1. From whence come wars and fightings among you? come they not hence, even of your lusts that war in your members?
1. D`où viennent les luttes, et d`ou viennent les querelles parmi vous? N`est-ce pas de vos passions qui combattent dans vos membres?
1. Avy aiza ny ady, ary avy aiza ny fifandirana eo aminareo? Tsy izao va no iaviany, dia ny filànareo izay miady ao anatin’ny momba ny tenanareo?
2. Ye lust, and have not: ye kill, and desire to have, and cannot obtain: ye fight and war, yet ye have not, because ye ask not.
2. "Vous convoitez, et vous ne possédez pas; vous êtes meurtriers et envieux, et vous ne pouvez pas obtenir; vous avez des querelles et des luttes, et vous ne possédez pas, parce que vous ne demandez pas."
2. "Mila ianareo nefa tsy manana ihany; mamono sy maniry ianareo, nefa tsy mahazo ihany; mifamely sy miady ianareo; nefa tsy manana ianareo, satria tsy mangataka."
3. Ye ask, and receive not, because ye ask amiss, that ye may consume it upon your lusts.
3. Vous demandez, et vous ne recevez pas, parce que vous demandez mal, dans le but de satisfaire vos passions.
3. Mangataka ianareo, nefa tsy mahazo ihany, satria diso fangataka, mba holaninareo amin’ny filànareo.
4. Ye adulterers and adulteresses, know ye not that the friendship of the world is enmity with God? whosoever therefore will be a friend of the world is the enemy of God.
4. Adultères que vous êtes! ne savez-vous pas que l`amour du monde est inimitié contre Dieu? Celui donc qui veut être ami du monde se rend ennemi de Dieu.
4. Ry lehilahy sy vehivavy mpijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao? Koa na iza na iza te ho sakaizan’izao tontolo izao dia fahavalon’Andriamanitra izy.
5. Do ye think that the scripture saith in vain, The spirit that dwelleth in us lusteth to envy?
5. Croyez-vous que l`Écriture parle en vain? C`est avec jalousie que Dieu chérit l`esprit qu`il a fait habiter en nous.
5. Ary heverinareo va fa miteny foana ny Soratra Masina, ny fanahy izay mitoetra ato anatintsika va dia mitaona hialona?
6. But he giveth more grace. Wherefore he saith, God resisteth the proud, but giveth grace unto the humble.
6. "Il accorde, au contraire, une grâce plus excellente; c`est pourquoi l`Écriture dit: Dieu résiste aux l`orgueilleux, Mais il fait grâce aux humbles."
6. Nefa manome fahasoavana bebe kokoa Izy. Ka hoy Izy: Manohitra ny mpiavonavona Andriamanitra, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena.
7. Submit yourselves therefore to God. Resist the devil, and he will flee from you.
7. "Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous."
7. Noho izany, maneke an’Andriamanitra ianareo. Manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
8. Draw nigh to God, and he will draw nigh to you. Cleanse your hands, ye sinners; and purify your hearts, ye double minded.
8. "Approchez-vous de Dieu, et il s`approchera de vous. Nettoyez vos mains, pécheurs; purifiez vos coeurs, hommes irrésolus."
8. "Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy. Diovy ny tananareo, ry mpanota; ary ataovy madio ny fonareo, ry mpiroa saina."
9. Be afflicted, and mourn, and weep: let your laughter be turned to mourning, and your joy to heaviness.
9. "Sentez votre misère; soyez dans le deuil et dans les larmes; que votre rire se change en deuil, et votre joie en tristesse."
9. "Oria, sy mitomania, ary midradradradrà; aoka hody fisaonana ny fihomehezanareo, ary hody fanjoretana ny fifalianareo."
10. Humble yourselves in the sight of the Lord, and he shall lift you up.
10. Humiliez-vous devant le Seigneur, et il vous élèvera.
10. Manetre tena eo anatrehan’ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy.
11. Speak not evil one of another, brethren. He that speaketh evil of his brother, and judgeth his brother, speaketh evil of the law, and judgeth the law: but if thou judge the law, thou art not a doer of the law, but a judge.
11. Ne parlez point mal les uns des autres, frères. Celui qui parle mal d`un frère, ou qui juge son frère, parle mal de la loi et juge la loi. Or, si tu juges la loi, tu n`es pas observateur de la loi, mais tu en es juge.
11. "Aza mifanaratsy, ry rahalahy. Izay manaratsy rahalahy, ka mitsara ny rahalahiny dia manaratsy ny lalàna sy mitsara ny lalàna; fa raha mitsara ny lalàna ianao, dia tsy mpanatanteraka ny lalàna fa mpitsara."
12. There is one lawgiver, who is able to save and to destroy: who art thou that judgest another?
12. "Un seul est législateur et juge, c`est celui qui peut sauver et perdre; mais toi, qui es-tu, qui juges le prochain?"
12. "Iray ihany no Mpanome lalàna, dia Ilay mahavonjy sy mahavery; fa iza moa ianao no mitsara ny hafa?"
13. Go to now, ye that say, To day or to morrow we will go into such a city, and continue there a year, and buy and sell, and get gain:
13. A vous maintenant, qui dites: Aujourd`hui ou demain nous irons dans telle ville, nous y passerons une année, nous trafiquerons, et nous gagnerons!
13. "He! ianareo izay manao hoe: Anio na ampitso dia hankany Ananona izahay ary hitoetra any herintaona ka hividy sy hivarotra ary hahazo tombom-barotra;"
14. Whereas ye know not what shall be on the morrow. For what is your life? It is even a vapour, that appeareth for a little time, and then vanisheth away.
14. Vous qui ne savez pas ce qui arrivera demain! car, qu`est-ce votre vie? Vous êtes une vapeur qui paraît pour un peu de temps, et qui ensuite disparaît.
14. Kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona.
15. For that ye ought to say, If the Lord will, we shall live, and do this, or that.
15. Vous devriez dire, au contraire: Si Dieu le veut, nous vivrons, et nous ferons ceci ou cela.
15. Fa aleo manao izao: Raha sitrapon’ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.
16. But now ye rejoice in your boastings: all such rejoicing is evil.
16. Mais maintenant vous vous glorifiez dans vos pensées orgueilleuses. C`est chose mauvaise que de se glorifier de la sorte.
16. Fa izao dia mirehareha amin’ny fahasahiana ianareo: ratsy ny fireharehana rehetra toy izany.
17. Therefore to him that knoweth to do good, and doeth it not, to him it is sin.
17. Celui donc qui sait faire ce qui est bien, et qui ne le fait pas, commet un péché.
17. Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia ota ho azy izany.
<
>