John the Baptist Prepares the Way

1. In those days came John the Baptist, preaching in the wilderness of Judaea,
1. En ce temps-là parut Jean Baptiste, prêchant dans le désert de Judée.
1. Tamin’izany andro izany dia niseho Jaona Mpanao-batisa, nitoriteny tany an’efitr’i Jodia,
2. And saying, Repent ye: for the kingdom of heaven is at hand.
2. Il disait: Repentez-vous, car le royaume des cieux est proche.
2. "Ka nanao hoe: mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra."
3. For this is he that was spoken of by the prophet Esaias, saying, The voice of one crying in the wilderness, Prepare ye the way of the Lord, make his paths straight.
3. Jean est celui qui avait été annoncé par Ésaïe, le prophète, lorsqu`il dit: C`est ici la voix de celui qui crie dans le désert: Préparez le chemin du Seigneur, Aplanissez ses sentiers.
3. "Fa izy no ilay nampilazaina an’Isaia mpaminany hoe: “Injany! misy feon’ny miantso mafy any an’efitra hoe: Amboary ny lalan’i Jehovah; ataovy mahitsy ny lalan-kalehany."
4. And the same John had his raiment of camel's hair, and a leathern girdle about his loins; and his meat was locusts and wild honey.
4. Jean avait un vêtement de poils de chameau, et une ceinture de cuir autour des reins. Il se nourrissait de sauterelles et de miel sauvage.
4. "Ary ny fitafian’izany Jaona izany dia lamba volon-drameva, ary fehikibo hoditra no tamin’ny valahany; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby."
5. Then went out to him Jerusalem, and all Judaea, and all the region round about Jordan,
5. "Les habitants de Jérusalem, de toute la Judée et de tout le pays des environs du Jourdain, se rendaient auprès de lui;"
5. Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin’ny tany rehetra amoron’i Jordana dia nivoaka nankany amin’i Jaona,
6. And were baptized of him in Jordan, confessing their sins.
6. et, confessant leurs péchés, ils se faisaient baptiser par lui dans le fleuve du Jourdain.
6. ka nataony batisa tao amin' ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.
7. But when he saw many of the Pharisees and Sadducees come to his baptism, he said unto them, O generation of vipers, who hath warned you to flee from the wrath to come?
7. Mais, voyant venir à son baptême beaucoup de pharisiens et de sadducéens, il leur dit: Races de vipères, qui vous a appris à fuir la colère à venir?
7. Fa nony nahita ny Fariseo sy ny Sadoseo maro nanatona ny batisany izy, dia hoy izy taminy: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?
8. Bring forth therefore fruits meet for repentance:
8. Produisez donc du fruit digne de la repentance,
8. "Koa mamoaza voa mendrika ny fibebahana ianareo;"
9. And think not to say within yourselves, We have Abraham to our father: for I say unto you, that God is able of these stones to raise up children unto Abraham.
9. et ne prétendez pas dire en vous-mêmes: Nous avons Abraham pour père! Car je vous déclare que de ces pierres-ci Dieu peut susciter des enfants à Abraham.
9. "Ary aza manao anakampo hoe: Manana an’i Abrahama ho rainay izahay; fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra mahay manangana zanaka ho an’i Abrahama avy amin’ireto vato ireto."
10. And now also the axe is laid unto the root of the trees: therefore every tree which bringeth not forth good fruit is hewn down, and cast into the fire.
10. Déjà la cognée est mise à la racine des arbres: tout arbre donc qui ne produit pas de bons fruits sera coupé et jeté au feu.
10. "Ary, indro, efa mipetraka eo amin’ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo."
11. I indeed baptize you with water unto repentance: but he that cometh after me is mightier than I, whose shoes I am not worthy to bear: he shall baptize you with the Holy Ghost, and with fire:
11. "Moi, je vous baptise d`eau, pour vous amener à la repentance; mais celui qui vient après moi est plus puissant que moi, et je ne suis pas digne de porter ses souliers. Lui, il vous baptisera du Saint Esprit et de feu."
11. "Izaho tokoa dia manao batisa anareo amin’ny rano ho amin’ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy mendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo;"
12. Whose fan is in his hand, and he will throughly purge his floor, and gather his wheat into the garner; but he will burn up the chaff with unquenchable fire.
12. "Il a son van à la main; il nettoiera son aire, et il amassera son blé dans le grenier, mais il brûlera la paille dans un feu qui ne s`éteint point."
12. "Eny an-tanany ny fikororohany, ary Izy hanadio tsara ny eo am-pamoloany ka hanangona ny variny tritika ho any an-tsompi-tra; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin’ny afo tsy mety maty."

The Baptism of Jesus

13. Then cometh Jesus from Galilee to Jordan unto John, to be baptized of him.
13. Alors Jésus vint de la Galilée au Jourdain vers Jean, pour être baptisé par lui.
13. Ary tamin’izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo Jordana, teo amin' i Jaona mba hataony batisa.
14. But John forbad him, saying, I have need to be baptized of thee, and comest thou to me?
14. Mais Jean s`y opposait, en disant: C`est moi qui ai besoin d`être baptisé par toi, et tu viens à moi!
14. Fa Jaona nandà azy ka nanao hoe: Izaho no tokony hataonao batisa, ka Ianao indray va no mankaty amiko?
15. And Jesus answering said unto him, Suffer it to be so now: for thus it becometh us to fulfil all righteousness. Then he suffered him.
15. Jésus lui répondit: Laisse faire maintenant, car il est convenable que nous accomplissions ainsi tout ce qui est juste. Et Jean ne lui résista plus.
15. Fa namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy.
16. And Jesus, when he was baptized, went up straightway out of the water: and, lo, the heavens were opened unto him, and he saw the Spirit of God descending like a dove, and lighting upon him:
16. Dès que Jésus eut été baptisé, il sortit de l`eau. Et voici, les cieux s`ouvrirent, et il vit l`Esprit de Dieu descendre comme une colombe et venir sur lui.
16. "Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin’ny rano niaraka tamin’izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny."
17. And lo a voice from heaven, saying, This is my beloved Son, in whom I am well pleased.
17. Et voici, une voix fit entendre des cieux ces paroles: Celui-ci est mon Fils bien-aimé, en qui j`ai mis toute mon affection.
17. Ary, injay! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.
<
>