Judas Hangs Himself
1. When the morning was come, all the chief priests and elders of the people took counsel against Jesus to put him to death:
1. Dès que le matin fut venu, tous les principaux sacrificateurs et les anciens du peuple tinrent conseil contre Jésus, pour le faire mourir.
1. "ARY nony maraina ny andro, ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny loholona dia niara-hihevitra hiampanga an' i Jesosy mba hamonoany Azy;"
2. And when they had bound him, they led him away, and delivered him to Pontius Pilate the governor.
2. Après l`avoir lié, ils l`emmenèrent, et le livrèrent à Ponce Pilate, le gouverneur.
2. Ary rehefa nafatony Izy, dia nentiny ka natolony an'i Pontio Pilato governora.
3. Then Judas, which had betrayed him, when he saw that he was condemned, repented himself, and brought again the thirty pieces of silver to the chief priests and elders,
3. Alors Judas, qui l`avait livré, voyant qu`il était condamné, se repentit, et rapporta les trente pièces d`argent aux principaux sacrificateurs et aux anciens,
3. Ary Jodasy, ilay efa namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy dia nanenina ka namerina ny sekely volafotsy telopolo tamin' ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona,
4. Saying, I have sinned in that I have betrayed the innocent blood. And they said, What is that to us? see thou to that.
4. en disant: J`ai péché, en livrant le sang innocent. Ils répondirent: Que nous importe? Cela te regarde.
4. Sady nanao hoe: Nanota aho, satria namadika rà marina. Fa hoy ireo: ahoanay izany? Fa asa anao.
5. And he cast down the pieces of silver in the temple, and departed, and went and hanged himself.
5. Judas jeta les pièces d`argent dans le temple, se retira, et alla se pendre.
5. Ary nony natsipiny tao amin' ny tempoly ny sekely volafotsy, dia niala izy ka lasa nandeha, ary nananton-tena.
6. And the chief priests took the silver pieces, and said, It is not lawful for to put them into the treasury, because it is the price of blood.
6. Les principaux sacrificateurs les ramassèrent, et dirent: Il n`est pas permis de les mettre dans le trésor sacré, puisque c`est le prix du sang.
6. Ary ny lohan' ny mpisorona nandray ny vola ka nanao hoe: Tsy mety raha alatsaka ao amin' ny rakitry ny tempoly io, fa vidin-dra.
7. And they took counsel, and bought with them the potter's field, to bury strangers in.
7. Et, après en avoir délibéré, ils achetèrent avec cet argent le champ du potier, pour la sépulture des étrangers.
7. Ary niara-nihevitra izy ireo ka nividianany ny sahan' ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.
8. Wherefore that field was called, The field of blood, unto this day.
8. C`est pourquoi ce champ a été appelé champ du sang, jusqu`à ce jour.
8. Koa izany no nanaovana ny anaran' izany saha izany mandraka androany hoe: Sahan-dra.
9. Then was fulfilled that which was spoken by Jeremy the prophet, saying, And they took the thirty pieces of silver, the price of him that was valued, whom they of the children of Israel did value;
9. "Alors s`accomplit ce qui avait été annoncé par Jérémie, le prophète: Ils ont pris les trente pièces d`argent, la valeur de celui qui a été estimé, qu`on a estimé de la part des enfants d`Israël;"
9. "Ary tamin' izany dia tanteraka izay nampilazaina an' i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin' ilay notombanana, dia ilay notombanan' ny Zanak' Isiraely;"
10. And gave them for the potter's field, as the Lord appointed me.
10. et il les ont données pour le champ du potier, comme le Seigneur me l`avait ordonné.
10. Ka nomeny hamidy ny sahan' ny mpanefy vilany izany, araka izay efa nandidian' i Jehovah ahy.
Jesus Before Pilate
11. And Jesus stood before the governor: and the governor asked him, saying, Art thou the King of the Jews? And Jesus said unto him, Thou sayest.
11. Jésus comparut devant le gouverneur. Le gouverneur l`interrogea, en ces termes: Es-tu le roi des Juifs? Jésus lui répondit: Tu le dis.
11. "Ary nitsangana teo anatrehan' ny governora Jesosy; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Ianao va no Mpanjakan' ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao."
