Jesus Anointed at Bethany

1. After two days was the feast of the passover, and of unleavened bread: and the chief priests and the scribes sought how they might take him by craft, and put him to death.
1. La fête de Pâque et des pains sans levain devait avoir lieu deux jours après. Les principaux sacrificateurs et les scribes cherchaient les moyens d`arrêter Jésus par ruse, et de le faire mourir.
1. REHEFA indroa andro no sisa tsy hahatongavan' ny andro firavoravoan' ny Paska sy fihinanana ny mofo tsy misy lalivay, dia nitady hisambotra an' i Jesosy tamin'ny fitaka ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna mba hamonoany Azy.
2. But they said, Not on the feast day, lest there be an uproar of the people.
2. Car ils disaient: Que ce ne soit pas pendant la fête, afin qu`il n`y ait pas de tumulte parmi le peuple.
2. Nefa hoy izy ireo: Tsy amin'ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.
3. And being in Bethany in the house of Simon the leper, as he sat at meat, there came a woman having an alabaster box of ointment of spikenard very precious; and she brake the box, and poured it on his head.
3. "Comme Jésus était à Béthanie, dans la maison de Simon le lépreux, une femme entra, pendant qu`il se trouvait à table. Elle tenait un vase d`albâtre, qui renfermait un parfum de nard pur de grand prix; et, ayant rompu le vase, elle répandit le parfum sur la tête de Jésus."
3. "Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon' i Simona boka, raha nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda sarobidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin' ny lohan' i Jesosy ny menaka."
4. And there were some that had indignation within themselves, and said, Why was this waste of the ointment made?
4. Quelques-uns exprimèrent entre eux leur indignation: A quoi bon perdre ce parfum?
4. Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton' izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao?
5. For it might have been sold for more than three hundred pence, and have been given to the poor. And they murmured against her.
5. On aurait pu le vendre plus de trois cents deniers, et les donner aux pauvres. Et ils s`irritaient contre cette femme.
5. Fa azo namidy ho lafo mihoatra ny denaria telonjato iny menaka manitra iny ka nomena ny mahantra. Dia nimonomonona tamin-dravehivavy ireo.
6. And Jesus said, Let her alone; why trouble ye her? she hath wrought a good work on me.
6. "Mais Jésus dit: Laissez-la. Pourquoi lui faites-vous de la peine? Elle a fait une bonne action à mon égard;"
6. "Fa hoy Jesosy taminy: Avelao izy; nahoana ianareo no mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko."
7. For ye have the poor with you always, and whensoever ye will ye may do them good: but me ye have not always.
7. car vous avez toujours les pauvres avec vous, et vous pouvez leur faire du bien quand vous voulez, mais vous ne m`avez pas toujours.
7. "Fa ny mahantra dia eto aminareo mandrakariva, ary na oviana na oviana no tianareo hanaovana soa aminy, dia mahazo manao ianareo; fa Izaho kosa tsy mba ho eto aminareo mandrakariva."
8. She hath done what she could: she is come aforehand to anoint my body to the burying.
8. "Elle a fait ce qu`elle a pu; elle a d`avance embaumé mon corps pour la sépulture."
8. Efa nanao izay azony natao izy: namonjy nanosotra ny tenako hanamboarany Ahy halevina izy.
9. Verily I say unto you, Wheresoever this gospel shall be preached throughout the whole world, this also that she hath done shall be spoken of for a memorial of her.
9. Je vous le dis en vérité, partout où la bonne nouvelle sera prêchée, dans le monde entier, on racontera aussi en mémoire de cette femme ce qu`elle a fait.
9. Ary lazaiko marina aminareo: Na aiza na aiza amin' izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.
10. And Judas Iscariot, one of the twelve, went unto the chief priests, to betray him unto them.
10. Judas Iscariot, l`un des douze, alla vers les principaux sacrificateurs, afin de leur livrer Jésus.
10. Ary Jodasy Iskariota, ilay isan' ny roa ambin' ny folo lahy, dia nankao amin' ny lohan' ny mpisorona hamadika an' i Jesosy aminy.
11. And when they heard it, they were glad, and promised to give him money. And he sought how he might conveniently betray him.
11. Après l`avoir entendu, ils furent dans la joie, et promirent de lui donner de l`argent. Et Judas cherchait une occasion favorable pour le livrer.
11. Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia faly ka nanaiky hanome vola azy. Ary Jodasy dia nitady ny fomba mety hahazoany mamadika Azy.

