1. Thus saith the LORD; Behold, I will raise up against Babylon, and against them that dwell in the midst of them that rise up against me, a destroying wind;
1. Ainsi parle l`Éternel: Voici, je fais lever contre Babylone, Et contre les habitants de la Chaldée, Un vent destructeur.
1. "Izao no lazain' i Jehovah: Indro hampirisihiko ny rivotra mpandringana, hamely an' i Babylona sy izay monina eo amin' izay nitsangana hanohitra ahy;"
2. And will send unto Babylon fanners, that shall fan her, and shall empty her land: for in the day of trouble they shall be against her round about.
2. "J`envoie contre Babylone des vanneurs qui la vanneront, Qui videront son pays; Ils fondront de toutes parts sur elle, Au jour du malheur."
2. "Ary Izaho haniraka mpanofa any Babylona izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; fa hamely azy manodidina amin' ny andro fahoriana ireo."
3. Against him that bendeth let the archer bend his bow, and against him that lifteth himself up in his brigandine: and spare ye not her young men; destroy ye utterly all her host.
3. Qu`on tende l`arc contre celui qui tend son arc, Contre celui qui est fier dans sa cuirasse! N`épargnez pas ses jeunes hommes! Exterminez toute son armée!
3. "Izay manenjana tsipìka mbamin' izay miandranandrana amin' ny akanjo fiarovan-tenany, dia aoka samy hasian' izay manenjana tsipìka; aza tsitsinareo ny zatovony, aringano avokoa ny miaramilany rehetra,"
4. Thus the slain shall fall in the land of the Chaldeans, and they that are thrust through in her streets.
4. Qu`ils tombent blessés à mort dans le pays des Chaldéens, Percés de coups dans les rues de Babylone!
4. Dia ho lavo eny amin' ny tanin' ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra eny an-dalambeny.
5. For Israel hath not been forsaken, nor Judah of his God, of the LORD of hosts; though their land was filled with sin against the Holy One of Israel.
5. Car Israël et Juda ne sont point abandonnés de leur Dieu, De l`Éternel des armées, Et le pays des Chaldéens est rempli de crimes Contre le Saint d`Israël.
5. Fa Isiraely sy Joda tsy dia nafoin' Andriamaniny, Jehovah Tompon' ny maro, na dia henika ny fahotana amin' ny Iray Masin' Isiraely aza ny taniny.
6. Flee out of the midst of Babylon, and deliver every man his soul: be not cut off in her iniquity; for this is the time of the LORD's vengeance; he will render unto her a recompence.
6. "Fuyez de Babylone, et que chacun sauve sa vie, De peur que vous ne périssiez dans sa ruine! Car c`est un temps de vengeance pour l`Éternel; Il va lui rendre selon ses oeuvres."
6. "Mandosira hiala an' i Babylona ianareo, ary samia mamonjy ny fanahinareo avy; aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo, fa izao no fotoana famalian' i Jehovah, Izy no hamaly azy."
7. Babylon hath been a golden cup in the LORD's hand, that made all the earth drunken: the nations have drunken of her wine; therefore the nations are mad.
7. "Babylone était dans la main de l`Éternel une coupe d`or, Qui enivrait toute la terre; Les nations ont bu de son vin: C`est pourquoi les nations ont été comme en délire."
7. "Babylona dia kapoaka volamena teny an-tanan' i Jehovah, izay nahamamo ny tany rehetra; ny divainy efa nisotroan' ny firenena, koa izany no nahavery saina ireny."
8. Babylon is suddenly fallen and destroyed: howl for her; take balm for her pain, if so be she may be healed.
8. Soudain Babylone tombe, elle est brisée! Gémissez sur elle, prenez du baume pour sa plaie: Peut-être guérira-t-elle. -
8. "Lavo tampoka Babylona sady ringana; idradradradrao izy, makà balsama hatao amin' ny fanaintainany, fa angamba mety ho sitrana izy."
9. We would have healed Babylon, but she is not healed: forsake her, and let us go every one into his own country: for her judgment reacheth unto heaven, and is lifted up even to the skies.
