The Parable of the Tenants
1. And he began to speak unto them by parables. A certain man planted a vineyard, and set an hedge about it, and digged a place for the winefat, and built a tower, and let it out to husbandmen, and went into a far country.
1. "Jésus se mit ensuite à leur parler en paraboles. Un homme planta une vigne. Il l`entoura d`une haie, creusa un pressoir, et bâtit une tour; puis il l`afferma à des vignerons, et quitta le pays."
1. ARY nanomboka niteny taminy Izy ka nanao fanoharana hoe: Nisy lehilahy iray namboly tanimboaloboka ka namefy azy sy nihady famiazana ary nanao tilikambo ka nahofany tamin’ny mpiasa tany izany, dia lasa nankany an-tany lavitra izy.
2. And at the season he sent to the husbandmen a servant, that he might receive from the husbandmen of the fruit of the vineyard.
2. Au temps de la récolte, il envoya un serviteur vers les vignerons, pour recevoir d`eux une part du produit de la vigne.
2. Ary nony tonga ny fotoana, dia naniraka mpanompo anankiray izy hankany amin’ny mpiasa tany handray amin’ny vokatry ny tanimboaloboka.
3. And they caught him, and beat him, and sent him away empty.
3. S`étant saisis de lui, ils le battirent, et le renvoyèrent à vide.
3. Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.
4. And again he sent unto them another servant; and at him they cast stones, and wounded him in the head, and sent him away shamefully handled.
4. "Il envoya de nouveau vers eux un autre serviteur; ils le frappèrent à la tête, et l`outragèrent."
4. Ary naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray izy, ka notorahany vato io, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baràka.
5. And again he sent another; and him they killed, and many others; beating some, and killing some.
5. "Il en envoya un troisième, qu`ils tuèrent; puis plusieurs autres, qu`ils battirent ou tuèrent."
5. "Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty."
6. Having yet therefore one son, his wellbeloved, he sent him also last unto them, saying, They will reverence my son.
6. "Il avait encore un fils bien-aimé; il l`envoya vers eux le dernier, en disant: Ils auront du respect pour mon fils."
6. Ary mbola nanana anankiray izy, dia ny zanany lahy malalany, dia naniraka farany azy koa hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.
7. But those husbandmen said among themselves, This is the heir; come, let us kill him, and the inheritance shall be our's.
7. "Mais ces vignerons dirent entre eux: Voici l`héritier; venez, tuons-le, et l`héritage sera à nous."
7. "Fa nifampiresaka ireo mpiasa tany ireo hoe: Ny mpandova ity; andeha hovonointsika izy, dia ho antsika ny lova."
8. And they took him, and killed him, and cast him out of the vineyard.
8. Et ils se saisirent de lui, le tuèrent, et le jetèrent hors de la vigne.
8. Ary nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan’ny tanimboaloboka.
9. What shall therefore the lord of the vineyard do? he will come and destroy the husbandmen, and will give the vineyard unto others.
9. Maintenant, que fera le maître de la vigne? Il viendra, fera périr les vignerons, et il donnera la vigne à d`autres.
9. Koa ahoana no hataon’ny tompon’ny tanimboaloboka amin’izany? Ho avy izy, dia handringana ny mpiasa tany, ka homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.
10. And have ye not read this scripture; The stone which the builders rejected is become the head of the corner:
10. "N`avez-vous pas lu cette parole de l`Écriture: La pierre qu`ont rejetée ceux qui bâtissaient Est devenue la principale de l`angle;"
10. "Ary tsy mbola novakinareo va izao Soratra Masina izao: “Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, dia izy no efa natao fehizoro;"
11. This was the Lord's doing, and it is marvellous in our eyes?
11. C`est par la volonté du Seigneur qu`elle l`est devenue, Et c`est un prodige à nos yeux?
11. Avy tamin’i Jehovah izao, ka mahagaga eo imasontsika?”
12. And they sought to lay hold on him, but feared the people: for they knew that he had spoken the parable against them: and they left him, and went their way.
12. Ils cherchaient à se saisir de lui, mais ils craignaient la foule. Ils avaient compris que c`était pour eux que Jésus avait dit cette parabole. Et ils le quittèrent, et s`en allèrent.