The Lord's Supper

12. And the first day of unleavened bread, when they killed the passover, his disciples said unto him, Where wilt thou that we go and prepare that thou mayest eat the passover?
12. Le premier jour des pains sans levain, où l`on immolait la Pâque, les disciples de Jésus lui dirent: Où veux-tu que nous allions te préparer la Pâque?
12. Ary tamin' ny voalohan' ny andro fihinanana ny mofo tsy misy lalivay, izay famonoana ny Paska, dia hoy ny mpianany taminy: Aiza no tianao halehanay hanamboaranay mba hihinananao ny Paska?
13. And he sendeth forth two of his disciples, and saith unto them, Go ye into the city, and there shall meet you a man bearing a pitcher of water: follow him.
13. "Et il envoya deux de ses disciples, et leur dit: Allez à la ville; vous rencontrerez un homme portant une cruche d`eau, suivez-le."
13. "Dia naniraka roa lahy tamin' ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Mankanesa any an-tanàna, ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; dia manaraha azy."
14. And wheresoever he shall go in, say ye to the goodman of the house, The Master saith, Where is the guestchamber, where I shall eat the passover with my disciples?
14. Quelque part qu`il entre, dites au maître de la maison: Le maître dit: Où est le lieu où je mangerai la Pâque avec mes disciples?
14. Ary lazao amin' ny tompon' ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain' ny Mpampianatra: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paska amin' ny mpianatro?
15. And he will shew you a large upper room furnished and prepared: there make ready for us.
15. Et il vous montrera une grande chambre haute, meublée et toute prête: c`est là que vous nous préparerez la Pâque.
15. "Ary hanoro anareo efitrano malalaka ambony rihana izy, izay voaisy fanaka sady voavoatra tsara; any no hanomano ho antsika."
16. And his disciples went forth, and came into the city, and found as he had said unto them: and they made ready the passover.
16. "Les disciples partirent, arrivèrent à la ville, et trouvèrent les choses comme il le leur avait dit; et ils préparèrent la Pâque."
16. Ary nandeha ny mpianatra, dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy, dia nanomana ny Paska ireo.
17. And in the evening he cometh with the twelve.
17. Le soir étant venu, il arriva avec les douze.
17. Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin' ny folo lahy.
18. And as they sat and did eat, Jesus said, Verily I say unto you, One of you which eateth with me shall betray me.
18. Pendant qu`ils étaient à table et qu`ils mangeaient, Jésus dit: Je vous le dis en vérité, l`un de vous, qui mange avec moi, me livrera.
18. Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko marina aminareo fa ny anankiray aminareo izay miara-mihinana amiko no hamadika Ahy.
19. And they began to be sorrowful, and to say unto him one by one, Is it I? and another said, Is it I?
19. Ils commencèrent à s`attrister, et à lui dire, l`un après l`autre: Est-ce moi?
19. Dia nanomboka nalahelo izy ireo, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany? ary hoy ny anankiray: Izaho va izany?
20. And he answered and said unto them, It is one of the twelve, that dippeth with me in the dish.
20. Il leur répondit: C`est l`un des douze, qui met avec moi la main dans le plat.
20. Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Izay anankiray amin' ny roa ambin' ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anaty lovia no izy.
21. The Son of man indeed goeth, as it is written of him: but woe to that man by whom the Son of man is betrayed! good were it for that man if he had never been born.
21. Le Fils de l`homme s`en va selon ce qui est écrit de lui. Mais malheur à l`homme par qui le Fils de l`homme est livré! Mieux vaudrait pour cet homme qu`il ne fût pas né.
21. Fa ny Zanak' olona dia mandeha tokoa, araka ny nanoratana Azy, nefa loza ho an' ny olona izay avy amin' ny alalany no hamadihana ny Zanak' olona! Tsara ho an' izany olona izany raha tsy ary akory.
22. And as they did eat, Jesus took bread, and blessed, and brake it, and gave to them, and said, Take, eat: this is my body.
22. "Pendant qu`ils mangeaient, Jésus prit du pain; et, après avoir rendu grâces, il le rompit, et le leur donna, en disant: Prenez, ceci est mon corps."
22. "Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jesosy; ka nony efa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy ary nataony hoe: Raiso, hano, ity no tenako."
23. And he took the cup, and when he had given thanks, he gave it to them: and they all drank of it.
23. "Il prit ensuite une coupe; et, après avoir rendu grâces, il la leur donna, et ils en burent tous."
23. "Dia nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy; ka dia nisotroan' izy rehetra izany."
24. And he said unto them, This is my blood of the new testament, which is shed for many.
24. Et il leur dit: Ceci est mon sang, le sang de l`alliance, qui est répandu pour plusieurs.
24. Ary hoy Izy taminy: Ity no rako amin' ny fanekena vaovao izay alatsaka ho an' ny maro.
25. Verily I say unto you, I will drink no more of the fruit of the vine, until that day that I drink it new in the kingdom of God.
25. Je vous le dis en vérité, je ne boirai plus jamais du fruit de la vigne, jusqu`au jour où je le boirai nouveau dans le royaume de Dieu.
25. Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-piavin' ny andro hisotroako izay vaovao any amin' ny fanjakan' Andriamanitra.
26. And when they had sung an hymn, they went out into the mount of Olives.
26. Après avoir chanté les cantiques, ils se rendirent à la montagne des oliviers.
26. Ary rehefa nihira fiderana izy ireo, dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.