12. And when he was accused of the chief priests and elders, he answered nothing.
12. Mais il ne répondit rien aux accusations des principaux sacrificateurs et des anciens.
12. Ary raha nampangain' ny lohan' ny mpisorona mbamin' ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.
13. Then said Pilate unto him, Hearest thou not how many things they witness against thee?
13. Alors Pilate lui dit: N`entends-tu pas de combien de choses ils t`accusent?
13. Dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?
14. And he answered him to never a word; insomuch that the governor marvelled greatly.
14. Et Jésus ne lui donna de réponse sur aucune parole, ce qui étonna beaucoup le gouverneur.
14. Fa tsy namaly azy Izy na dia indraim-bava akory aza, ka dia gaga indrindra ny governora.
15. Now at that feast the governor was wont to release unto the people a prisoner, whom they would.
15. A chaque fête, le gouverneur avait coutume de relâcher un prisonnier, celui que demandait la foule.
15. Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon' ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an' ny vahoaka araka izay tiany.
16. And they had then a notable prisoner, called Barabbas.
16. Ils avaient alors un prisonnier fameux, nommé Barabbas.
16. Ary tamin' izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy.
17. Therefore when they were gathered together, Pilate said unto them, Whom will ye that I release unto you? Barabbas, or Jesus which is called Christ?
17. Comme ils étaient assemblés, Pilate leur dit: Lequel voulez-vous que je vous relâche, Barabbas, ou Jésus, qu`on appelle Christ?
17. Koa nony tafangona teo ny olona, dia hoy Pilato taminy: iza moa no tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy, Izay atao hoe: Kristy?
18. For he knew that for envy they had delivered him.
18. Car il savait que c`était par envie qu`ils avaient livré Jésus.
18. Fa fantany fa fialonana no nanoloran' ireo Azy.
19. When he was set down on the judgment seat, his wife sent unto him, saying, Have thou nothing to do with that just man: for I have suffered many things this day in a dream because of him.
19. "Pendant qu`il était assis sur le tribunal, sa femme lui fit dire: Qu`il n`y ait rien entre toi et ce juste; car aujourd`hui j`ai beaucoup souffert en songe à cause de lui."
19. Raha nipetraka teo amin' ny seza fitsarana izy, ny vadiny dia naniraka hankeo aminy ka nanao hoe: Aza manao na inona na inona amin' izany Lehilahy marina izany, fa nampahory ahy be ihany ny nanofisako Azy androany.
20. But the chief priests and elders persuaded the multitude that they should ask Barabbas, and destroy Jesus.
20. Les principaux sacrificateurs et les anciens persuadèrent à la foule de demander Barabbas, et de faire périr Jésus.
20. "Fa ny lohan' ny mpisorona mbamin' ny loholona nitaona ny vahoaka mba hangataka an' i Barabasy ary hamono an' i Jesosy;"
21. The governor answered and said unto them, Whether of the twain will ye that I release unto you? They said, Barabbas.
21. Le gouverneur prenant la parole, leur dit: Lequel des deux voulez-vous que je vous relâche? Ils répondirent: Barabbas.
21. Fa ny governora namaly ka nanao taminy hoe: Iza moa amin' izy roa lahy no tianareo halefako ho anareo? Dia hoy izy: Barabasy.
22. Pilate saith unto them, What shall I do then with Jesus which is called Christ? They all say unto him, Let him be crucified.
22. Pilate leur dit: Que ferai-je donc de Jésus, qu`on appelle Christ? Tous répondirent: Qu`il soit crucifié!
22. Hoy Pilato taminy: Ka ahoana kosa àry no hataoko amin' i Jesosy, Izay atao hoe: Kristy? Dia hoy izy rehetra taminy: Aoka hohomboana amin' ny hazofijaliana Izy.
23. And the governor said, Why, what evil hath he done? But they cried out the more, saying, Let him be crucified.
23. Le gouverneur dit: Mais quel mal a-t-il fait? Et ils crièrent encore plus fort: Qu`il soit crucifié!
23. Fa hoy ny governora: Nahoana, inona no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Aoka hohomboana amin' ny hazofijaliana Izy.
