay niakatra voalohany, ka izao no hita voasoratra ao:
6. These are the children of the province, that went up out of the captivity, of those that had been carried away, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away, and came again to Jerusalem and to Judah, every one unto his city;
6. Voici ceux de la province qui revinrent de l`exil, ceux que Nebucadnetsar, roi de Babylone, avait emmenés captifs, et qui retournèrent à Jérusalem et en Juda, chacun dans sa ville.
6. "Izao no zanaky ny faritany izay niakatra avy tamin' ny fahababoana, dia ireo izay nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy;"
7. Who came with Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, Baanah. The number, I say, of the men of the people of Israel was this;
7. Ils partirent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Azaria, Raamia, Nachamani, Mardochée, Bilschan, Mispéreth, Bigvaï, Nehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d`Israël:
7. Izay niaraka tamin' i zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana. Ny isan' ny lehilahy amin' ny Zanak' Isiraely, hoy aho, dia izao:
8. The children of Parosh, two thousand an hundred seventy and two.
8. "les fils de Pareosch, deux mille cent soixante-douze;"
8. "Ny taranak' i Parosy dia roa amby fitopolo amby zato sy roa arivo;"
9. The children of Shephatiah, three hundred seventy and two.
9. "les fils de Schephathia, trois cent soixante-douze;"
9. "Ny taranak' i Sefatia dia roa amby fitopolo amby telonjato;"
10. The children of Arah, six hundred fifty and two.
10. "les fils d`Arach, six cent cinquante-deux;"
10. "Ny taranak' i Ara dia roa amby dimampolo amby eninjato;"
11. The children of Pahathmoab, of the children of Jeshua and Joab, two thousand and eight hundred and eighteen.
11. "les fils de Pachath Moab, des fils de Josué et de Joab, deux mille huit cent dix-huit;"
11. "Ny taranak' i Pahata-moaba, avy amin' ny taranak' i Jesoa sy Joaba dia valo ambin' ny folo amby valonjato sy roa arivo;"
12. The children of Elam, a thousand two hundred fifty and four.
12. "les fils d`Élam, mille deux cent cinquante-quatre;"
12. "Ny taranak' i Elama dia efatra amby dimampolo amby roanjato sy arivo;"
13. The children of Zattu, eight hundred forty and five.
13. "les fils de Zatthu, huit cent quarante-cinq;"
13. "Ny taranak' i Zato dia dimy amby efapolo amby valonjato;"
14. The children of Zaccai, seven hundred and threescore.
14. "les fils de Zaccaï, sept cent soixante;"
14. "Ny taranak' i Zakay dia enimpolo amby fitonjato;"
15. The children of Binnui, six hundred forty and eight.
15. "les fils de Binnuï, six cent quarante-huit;"
15. "Ny taranak' i Binoy dia valo amby efapolo amby eninjato;"
16. The children of Bebai, six hundred twenty and eight.
16. "les fils de Bébaï, six cent vingt-huit;"
16. "Ny taranak' i Bebay dia valo amby roapolo amby eninjato;"
17. The children of Azgad, two thousand three hundred twenty and two.
17. "les fils d`Azgad, deux mille trois cent vingt-deux;"
17. "Ny taranak' i Azgada dia roa amby roapolo amby telonjato amby roa arivo;"
18. The children of Adonikam, six hundred threescore and seven.
18. "les fils d`Adonikam, six cent soixante-sept;"
18. "Ny taranak' i Adonikama dia fito amby enimpolo amby eninjato;"
19. The children of Bigvai, two thousand threescore and seven.
19. "les fils de Bigvaï, deux mille soixante-sept;"
19. "Ny taranak' i Bigvay dia fito amby enimpolo amby roa arivo;"
20. The children of Adin, six hundred fifty and five.
20. "les fils d`Adin, six cent cinquante-cinq;"
20. "Ny taranak' i Adina dia dimy amby dimampolo amby eninjato;"
21. The children of Ater of Hezekiah, ninety and eight.
21. "les fils d`Ather, de la famille d`Ézéchias, quatre-vingt-dix-huit;"
21. "Ny taranak' i Atera avy tamin' i Hezekia dia valo amby sivifolo;"
22. The children of Hashum, three hundred twenty and eight.
22. "les fils de Haschum, trois cent vingt-huit;"
22. "Ny taranak' i Hasoma dia valo amby roapolo amby telonjato;"
23. The children of Bezai, three hundred twenty and four.
23. "les fils de Betsaï, trois cent vingt-quatre;"
23. "Ny taranak' i Bezay dia efatra amby roapolo amby telonjato;"
24. The children of Hariph, an hundred and twelve.
24. "les fils de Hariph, cent douze;"
24. "Ny taranak' i Harifa dia roa ambin' ny folo amby zato;"