9. "Nous avons voulu guérir Babylone, mais elle n`a pas guéri. Abandonnons-la, et allons chacun dans son pays; Car son châtiment atteint jusqu`aux cieux, Et s`élève jusqu`aux nues."
9. "Nitady hanasitrana an' i Babylona izahay, nefa tsy sitrana izy; afoizo izy, ka andeha isika samy hankany amin' ny tanintsika avy; fa mahatakatra ny lanitra ny fitsarana azy ary mitehika amin' ny rahona."
10. The LORD hath brought forth our righteousness: come, and let us declare in Zion the work of the LORD our God.
10. "L`Éternel manifeste la justice de notre cause; Venez, et racontons dans Sion L`oeuvre de l`Éternel, notre Dieu."
10. "Nasehon' i Jehovah ny fahamarinantsika; andeha, ka aoka hotorintsika ao Ziona ny asan' i Jehovah Andriamanitsika."
11. Make bright the arrows; gather the shields: the LORD hath raised up the spirit of the kings of the Medes: for his device is against Babylon, to destroy it; because it is the vengeance of the LORD, the vengeance of his temple.
11. "Aiguisez les flèches, saisissez les boucliers! L`Éternel a excité l`esprit des rois de Médie, Parce qu`il veut détruire Babylone; Car c`est la vengeance de l`Éternel, La vengeance de son temple."
11. "Fotsio ny zana-tsipìka, angony ny ampinga; Jehovah efa nampirisika ny fanahin' ny mpanjakan' ny Mediana; fa ny hamely an' i Babylona no heviny mba handringana azy; satria izany no famalian' i Jehovah, dia ny famaliany ny tempoliny."
12. Set up the standard upon the walls of Babylon, make the watch strong, set up the watchmen, prepare the ambushes: for the LORD hath both devised and done that which he spake against the inhabitants of Babylon.
12. Élevez une bannière contre les murs de Babylone! Fortifiez les postes, placez des gardes, dressez des embuscades! Car l`Éternel a pris une résolution, Et il exécute ce qu`il a prononcé contre les habitants de Babylone.
12. "Manangàna faneva eo amin' ny mandan' i Babylona, ataovy mafy ny fiambenana; alatsaho ny mpiambina, omano ny otrika; fa Jehovah no efa nisaina sady nahatanteraka izay nolazainy ny amin' ny mponina any Babylona."
13. O thou that dwellest upon many waters, abundant in treasures, thine end is come, and the measure of thy covetousness.
13. Toi qui habites près des grandes eaux, Et qui as d`immenses trésors, Ta fin est venue, ta cupidité est à son terme!
13. Ianao izay monina eny amoron' ny rano be sady be rakitra, tonga ny fiafaranao, ka tsy hisy intsony ny filanao harena.
14. The LORD of hosts hath sworn by himself, saying, Surely I will fill thee with men, as with caterpillers; and they shall lift up a shout against thee.
14. L`Éternel des armées l`a juré par lui-même: Oui, je te remplirai d`hommes comme de sauterelles, Et ils pousseront contre toi des cris de guerre.
14. Jehovah, Tompon' ny maro, nianiana tamin' ny tenany hoe: Hofenoiko olona maro toy ny valala tokoa ianao, ary ireny dia hanakora hamely anao.
15. He hath made the earth by his power, he hath established the world by his wisdom, and hath stretched out the heaven by his understanding.
15. Il a crée la terre par sa puissance, Il a fondé le monde par sa sagesse, Il a étendu les cieux par son intelligence.
15. Nanao ny tany tamin' ny heriny Izy sy nampiorina izao tontolo izao tamin' ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin' ny fisainany.
16. When he uttereth his voice, there is a multitude of waters in the heavens; and he causeth the vapours to ascend from the ends of the earth: he maketh lightnings with rain, and bringeth forth the wind out of his treasures.
16. A sa voix, les eaux mugissent dans les cieux, Il fait monter les nuages des extrémités de la terre, Il produit les éclairs et la pluie, Il tire le vent de ses trésors.