24. When Pilate saw that he could prevail nothing, but that rather a tumult was made, he took water, and washed his hands before the multitude, saying, I am innocent of the blood of this just person: see ye to it.
24. Pilate, voyant qu`il ne gagnait rien, mais que le tumulte augmentait, prit de l`eau, se lava les mains en présence de la foule, et dit: Je suis innocent du sang de ce juste. Cela vous regarde.
24. Raha hitan' i Pilato, fa tsy nahaleo ditra azy izy, fa vao mainka nandroso ihany aza ny tabataba, dia naka rano izy ka nanasa tanana teo anatrehan' ny vahoaka ary nanao hoe: Afaka amin' ny ràn' ity Lehilahy marina ity aho, fa asa anareo.
25. Then answered all the people, and said, His blood be on us, and on our children.
25. Et tout le peuple répondit: Que son sang retombe sur nous et sur nos enfants!
25. Ary ny olona rehetra dia namaly ka nanao hoe: Aoka ny rany ho aminay mbamin' ny zanakay.
26. Then released he Barabbas unto them: and when he had scourged Jesus, he delivered him to be crucified.
26. "Alors Pilate leur relâcha Barabbas; et, après avoir fait battre de verges Jésus, il le livra pour être crucifié."
26. "Ary dia nandefa an' i Barabasy ho an' ny olona izy; ary rehefa nasainy nokapohina Jesosy, dia natolony mba hohomboana amin' ny hazofijaliana."
The Soldiers Mock Jesus
27. Then the soldiers of the governor took Jesus into the common hall, and gathered unto him the whole band of soldiers.
27. Les soldats du gouverneur conduisirent Jésus dans le prétoire, et ils assemblèrent autour de lui toute la cohorte.
27. Ary ny miaramilan' ny governora dia nitondra an' i Jesosy ho ao amin' ny efitra fitsarana sady nanangona ny miaramila namany rehetra ho eo aminy.
28. And they stripped him, and put on him a scarlet robe.
28. Ils lui ôtèrent ses vêtements, et le couvrirent d`un manteau écarlate.
28. Ary nalany ny fitafiany, dia nanafy Azy lamba jaky izy.
29. And when they had platted a crown of thorns, they put it upon his head, and a reed in his right hand: and they bowed the knee before him, and mocked him, saying, Hail, King of the Jews!
29. "Ils tressèrent une couronne d`épines, qu`ils posèrent sur sa tête, et ils lui mirent un roseau dans la main droite; puis, s`agenouillant devant lui, ils le raillaient, en disant: Salut, roi des Juifs!"
29. Ary nandrandrana satroka tsilo izy, ka nasatrony ny lohany izany, ary nampitanany volotara ny tanany ankavanana, dia nandohalika teo anatrehany izy ka naneso Azy hoe: Arahaba, ry Mpanjakan' ny Jiosy!
30. And they spit upon him, and took the reed, and smote him on the head.
30. Et ils crachaient contre lui, prenaient le roseau, et frappaient sur sa tête.
30. Dia nororany Izy ary nalainy ny volotara, ka nokapohany ny lohany.
31. And after that they had mocked him, they took the robe off from him, and put his own raiment on him, and led him away to crucify him.
31. Après s`être ainsi moqués de lui, ils lui ôtèrent le manteau, lui remirent ses vêtements, et l`emmenèrent pour le crucifier.
31. Ary rehefa naneso Azy izy ireo, dia nanala ilay lamba taminy, ka nampitafiny Azy indray ny fitafiany, ary dia nentiny Izy mba hohomboana amin' ny hazofijaliana.
The Crucifixion
32. And as they came out, they found a man of Cyrene, Simon by name: him they compelled to bear his cross.
32. Lorsqu`ils sortirent, ils rencontrèrent un homme de Cyrène, appelé Simon, et ils le forcèrent à porter la croix de Jésus.
32. Ary raha nandeha nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy Kyreniana anankiray, atao hoe: Simona, ka notereny izy hitondra ny hazofijalian' i Jesosy.