25. The children of Gibeon, ninety and five.
25. "les fils de Gabaon, quatre-vingt-quinze;"
25. "Ny taranak' i Gibeona dia dimy amby sivifolo;"
26. The men of Bethlehem and Netophah, an hundred fourscore and eight.
26. "les gens de Bethléhem et de Netopha, cent quatre-vingt-huit;"
26. "Ny lehilahy tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valopolo amby zato;"
27. The men of Anathoth, an hundred twenty and eight.
27. "les gens d`Anathoth, cent vingt-huit;"
27. "Ny lehilahy tany Anatota dia valo amby roapolo amby zato;"
28. The men of Bethazmaveth, forty and two.
28. "les gens de Beth Azmaveth, quarante-deux;"
28. "Ny lehilahy tany Betazmaveta dia roa amby efapolo;"
29. The men of Kirjathjearim, Chephirah, and Beeroth, seven hundred forty and three.
29. "les gens de Kirjath Jearim, de Kephira et de Beéroth, sept cent quarante-trois;"
29. "Ny lehilahy tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efapolo amby fitonjato;"
30. The men of Ramah and Gaba, six hundred twenty and one.
30. "les gens de Rama et de Guéba, six cent vingt et un;"
30. "Ny lehilahy tany Rama sy Geba dia iraika amby roapolo amby eninjato;"
31. The men of Michmas, an hundred and twenty and two.
31. "les gens de Micmas, cent vingt-deux;"
31. Ny lehilahy tany Mikmasy dia roa amby roapolo amby zato.
32. The men of Bethel and Ai, an hundred twenty and three.
32. "les gens de Béthel et d`Aï, cent vingt-trois;"
32. "Ny lehilahy tany Betela sy Ay dia telo amby roapolo amby zato;"
33. The men of the other Nebo, fifty and two.
33. "les gens de l`autre Nebo, cinquante-deux;"
33. "Ny lehilahy tany amin' ilay Nebo anankiray dia roa amby dimampolo;"
34. The children of the other Elam, a thousand two hundred fifty and four.
34. "les fils de l`autre Élam, mille deux cent cinquante-quatre;"
34. "Ny taranak' ilay Elama anankiray dia efatra amby dimampolo amby roanjato sy arivo;"
35. The children of Harim, three hundred and twenty.
35. "les fils de Harim, trois cent vingt;"
35. "Ny taranak' i Harima dia roapolo amby telonjato;"
36. The children of Jericho, three hundred forty and five.
36. "les fils de Jéricho, trois cent quarante-cinq;"
36. "Ny taranak' i Jeriko dia dimy amby efapolo amby telonjato;"
37. The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and one.
37. "les fils de Lod, de Hadid et d`Ono, sept cent vingt et un;"
37. "Ny taranak' i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roapolo amby fitonjato;"
38. The children of Senaah, three thousand nine hundred and thirty.
38. les fils de Senaa, trois mille neuf cent trente.
38. Ny taranak' i Sena dia telopolo amby sivinjato sy telo arivo.
39. The priests: the children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy and three.
39. "Sacrificateurs: les fils de Jedaeja, de la maison de Josué, neuf cent soixante-treize;"
39. "Ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Jedaia, avy tamin' ny mpianakavin' i Jesoa, dia telo amby fitopolo amby sivinjato;"
40. The children of Immer, a thousand fifty and two.
40. "les fils d`Immer, mille cinquante-deux;"
40. "Ny tanarak' Imera dia roa amby dimampolo amby arivo;"
41. The children of Pashur, a thousand two hundred forty and seven.
41. "les fils de Paschhur, mille deux cent quarante-sept;"
41. Ny taranak' i Pasora dia fito amby efapolo amby roanjato sy arivo.
42. The children of Harim, a thousand and seventeen.
42. les fils de Harim, mille dix-sept.
42. "Ny taranak' i Harima dia fito ambin' ny folo sy arivo;"
43. The Levites: the children of Jeshua, of Kadmiel, and of the children of Hodevah, seventy and four.
43. Lévites: les fils de Josué et de Kadmiel, des fils d`Hodva, soixante-quatorze.
43. "Ny Levita dia izao: Ny taranak' i Jesoa sy Kadmiela sy avy tamin' ny taranak' i Hodavia, dia efatra amby fitopolo;"
44. The singers: the children of Asaph, an hundred forty and eight.
44. Chantres: les fils d`Asaph, cent quarante-huit.
44. Ny mpihira dia: ny taranak' i Asafa dia valo amby efapolo amby zato.
45. The porters: the children of Shallum, the children of Ater, the children of Talmon, the children of Akkub, the children of Hatita, the children of Shobai, an hundred thirty and eight.
45. Portiers: les fils de Schallum, les fils d`Ather, les fils de Thalmon, les fils d`Akkub, les fils de Hathitha, les fils de Schobaï, cent trente-huit.