Jesus Predicts Peter's Denial

27. And Jesus saith unto them, All ye shall be offended because of me this night: for it is written, I will smite the shepherd, and the sheep shall be scattered.
27. "Jésus leur dit: Vous serez tous scandalisés; car il est écrit: Je frapperai le berger, et les brebis seront dispersées."
27. "Ary hoy Jesosy taminy. Ho tafintohina noho ny amiko avokoa ianareo rehetra anio alina; fa voasoratra hoe: “Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry”."
28. But after that I am risen, I will go before you into Galilee.
28. Mais, après que je serai ressuscité, je vous précéderai en Galilée.
28. Fa rehefa mitsangana indray Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
29. But Peter said unto him, Although all shall be offended, yet will not I.
29. Pierre lui dit: Quand tous seraient scandalisés, je ne serai pas scandalisé.
29. Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina.
30. And Jesus saith unto him, Verily I say unto thee, That this day, even in this night, before the cock crow twice, thou shalt deny me thrice.
30. Et Jésus lui dit: Je te le dis en vérité, toi, aujourd`hui, cette nuit même, avant que le coq chante deux fois, tu me renieras trois fois.
30. Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin' ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handa Ahy intelo ianao.
31. But he spake the more vehemently, If I should die with thee, I will not deny thee in any wise. Likewise also said they all.
31. Mais Pierre reprit plus fortement: Quand il me faudrait mourir avec toi, je ne te renierai pas. Et tous dirent la même chose.
31. Fa vao mainka niteny mafy dia mafy izy hoe: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain' izy rehetra.