33. And when they were come unto a place called Golgotha, that is to say, a place of a skull,
33. Arrivés au lieu nommé Golgotha, ce qui signifie lieu du crâne,
33. Ary rehefa tonga teo amin' ny tany atao hoe Golgota izy, izany hoe Ikarandoha,
34. They gave him vinegar to drink mingled with gall: and when he had tasted thereof, he would not drink.
34. "ils lui donnèrent à boire du vin mêlé de fiel; mais, quand il l`eut goûté, il ne voulut pas boire."
34. "Dia nomeny vinaingitra miharo afero Izy hosotroiny; ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro."
35. And they crucified him, and parted his garments, casting lots: that it might be fulfilled which was spoken by the prophet, They parted my garments among them, and upon my vesture did they cast lots.
35. Après l`avoir crucifié, ils se partagèrent ses vêtements, en tirant au sort, afin que s`accomplît ce qui avait été annoncé par le prophète: Ils se sont partagé mes vêtements, et ils ont tiré au sort ma tunique.
35. Ary rehefa nohomboany tamin' ny hazofijaliana Izy, dia nanaovany loka no fizarany ny fitafiany hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany: Nozarainy ho azy ireo ny fitafiako ary nilokany ny akanjoko.
36. And sitting down they watched him there;
36. Puis ils s`assirent, et le gardèrent.
36. Ary nipetraka izy, dia niambina Azy teo.
37. And set up over his head his accusation written, THIS IS JESUS THE KING OF THE JEWS.
37. Pour indiquer le sujet de sa condamnation, on écrivit au-dessus de sa tête: Celui-ci est Jésus, le roi des Juifs.
37. Ary napetany teo ambonin' ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy, dia izao: Ity no Jesosy Mpanjakan' ny Jiosy.
38. Then were there two thieves crucified with him, one on the right hand, and another on the left.
38. Avec lui furent crucifiés deux brigands, l`un à sa droite, et l`autre à sa gauche.
38. Ary nisy jiolahy roa niara-nohomboana taminy tamin' ny hazofijaliana, ny anankiray teo amin' ny ankavanany, ary ny anankiray teo amin' ny ankaviany.
39. And they that passed by reviled him, wagging their heads,
39. Les passants l`injuriaient, et secouaient la tête,
39. Ary izay nandalo dia nanevateva Azy, sady nihifikifi-doha,
40. And saying, Thou that destroyest the temple, and buildest it in three days, save thyself. If thou be the Son of God, come down from the cross.
40. en disant: Toi qui détruis le temple, et qui le rebâtis en trois jours, sauve-toi toi-même! Si tu es le Fils de Dieu, descends de la croix!
40. Ka nanao hoe: Ry Ilay mandrava ny tempoly sy manangana azy amin' ny hateloana, vonjeo ny tenanao. Raha Zanak' Andriamanitra Ianao, midìna hiala amin' ny hazofijaliana.
41. Likewise also the chief priests mocking him, with the scribes and elders, said,
41. Les principaux sacrificateurs, avec les scribes et les anciens, se moquaient aussi de lui, et disaient:
41. Ary dia naneso Azy toy izany koa ny lohan'ny mpisorona mbamin' ny mpanoradalàna sy ny loholona ka nanao hoe:
42. He saved others; himself he cannot save. If he be the King of Israel, let him now come down from the cross, and we will believe him.
42. Il a sauvé les autres, et il ne peut se sauver lui-même! S`il est roi d`Israël, qu`il descende de la croix, et nous croirons en lui.
42. "Ny sasany novonjeny, fa ny tenany tsy hainy vonjena. Raha Mpanjakan' ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin' ny hazofijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay;"
43. He trusted in God; let him deliver him now, if he will have him: for he said, I am the Son of God.
43. "Il s`est confié en Dieu; que Dieu le délivre maintenant, s`il l`aime. Car il a dit: Je suis Fils de Dieu."
43. Natoky an' Andriamanitra Izy, aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany Izy, satria hoy Izy: Zanak' Andriamanitra Aho.
44. The thieves also, which were crucified with him, cast the same in his teeth.
44. Les brigands, crucifiés avec lui, l`insultaient de la même manière.
44. Nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin' ny hazofijaliana.
The Death of Jesus
45. Now from the sixth hour there was darkness over all the land unto the ninth hour.
45. Depuis la sixième heure jusqu`à la neuvième, il y eut des ténèbres sur toute la terre.
45. Ary hatramin' ny ora fahenina ka hatramin' ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.
46. And about the ninth hour Jesus cried with a loud voice, saying, Eli, Eli, lama sabachthani? that is to say, My God, my God, why hast thou forsaken me?
