The Song of Deborah

1. Then sang Deborah and Barak the son of Abinoam on that day, saying,
1. En ce jour-là, Débora chanta ce cantique, avec Barak, fils d`Abinoam:
1. Ary Debora sy Baraka, zanak' i Abinoama, dia nihira tamin' izany andro izany ka nanao hoe:
2. Praise ye the LORD for the avenging of Israel, when the people willingly offered themselves.
2. Des chefs se sont mis à la tête du peuple en Israël, Et le peuple s`est montré prêt à combattre: Bénissez-en l`Éternel!
2. Miderà an' i Jehovah, noho ny famaliany ny Isiraely rehefa nanolo-tena an-tsitrapo ny olona.
3. Hear, O ye kings; give ear, O ye princes; I, even I, will sing unto the LORD; I will sing praise to the LORD God of Israel.
3. Rois, écoutez! Princes, prêtez l`oreille! Je chanterai, oui, je chanterai à l`Éternel, Je chanterai à l`Éternel, le Dieu d`Israël.
3. "Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka: Izaho, eny, izaho no hihira ho an' i Jehovah; hihira fiderana ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely aho."
4. LORD, when thou wentest out of Seir, when thou marchedst out of the field of Edom, the earth trembled, and the heavens dropped, the clouds also dropped water.
4. "O Éternel! quand tu sortis de Séir, Quand tu t`avanças des champs d`Édom, La terre trembla, et les cieux se fondirent Et les nuées se fondirent en eaux;"
4. "Jehovah ô, fony nivoaka avy tany Seïra Ianao ary nandeha avy tany amin' ny sahan' i Edoma, dia nihorohoro ny tany, ary ny lanitra nitete; eny, ny rahona koa nitete rano."
5. The mountains melted from before the LORD, even that Sinai from before the LORD God of Israel.
5. Les montagnes s`ébranlèrent devant l`Éternel, Ce Sinaï devant l`Éternel, le Dieu d`Israël.
5. Ny tendrombohitra niempo teo anatrehan' i Jehovah, eny, na dia iry Sinay iry aza teo anatrehan' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.
6. In the days of Shamgar the son of Anath, in the days of Jael, the highways were unoccupied, and the travellers walked through byways.
6. Au temps de Schamgar, fils d`Anath, Au temps de Jaël, les routes étaient abandonnées, Et ceux qui voyageaient prenaient des chemins détournés.
6. Tamin' ny andron' i Samgara, zanak' i Anata sy tamin' ny andron' i Jaela, dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan' ny mpandeha.
7. The inhabitants of the villages ceased, they ceased in Israel, until that I Deborah arose, that I arose a mother in Israel.
7. Les chefs étaient sans force en Israël, sans force, Quand je me suis levée, moi, Débora, Quand je me suis levée comme une mère en Israël.
7. Lao ny mponina tany amin' ny zana-bohitra, eny, lao monina ny Isiraely, mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin' ny Isiraely.
8. They chose new gods; then was war in the gates: was there a shield or spear seen among forty thousand in Israel?
8. "Il avait choisi de nouveaux dieux: Alors la guerre était aux portes; On ne voyait ni bouclier ni lance Chez quarante milliers en Israël."
8. Nifidy andriamani-baovao ny olona, ary tamin' izay dia nisy ady hatreny am-bavahady. Moa nisy ampinga, na lefona na dia iray akory aza hita va teo amin' ny olona efatra alina tamin' ny Isiraely?
9. My heart is toward the governors of Israel, that offered themselves willingly among the people. Bless ye the LORD.
9. Mon coeur est aux chefs d`Israël, A ceux du peuple qui se sont montrés prêts à combattre. Bénissez l`Éternel!
9. Ny foko mankasitraka ny mpanapaka amin' ny Isiraely, izay nanolo-tena an-tsitrapo teo amin' ny vahoaka. Miderà an' i Jehovah ianareo.
10. Speak, ye that ride on white asses, ye that sit in judgment, and walk by the way.
10. Vous qui montez de blanches ânesses, Vous qui avez pour sièges des tapis, Et vous qui marchez sur la route, chantez!
10. Mitenena, ianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka eo amin' ny fitsarana sy mandeha amin' ny lalana.
11. They that are delivered from the noise of archers in the places of drawing water, there shall they rehearse the righteous acts of the LORD, even the righteous acts toward the inhabitants of his villages in Israel: then shall the people of the LORD go down to the gates.
11. Que de leur voix les archers, du milieu des abreuvoirs, Célèbrent les bienfaits de l`Éternel, Les bienfaits de son conducteur en Israël! Alors le peuple de l`Éternel descendit aux portes.
11. "Ireo izay afaka tamin' ny tabataban' ny mpandefa zana-tsipìka eo amin' ny fantsakan-drano, eo no hiresahany ny asa marina ataon' i Jehovah, dia ny asa marina amin' ny mponin' ny zana-bohiny eo amin' ny Isiraely; amin' izany dia hidina ny olon' i Jehovah ho any am-bavahady."
