1. And the LORD spake unto Moses, saying,
1. (5:20) L`Éternel parla à Moïse, et dit:
1. ARY Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
2. If a soul sin, and commit a trespass against the LORD, and lie unto his neighbour in that which was delivered him to keep, or in fellowship, or in a thing taken away by violence, or hath deceived his neighbour;
2. (5:21 Lorsque quelqu`un péchera et commettra une infidélité envers l`Éternel, en mentant à son prochain au sujet d`un dépôt, d`un objet confié à sa garde, d`une chose volée ou soustraite par fraude,
2. "Raha manota ny fanahy iray, ka manao fahadisoana amin' i Jehovah, sy mandainga amin' ny namany ny amin' ny zavatra izay nampitehirizina azy, na amin' ny fisakaizana, na amin' ny zavatra alaina an-keriny, na efa namitaka ny namany;"
3. Or have found that which was lost, and lieth concerning it, and sweareth falsely; in any of all these that a man doeth, sinning therein:
3. "(5:22) en niant d`avoir trouvé une chose perdue, ou en faisant un faux serment sur une chose quelconque de nature à constituer un péché;"
3. "Na efa nahita izay very ka mandainga ny amin' izany, sady mianian-tsy tò; amin' izay anankiray amin' izany rehetra izany no ataon' ny olona, ka hanotany;"
4. Then it shall be, because he hath sinned, and is guilty, that he shall restore that which he took violently away, or the thing which he hath deceitfully gotten, or that which was delivered him to keep, or the lost thing which he found,
4. (5:23) lorsqu`il péchera ainsi et se rendra coupable, il restituera la chose qu`il a volée ou soustraite par fraude, la chose qui lui avait été confiée en dépôt, la chose perdue qu`il a trouvée,
4. Koa satria efa nanota izy dia meloka, ka hanonitra izay nalainy an-keriny, na izay nalainy tamim-pitaka, na izay nampitehirizina azy, na izay zavatra very hitany,
5. Or all that about which he hath sworn falsely; he shall even restore it in the principal, and shall add the fifth part more thereto, and give it unto him to whom it appertaineth, in the day of his trespass offering.
5. (5:24) ou la chose quelconque sur laquelle il a fait un faux serment. Il la restituera en son entier, y ajoutera un cinquième, et la remettra à son propriétaire, le jour même où il offrira son sacrifice de culpabilité.
5. Na izay rehetra nianianany tsy tò, dia hanonitra toraka izany izy sady hampiany ny ampahadimin' izany, ka omeny ilay tompony amin' ny andro anaterany ny fanatitra noho ny fahadisoany.
6. And he shall bring his trespass offering unto the LORD, a ram without blemish out of the flock, with thy estimation, for a trespass offering, unto the priest:
6. (5:25) Il présentera au sacrificateur en sacrifice de culpabilité à l`Éternel pour son péché un bélier sans défaut, pris du troupeau d`après ton estimation.
6. "Ary hitondra fanatitra noho ny fahadisoana ho an' i Jehovah izy, dia ondrilahy tsy misy kilema avy amin' ny biby fiompy, araka ny anombananao azy ho fanatitra noho ny fahadisoana ho an' ny mpisorona;"
7. And the priest shall make an atonement for him before the LORD: and it shall be forgiven him for any thing of all that he hath done in trespassing therein.
7. (5:26) Et le sacrificateur fera pour lui l`expiation devant l`Éternel, et il lui sera pardonné, quelle que soit la faute dont il se sera rendu coupable.
7. Ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan' i Jehovah ny mpisorona ka havela ny helony na inona na inona no fahadisoana efa nataony.

The Burnt Offering

8. And the LORD spake unto Moses, saying,
8. (6:1) L`Éternel parla à Moïse, et dit:
8. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
9. Command Aaron and his sons, saying, This is the law of the burnt offering: It is the burnt offering, because of the burning upon the altar all night unto the morning, and the fire of the altar shall be burning in it.