46. Et vers la neuvième heure, Jésus s`écria d`une voix forte: Éli, Éli, lama sabachthani? c`est-à-dire: Mon Dieu, mon Dieu, pourquoi m`as-tu abandonné?
46. Ary nony tokony tamin' ny ora fahasivy, dia niantso tamin' ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Ely, Ely, lamà sabaktany? izany hoe, Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Ianao?
47. Some of them that stood there, when they heard that, said, This man calleth for Elias.
47. Quelques-un de ceux qui étaient là, l`ayant entendu, dirent: Il appelle Élie.
47. Ary ny sasany tamin' izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an' i Elia ralehilahy io.
48. And straightway one of them ran, and took a spunge, and filled it with vinegar, and put it on a reed, and gave him to drink.
48. Et aussitôt l`un d`eux courut prendre une éponge, qu`il remplit de vinaigre, et, l`ayant fixée à un roseau, il lui donna à boire.
48. Ary niaraka tamin' izay ny anankiray teo aminy dia nihazakazaka ka nandray sipaonjy, ary natsobony tamin' ny vinaingitra izany ka notohizany tamin' ny volotara dia natolony hosotroin' i Jesosy.
49. The rest said, Let be, let us see whether Elias will come to save him.
49. Mais les autres disaient: Laisse, voyons si Élie viendra le sauver.
49. Fa ny sasany kosa nanao hoe: Aoka hoe hizahantsika na ho avy hamonjy Azy Elia na tsia.
50. Jesus, when he had cried again with a loud voice, yielded up the ghost.
50. Jésus poussa de nouveau un grand cri, et rendit l`esprit.
50. Ary rehefa niantso tamin' ny feo mahery indray Jesosy, dia nanolotra ny fanahiny.
51. And, behold, the veil of the temple was rent in twain from the top to the bottom; and the earth did quake, and the rocks rent;
51. Et voici, le voile du temple se déchira en deux, depuis le haut jusqu`en bas, la terre trembla, les rochers se fendirent,
51. "Ary, indro, ny efitra lamba tao amin' ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; dia nihorohoro ny tany ka nitresaka ny vatolampy;"
52. And the graves were opened; and many bodies of the saints which slept arose,
52. les sépulcres s`ouvrirent, et plusieurs corps des saints qui étaient morts ressuscitèrent.
52. Ary nisokatra ny fasana ka maro ny fatin' ny olona masina izay efa nodimandry no nitsangana,
53. And came out of the graves after his resurrection, and went into the holy city, and appeared unto many.
53. Étant sortis des sépulcres, après la résurrection de Jésus, ils entrèrent dans la ville sainte, et apparurent à un grand nombre de personnes.
53. Ary nivoaka avy tao amin' ny fasana ireo taorian' ny nitsanganan' i Jesosy tamin' ny maty, dia nankao amin' ny Tanàna Masina ka niseho tamin' ny maro.
54. Now when the centurion, and they that were with him, watching Jesus, saw the earthquake, and those things that were done, they feared greatly, saying, Truly this was the Son of God.
54. Le centenier et ceux qui étaient avec lui pour garder Jésus, ayant vu le tremblement de terre et ce qui venait d`arriver, furent saisis d`une grande frayeur, et dirent: Assurément, cet homme était Fils de Dieu.
54. Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an' i Jesosy raha nahita ny horohoron-tany mbamin' izay zavatra natao dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa io no Ilay Zanak' Andriamanitra.
55. And many women were there beholding afar off, which followed Jesus from Galilee, ministering unto him:
55. "Il y avait là plusieurs femmes qui regardaient de loin; qui avaient accompagné Jésus depuis la Galilée, pour le servir."
55. Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an' i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy.