16. "Rehefa mamoaka ny feony Izy dia mirohondrohona ny rano any an-danitra, sady mampiakatra zavona avy amin' ny faran' ny tany Izy; manao ny helatra mbamin' ny ranonorana izy sady mamoaka ny rivotra avy amin' ny firaketany."
17. Every man is brutish by his knowledge; every founder is confounded by the graven image: for his molten image is falsehood, and there is no breath in them.
17. "Tout homme devient stupide par sa science, Tout orfèvre est honteux de son image taillée; Car ses idoles ne sont que mensonge, Il n`y a point en elles de souffle."
17. "Ketrina amin' ny fahalalany ny olona rehetra; very hevitra noho ny sarin-javatra voasokitra ny mpandrendrika volamena rehetra, fa fitaka ny sarin-javany an' idina, ary tsy misy aina ao aminy."
18. They are vanity, the work of errors: in the time of their visitation they shall perish.
18. "Elles sont une chose de néant, une oeuvre de tromperie; Elles périront, quand viendra le châtiment."
18. "Zava-poana ireny, asan' ny fahadisoan-kevitra; amin' ny andron' ny famaliana dia ho levona izy."
19. The portion of Jacob is not like them; for he is the former of all things: and Israel is the rod of his inheritance: the LORD of hosts is his name.
19. "Celui qui est la part de Jacob n`est pas comme elles; Car c`est lui qui a tout formé, Et Israël est la tribu de son héritage. L`Éternel des armées est son nom."
19. "Tsy mba ho tahaka ireo ny Anjaran' i Jakoba, fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; ary ny Isiraely no tehina lovany; Jehovah Tompon' ny maro, no anarany."
20. Thou art my battle axe and weapons of war: for with thee will I break in pieces the nations, and with thee will I destroy kingdoms;
20. Tu as été pour moi un marteau, un instrument de guerre. J`ai brisé par toi des nations, Par toi j`ai détruit des royaumes.
20. "Langilangiko sy fiadiako ianao; fa ianao no hoentiko manorotoro firenena ary ianao no hoentiko mandringana fanjakana,"
21. And with thee will I break in pieces the horse and his rider; and with thee will I break in pieces the chariot and his rider;
21. "Par toi j`ai brisé le cheval et son cavalier; Par toi j`ai brisé le char et celui qui était dessus."
21. "Ary ianao no hoentiko manorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy, ary ianao no hoentiko manorotoro ny kalesy sy ny mpitaingina azy;"
22. With thee also will I break in pieces man and woman; and with thee will I break in pieces old and young; and with thee will I break in pieces the young man and the maid;
22. "Par toi j`ai brisé l`homme et la femme; Par toi j`ai brisé le vieillard et l`enfant; Par toi j`ai brisé le jeune homme et la jeune fille."
22. Ianao koa no hoentiko manorotoro ny lehilahy sy ny vehivavy, ary ianao no hoentiko manorotoro ny antitra sy ny tanora, ary ianao no hoentiko manorotoro ny zatovolahy sy ny zatovovavy,
23. I will also break in pieces with thee the shepherd and his flock; and with thee will I break in pieces the husbandman and his yoke of oxen; and with thee will I break in pieces captains and rulers.
23. "Par toi j`ai brisé le berger et son troupeau; Par toi j`ai brisé le laboureur et ses boeufs; Par toi j`ai brisé les gouverneurs et les chefs."
23. Ianao koa no hoentiko manorotoro ny mpiandry ondry sy ny ondry andiany, ary ianao no hoentiko manorotoro ny mpiasa tany sy ny ombiny roa mizioga ary ianao no entiko manorotoro ny kapiteny sy ny mpanapaka.
24. And I will render unto Babylon and to all the inhabitants of Chaldea all their evil that they have done in Zion in your sight, saith the LORD.
24. Je rendrai à Babylone et à tous les habitants de la Chaldée Tout le mal qu`ils ont fait à Sion sous vos yeux, Dit l`Éternel.
24. Ary hampanodiaviko an' i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona teo imasonareo, hoy Jehovah.
25. Behold, I am against thee, O destroying mountain, saith the LORD, which destroyest all the earth: and I will stretch out mine hand upon thee, and roll thee down from the rocks, and will make thee a burnt mountain.
