The Fall of Jerusalem
1. In the ninth year of Zedekiah king of Judah, in the tenth month, came Nebuchadrezzar king of Babylon and all his army against Jerusalem, and they besieged it.
1. "Lorsque Jérusalem fut prise, -la neuvième année de Sédécias, roi de Juda, le dixième mois, Nebucadnetsar, roi de Babylone, vint avec toute son armée devant Jérusalem, et en fit le siège;"
1. Tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, no nahatongavan' i Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona sy ny miaramilany rehetra hamely an' i Jerosalema ka nanao fahirano azy.
2. And in the eleventh year of Zedekiah, in the fourth month, the ninth day of the month, the city was broken up.
2. la onzième année de Sédécias, le neuvième jour du quatrième mois, la brèche fut faite à la ville, -
2. Ary nony tamin' ny andro fahasivy tamin' ny volana fahefatra tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo nanjakan' i Zedekia, dia nisy voabanga ny tanàna,
3. And all the princes of the king of Babylon came in, and sat in the middle gate, even Nergalsharezer, Samgarnebo, Sarsechim, Rabsaris, Nergalsharezer, Rabmag, with all the residue of the princes of the king of Babylon.
3. tous les chefs du roi de Babylone s`avancèrent, et occupèrent la porte du milieu: Nergal Scharetser, Samgar Nebu, Sarsekim, chef des eunuques, Nergal Scharetser, chef des mages, et tous les autres chefs du roi de Babylone.
3. Dia niditra ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona rehetra ka nipetraka teo amin' ny vavahady ampovoany, dia Nergala-sarezera sy Samgar-nebo sy Sarsekima, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona.
4. And it came to pass, that when Zedekiah the king of Judah saw them, and all the men of war, then they fled, and went forth out of the city by night, by the way of the king's garden, by the gate betwixt the two walls: and he went out the way of the plain.
4. Dès que Sédécias, roi de Juda, et tous les gens de guerre les eurent vus, ils s`enfuirent, et sortirent de la ville pendant la nuit par le chemin du jardin du roi, par la porte entre les deux murs, et ils prirent le chemin de la plaine.
4. Ary izao no niseho, rehefa nahita ireo Zedekia mpanjakan' ny Joda sy ny miaramila rehetra, dia nandositra izy ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna nihazo ny lalana mankamin' ny sahan' ny mpanjaka, tamin' ny vavahady eo anelanelan' ny manda roa, ary lasa nivoaka nankany amin' ny lalana mankany amin' ny tany lemaka izy.
5. But the Chaldeans' army pursued after them, and overtook Zedekiah in the plains of Jericho: and when they had taken him, they brought him up to Nebuchadnezzar king of Babylon to Riblah in the land of Hamath, where he gave judgment upon him.
5. "Mais l`armée des Chaldéens les poursuivit, et atteignit Sédécias dans les plaines de Jéricho. Ils le prirent, et le firent monter vers Nebucadnetsar, roi de Babylone, à Ribla, dans le pays de Hamath; et il prononça contre lui une sentence."
5. "Fa ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika azy ka nahatratra an' i Zedekia tany amin' ny tany lemaka any Jeriko; ary nony azony izy, dia nentiny niakatra ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tao Ribla tao amin' ny tany Hamata; ka dia notsarainy tao izy."
6. Then the king of Babylon slew the sons of Zedekiah in Riblah before his eyes: also the king of Babylon slew all the nobles of Judah.
6. "Le roi de Babylone fit égorger à Ribla les fils de Sédécias en sa présence; le roi de Babylone fit aussi égorger tous les grands de Juda."
6. "Ary ny zanakalahin' i Zedekia dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla teo imason-drainy; ary ny manan-kaja rehetra tamin' ny Joda koa dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona."
7. Moreover he put out Zedekiah's eyes, and bound him with chains, to carry him to Babylon.
7. Puis il fit crever les yeux à Sédécias, et le fit lier avec des chaînes d`airain, pour l`emmener à Babylone.
7. Ary nopotsiriny ny mason' i Zedekia, dia nafatony tamin' ny gadra varahina izy hoentiny ho any Babylona.
8. And the Chaldeans burned the king's house, and the houses of the people, with fire, and brake down the walls of Jerusalem.
8. Les Chaldéens brûlèrent par le feu la maison du roi et les maisons du peuple, et ils démolirent les murailles de Jérusalem.
8. Ary nodoran' ny Kaldeana tamin' ny afo ny tranon' ny mpanjaka sy ny tranon' ny vahoaka, ary ny mandan' i Jerosalema noravany.
9. Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive into Babylon the remnant of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to him, with the rest of the people that remained.
9. Nebuzaradan, chef des gardes, emmena captifs à Babylone ceux du peuple qui étaient demeurés dans la ville, ceux qui s`étaient rendus à lui, et le reste du peuple.
9. Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo tany Babylona.
10. But Nebuzaradan the captain of the guard left of the poor of the people, which had nothing, in the land of Judah, and gave them vineyards and fields at the same time.
10. "Mais Nebuzaradan, chef des gardes, laissa dans le pays de Juda quelques-uns des plus pauvres du peuple, ceux qui n`avaient rien; et il leur donna alors des vignes et des champs."
10. Nefa ny olona mahantra izay tsy nanana na inona na inona kosa dia nisy ihany navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina tao amin' ny tanin' ny Joda sady nomeny tanimboaloboka sy tanimboly tamin' izany fotoana izany.
11. Now Nebuchadrezzar king of Babylon gave charge concerning Jeremiah to Nebuzaradan the captain of the guard, saying,
11. Nebucadnetsar, roi de Babylone, avait donné cet ordre au sujet de Jérémie par Nebuzaradan, chef des gardes:
11. Ary Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, nanome teny an' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ny amin' i Jeremia nanao hoe:
12. Take him, and look well to him, and do him no harm; but do unto him even as he shall say unto thee.
12. "Prends-le, et veille sur lui; ne lui fais aucun mal, mais agis à son égard comme il te dira."
12. "Ento izy, ka tandremo tsara, fa aza asian-dratsy; fa araka izay lazainy aminao no ataovy aminy."
13. So Nebuzaradan the captain of the guard sent, and Nebushasban, Rabsaris, and Nergalsharezer, Rabmag, and all the king of Babylon's princes;
13. Nebuzaradan, chef des gardes, Nebuschazban, chef des eunuques, Nergal Scharetser, chef des mages, et tous les chefs du roi de Babylone,
13. "Ary naniraka Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona rehetra;"
14. Even they sent, and took Jeremiah out of the court of the prison, and committed him unto Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, that he should carry him home: so he dwelt among the people.
14. envoyèrent chercher Jérémie dans la cour de la prison, et ils le remirent à Guedalia, fils d`Achikam, fils de Schaphan, pour qu`il fût conduit dans sa maison. Et il resta au milieu du peuple.
14. Eny, naniraka naka an' i Jeremia teo amin' ny kianjan' ny tranomaizina ireo ka natolony an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, mba hoentiny any an-trano izy, ka dia nitoetra tao amin' ny olona izy.
15. Now the word of the LORD came unto Jeremiah, while he was shut up in the court of the prison, saying,
15. La parole de l`Éternel fut adressée à Jérémie en ces mots, pendant qu`il était enfermé dans la cour de la prison:
15. Ary tonga tamin' i Jeremia ny tenin' i Jehovah fony izy mbola voahazona tao amin' ny kianjan' ny tranomaizina ihany nanao hoe:
16. Go and speak to Ebedmelech the Ethiopian, saying, Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Behold, I will bring my words upon this city for evil, and not for good; and they shall be accomplished in that day before thee.
16. "Va, parle à Ébed Mélec, l`Éthiopien, et dis-lui: Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Voici, je vais faire venir sur cette ville les choses que j`ai annoncées pour le mal et non pour le bien; elles arriveront en ce jour devant toi."
16. "Mandehana, ka lazao amin' i Ebeda-meleka Etiopiana hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hotoviko amin' ity tanàna ity ny teniko hahatonga loza, fa tsy soa; ary ho tanteraka eo imasonao izany amin' izany andro izany."
17. But I will deliver thee in that day, saith the LORD: and thou shalt not be given into the hand of the men of whom thou art afraid.
17. Mais en ce jour je te délivrerai, dit l`Éternel, et tu ne seras pas livré entre les mains des hommes que tu crains.
17. Nefa hovonjeko ianao amin' izany andro izany, hoy Jehovah, fa tsy mba hatolotra eo an-tanan' ny olona izay atahoranao.
18. For I will surely deliver thee, and thou shalt not fall by the sword, but thy life shall be for a prey unto thee: because thou hast put thy trust in me, saith the LORD.
18. "Je te sauverai, et tu ne tomberas pas sous l`épée; ta vie sera ton butin, parce que tu as eu confiance en moi, dit l`Éternel."
18. Fa hanafaka anao tokoa aho ka tsy ho lavon-tsabatra ianao, fa ny ainao no ho babonao, satria efa nametraka ny fitokisanao tamiko ianao, hoy Jehovah.