56. Among which was Mary Magdalene, and Mary the mother of James and Joses, and the mother of Zebedee's children.
56. Parmi elles étaient Marie de Magdala, Marie, mère de Jacques et de Joseph, et la mère des fils de Zébédée.
56. Isan' ireny Maria Magdalena sy Maria renin' i Jakoba sy Josesy ary ny renin' ny zanak' i Zebedio.
The Burial of Jesus
57. When the even was come, there came a rich man of Arimathaea, named Joseph, who also himself was Jesus' disciple:
57. Le soir étant venu, arriva un homme riche d`Arimathée, nommé Joseph, lequel était aussi disciple de Jésus.
57. "Ary nony hariva ny andro, dia avy ny lehilahy mpanankarena anankiray avy any Arimatia, ny anarany atao hoe Josefa, ary izy koa dia mpianatr' i Jesosy;"
58. He went to Pilate, and begged the body of Jesus. Then Pilate commanded the body to be delivered.
58. Il se rendit vers Pilate, et demanda le corps de Jésus. Et Pilate ordonna de le remettre.
58. Nankao amin' ny Pilato izy ka nangataka ny fatin' i Jesosy. Dia nodidian' i Pilato homena azy ny faty.
59. And when Joseph had taken the body, he wrapped it in a clean linen cloth,
59. Joseph prit le corps, l`enveloppa d`un linceul blanc,
59. Ary rehefa nalain' i Josefa ny faty ka nofonosiny hariry madinika madio,
60. And laid it in his own new tomb, which he had hewn out in the rock: and he rolled a great stone to the door of the sepulchre, and departed.
60. et le déposa dans un sépulcre neuf, qu`il s`était fait tailler dans le roc. Puis il roula une grande pierre à l`entrée du sépulcre, et il s`en alla.
60. Dia naleviny tao amin' ny fasany vaovao, izay efa nolavahany tamin' ny vatolampy, ary nanakodia vato lehibe ho eo amin' ny varavaran' ny fasana izy, dia lasa nandeha.
61. And there was Mary Magdalene, and the other Mary, sitting over against the sepulchre.
61. Marie de Magdala et l`autre Marie étaient là, assises vis-à-vis du sépulcre.
61. Ary tao Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray ka nipetraka tandrifin' ny fasana.
The Guard at the Tomb
62. Now the next day, that followed the day of the preparation, the chief priests and Pharisees came together unto Pilate,
62. Le lendemain, qui était le jour après la préparation, les principaux sacrificateurs et les pharisiens allèrent ensemble auprès de Pilate,
62. Ary ny ampitson' ny andro fiomanana dia nankeo amin' i Pilato ny lohan' ny mpisorona sy ny Fariseo,
63. Saying, Sir, we remember that that deceiver said, while he was yet alive, After three days I will rise again.
63. et dirent: Seigneur, nous nous souvenons que cet imposteur a dit, quand il vivait encore: Après trois jours je ressusciterai.
63. Ka nanao hoe: Tompoko, tsaroanay fa iny mpamitaka iny fony Izy mbola velona dia nanao hoe: Raha afaka hateloana dia hitsangana indray Aho.
64. Command therefore that the sepulchre be made sure until the third day, lest his disciples come by night, and steal him away, and say unto the people, He is risen from the dead: so the last error shall be worse than the first.
64. Ordonne donc que le sépulcre soit gardé jusqu`au troisième jour, afin que ses disciples ne viennent pas dérober le corps, et dire au peuple: Il est ressuscité des morts. Cette dernière imposture serait pire que la première.
64. "Koa mandidia mba hiambenana mafy ny fasana mandra-pahatongan' ny andro fahatelo, fandrao avy amin' ny alina ny mpianany ka mangalatra Azy, dia hilaza amin' ny olona hoe: Efa nitsangana tamin' ny maty Izy; ka dia ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany."
65. Pilate said unto them, Ye have a watch: go your way, make it as sure as ye can.
65. "Pilate leur dit: Vous avez une garde; allez, gardez-le comme vous l`entendrez."
65. Hoy Pilato taminy: Makà mpiambina ianareo ka mandehana, ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.
66. So they went, and made the sepulchre sure, sealing the stone, and setting a watch.
66. Ils s`en allèrent, et s`assurèrent du sépulcre au moyen de la garde, après avoir scellé la pierre.
66. Dia lasa izy ireo, ka nalatsany ny mpiambina hiambina mafy ny fasana, rehefa nasiany tombo-kase ny vato.