25. Voici, j`en veux à toi, montagne de destruction, dit l`Éternel, A toi qui détruisais toute la terre! J`étendrai ma main sur toi, Je te roulerai du haut des rochers, Et je ferai de toi une montagne embrasée.
25. "Indro mamely anao Aho, ry tendrombohitra mandrava, izay mandringana ny tany rehetra, hoy Jehovah; ary hahinjitro ny tanako hamelezana anao, dia hakodiako hianjera amin'ny harambato ianao ka hataoko tendrombohitra mirehitra."
26. And they shall not take of thee a stone for a corner, nor a stone for foundations; but thou shalt be desolate for ever, saith the LORD.
26. "On ne tirera de toi ni pierres angulaires, ni pierres pour fondements; Car tu seras à jamais une ruine, dit l`Éternel..."
26. "Ary tsy mba hakana vato hatao fehizoro ianao, na hatao vato fanorenana; fa ho lao mandrakizay ianao, hoy Jehovah."
27. Set ye up a standard in the land, blow the trumpet among the nations, prepare the nations against her, call together against her the kingdoms of Ararat, Minni, and Ashchenaz; appoint a captain against her; cause the horses to come up as the rough caterpillers.
27. Élevez une bannière dans le pays! Sonnez de la trompette parmi les nations! Préparez les nations contre elle, Appelez contre elle les royaumes d`Ararat, de Minni et d`Aschkenaz! Établissez contre elle des chefs! Faites avancer des chevaux comme des sauterelles hérissées!
27. "Manangàna faneva eny amin' ny tany; mitsofa anjomara eny amin' ny firenena, manomàna firenena hamely azy, antsoy hiaraka hamely azy ny fanjakan' i Ararata sy Miny ary Askenaza; manendre mpifehy hamely azy; mampiakara soavaly toy ny valala mitsangam-bolo."
28. Prepare against her the nations with the kings of the Medes, the captains thereof, and all the rulers thereof, and all the land of his dominion.
28. Préparez contre elle les nations, les rois de Médie, Ses gouverneurs et tous ses chefs, Et tout le pays sous leur domination!
28. "Manomàna firenena sy ny mpanjakan' ny Mediana hamely azy; ny kapiteniny sy ny mpanapany rehetra mbamin' ny tany rehetra anjakany."
29. And the land shall tremble and sorrow: for every purpose of the LORD shall be performed against Babylon, to make the land of Babylon a desolation without an inhabitant.
29. "La terre s`ébranle, elle tremble; Car le dessein de l`Éternel contre Babylone s`accomplit; Il va faire du pays de Babylone un désert sans habitants."
29. "Dia hihorohoro sy ho malahelo ny tany rehetra; fa hotanterahina amin' i Babylona ny fikasan' i Jehovah rehetra, mba hahatonga ny tany Babylona ho lao tsy misy mponina."
30. The mighty men of Babylon have forborn to fight, they have remained in their holds: their might hath failed; they became as women: they have burned her dwellingplaces; her bars are broken.
30. "Les guerriers de Babylone cessent de combattre, Ils se tiennent dans les forteresses; Leur force est épuisée, ils sont comme des femmes. On met le feu aux habitations, On brise les barres."
30. "Nitsahatra tamin' ny ady ny lehilahy maherin' i Babylona, nitoetra tao amin' ny batery fiarovany izy, lany ny heriny; tonga toy ny vehivavy izy; nodorana ny fonenany, tapaka ny hidiny."
31. One post shall run to meet another, and one messenger to meet another, to shew the king of Babylon that his city is taken at one end,
31. Les courriers se rencontrent, Les messagers se croisent, Pour annoncer au roi de Babylone Que sa ville est prise par tous les côtés,
31. Ny mpitondra teny dia hihazakazaka hihaona amin' ny mpitondra teny iray, ary hifamoivoy ny mpitondra hafatra mba hanambara amin' ny mpanjakan' i Babylona fa afaka ny tanànany manontolo.