9. (6:2) Donne cet ordre à Aaron et à ses fils, et dis: Voici la loi de l`holocauste. L`holocauste restera sur le foyer de l`autel toute la nuit jusqu`au matin, et le feu brûlera sur l`autel.
9. Mandidia an' i Arona sy ireo zanany lahy hoe: Izao no lalàna ny amin' ny fanatitra dorana: fanatitra dorana izany noho ny fandoroana eo ambonin' ny alitara mandritra ny alina mandra-pahamaraina, ary hirehitra eo ny afon' ny alitara.
10. And the priest shall put on his linen garment, and his linen breeches shall he put upon his flesh, and take up the ashes which the fire hath consumed with the burnt offering on the altar, and he shall put them beside the altar.
10. (6:3) Le sacrificateur revêtira sa tunique de lin, et mettra des caleçons sur sa chair, il enlèvera la cendre faite par le feu qui aura consumé l`holocauste sur l`autel, et il la déposera près de l`autel.
10. Ary hiankanjoan' ny mpisorona ny akanjony rongony fotsy madinika, ary ny kalisaoniny rongony fotsy hataony manolo-koditra, dia hitondra ny lavenona avy amin' ny fanatitra dorana izay nolevonin' ny afo teo ambonin' ny alitara izy, ka hametraka azy eo anilan' ny alitara.
11. And he shall put off his garments, and put on other garments, and carry forth the ashes without the camp unto a clean place.
11. (6:4) Puis il quittera ses vêtements et en mettra d`autres, pour porter la cendre hors du camp, dans un lieu pur.
11. Ary hanala ny fitafiany izy ka hitafy fitafiana hafa, dia hamoaka ny lavenona ho eny ivelan' ny toby amin' izay fitoerana madio.
12. And the fire upon the altar shall be burning in it; it shall not be put out: and the priest shall burn wood on it every morning, and lay the burnt offering in order upon it; and he shall burn thereon the fat of the peace offerings.
12. "(6:5) Le feu brûlera sur l`autel, il ne s`éteindra point; chaque matin, le sacrificateur y allumera du bois, arrangera l`holocauste, et brûlera la graisse des sacrifices d`actions de grâces."
12. "Ary ny afo eo ambonin' ny alitara hirehitra eo ka tsy havela ho faty fa hotohofan' ny mpisorona kitay hazo isa-maraina; ary ny fanatitra dorana halahany eo amboniny ka hodorany eo ambonin' ny saboran' ny fanati-pihavanana."
13. The fire shall ever be burning upon the altar; it shall never go out.
13. (6:6) Le feu brûlera continuellement sur l`autel, il ne s`éteindra point.
13. "Hirehitra mandrakariva eo ambony alitara ny afo; tsy ho faty mihitsy izany."

The Grain Offering

14. And this is the law of the meat offering: the sons of Aaron shall offer it before the LORD, before the altar.
14. (6:7) Voici la loi de l`offrande. Les fils d`Aaron la présenteront devant l`Éternel, devant l`autel.
14. Ary izao no lalàna ny amin' ny fanatitra hohanina: Ireo zanakalahin' i Arona no hanatitra izany eo anatrehan' i Jehovah, eo anoloan' ny alitara.
15. And he shall take of it his handful, of the flour of the meat offering, and of the oil thereof, and all the frankincense which is upon the meat offering, and shall burn it upon the altar for a sweet savour, even the memorial of it, unto the LORD.
15. (6:8) Le sacrificateur prélèvera une poignée de la fleur de farine et de l`huile, avec tout l`encens ajouté à l`offrande, et il brûlera cela sur l`autel comme souvenir d`une agréable odeur à l`Éternel.
15. Ary hangalany eran-tanan' ila ny koba tsara toto amin' ny fanatitra hohanina sy amin' ny diloilony, mbamin' ny ditin-kazo mani-pofona rehetra izay eo ambonin' ny fanatitra hohanina, dia hodorany eo ambonin' ny alitara ho fahatsiarovana ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah.