45. "Ny mpiandry varavarana dia: ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sabay, dia valo amby telopolo amby zato ;"
46. The Nethinims: the children of Ziha, the children of Hashupha, the children of Tabbaoth,
46. Néthiniens: les fils de Tsicha, les fils de Hasupha, les fils de Thabbaoth,
46. Ny Netinima dia: ny taranak' i Ziha, ny taranak' i Hasofa, ny taranak' i Tabaota,
47. The children of Keros, the children of Sia, the children of Padon,
47. les fils de Kéros, les fils de Sia, les fils de Padon,
47. Ny taranak' i Kesora, ny taranak' i Sia, ny taranak' i Padona,
48. The children of Lebana, the children of Hagaba, the children of Shalmai,
48. les fils de Lebana, les fils de Hagaba, les fils de Salmaï,
48. Ny taranak' i Lebana, ny taranak' i Hagaba, ny taranak' i Salmay,
49. The children of Hanan, the children of Giddel, the children of Gahar,
49. les fils de Hanan, les fils de Guiddel, les fils de Gachar,
49. Ny taranak' i Hanana, ny taranak' i Gidela, ny taranak' i Gahara,
50. The children of Reaiah, the children of Rezin, the children of Nekoda,
50. les fils de Reaja, les fils de Retsin, les fils de Nekoda,
50. Ny taranak' i Reaia, ny taranak' i Rezina, ny taranak' i Nekoda,
51. The children of Gazzam, the children of Uzza, the children of Phaseah,
51. les fils de Gazzam, les fils d`Uzza, les fils de Paséach,
51. Ny taranak' i Gazama, ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea,
52. The children of Besai, the children of Meunim, the children of Nephishesim,
52. les fils de Bésaï, les fils de Mehunim, les fils de Nephischsim,
52. Ny taranak' i Besay, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
53. The children of Bakbuk, the children of Hakupha, the children of Harhur,
53. les fils de Bakbuk, les fils de Hakupha, les fils de Harhur,
53. Ny taranak' i Bakboka, ny taranak' i Hakafa, ny taranak' i Harora,
54. The children of Bazlith, the children of Mehida, the children of Harsha,
54. les fils de Batslith, les fils de Mehida, les fils de Harscha,
54. Ny taranak' i Bazlita, ny taranak' i Mehida, ny taranak' i Harsa,
55. The children of Barkos, the children of Sisera, the children of Tamah,
55. les fils de Barkos, les fils de Sisera, les fils de Thamach,
55. Ny taranak' i Barkosa, ny taranak' i Sisera, ny taranak' i Tema,
56. The children of Neziah, the children of Hatipha.
56. les fils de Netsiach, les fils de Hathipha.
56. Ny taranak' i Nezia, ny taranak' i Hatifa.
57. The children of Solomon's servants: the children of Sotai, the children of Sophereth, the children of Perida,
57. Fils des serviteurs de Salomon: les fils de Sothaï, les fils de Sophéreth, les fils de Perida,
57. Ary ny taranaky ny mpanompon' i Solomona dia izao: Ny taranak' i Sotahy, ny taranak' i Sofereta, ny taranak' i Perida,
58. The children of Jaala, the children of Darkon, the children of Giddel,
58. les fils de Jaala, les fils de Darkon, les fils de Guiddel,
58. Ny taranak' i Jala, ny taranak' i Darkona, ny taranak' i Gidela,
59. The children of Shephatiah, the children of Hattil, the children of Pochereth of Zebaim, the children of Amon.
59. les fils de Schephathia, les fils de Hatthil, les fils de Pokéreth Hatsebaïm, les fils d`Amon.
59. Ny taranak' i Sefatia, ny taranak' i Hatila, ny taranak' i Pokereta-hezebaima, ny taranak' i Amona.
60. All the Nethinims, and the children of Solomon's servants, were three hundred ninety and two.
60. Total des Néthiniens et des fils des serviteurs de Salomon: trois cent quatre-vingt-douze.
60. Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon' i Solomona dia roa amby sivifolo amby telonjato.
61. And these were they which went up also from Telmelah, Telharesha, Cherub, Addon, and Immer: but they could not shew their father's house, nor their seed, whether they were of Israel.
61. Voici ceux qui partirent de Thel Mélach, de Thel Harscha, de Kerub Addon, et d`Immer, et qui ne purent pas faire connaître leur maison paternelle et leur race, pour prouver qu`ils étaient d`Israël.
61. Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera, izay tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin' ny Isiraely izy, na tsia:
62. The children of Delaiah, the children of Tobiah, the children of Nekoda, six hundred forty and two.
62. Les fils de Delaja, les fils de Tobija, les fils de Nekoda, six cent quarante-deux.
62. Ny taranak' i Delaia, ny taranak' i Tobia, ny taranak' i Nekoda, dia roa amby efapolo amby eninjato.
63. And of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai, which took one of the daughters of Barzillai the Gileadite to wife, and was called after their name.