Gethsemane

32. And they came to a place which was named Gethsemane: and he saith to his disciples, Sit ye here, while I shall pray.
32. Ils allèrent ensuite dans un lieu appelé Gethsémané, et Jésus dit à ses disciples: Asseyez-vous ici, pendant que je prierai.
32. "Ary tonga tany amin' ny toerana izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako."
33. And he taketh with him Peter and James and John, and began to be sore amazed, and to be very heavy;
33. Il prit avec lui Pierre, Jacques et Jean, et il commença à éprouver de la frayeur et des angoisses.
33. Ary nitondra an' i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia nanomboka talanjona indrindra sady ory indrindra.
34. And saith unto them, My soul is exceeding sorrowful unto death: tarry ye here, and watch.
34. "Il leur dit: Mon âme est triste jusqu`à la mort; restez ici, et veillez."
34. "Ary hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miareta tory."
35. And he went forward a little, and fell on the ground, and prayed that, if it were possible, the hour might pass from him.
35. Puis, ayant fait quelques pas en avant, il se jeta contre terre, et pria que, s`il était possible, cette heure s`éloignât de lui.
35. Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka tamin' ny tany ka nivavaka mba hialan' izany ora izany aminy, raha azo atao.
36. And he said, Abba, Father, all things are possible unto thee; take away this cup from me: nevertheless not what I will, but what thou wilt.
36. Il disait: Abba, Père, toutes choses te sont possibles, éloigne de moi cette coupe! Toutefois, non pas ce que je veux, mais ce que tu veux.
36. "Ary hoy Izy: Aba, Ray ô! ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity, kanefa aoka tsy izay sitrapoko, fa izay sitraponao!"
37. And he cometh, and findeth them sleeping, and saith unto Peter, Simon, sleepest thou? couldest not thou watch one hour?
37. Et il vint vers les disciples, qu`il trouva endormis, et il dit à Pierre: Simon, tu dors! Tu n`as pu veiller une heure!
37. Ary nanatona Izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy Izy tamin' i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy mahazaka miaritory na dia ora iray ihany aza va ianao?
38. Watch ye and pray, lest ye enter into temptation. The spirit truly is ready, but the flesh is weak.
38. "Veillez et priez, afin que vous ne tombiez pas en tentation; l`esprit est bien disposé, mais la chair est faible."
38. Miareta tory ianareo, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin' ny fakampanahy. Vonona tokoa ny fanahy fa ny nofo no malemy.
39. And again he went away, and prayed, and spake the same words.
39. Il s`éloigna de nouveau, et fit la même prière.
39. Dia lasa indray Izy ka nivavaka nanao ilay teny teo ihany.
40. And when he returned, he found them asleep again, (for their eyes were heavy,) neither wist they what to answer him.
40. "Il revint, et les trouva encore endormis; car leurs yeux étaient appesantis. Ils ne surent que lui répondre."
40. Ary nony niverina Izy, dia nahita azy matory indray, fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitany izay havaliny Azy.
41. And he cometh the third time, and saith unto them, Sleep on now, and take your rest: it is enough, the hour is come; behold, the Son of man is betrayed into the hands of sinners.
41. "Il revint pour la troisième fois, et leur dit: Dormez maintenant, et reposez-vous! C`est assez! L`heure est venue; voici, le Fils de l`homme est livré aux mains des pécheurs."
41. "Ary avy fanintelony Izy, dia nanao taminy hoe: Matoria àry ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo. Ampy izay; efa tonga ny ora; indro, ny Zanak' olona havadika ho eo an-tanan' ny mpanota."
42. Rise up, let us go; lo, he that betrayeth me is at hand.
42. "Levez-vous, allons; voici, celui qui me livre s`approche."
42. "Mitsangàna, andeha isika; indro, fa efa akaiky ilay mamadika Ahy."
43. And immediately, while he yet spake, cometh Judas, one of the twelve, and with him a great multitude with swords and staves, from the chief priests and the scribes and the elders.
43. Et aussitôt, comme il parlait encore, arriva Judas l`un des douze, et avec lui une foule armée d`épées et de bâtons, envoyée par les principaux sacrificateurs, par les scribes et par les anciens.
43. Ary niaraka tamin' izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan' ny roa ambin' ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin' ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary ny loholona.
44. And he that betrayed him had given them a token, saying, Whomsoever I shall kiss, that same is he; take him, and lead him away safely.
44. "Celui qui le livrait leur avait donné ce signe: Celui que je baiserai, c`est lui; saisissez-le, et emmenez-le sûrement."
44. "Ary ilay hamadika Azy efa nanome famantarana ireo ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento, fa aza avela ho afaka."

Jesus Arrested

45. And as soon as he was come, he goeth straightway to him, and saith, Master, master; and kissed him.
45. Dès qu`il fut arrivé, il s`approcha de Jésus, disant: Rabbi! Et il le baisa.
45. Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an' i Jesosy niaraka tamin' izay ka nanao hoe: Mpampianatra ô! mpampianatra ô! dia nanoroka Azy.
46. And they laid their hands on him, and took him.
46. Alors ces gens mirent la main sur Jésus, et le saisirent.
46. Ary naninjitra ny tanany taminy ny olona ka nisambotra Azy.
47. And one of them that stood by drew a sword, and smote a servant of the high priest, and cut off his ear.
47. Un de ceux qui étaient là, tirant l`épée, frappa le serviteur du souverain sacrificateur, et lui emporta l`oreille.
47. Ary ny anankiray tamin' izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon' ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.
48. And Jesus answered and said unto them, Are ye come out, as against a thief, with swords and with staves to take me?
48. Jésus, prenant la parole, leur dit: Vous êtes venus, comme après un brigand, avec des épées et des bâtons, pour vous emparer de moi.
48. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra mpangalatra va ianareo?
49. I was daily with you in the temple teaching, and ye took me not: but the scriptures must be fulfilled.
49. J`étais tous les jours parmi vous, enseignant dans le temple, et vous ne m`avez pas saisi. Mais c`est afin que les Écritures soient accomplies.
49. "Teo aminareo isan' andro Aho nampianatra teo amin' ny tempoly, nefa tsy nisambotra Ahy ianareo; fa tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina."
50. And they all forsook him, and fled.
50. Alors tous l`abandonnèrent, et prirent la fuite.
50. Ary samy nandao Azy izy rehetra ka nandositra.
51. And there followed him a certain young man, having a linen cloth cast about his naked body; and the young men laid hold on him:
51. "Un jeune homme le suivait, n`ayant sur le corps qu`un drap. On se saisit de lui;"
51. Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin' ny zatovo teo izy.
52. And he left the linen cloth, and fled from them naked.
52. mais il lâcha son vêtement, et se sauva tout nu.
52. Dia navelany ny lambany hariry madinika, ka nandositra azy ireo nitanjaka izy.

Before the Sanhedrin

53. And they led Jesus away to the high priest: and with him were assembled all the chief priests and the elders and the scribes.
53. Ils emmenèrent Jésus chez le souverain sacrificateur, où s`assemblèrent tous les principaux sacrificateurs, les anciens et les scribes.
53. "Ary nitondra an' i Jesosy ho any amin' ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanoradalàna."
54. And Peter followed him afar off, even into the palace of the high priest: and he sat with the servants, and warmed himself at the fire.
54. "Pierre le suivit de loin jusque dans l`intérieur de la cour du souverain sacrificateur; il s`assit avec les serviteurs, et il se chauffait près du feu."
54. Ary Petera efa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin' ny kianjan' ny tranon' ny mpisoronabe, ary niara-nipetraka teo amin' ny mpiandry raharaha izy ka namindro teo anilan' ny afo.
55. And the chief priests and all the council sought for witness against Jesus to put him to death; and found none.
55. "Les principaux sacrificateurs et tout le sanhédrin cherchaient un témoignage contre Jésus, pour le faire mourir, et ils n`en trouvaient point;"
55. Ary ny lohan' ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra nitady vavolombelona hiampanga an' i Jesosy hamonoany Azy, nefa tsy nahita.
56. For many bare false witness against him, but their witness agreed not together.
56. car plusieurs rendaient de faux témoignages contre lui, mais les témoignages ne s`accordaient pas.
56. Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fiampangany.
57. And there arose certain, and bare false witness against him, saying,
57. Quelques-uns se levèrent, et portèrent un faux témoignage contre lui, disant:
57. Ary nitsangana ny sasany, dia niampanga lainga Azy nanao hoe:
58. We heard him say, I will destroy this temple that is made with hands, and within three days I will build another made without hands.
58. Nous l`avons entendu dire: Je détruirai ce temple fait de main d`homme, et en trois jours j`en bâtirai un autre qui ne sera pas fait de main d`homme.
58. Izahay efa nandre Azy nanao hoe: Handrava ity tempoly nataon-tanana ity Aho, ary amin' ny hateloana dia hanangana hafa izay tsy nataon-tanana Aho.
59. But neither so did their witness agree together.
59. Même sur ce point-là leur témoignage ne s`accordait pas.
59. Fa tsy nifanaraka ny filàzany na dia tamin' izany aza.
60. And the high priest stood up in the midst, and asked Jesus, saying, Answerest thou nothing? what is it which these witness against thee?
60. Alors le souverain sacrificateur, se levant au milieu de l`assemblée, interrogea Jésus, et dit: Ne réponds-tu rien? Qu`est-ce que ces gens déposent contre toi?
60. Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an' i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Ianao? Inona no iampangan' ireto Anao?
61. But he held his peace, and answered nothing. Again the high priest asked him, and said unto him, Art thou the Christ, the Son of the Blessed?
61. Jésus garda le silence, et ne répondit rien. Le souverain sacrificateur l`interrogea de nouveau, et lui dit: Es-tu le Christ, le Fils du Dieu béni?
61. Fa tsy niteny Jesosy sady tsy namaly akory. Dia nanontany Azy indray ny mpisoronabe ka nanao taminy hoe: Ianao va no Kristy, Zanaky ny Isaorana?
62. And Jesus said, I am: and ye shall see the Son of man sitting on the right hand of power, and coming in the clouds of heaven.
62. Jésus répondit: Je le suis. Et vous verrez le Fils de l`homme assis à la droite de la puissance de Dieu, et venant sur les nuées du ciel.
62. "Ary hoy Jesosy: Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak' olona mipetraka eo ankavanan' ny Hery sady avy eo amin' ny rahon' ny lanitra."
63. Then the high priest rent his clothes, and saith, What need we any further witnesses?
63. Alors le souverain sacrificateur déchira ses vêtements, et dit: Qu`avons-nous encore besoin de témoins?
63. Ary ny mpisoronabe nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Ahoana no mbola ilantsika vavolombelona indray?
64. Ye have heard the blasphemy: what think ye? And they all condemned him to be guilty of death.
64. Vous avez entendu le blasphème. Que vous en semble? Tous le condamnèrent comme méritant la mort.
64. "Efa renareo ny blasfemia; ahoana no hevitrareo? Dia nohelohin' izy rehetra Izy fa mendrika ho faty."
65. And some began to spit on him, and to cover his face, and to buffet him, and to say unto him, Prophesy: and the servants did strike him with the palms of their hands.
65. Et quelques-uns se mirent à cracher sur lui, à lui voiler le visage et à le frapper à coups de poing, en lui disant: Devine! Et les serviteurs le reçurent en lui donnant des soufflets.
65. "Ary ny sasany nandrora Azy, dia nanarona ny tavany sady namely totohondry Azy ka nanao hoe: Maminania; ary ny mpanompo namely tehamaina Azy."