32. And that the passages are stopped, and the reeds they have burned with fire, and the men of war are affrighted.
32. Que les passages sont envahis, Les marais embrasés par le feu, Et les hommes de guerre consternés.
32. Ary efa azo ny fitana, ary nodorany tamin' ny afo ny heniheny, sady toran-kovitra ny miaramila.
33. For thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; The daughter of Babylon is like a threshingfloor, it is time to thresh her: yet a little while, and the time of her harvest shall come.
33. "Car ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: La fille de Babylone est comme une aire dans le temps où on la foule; Encore un instant, et le moment de la moisson sera venu pour elle."
33. "Fa izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely; ny zanakavavin' i Babylona dia tahaka ny famoloana. Tonga ny fotoana hanosena azy; eny, rehefa afaka kelikely dia ho avy ny fotoana hijinjana azy."
34. Nebuchadrezzar the king of Babylon hath devoured me, he hath crushed me, he hath made me an empty vessel, he hath swallowed me up like a dragon, he hath filled his belly with my delicates, he hath cast me out.
34. "Nebucadnetsar, roi de Babylone, m`a dévorée, m`a détruite; Il a fait de moi un vase vide; Tel un dragon, il m`a engloutie, Il a rempli son ventre de ce que j`avais de précieux; Il m`a chassée."
34. Efa lanin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona aho, naringany aho, napetrany toy ny vata foana aho, nateliny toy ny fitelin' ny dragona aho, nivokisan' ny kibony ny zava-piko, ka dia nandroaka ahy izy.
35. The violence done to me and to my flesh be upon Babylon, shall the inhabitant of Zion say; and my blood upon the inhabitants of Chaldea, shall Jerusalem say.
35. Que la violence envers moi et ma chair déchirée retombent sur Babylone! Dit l`habitante de Sion. Que mon sang retombe sur les habitants de la Chaldée! Dit Jérusalem. -
35. Ny mponina ao Ziona hanao hoe: Hanody an' i Babylona anie ny loza nanjo ahy sy ny nofoko! Jerosalema hanao hoe: Hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!
36. Therefore thus saith the LORD; Behold, I will plead thy cause, and take vengeance for thee; and I will dry up her sea, and make her springs dry.
36. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Voici, je défendrai ta cause, Je te vengerai! Je mettrai à sec la mer de Babylone, Et je ferai tarir sa source.
36. Koa izao no lazain' i Jehovah: Indro, hisolo vava anao amin' ny adinao Aho sady hanao famaliana ho anao, ary horitiko ny ranomasiny, sy hataoko tankina ny loharanony.
37. And Babylon shall become heaps, a dwellingplace for dragons, an astonishment, and an hissing, without an inhabitant.
37. "Babylone sera un monceau de ruines, un repaire de chacals, Un objet de désolation et de moquerie; Il n`y aura plus d`habitants."
37. Ary Babylona ho tonga korontam-bato, ho fonenan' ny dragona, ho figagàna sy zavatra mampisitrisitra ka tsy hisy mponina
38. They shall roar together like lions: they shall yell as lions' whelps.
38. Ils rugiront ensemble comme des lions, Ils pousseront des cris comme des lionceaux.
38. "Hiara-mierona toy ny liona tanora izy; hikaonkaona toy ny zana-diona izy."
39. In their heat I will make their feasts, and I will make them drunken, that they may rejoice, and sleep a perpetual sleep, and not wake, saith the LORD.
39. Quand ils seront échauffés, je les ferai boire, Et je les enivrerai, pour qu`ils se livrent à la gaîté, Puis s`endorment d`un sommeil éternel, et ne se réveillent plus, Dit l`Éternel.
39. Amin' ny fahalinany no hanaovako fanasana ho azy, ka hataoko mamo izy mba hiravoravoany, dia hatory amin' ny torimaso mandrakizay izy ka tsy hifoha intsony, hoy Jehovah.
40. I will bring them down like lambs to the slaughter, like rams with he goats.
40. Je les ferai descendre comme des agneaux à la tuerie, Comme des béliers et des boucs.
40. Hampidiniko ho any amin' ny famonoana toy ny zanak' ondry izy, sy toy ny ondrilahy mbamin' ny osilahy.
41. How is Sheshach taken! and how is the praise of the whole earth surprised! how is Babylon become an astonishment among the nations!