16. And the remainder thereof shall Aaron and his sons eat: with unleavened bread shall it be eaten in the holy place; in the court of the tabernacle of the congregation they shall eat it.
16. "(6:9) Aaron et ses fils mangeront ce qui restera de l`offrande; ils le mangeront sans levain, dans un lieu saint, dans le parvis de la tente d`assignation."
16. Ary ny sisa amin' izany dia hohanin' i Arona mbamin' ny zanany lahy: miaraka amin' ny mofo tsy misy lalivay no hihinanany azy ao amin' ny fitoerana masina, ao anatin' ny kianjan' ny tranolay fihaonana.
17. It shall not be baken with leaven. I have given it unto them for their portion of my offerings made by fire; it is most holy, as is the sin offering, and as the trespass offering.
17. (6:10) On ne le cuira pas avec du levain. C`est la part que je leur ai donnée de mes offrandes consumées par le feu. C`est une chose très sainte, comme le sacrifice d`expiation et comme le sacrifice de culpabilité.
17. "Tsy hendasina miaraka amin' ny lalivay izany. Efa nomeko azy ho anjarany avy amin' ny fanatitra atao amin' ny afo izany; masina indrindra izany, tahaka ny fanatitra noho ny ota sy tahaka ny fanatitra noho ny fahadisoana."
18. All the males among the children of Aaron shall eat of it. It shall be a statute for ever in your generations concerning the offerings of the LORD made by fire: every one that toucheth them shall be holy.
18. (6:11) Tout mâle d`entre les enfants d`Aaron en mangera. C`est une loi perpétuelle pour vos descendants, au sujet des offrandes consumées par le feu devant l`Éternel: quiconque y touchera sera sanctifié.
18. "Ny lehilahy rehetra amin' ny zanak' i Arona no hihinana izany. Ho lalàna mandrakizay amin' ny taranakareo mifandimby momba ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany; ho masina izay rehetra manendry izany."
19. And the LORD spake unto Moses, saying,
19. (6:12) L`Éternel parla à Moïse, et dit:
19. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy nanao hoe:
20. This is the offering of Aaron and of his sons, which they shall offer unto the LORD in the day when he is anointed; the tenth part of an ephah of fine flour for a meat offering perpetual, half of it in the morning, and half thereof at night.
20. (6:13) Voici l`offrande qu`Aaron et ses fils feront à l`Éternel, le jour où ils recevront l`onction: un dixième d`épha de fleur de farine, comme offrande perpétuelle, moitié le matin et moitié le soir.
20. Izao no fanatitr' i Arona sy ireo zanany lahy, izay hateriny ho an' i Jehovah amin' ny andro hanosorana azy: koba tsara toto ampahafolon' ny efaha no hatao fanatitra hohanina mandrakariva, ka ny antsasany amin' ny maraina ary ny antsasany amin' ny hariva.
21. In a pan it shall be made with oil; and when it is baken, thou shalt bring it in: and the baken pieces of the meat offering shalt thou offer for a sweet savour unto the LORD.
21. "(6:14) Elle sera préparée à la poêle avec de l`huile, et tu l`apporteras frite; tu la présenteras aussi cuite et en morceaux comme une offrande d`une agréable odeur à l`Éternel."
21. "Amin' ny vilany no hanaovana azy ka asiana diloilo; ary rehefa nandrahoina izy dia entonao; ny didin' ny fanatitra hohanina nandrahoina no haterinao ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah."
22. And the priest of his sons that is anointed in his stead shall offer it: it is a statute for ever unto the LORD; it shall be wholly burnt.
22. (6:15) Le sacrificateur qui, parmi les fils d`Aaron, sera oint pour lui succéder, fera aussi cette offrande. C`est une loi perpétuelle devant l`Éternel: elle sera brûlée en entier.