12. Awake, awake, Deborah: awake, awake, utter a song: arise, Barak, and lead thy captivity captive, thou son of Abinoam.
12. Réveille-toi, réveille-toi, Débora! Réveille-toi, réveille-toi, dis un cantique! Lève-toi, Barak, et emmène tes captifs, fils d`Abinoam!
12. "Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mitsangàna, ry Baraka; ka ento ny babonao, ry zanak' i Abinoama."
13. Then he made him that remaineth have dominion over the nobles among the people: the LORD made me have dominion over the mighty.
13. Alors un reste du peuple triompha des puissants, L`Éternel me donna la victoire sur les héros.
13. "Tamin' izany, izay sisa tavela dia nataony nanapaka ny olo-malaza tamin' ny vahoaka; Jehovah nanao ahy hanapaka ny mahery."
14. Out of Ephraim was there a root of them against Amalek; after thee, Benjamin, among thy people; out of Machir came down governors, and out of Zebulun they that handle the pen of the writer.
14. D`Éphraïm arrivèrent les habitants d`Amalek. A ta suite marcha Benjamin parmi ta troupe. De Makir vinrent des chefs, Et de Zabulon des commandants.
14. "Avy tamin' i Efraima dia nisy fototra taminy nanohitra an' i Amaleka, dia nomba anao teo amin' ny firenenao ny Benjamina; ary avy tamin' i Makira no nidinan' ny governora, ary avy tamin' i Zebolona ireo mitana ny penin' ny mpanoratra."
15. And the princes of Issachar were with Deborah; even Issachar, and also Barak: he was sent on foot into the valley. For the divisions of Reuben there were great thoughts of heart.
15. Les princes d`Issacar furent avec Débora, Et Issacar suivit Barak, Il fut envoyé sur ses pas dans la vallée. Près des ruisseaux de Ruben, Grandes furent les résolutions du coeur!
15. "Ary ny andrianan' Isakara niaraka tamin' i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; nampandehaniny an-tongotra tany an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po tamin' ny fizarana teo amin' i Robena!"
16. Why abodest thou among the sheepfolds, to hear the bleatings of the flocks? For the divisions of Reuben there were great searchings of heart.
16. Pourquoi es-tu resté au milieu des étables A écouter le bêlement des troupeaux? Aux ruisseaux de Ruben, Grandes furent les délibérations du coeur!
16. Nahoana ianareo no mitoetra eo anelanelan' ny vala, hihaino ny fibarareoky ny ondry? Fa lehibe ny fiheverana am-po tamin' ny fizarana teo amin' i Robena!
17. Gilead abode beyond Jordan: and why did Dan remain in ships? Asher continued on the sea shore, and abode in his breaches.
17. Galaad au delà du Jourdain n`a pas quitté sa demeure. Pourquoi Dan s`est-il tenu sur les navires? Aser s`est assis sur le rivage de la mer, Et s`est reposé dans ses ports.
17. "Gileada nitoetra tany an-dafin' i Jordana; ary nahoana Dana no nitoetra tany an-tsambo? Asera nitoetra tany amoron-dranomasina, ary teny amin' ny fitodiany no nipetrahany."
18. Zebulun and Naphtali were a people that jeoparded their lives unto the death in the high places of the field.
18. Zabulon est un peuple qui affronta la mort, Et Nephthali de même, Sur les hauteurs des champs.
18. Zebolona sy Naftaly dia olona nanao vy very ny ainy, na dia ho faty aza, teo amin' ny fitoerana avo any an-tsaha.
19. The kings came and fought, then fought the kings of Canaan in Taanach by the waters of Megiddo; they took no gain of money.
19. "Les rois vinrent, ils combattirent, Alors combattirent les rois de Canaan, A Thaanac, aux eaux de Meguiddo; Ils ne remportèrent nul butin, nul argent."
19. "Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny niady tao Tanaka ireo mpanjakan' i Kanana, dia teo anilan' ny ranon' i Megido; tsy nandray vola ho tombony izy."
20. They fought from heaven; the stars in their courses fought against Sisera.
20. Des cieux on combattit, De leurs sentiers les étoiles combattirent contre Sisera.
20. Avy any an-danitra no niadiany, ny kintana tamin' ny nalehany niady tamin' i Sisera.
21. The river of Kishon swept them away, that ancient river, the river Kishon. O my soul, thou hast trodden down strength.
21. Le torrent de Kison les a entraînés, Le torrent des anciens temps, le torrent de Kison. Mon âme, foule aux pieds les héros!
21. Ny ony Kisona nipaoka azy, ilay ony ela, dia ny ony Kisona. Efa nanitsakitsaka olo-mahery ianao, ry fanahiko!
22. Then were the horsehoofs broken by the means of the pransings, the pransings of their mighty ones.
22. Alors les talons des chevaux retentirent, A la fuite, à la fuite précipitée de leurs guerriers.
22. Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny mahery.