41. Eh quoi! Schéschac est prise! Celle dont la gloire remplissait toute la terre est conquise! Eh quoi! Babylone est détruite au milieu des nations!
41. "Endrey! afaka Sesaka! ary azo ilay fideran' ny tany rehetra; endrey! tonga figagàna any amin' ny firenena Babylona!"
42. The sea is come up upon Babylon: she is covered with the multitude of the waves thereof.
42. La mer est montée sur Babylone: Babylone a été couverte par la multitude de ses flots.
42. "Ny ranomasina nanafotra an' i Babylona; voasaron' ny habetsahan' ny onjany izy."
43. Her cities are a desolation, a dry land, and a wilderness, a land wherein no man dwelleth, neither doth any son of man pass thereby.
43. "Ses villes sont ravagées, La terre est aride et déserte; C`est un pays où personne n`habite, Où ne passe aucun homme."
43. Ny tanànany dia lao sy karankaina ary tani-hay, dia tany tsy onenan' olona sady tsy misy zanak' olombelona mamaky eo.
44. And I will punish Bel in Babylon, and I will bring forth out of his mouth that which he hath swallowed up: and the nations shall not flow together any more unto him: yea, the wall of Babylon shall fall.
44. Je châtierai Bel à Babylone, J`arracherai de sa bouche ce qu`il a englouti, Et les nations n`afflueront plus vers lui. La muraille même de Babylone est tombée!
44. "Ary Bela dia hofaiziko any Babylona ka hasaiko haloan' ny vavany izay nateliny; ary ny firenena tsy hitanjozotra hankany aminy intsony; eny, ny mandan' i Babylona dia hirodana."
45. My people, go ye out of the midst of her, and deliver ye every man his soul from the fierce anger of the LORD.
45. Sortez du milieu d`elle, mon peuple, Et que chacun sauve sa vie, En échappant à la colère ardente de l`Éternel!
45. Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny fanahiny avy ianareo, mba tsy ho azon' ny firehetan' ny fahatezeran' i Jehovah.
46. And lest your heart faint, and ye fear for the rumour that shall be heard in the land; a rumour shall both come one year, and after that in another year shall come a rumour, and violence in the land, ruler against ruler.
46. "Que votre coeur ne se trouble point, et ne vous effrayez pas Des bruits qui se répandront dans le pays; Car cette année surviendra un bruit, Et l`année suivante un autre bruit, La violence régnera dans le pays, Et un dominateur s`élèvera contre un autre dominateur."
46. "Ary fandrao ketraka ny fonareo, ka matahotra ianareo noho ny tsaho miely amin' ny tany; fa amin' ny iray taona dia hisy tsaho, ary amin' ny taona manaraka indray dia mbola hisy tsaho ihany koa sy herisetra amin' ny tany, dia mpanapaka mamely mpanapaka."
47. Therefore, behold, the days come, that I will do judgment upon the graven images of Babylon: and her whole land shall be confounded, and all her slain shall fall in the midst of her.
47. "C`est pourquoi voici, les jours viennent Où je châtierai les idoles de Babylone, Et tout son pays sera couvert de honte; Tout ses morts tomberont au milieu d`elle."
47. "Koa indro, avy ny andro hanaovako fitsarana amin' ny sarin-javatra voasokitr' i Babylona; ary ho very hevitra ny taniny rehetra; ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy."
48. Then the heaven and the earth, and all that is therein, shall sing for Babylon: for the spoilers shall come unto her from the north, saith the LORD.
48. "Sur Babylone retentiront les cris de joie des cieux et de la terre, Et de tout ce qu`ils renferment; Car du septentrion les dévastateurs fondront sur elle, Dit l`Éternel."
48. Amin' izany ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihira noho ny amin' i Babylona, satria ho tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy Jehovah.