22. "Ary ny mpisorona avy amin' ny zanany lahy izay voahosotra handimby azy no hanatitra izany; lalàna mandrakizay ho an' i Jehovah izany; hodorana avokoa izany."
23. For every meat offering for the priest shall be wholly burnt: it shall not be eaten.
23. "(6:16) Toute offrande d`un sacrificateur sera brûlée en entier; elle ne sera point mangée."
23. Fa ny fanatitra hohanina rehetra an' ny mpisorona dia hodorana avokoa: tsy hohanina izany.

The Sin Offering

24. And the LORD spake unto Moses, saying,
24. (6:17) L`Éternel parla à Moïse, et dit:
24. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy nanao hoe:
25. Speak unto Aaron and to his sons, saying, This is the law of the sin offering: In the place where the burnt offering is killed shall the sin offering be killed before the LORD: it is most holy.
25. (6:18) Parle à Aaron et à ses fils, et dis: Voici la loi du sacrifice d`expiation. C`est dans le lieu où l`on égorge l`holocauste que sera égorgée devant l`Éternel la victime pour le sacrifice d`expiation: c`est une chose très sainte.
25. "Mitenena amin' i Arona sy ny zanany lahy hoe: Izao no lalàna ny amin' ny fanatitra noho ny ota: Eo amin' ny fitoerana izay namonoana ny fanatitra dorana no hamonoana ny fanatitra noho ny ota eo anatrehan' i Jehovah; masina indrindra izany."
26. The priest that offereth it for sin shall eat it: in the holy place shall it be eaten, in the court of the tabernacle of the congregation.
26. "(6:19) Le sacrificateur qui offrira la victime expiatoire la mangera; elle sera mangée dans un lieu saint, dans le parvis de la tente d`assignation."
26. "Ny mpisorona izay manatitra izany noho ny ota no hihinana izany; eo amin' ny fitoerana masina no hihinanana izany, dia eo amin' ny kianjan' ny tranolay fihaonana."
27. Whatsoever shall touch the flesh thereof shall be holy: and when there is sprinkled of the blood thereof upon any garment, thou shalt wash that whereon it was sprinkled in the holy place.
27. (6:20) Quiconque en touchera la chair sera sanctifié. S`il en rejaillit du sang sur un vêtement, la place sur laquelle il aura rejailli sera lavée dans un lieu saint.
27. Ho masina izay rehetra manendry ny henany: ary raha misy fitafiana ipitihan' ny rany dia hosasanao eo amin' ny fitoerana masina izay nipitihany.
28. But the earthen vessel wherein it is sodden shall be broken: and if it be sodden in a brasen pot, it shall be both scoured, and rinsed in water.
28. "(6:21) Le vase de terre dans lequel elle aura cuit sera brisé; si c`est dans un vase d`airain qu`elle a cuit, il sera nettoyé et lavé dans l`eau."
28. "Fa ny vilany tany nandrahoana azy dia hovakivakiana; ary raha vilany varahina kosa no nandrahoana azy, dia hofotsiana sy hosasan-drano izany."
29. All the males among the priests shall eat thereof: it is most holy.
29. (6:22) Tout mâle parmi les sacrificateurs en mangera: c`est une chose très sainte.
29. "Ny lehilahy rehetra amin' ny mpisorona no hihinana izany; masina indrindra izany."
30. And no sin offering, whereof any of the blood is brought into the tabernacle of the congregation to reconcile withal in the holy place, shall be eaten: it shall be burnt in the fire.
30. (6:23) Mais on ne mangera aucune victime expiatoire dont on apportera du sang dans la tente d`assignation, pour faire l`expiation dans le sanctuaire: elle sera brûlée au feu.
30. "Ary tsy hohanina ny fanatitra noho ny ota izay angalan-drà hoentiny ao amin' ny tranolay fihaonana hanaovana fampihavanana ao amin' ny fitoerana masina; hodorana amin' ny afo izany."
<
>