23. Curse ye Meroz, said the angel of the LORD, curse ye bitterly the inhabitants thereof; because they came not to the help of the LORD, to the help of the LORD against the mighty.
23. Maudissez Méroz, dit l`ange de l`Éternel, Maudissez, maudissez ses habitants, Car ils ne vinrent pas au secours de l`Éternel, Au secours de l`Éternel, parmi les hommes vaillants.
23. Ozòny Meroza, hoy Ilay Anjelin' i Jehovah, ozòny dia ozòny ny mponina ao, satria tsy mba tonga hanampy an' i Jehovah izy, eny, tsy nanampy an' i Jehovah hamely ny mahery.
24. Blessed above women shall Jael the wife of Heber the Kenite be, blessed shall she be above women in the tent.
24. Bénie soit entre les femmes Jaël, Femme de Héber, le Kénien! Bénie soit-elle entre les femmes qui habitent sous les tentes!
24. "Hotahiana mihoatra noho ny vehivavy anie i Jaela, vadin' i Hebera Kenita; eny, hotahiana mihoatra noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy."
25. He asked water, and she gave him milk; she brought forth butter in a lordly dish.
25. Il demanda de l`eau, elle a donné du lait, Dans la coupe d`honneur elle a présenté de la crème.
25. "Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono no nomeny azy; dibera no nentiny teo an-dovian' andriana."
26. She put her hand to the nail, and her right hand to the workmen's hammer; and with the hammer she smote Sisera, she smote off his head, when she had pierced and stricken through his temples.
26. "D`une main elle a saisi le pieu, Et de sa droite le marteau des travailleurs; Elle a frappé Sisera, lui a fendu la tête, Fracassé et transpercé la tempe."
26. "Ny tanany nandray ny tsima-day, ary ny tanany ankavanana nandray ny tantanan' ny mpiasa, dia namely an' i Sisera tamin' ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; namely mafy izy, dia nahaboroaka ny fihirifany."
27. At her feet he bowed, he fell, he lay down: at her feet he bowed, he fell: where he bowed, there he fell down dead.
27. "Aux pieds de Jaël il s`est affaissé, il est tombé, il s`est couché; A ses pieds il s`est affaissé, il est tombé; Là où il s`est affaissé, là il est tombé sans vie."
27. "Teo amin' ny tongo-dravehivavy no niondrehany, nahalavoany, niamparany; eny, teo amin' ny tongony no niondrehany, nahalavoany; teo amin' izay niondrehany no niamparan' ny fatiny."
28. The mother of Sisera looked out at a window, and cried through the lattice, Why is his chariot so long in coming? why tarry the wheels of his chariots?
28. Par la fenêtre, à travers le treillis, La mère de Sisera regarde, et s`écrie: Pourquoi son char tarde-t-il à venir? Pourquoi ses chars vont-ils si lentement?
28. Teo amin' ny varavarankely no nitazanan' ny renin' i Sisera ka niantsoantsoany teo amin' ny makarakara hoe: Nahoana no ela fiavy izato kalesiny? Nahoana no mitaredretra ny kodian' ny kalesiny?
29. Her wise ladies answered her, yea, she returned answer to herself,
29. Les plus sages d`entre ses femmes lui répondent, Et elle se répond à elle-même:
29. Ny vehivahy hendry teo aminy no namaly azy, eny, ny tenany no namaly azy.
30. Have they not sped? have they not divided the prey; to every man a damsel or two; to Sisera a prey of divers colours, a prey of divers colours of needlework, of divers colours of needlework on both sides, meet for the necks of them that take the spoil?
30. Ne trouvent-ils pas du butin? ne le partagent-ils pas? Une jeune fille, deux jeunes filles par homme, Du butin en vêtements de couleur pour Sisera, Du butin en vêtements de couleur, brodés, Un vêtement de couleur, deux vêtements brodés, Pour le cou du vainqueur.
30. Tsy efa mahita va izy? Tsy mizara babo va izy? Dia zazavavy iray na roa ho an' ny isan-dahy, ary lamba samihafa loko ho babon' i Sisera, lamba roa samihafa soratra ho eo am-bozon' ny nahazo babo.
31. So let all thine enemies perish, O LORD: but let them that love him be as the sun when he goeth forth in his might. And the land had rest forty years.
31. Périssent ainsi tous tes ennemis, ô Éternel! Ceux qui l`aiment sont comme le soleil, Quand il paraît dans sa force. Le pays fut en repos pendant quarante ans.
31. "Ho levona tahaka izany anie ny fahavalonao rehetra, Jehovah ô; fa aoka izay tia Azy kosa ho tahaka ny masoandro, raha miposaka amin' ny heriny izy. Dia nandry efapolo taona ny tany."
<
>