12. "Ary nitady hisambotra Azy izy ireo, nefa natahotra ny vahoaka, satria fantany fa izy ireo no nolazainy tamin’izany fanoharana izany; dia nandao an’i Jesosy ny olona ka lasa."
Paying Taxes to Caesar
13. And they send unto him certain of the Pharisees and of the Herodians, to catch him in his words.
13. Ils envoyèrent auprès de Jésus quelques-uns des pharisiens et des hérodiens, afin de le surprendre par ses propres paroles.
13. Ary nirahiny hankeo amin’i Jesosy ny sasany avy tamin’ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin’ny teniny.
14. And when they were come, they say unto him, Master, we know that thou art true, and carest for no man: for thou regardest not the person of men, but teachest the way of God in truth: Is it lawful to give tribute to Caesar, or not?
14. "Et ils vinrent lui dire: Maître, nous savons que tu es vrai, et que tu ne t`inquiètes de personne; car tu ne regardes pas à l`apparence des hommes, et tu enseignes la voie de Dieu selon la vérité. Est-il permis, ou non, de payer le tribut à César? Devons-nous payer, ou ne pas payer?"
14. Ary rehefa tonga teo ireo, dia nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Ianao, ka tsy manahy olona, satria tsy mizaha tavan’olona, fa mampianatra ny lalan’Andriamanitra marina. Mety va ny mandoa vola hetra ho an’i Kaisara, sa tsia?
15. Shall we give, or shall we not give? But he, knowing their hypocrisy, said unto them, Why tempt ye me? bring me a penny, that I may see it.
15. Jésus, connaissant leur hypocrisie, leur répondit: Pourquoi me tentez-vous? Apportez-moi un denier, afin que je le voie.
15. Handoa va izahay, sa tsy handoa? Fa nahalala ny fihatsarambelatsihiny Izy, ka dia nanao taminy hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria ety amiko hizahako azy.
16. And they brought it. And he saith unto them, Whose is this image and superscription? And they said unto him, Caesar's.
16. "Ils en apportèrent un; et Jésus leur demanda: De qui sont cette effigie et cette inscription? De César, lui répondirent-ils."
16. Dia nitondrany Izy. Ary hoy Izy taminy: An’iza io sary sy soratra io? Ary hoy izy ireo taminy: An’i Kaisara.
17. And Jesus answering said unto them, Render to Caesar the things that are Caesar's, and to God the things that are God's. And they marvelled at him.
17. Alors il leur dit: Rendez à César ce qui est à César, et à Dieu ce qui est à Dieu. Et ils furent à son égard dans l`étonnement.
17. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’i Kaisara izay an’i Kaisara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. Dia gaga taminy ireo.
Marriage at the Resurrection
18. Then come unto him the Sadducees, which say there is no resurrection; and they asked him, saying,
18. Les sadducéens, qui disent qu`il n`y a point de résurrection, vinrent auprès de Jésus, et lui firent cette question:
18. Ary nanatona ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan' ny maty, dia nanontany Azy ka nanao hoe:
19. Master, Moses wrote unto us, If a man's brother die, and leave his wife behind him, and leave no children, that his brother should take his wife, and raise up seed unto his brother.
19. Maître, voici ce que Moïse nous a prescrit: Si le frère de quelqu`un meurt, et laisse une femme, sans avoir d`enfants, son frère épousera sa veuve, et suscitera une postérité à son frère.
19. Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin' ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
20. Now there were seven brethren: and the first took a wife, and dying left no seed.
20. Or, il y avait sept frères. Le premier se maria, et mourut sans laisser de postérité.
20. "Koa nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba."
21. And the second took her, and died, neither left he any seed: and the third likewise.
21. Le second prit la veuve pour femme, et mourut sans laisser de postérité. Il en fut de même du troisième,
21. "Ary ny faharoa nampakatra an-dravehivavy, dia maty momba koa; ary ny fahatelo dia toy izany ihany koa."
22. And the seven had her, and left no seed: last of all the woman died also.
22. et aucun des sept ne laissa de postérité. Après eux tous, la femme mourut aussi.
22. "Ary izy fito mirahalahy nanambady azy nefa samy maty momba avokoa; koa faran' izy rehetra dia maty koa ravehivavy."