49. As Babylon hath caused the slain of Israel to fall, so at Babylon shall fall the slain of all the earth.
49. Babylone aussi tombera, ô morts d`Israël, Comme elle a fait tomber les morts de tout le pays.
49. Toy ny nampiampatramparan' i Babylona ny faty tamin' ny Isiraely, dia ho toy izany no hiampatramparan' ny faty amin' ny tany rehetra ao Babylona.
50. Ye that have escaped the sword, go away, stand not still: remember the LORD afar off, and let Jerusalem come into your mind.
50. Vous qui avez échappé au glaive, partez, ne tardez pas! De la terre lointaine, pensez à l`Éternel, Et que Jérusalem soit présente à vos coeurs! -
50. "Ianareo izay tsy voan' ny sabatra, mialà, fa aza mijanona; tsarovy Jehovah, raha mbola lavitra ianareo, ary aoka ho mby an-tsainareo Jerosalema."
51. We are confounded, because we have heard reproach: shame hath covered our faces: for strangers are come into the sanctuaries of the LORD's house.
51. "Nous étions confus, quand nous entendions l`insulte; La honte couvrait nos visages, Quand des étrangers sont venus Dans le sanctuaire de la maison de l`Éternel. -"
51. "Very hevitra izahay, fa efa nandre latsa; manarona ny tavanay ny henatra; fa ny vahiny no niditra teo amin' ny fitoerana masina amin' ny tranon' i Jehovah."
52. Wherefore, behold, the days come, saith the LORD, that I will do judgment upon her graven images: and through all her land the wounded shall groan.
52. "C`est pourquoi voici, les jours viennent, dit l`Éternel, Où je châtierai ses idoles; Et dans tout son pays les blessés gémiront."
52. Koa indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hanaovako fitsarana amin' ny sarin-javany voasokitra, ary hitoloko eran' ny taniny rehetra ny voaratra.
53. Though Babylon should mount up to heaven, and though she should fortify the height of her strength, yet from me shall spoilers come unto her, saith the LORD.
53. Quand Babylone s`élèverait jusqu`aux cieux, Quand elle rendrait inaccessibles ses hautes forteresses, J`enverrai contre elle les dévastateurs, dit l`Éternel...
53. "Na dia miakatra any an-danitra aza Babylona, ary na dia ataony mafy aza ny fitoerana avo izay heriny, dia avy amiko no hiavian' ny mpandringana azy, hoy Jehovah;"
54. A sound of a cry cometh from Babylon, and great destruction from the land of the Chaldeans:
54. Des cris s`échappent de Babylone, Et le désastre est grand dans le pays des Chaldéens.
54. Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin' ny tanin' ny Kaldeana!
55. Because the LORD hath spoiled Babylon, and destroyed out of her the great voice; when her waves do roar like great waters, a noise of their voice is uttered:
55. "Car l`Éternel ravage Babylone, Il en fait cesser les cris retentissants; Les flots des dévastateurs mugissent comme de grandes eaux, Dont le bruit tumultueux se fait entendre."
55. Fa Jehovah no nanimba an' i Babylona sy nandrava ny fihorakorahany teo aminy, raha mirohondrohona toy ny rano be ny onjany, dia re tokoa ny feon' ny firohondrohony.
56. Because the spoiler is come upon her, even upon Babylon, and her mighty men are taken, every one of their bows is broken: for the LORD God of recompences shall surely requite.
56. "Oui, le dévastateur fond sur elle, sur Babylone; Les guerriers de Babylone sont pris, Leurs arcs sont brisés. Car l`Éternel est un Dieu qui rend à chacun selon ses oeuvres, Qui paie à chacun son salaire."
56. "Fa tonga ao aminy, dia ao Babylona ny mpandringana, ary voasambotra ny lehilahy maheriny; tapatapaka avokoa ny tsipìkany, fa Jehovah Andriamanitry ny famaliana no hamaly tokoa."
57. And I will make drunk her princes, and her wise men, her captains, and her rulers, and her mighty men: and they shall sleep a perpetual sleep, and not wake, saith the King, whose name is the LORD of hosts.
57. "J`enivrerai ses princes et ses sages, Ses gouverneurs, ses chefs et ses guerriers; Ils s`endormiront d`un sommeil éternel, et ne se réveilleront plus, Dit le roi, dont l`Éternel des armées est le nom."