Peter Disowns Jesus

66. And as Peter was beneath in the palace, there cometh one of the maids of the high priest:
66. Pendant que Pierre était en bas dans la cour, il vint une des servantes du souverain sacrificateur.
66. "Ary raha nitoetra teo ambany eo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin' ny ankizivavin' ny mpisoronabe;"
67. And when she saw Peter warming himself, she looked upon him, and said, And thou also wast with Jesus of Nazareth.
67. Voyant Pierre qui se chauffait, elle le regarda, et lui dit: Toi aussi, tu étais avec Jésus de Nazareth.
67. Ary nony nahita an' i Petera namindro izy, dia nijery azy ka nanao hoe: Ianao koa nomba an' i Jesosy avy any Nazareta.
68. But he denied, saying, I know not, neither understand I what thou sayest. And he went out into the porch; and the cock crew.
68. Il le nia, disant: Je ne sais pas, je ne comprends pas ce que tu veux dire. Puis il sortit pour aller dans le vestibule. Et le coq chanta.
68. Fa nandà izy ka nanao hoe: Tsy fantatro sady tsy azoko ny teninao. Dia nivoaka ho eo am-bavahady izy, ary nisy akoho naneno.
69. And a maid saw him again, and began to say to them that stood by, This is one of them.
69. La servante, l`ayant vu, se mit de nouveau à dire à ceux qui étaient présents: Celui-ci est de ces gens-là. Et il le nia de nouveau.
69. "Ary nisy ankizivavy nahita azy indray, dia niteny tamin'izay teo anilany hoe: Io lehilahy io naman' ireny;"
70. And he denied it again. And a little after, they that stood by said again to Peter, Surely thou art one of them: for thou art a Galilaean, and thy speech agreeth thereto.
70. Peu après, ceux qui étaient présents dirent encore à Pierre: Certainement tu es de ces gens-là, car tu es Galiléen.
70. "Fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany dia nilaza indray tamin' i Petera hoe: Naman' ireo tokoa ianao; fa Galiliana ianao, ary mifanaraka amin' izany ny fiteninao;"
71. But he began to curse and to swear, saying, I know not this man of whom ye speak.
71. Alors il commença à faire des imprécations et à jurer: Je ne connais pas cet homme dont vous parlez.
71. Fa nanomboka niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.
72. And the second time the cock crew. And Peter called to mind the word that Jesus said unto him, Before the cock crow twice, thou shalt deny me thrice. And when he thought thereon, he wept.
72. Aussitôt, pour la seconde fois, le coq chanta. Et Pierre se souvint de la parole que Jésus lui avait dite: Avant que le coq chante deux fois, tu me renieras trois fois. Et en y réfléchissant, il pleurait.
72. Ary niaraka tamin' izay, dia nisy akoho naneno fanindroany. Ary Petera nahatsiaro ny teny izay nolazain' i Jesosy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Ary nony nieritreritra izany izy, dia nitomany.
<
>