23. In the resurrection therefore, when they shall rise, whose wife shall she be of them? for the seven had her to wife.
23. A la résurrection, duquel d`entre eux sera-t-elle la femme? Car les sept l`ont eue pour femme.
23. Koa amin' ny fitsanganan' ny maty, rehefa hitsangana indray ireo, ho vadin' iza moa ravehivavy? satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
24. And Jesus answering said unto them, Do ye not therefore err, because ye know not the scriptures, neither the power of God?
24. Jésus leur répondit: N`êtes-vous pas dans l`erreur, parce que vous ne comprenez ni les Écritures, ni la puissance de Dieu?
24. Ary namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Tsy izao tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin' Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo?
25. For when they shall rise from the dead, they neither marry, nor are given in marriage; but are as the angels which are in heaven.
25. Car, à la résurrection des morts, les hommes ne prendront point de femmes, ni les femmes de maris, mais ils seront comme les anges dans les cieux.
25. "Satria amin' ny fitsanganana amin' ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra."
26. And as touching the dead, that they rise: have ye not read in the book of Moses, how in the bush God spake unto him, saying, I am the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob?
26. Pour ce qui est de la résurrection des morts, n`avez-vous pas lu, dans le livre de Moïse, ce que Dieu lui dit, à propos du buisson: Je suis le Dieu d`Abraham, le Dieu d`Isaac, et le Dieu de Jacob?
26. Ary ny amin' ny maty, izay hatsangana, tsy mbola novakinareo va ny ao amin' ny bokin' i Mosesy, eo amin' ilay teny milaza ny Voaroy, dia ny nanaovan' Andriamanitra taminy hoe: “Izaho no Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' Isaka ary Andriamanitr' i Jakoba?”
27. He is not the God of the dead, but the God of the living: ye therefore do greatly err.
27. Dieu n`est pas Dieu des morts, mais des vivants. Vous êtes grandement dans l`erreur.
27. "Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa Andriamanitry ny velona; koa diso indrindra ianareo."
The Greatest Commandment
28. And one of the scribes came, and having heard them reasoning together, and perceiving that he had answered them well, asked him, Which is the first commandment of all?
28. Un des scribes, qui les avait entendus discuter, sachant que Jésus avait bien répondu aux sadducéens, s`approcha, et lui demanda: Quel est le premier de tous les commandements?
28. Dia nanatona an' i Jesosy ny anankiray tamin' ny mpanoradalàna, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin' ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin' izy rehetra?
29. And Jesus answered him, The first of all the commandments is, Hear, O Israel; The Lord our God is one Lord:
29. "Jésus répondit: Voici le premier: Écoute, Israël, le Seigneur, notre Dieu, est l`unique Seigneur;"
29. "Ary namaly azy Jesosy hoe: ny voalohany amin’ny didy rehetra dia: “Mihainoa, ry Isiraely; Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;"
30. And thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy mind, and with all thy strength: this is the first commandment.
30. et: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, de toute ta pensée, et de toute ta force.
30. Koa tiava an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra”.
31. And the second is like, namely this, Thou shalt love thy neighbour as thyself. There is none other commandment greater than these.
31. Voici le second: Tu aimeras ton prochain comme toi-même. Il n`y a pas d`autre commandement plus grand que ceux-là.
31. Ary ny faharoa izay tahaka izany ihany dia izao: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao”. Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
32. And the scribe said unto him, Well, Master, thou hast said the truth: for there is one God; and there is none other but he:
32. "Le scribe lui dit: Bien, maître; tu as dit avec vérité que Dieu est unique, et qu`il n`y en a point d`autre que lui,"
32. Ary hoy ilay mpanoradalàna taminy: Mpampianatra ô! tsara izany, marina ny filazanao fa Iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.
33. And to love him with all the heart, and with all the understanding, and with all the soul, and with all the strength, and to love his neighbour as himself, is more than all whole burnt offerings and sacrifices.
33. et que l`aimer de tout son coeur, de toute sa pensée, de toute son âme et de toute sa force, et aimer son prochain comme soi-même, c`est plus que tous les holocaustes et tous les sacrifices.
33. Ary ny ho tia Azy amin’ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny fanahy rehetra sy ny hery rehetra ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa rehetra.