63. Et parmi les sacrificateurs: les fils de Hobaja, les fils d`Hakkots, les fils de Barzillaï, qui avait pris pour femme une des filles de Barzillaï, le Galaadite, et fut appelé de leur nom.
63. Ary avy tamin' ny mpisorona dia izao: ny taranak' i Hobaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay, izay naka ny iray tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita ho vadiny ka notononina araka ny anarany.
64. These sought their register among those that were reckoned by genealogy, but it was not found: therefore were they, as polluted, put from the priesthood.
64. Ils cherchèrent leurs titres généalogiques, mais ils ne les trouvèrent point. On les exclut du sacerdoce,
64. "Ireo dia nitady ny soratra firaketana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin' ny fisoronana."
65. And the Tirshatha said unto them, that they should not eat of the most holy things, till there stood up a priest with Urim and Thummim.
65. et le gouverneur leur dit de ne pas manger des choses très saintes jusqu`à ce qu`un sacrificateur eût consulté l`urim et le thummim.
65. Ary ny Tirsata dia nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zava-masina indrindra izy mandra-pitsangan' izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
66. The whole congregation together was forty and two thousand three hundred and threescore,
66. L`assemblée tout entière était de quarante-deux mille trois cent soixante personnes,
66. Ny fitambaran' ny fiangonana manontolo dia enimpolo amby telonjato amby roa arivo sy efatra alina,
67. Beside their manservants and their maidservants, of whom there were seven thousand three hundred thirty and seven: and they had two hundred forty and five singing men and singing women.
67. sans compter leurs serviteurs et leurs servantes, au nombre de sept mille trois cent trente-sept. Parmi eux se trouvaient deux cent quarante-cinq chantres et chanteuses.
67. "Afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo amby telonjato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efapolo amby roanjato izy;"
68. Their horses, seven hundred thirty and six: their mules, two hundred forty and five:
68. Ils avaient sept cent trente-six chevaux, deux cent quarante-cinq mulets,
68. "Ny soavaliny dia enina amby telopolo amby fitonjato, ny moleny dia dimy amby efapolo amby roanjato;"
69. Their camels, four hundred thirty and five: six thousand seven hundred and twenty asses.
69. quatre cent trente-cinq chameaux, et six mille sept cent vingt ânes.
69. "Ny ramevany dia dimy amby telopolo amby efajato; ny borikiny dia roapolo amby fitonjato sy enina arivo."
70. And some of the chief of the fathers gave unto the work. The Tirshatha gave to the treasure a thousand drams of gold, fifty basons, five hundred and thirty priests' garments.
70. Plusieurs des chefs de famille firent des dons pour l`oeuvre. Le gouverneur donna au trésor mille dariques d`or, cinquante coupes, cinq cent trente tuniques sacerdotales.
70. Ary ny sasany tamin' ny lohan' ny fianakaviana dia nahafoy hanaovana ny asa. Ny Tirsata nanome darika volamena arivo sy lovia famafazana dimampolo sy akanjo-mpisorona telopolo amby dimanjato ho ao amin' ny rakitra.
71. And some of the chief of the fathers gave to the treasure of the work twenty thousand drams of gold, and two thousand and two hundred pound of silver.
71. Les chefs de familles donnèrent au trésor de l`oeuvre vingt mille dariques d`or et deux mille deux cents mines d`argent.
71. Ary ny sasany tamin' ny lohan' ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roanjato sy roa arivo ho ao amin' ny rakitra hanaovana ny asa.
72. And that which the rest of the people gave was twenty thousand drams of gold, and two thousand pound of silver, and threescore and seven priests' garments.
72. Le reste du peuple donna vingt mille dariques d`or, deux mille mines d`argent, et soixante-sept tuniques sacerdotales.
72. Ary izay nomen' ny olona sisa dia darika volamena roa alina sy mane volafotsy roa arivo ary akanjo-mpisorona fito amby enimpolo.
73. So the priests, and the Levites, and the porters, and the singers, and some of the people, and the Nethinims, and all Israel, dwelt in their cities; and when the seventh month came, the children of Israel were in their cities.
73. Les sacrificateurs et les Lévites, les portiers, les chantres, les gens du peuple, les Néthiniens et tout Israël s`établirent dans leurs villes. Le septième mois arriva, et les enfants d`Israël étaient dans leurs villes.
73. "Ary nitoetra teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin' ny vahoaka sy ny Netinima ary ny Isiraely rehetra; ary nony tonga ny volana fahafito dia teny amin' ny tanànany avokoa ny Zanak' Isiraely rehetra."