57. Ary hataoko mamo ny mpanapaka azy sy ny olon-kendriny, ny mpifehiny sy ny mpanapany ary ny olo-maheriny. Ary hatory amin' ny torimaso mandrakizay izy ka tsy hifoha intsony, hoy ny Mpanjaka, Jehovah Tompon' ny maro no anarany.
58. Thus saith the LORD of hosts; The broad walls of Babylon shall be utterly broken, and her high gates shall be burned with fire; and the people shall labour in vain, and the folk in the fire, and they shall be weary.
58. "Ainsi parle l`Éternel des armées: Les larges murailles de Babylone seront renversées, Ses hautes portes seront brûlées par le feu; Ainsi les peuples auront travaillé en vain, Les nations se seront fatiguées pour le feu."
58. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Ny manda malalaka any Babylona dia horavana tokoa, ary ny vavahadiny avo hodorana amin' ny afo, ka dia ho nisasatra foana ny firenena, ary ny olona ho nisasatra ho an' ny afo, ka ho reraka.
59. The word which Jeremiah the prophet commanded Seraiah the son of Neriah, the son of Maaseiah, when he went with Zedekiah the king of Judah into Babylon in the fourth year of his reign. And this Seraiah was a quiet prince.
59. Ordre donné par Jérémie, le prophète, à Seraja, fils de Nérija, fils de Machséja, lorsqu`il se rendit à Babylone avec Sédécias, roi de Juda, la quatrième année du règne de Sédécias. Or, Seraja était premier chambellan.
59. Ny teny izay nandidian' i Jeremia mpaminany an' i Seraia, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, fony izy nandeha niaraka tamin' i Zedekia, mpanjakan' i Joda, ho any Babylona tamin' ny taona fahefatra nanjakany.Fa io Seraia io no lehiben' ny tandapa.
60. So Jeremiah wrote in a book all the evil that should come upon Babylon, even all these words that are written against Babylon.
60. Jérémie écrivit dans un livre tous les malheurs qui devaient arriver à Babylone, toutes ces paroles qui sont écrites sur Babylone.
60. Koa nosoratan' i Jeremia teo amin' ny boky iray ny loza rehetra izay hanjo an' i Babylona, dia ireo teny rehetra izay voasoratra ny amin' i Babylona.
61. And Jeremiah said to Seraiah, When thou comest to Babylon, and shalt see, and shalt read all these words;
61. Jérémie dit à Seraja: Lorsque tu seras arrivé à Babylone, tu auras soin de lire toutes ces paroles,
61. Ary hoy Jeremia tamin' i Seraia: Rehefa tonga any Babylona ianao, dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo,
62. Then shalt thou say, O LORD, thou hast spoken against this place, to cut it off, that none shall remain in it, neither man nor beast, but that it shall be desolate for ever.
62. et tu diras: Éternel, c`est toi qui as déclaré que ce lieu serait détruit, et qu`il ne serait plus habité ni par les hommes ni par les bêtes, mais qu`il deviendrait un désert pour toujours.
62. Ka manaova hoe: Jehovah ô, Ianao no niteny hamely ity tany ity handringana azy, ka tsy hisy hitoetra eto, na olona na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.
63. And it shall be, when thou hast made an end of reading this book, that thou shalt bind a stone to it, and cast it into the midst of Euphrates:
63. Et quand tu auras achevé la lecture de ce livre, tu y attacheras une pierre, et tu le jetteras dans l`Euphrate,
63. "Ary izao no hisy, rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity, dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izany;"
64. And thou shalt say, Thus shall Babylon sink, and shall not rise from the evil that I will bring upon her: and they shall be weary. Thus far are the words of Jeremiah.
64. "et tu diras: Ainsi Babylone sera submergée, elle ne se relèvera pas des malheurs que j`amènerai sur elle; ils tomberont épuisés. Jusqu`ici sont les paroles de Jérémie."
64. Ka ataovy hoe: Toy izao no hilentehan' i Babylona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ka dia ho reraka izy. Hatreto ny tenin' i Jeremia.