34. And when Jesus saw that he answered discreetly, he said unto him, Thou art not far from the kingdom of God. And no man after that durst ask him any question.
34. Jésus, voyant qu`il avait répondu avec intelligence, lui dit: Tu n`es pas loin du royaume de Dieu. Et personne n`osa plus lui proposer des questions.
34. Ary raha hitan' i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Whose Son Is the Christ
35. And Jesus answered and said, while he taught in the temple, How say the scribes that Christ is the son of David?
35. Jésus, continuant à enseigner dans le temple, dit: Comment les scribes disent-ils que le Christ est fils de David?
35. Ary Jesosy raha nampianatra teo amin' ny tempoly dia namaly ka nanao hoe: Ahoana no lazain’ny mpanoradalàna fa Kristy no zanak’i Davida?
36. For David himself said by the Holy Ghost, The LORD said to my Lord, Sit thou on my right hand, till I make thine enemies thy footstool.
36. David lui-même, animé par l`Esprit Saint, a dit: Le Seigneur a dit à mon Seigneur: Assieds-toi à ma droite, Jusqu`à ce que je fasse de tes ennemis ton marchepied.
36. Kanefa ny tenan’i Davida dia nampilazain’ny Fanahy Masina hoe: Jehovah nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.
37. David therefore himself calleth him Lord; and whence is he then his son? And the common people heard him gladly.
37. "David lui-même l`appelle Seigneur; comment donc est-il son fils? Et une grande foule l`écoutait avec plaisir."
37. Ny tenan' i Davida manao Azy hoe “Tompo,” koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny sarababem-bahoaka nihaino Azy tamin' ny hafaliana.
38. And he said unto them in his doctrine, Beware of the scribes, which love to go in long clothing, and love salutations in the marketplaces,
38. "Il leur disait dans son enseignement: Gardez-vous des scribes, qui aiment à se promener en robes longues, et à être salués dans les places publiques;"
38. Ary hoy Izy tamin' ny foto-pampianarany: Mitandrema ny amin' ny mpanoradalàna, izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoarahabain' ny olona eny an-tsena,
39. And the chief seats in the synagogues, and the uppermost rooms at feasts:
39. "qui recherchent les premiers sièges dans les synagogues, et les premières places dans les festins;"
39. Ary tia ny fipetrahana aloha ao amin' ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin' ny fanasana,
40. Which devour widows' houses, and for a pretence make long prayers: these shall receive greater damnation.
40. qui dévorent les maisons des veuves, et qui font pour l`apparence de longues prières. Ils seront jugés plus sévèrement.
40. "Ary mandany ny tranon' ny mpitondratena ka manao vavaka lavareny mba ho fisehosehoana; ireo no handray fanamelohana mafimafy kokoa."
The Widow's Offering
41. And Jesus sat over against the treasury, and beheld how the people cast money into the treasury: and many that were rich cast in much.
41. Jésus, s`étant assis vis-à-vis du tronc, regardait comment la foule y mettait de l`argent. Plusieurs riches mettaient beaucoup.
41. "Ary raha nipetraka tandrifin' ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao."
42. And there came a certain poor widow, and she threw in two mites, which make a farthing.
42. Il vint aussi une pauvre veuve, elle y mit deux petites pièces, faisant un quart de sou.
42. Fa nisy mpitondratena mahantra anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka farantsakely roa an-kevitry ny variroaventy avy.
43. And he called unto him his disciples, and saith unto them, Verily I say unto you, That this poor widow hath cast more in, than all they which have cast into the treasury:
43. "Alors Jésus, ayant appelé ses disciples, leur dit: Je vous le dis en vérité, cette pauvre veuve a donné plus qu`aucun de ceux qui ont mis dans le tronc;"
43. Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no efa nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin' ny fandatsahan-drakitra.
44. For all they did cast in of their abundance; but she of her want did cast in all that she had, even all her living.
44. car tous ont mis de leur superflu, mais elle a mis de son nécessaire, tout ce qu`elle possédait, tout ce qu`elle avait pour vivre.
44. "Fa ireo rehetra ireo, dia tamin' ny haben' ny fananany no nandatsahany tao; fa izy kosa, tamin' ny fahantrany no nandatsahany tao izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra."