The Fall of Jerusalem

1. Zedekiah was one and twenty years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother's name was Hamutal the daughter of Jeremiah of Libnah.
1. Sédécias avait vingt et un ans lorsqu`il devint roi, et il régna onze ans à Jérusalem. Sa mère s`appelait Hamuthal, fille de Jérémie, de Libna.
1. "Iraika amby roapolo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna."
2. And he did that which was evil in the eyes of the LORD, according to all that Jehoiakim had done.
2. Il fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel, entièrement comme avait fait Jojakim.
2. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon' i Joiakima.
3. For through the anger of the LORD it came to pass in Jerusalem and Judah, till he had cast them out from his presence, that Zedekiah rebelled against the king of Babylon.
3. Et cela arriva à cause de la colère de l`Éternel contre Jérusalem et contre Juda, qu`il voulait rejeter de devant sa face. Et Sédécias se révolta contre le roi de Babylone.
3. Fa ny fahatezeran' i Jehovah no nahatongavan' izany tamin' i Jerosalema sy ny Joda ambara-pandroakany azy tsy ho eo anatrehany. Ary Zedekia niodina tamin' ny mpanjakan' i Babylona.
4. And it came to pass in the ninth year of his reign, in the tenth month, in the tenth day of the month, that Nebuchadrezzar king of Babylon came, he and all his army, against Jerusalem, and pitched against it, and built forts against it round about.
4. "La neuvième année du règne de Sédécias, le dixième jour du dixième mois, Nebucadnetsar, roi de Babylone, vint avec toute son armée contre Jérusalem; ils campèrent devant elle, et élevèrent des retranchements tout autour."
4. Ary izao no niseho, tamin' ny taona fahasivy, tamin' ny volana faha-folo, tamin' ny andro fahafolon' ny volana nanjakan' i Zedekia, dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izy sy ny miaramilany rehetra, hamely an' i Jerosalema, ka nitoby tandrifiny sady nanao tilikambo manodidina azy.
5. So the city was besieged unto the eleventh year of king Zedekiah.
5. La ville fut assiégée jusqu`à la onzième année du roi Sédécias.
5. Ary ny tanàna dia nataony fahirano hatramin' ny fahiraika ambin' ny folo taona nanjakan' i Zedekia mpanjaka.
6. And in the fourth month, in the ninth day of the month, the famine was sore in the city, so that there was no bread for the people of the land.
6. Le neuvième jour du quatrième mois, la famine était forte dans la ville, et il n`y avait pas de pain pour le peuple du pays.
6. Ary tamin' ny andro fahasivy tamin' ny volana fahefatra dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina ho an' ny olona tompon-tany.
7. Then the city was broken up, and all the men of war fled, and went forth out of the city by night by the way of the gate between the two walls, which was by the king's garden; (now the Chaldeans were by the city round about:) and they went by the way of the plain.
7. "Alors la brèche fut faite à la ville; et tous les gens de guerre s`enfuirent, et sortirent de la ville pendant la nuit par le chemin de la porte entre les deux murs près du jardin du roi, tandis que les Chaldéens environnaient la ville. Les fuyards prirent le chemin de la plaine."
7. Ary nisy voabanga ny tanàna, dia nandositra alina ny miaramila rehetra ka niala tao an-tanàna tamin' ny lalana mankany amin' ny vavahady tanelanelan' ny manda roa, izay eo anilan' ny sahan' ny mpanjaka (fa ny Kaldeana nanodidina ny tanàna) dia nandeha tamin' ny lalana mankany amin' ny tany lemaka ireo.
8. But the army of the Chaldeans pursued after the king, and overtook Zedekiah in the plains of Jericho; and all his army was scattered from him.
8. "Mais l`armée des Chaldéens poursuivit le roi, et ils atteignirent Sédécias dans les plaines de Jéricho; et toute son armée se dispersa loin de lui."
8. Fa ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika ny mpanjaka ka nahatratra an' i Zedekia teny amin' ny tany lemaka any Jeriko, ary nipariaka nandao azy ny miaramilany rehetra.
9. Then they took the king, and carried him up unto the king of Babylon to Riblah in the land of Hamath; where he gave judgment upon him.
9. "Ils saisirent le roi, et le firent monter vers le roi de Babylone à Ribla, dans le pays de Hamath; et il prononça contre lui une sentence."
9. Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentiny niakatra ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata, ka dia notsaraina tao izy.
10. And the king of Babylon slew the sons of Zedekiah before his eyes: he slew also all the princes of Judah in Riblah.
10. "Le roi de Babylone fit égorger les fils de Sédécias en sa présence; il fit aussi égorger tous les chefs de Juda à Ribla."
10. "Ary ny mpanjakan' i Babylona namono ny zanakalahin' i Zedekia teo imason-drainy; ary ny mpanapaka ny Joda rehetra koa dia novonoiny tao Ribla."
11. Then he put out the eyes of Zedekiah; and the king of Babylon bound him in chains, and carried him to Babylon, and put him in prison till the day of his death.
11. "Puis il fit crever les yeux à Sédécias, et le fit lier avec des chaînes d`airain; le roi de Babylone l`emmena à Babylone, et il le tint en prison jusqu`au jour de sa mort."
11. Ary nopotsiriny ny mason' i Zedekia, dia nafatotry ny mpanjakan' i Babylona tamin' ny gadra varahina izy ka nentiny nankany Babylona ary nataony tao an-tranomaizina mandra-pahafatiny.
12. Now in the fifth month, in the tenth day of the month, which was the nineteenth year of Nebuchadrezzar king of Babylon, came Nebuzaradan, captain of the guard, which served the king of Babylon, into Jerusalem,
12. Le dixième jour du cinquième mois, -c`était la dix-neuvième année du règne de Nebucadnetsar, roi de Babylone, -Nebuzaradan, chef des gardes, au service du roi de Babylone, vint à Jérusalem.
12. Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona, dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina izay nanompo ny mpanjakan' i Babylona,
13. And burned the house of the LORD, and the king's house; and all the houses of Jerusalem, and all the houses of the great men, burned he with fire:
13. "Il brûla la maison de l`Éternel, la maison du roi, et toutes les maisons de Jérusalem; il livra au feu toutes les maisons de quelque importance."
13. "Ka nandoro ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny trano rehetra tany Jerosalema; ary ny tranon' ny lehibe rehetra dia nodorany tamin' ny afo avokoa."
14. And all the army of the Chaldeans, that were with the captain of the guard, brake down all the walls of Jerusalem round about.
14. Toute l`armée des Chaldéens, qui était avec le chef des gardes, démolit toutes les murailles formant l`enceinte de Jérusalem.
14. Ary ny manda rehetra manodidina an' i Jerosalema dia noravan' ny miaramilan' ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben' ny mpiambina.
15. Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive certain of the poor of the people, and the residue of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to the king of Babylon, and the rest of the multitude.
15. Nebuzaradan, chef des gardes, emmena captifs une partie des plus pauvres du peuple, ceux du peuple qui étaient demeurés dans la ville, ceux qui s`étaient rendus au roi de Babylone, et le reste de la multitude.
15. Ary ny sasany tamin' ny olona mahantra mbamin' ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan' i Babylona mbamin' ny vahoaka marobe sisa dia nentin' i Nebozaradana lehiben' ny mpiambina ho babo avokoa.
16. But Nebuzaradan the captain of the guard left certain of the poor of the land for vinedressers and for husbandmen.
16. Cependant Nebuzaradan, chef des gardes, laissa comme vignerons et comme laboureurs quelques-uns des plus pauvres du pays.
16. Nefa ny olona mahantra dia namelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina mba ho mpamboatra tanimboaloboka sy ho mpiasa tany.
17. Also the pillars of brass that were in the house of the LORD, and the bases, and the brasen sea that was in the house of the LORD, the Chaldeans brake, and carried all the brass of them to Babylon.
17. Les Chaldéens brisèrent les colonnes d`airain qui étaient dans la maison de l`Éternel, les bases, la mer d`airain qui était dans la maison de l`Éternel, et ils en emportèrent tout l`airain à Babylone.
17. Ary ny andry varahina teo amin' ny tranon' i Jehovah koa sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-dranomasina varahina lehibe, izay teo amin' ny tranon' i Jehovah, dia novakivakin' ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahiny rehetra.
18. The caldrons also, and the shovels, and the snuffers, and the bowls, and the spoons, and all the vessels of brass wherewith they ministered, took they away.
18. Ils prirent les cendriers, les pelles, les couteaux, les coupes, les tasses, et tous les ustensiles d`airain avec lesquels on faisait le service.
18. Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron' afo sy ny antsy sy ny lovia famafazana sy ny lovia kely mbamin' ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao ny asa fanompoana.
19. And the basons, and the firepans, and the bowls, and the caldrons, and the candlesticks, and the spoons, and the cups; that which was of gold in gold, and that which was of silver in silver, took the captain of the guard away.
19. Le chef des gardes prit encore les bassins, les brasiers, les coupes, les cendriers, les chandeliers, les tasses et les calices, ce qui était d`or et ce qui était d`argent.
19. "Ary ny lovia sy ny fanendasana sy ny tsangambava, sy ny vilany fandraofan-davenona sy ny fitoeran-davenon-jiro, sy ny sotro ary ny kapoaka; ary izay zavatra tamin' ny volamena sy izay zavatra tamin' ny volafotsy dia samy nentin' ny lehiben' ny mpanapaka avokoa."
20. The two pillars, one sea, and twelve brasen bulls that were under the bases, which king Solomon had made in the house of the LORD: the brass of all these vessels was without weight.
20. Les deux colonnes, la mer, et les douze boeufs d`airain qui servaient de base, et que le roi Salomon avait faits pour la maison de l`Éternel, tous ces ustensiles d`airain avaient un poids inconnu.
20. "Ary ny andry roa sy ny tavin-drano lehibe iray ary ny omby varahina roa ambin' ny folo, izay teo ambanin' ny fitoeran-tavin-drano, izay nataon' i Solomona mpanjaka tao an-tranon' i Jehovah; ny varahina tamin' izany fanaka rehetra izany dia tsy hita lanja."
21. And concerning the pillars, the height of one pillar was eighteen cubits; and a fillet of twelve cubits did compass it; and the thickness thereof was four fingers: it was hollow.
21. "La hauteur de l`une des colonnes était de dix-huit coudées, et un cordon de douze coudées l`entourait; elle était creuse, et son épaisseur avait quatre doigts;"
21. "Fa ny andry dia valo ambin' ny folo hakiho no haavony, ary roa ambin' ny folo hakiho ny manodidina azy; ary ny hateviny dia voatondro efatra, fa poakaty izy."
22. And a chapiter of brass was upon it; and the height of one chapiter was five cubits, with network and pomegranates upon the chapiters round about, all of brass. The second pillar also and the pomegranates were like unto these.
22. "il y avait au-dessus un chapiteau d`airain, et la hauteur d`un chapiteau était de cinq coudées; autour du chapiteau il y avait un treillis et des grenades, le tout d`airain; il en était de même pour la seconde colonne avec des grenades."
22. "Ary nisy kapitaly varahina teo aminy; dimy hakiho no haavon' ny kapitaly anankiray, ka nisy harato sy ampongabendanitra manodidina ny kapitaly, samy varahina avokoa izy. Ny andry faharoa koa sy ny ampongabendanitra dia mba tahaka izany ihany koa."
23. And there were ninety and six pomegranates on a side; and all the pomegranates upon the network were an hundred round about.
23. Il y avait quatre-vingt-seize grenades de chaque côté, et toutes les grenades autour du treillis étaient au nombre de cent.
23. "Ary nisy ampongabendanitra enina amby sivifolo teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato."
24. And the captain of the guard took Seraiah the chief priest, and Zephaniah the second priest, and the three keepers of the door:
24. Le chef des gardes prit Seraja, le souverain sacrificateur, Sophonie, le second sacrificateur, et les trois gardiens du seuil.
24. "Ary ny lehiben' ny mpiambina nisambotra an' i Seraia mpisoronabe sy Zefania mpisorona manarakaraka ary mpiandry varavarana telo lahy;"
25. He took also out of the city an eunuch, which had the charge of the men of war; and seven men of them that were near the king's person, which were found in the city; and the principal scribe of the host, who mustered the people of the land; and threescore men of the people of the land, that were found in the midst of the city.
25. Et dans la ville il prit un eunuque qui avait sous son commandement les gens de guerre, sept hommes qui faisaient partie des conseillers du roi et qui furent trouvés dans la ville, le secrétaire du chef de l`armée qui était chargé d`enrôler le peuple du pays, et soixante hommes du peuple du pays qui se trouvèrent dans la ville.
25. Ary tao an-tanàna no nisamborany ny ionoka anankiray, mpifehy ny miaramila ary fito lahy tamin' izay mpitoetra eo anatrehan' ny mpanjaka izay hita tao an-tanàna, ary ny mpanoratry ny komandin' ny miaramila, izay mpandamina ny olona tompon-tany mbamin' ny enimpolo lahy izay hita teo an-tanàna,
26. So Nebuzaradan the captain of the guard took them, and brought them to the king of Babylon to Riblah.
26. Nebuzaradan, chef des gardes, les prit, et les conduisit vers le roi de Babylone à Ribla.
26. Dia nosamborin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina ireo ka nentiny ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla.
27. And the king of Babylon smote them, and put them to death in Riblah in the land of Hamath. Thus Judah was carried away captive out of his own land.
27. Le roi de Babylone les frappa et les fit mourir à Ribla, dans le pays de Hamath. Ainsi Juda fut emmené captif loin de son pays.
27. Dia nasian' ny mpanjakan' i Babylona ireo ka novonoiny tao Ribla any amin' ny tany Hamata. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin' ny taniny.
28. This is the people whom Nebuchadrezzar carried away captive: in the seventh year three thousand Jews and three and twenty:
28. "Voici le peuple que Nebucadnetsar emmena en captivité: la septième année, trois mille vingt-trois Juifs;"
28. "Izao no olona izay nentin' i Nebokadnezara ho babo tamin' ny taona fahafito, Jiosy telo amby roapolo sy telo arivo;"
29. In the eighteenth year of Nebuchadrezzar he carried away captive from Jerusalem eight hundred thirty and two persons:
29. "la dix-huitième année de Nebucadnetsar, il emmena de Jérusalem huit cent trente-deux personnes;"
29. "Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara dia roa amby telopolo amby valonjato no olona nentiny ho babo avy tany Jerosalema ;"
30. In the three and twentieth year of Nebuchadrezzar Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive of the Jews seven hundred forty and five persons: all the persons were four thousand and six hundred.
30. "la vingt-troisième année de Nebucadnetsar, Nebuzaradan, chef des gardes, emmena sept cent quarante-cinq Juifs; en tout quatre mille six cents personnes."
30. Tamin' ny taona fahatelo amby roapolo nanjakan' i Nebokadnezara, dia Jiosy dimy amby efapolo amby fitonjato no nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina ho babo. Ny tontalin' izy rehetra dia eninjato amby efatra arivo.

Jehioiachin Released

31. And it came to pass in the seven and thirtieth year of the captivity of Jehoiachin king of Judah, in the twelfth month, in the five and twentieth day of the month, that Evilmerodach king of Babylon in the first year of his reign lifted up the head of Jehoiachin king of Judah, and brought him forth out of prison,
31. La trente-septième année de la captivité de Jojakin, roi de Juda, le vingt-cinquième jour du douzième mois, Évil Merodac, roi de Babylone, dans la première année de son règne, releva la tête de Jojakin, roi de Juda, et le fit sortir de prison.
31. Ary izao no niseho, tamin' ny andro fahadimy amby roapolo tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo tamin' ny taona fahafito amby telopolo taorian' ny namaboana an' i Joiakina, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Evila-merodaka, mpanjakan' i Babylona, dia nasandrany hiala tao an-tranomaizina Joiakina, mpanjakan' ny Joda.
32. And spake kindly unto him, and set his throne above the throne of the kings that were with him in Babylon,
32. Il lui parla avec bonté, et il mit son trône au-dessus du trône des rois qui étaient avec lui à Babylone.
32. Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany dia nataony ambony noho ny sezafiandrianan' ireo mpanjaka namany tao Babylona.
33. And changed his prison garments: and he did continually eat bread before him all the days of his life.
33. Il lui fit changer ses vêtements de prison, et Jojakin mangea toujours à sa table tout le temps de sa vie.
33. Ka dia novan' i Joiakina ny fitafiany fony izy mbola tao an-tranomaizina, ary nihinan-kanina teo anatrehany mandrakariva izy tamin' ny andro niainany rehetra.
34. And for his diet, there was a continual diet given him of the king of Babylon, every day a portion until the day of his death, all the days of his life.
34. Le roi de Babylone pourvut constamment à son entretien journalier jusqu`au jour de sa mort, tout le temps de sa vie.
34. Ary ny hanina nohaniny dia hanina nomena avy amin' ny mpanjakan' i Babylona, araka ny tokony ho anjarany isan' andro tamin' ny andro rehetra niainany mandra-pahafatiny.
<
>