To Us a Child Is Born

1. Nevertheless the dimness shall not be such as was in her vexation, when at the first he lightly afflicted the land of Zebulun and the land of Naphtali, and afterward did more grievously afflict her by the way of the sea, beyond Jordan, in Galilee of the nations.
1. (8:23) Mais les ténèbres ne régneront pas toujours Sur la terre où il y a maintenant des angoisses: Si les temps passés ont couvert d`opprobre Le pays de Zabulon et le pays de Nephthali, Les temps à venir couvriront de gloire La contrée voisine de la mer, au delà du Jourdain, Le territoire des Gentils.
1. "Fa tsy hanjombona mandrakariva ilay efa nozoim-pahoriana. Tamin' ny taloha dia nataony tsinontsinona ny tany Zebolona sy ny tany Naftaly; fa amin' ny aoriana kosa dia homeny voninahitra ny lalana eo amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordana, dia Galilia, tanin' ny jentilisa."
2. The people that walked in darkness have seen a great light: they that dwell in the land of the shadow of death, upon them hath the light shined.
2. "(9:1) Le peuple qui marchait dans les ténèbres Voit une grande lumière; Sur ceux qui habitaient le pays de l`ombre de la mort Une lumière resplendit."
2. "Fa tsy hanjombona mandrakariva ilay efa nozoim-pahoriana. Tamin' ny taloha dia nataony tsinontsinona ny tany Zebolona sy ny tany Naftaly; fa amin' ny aoriana kosa dia homeny voninahitra ny lalana eo amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordana, dia Galilia, tanin' ny jentilisa."
3. Thou hast multiplied the nation, and not increased the joy: they joy before thee according to the joy in harvest, and as men rejoice when they divide the spoil.
3. "(9:2) Tu rends le peuple nombreux, Tu lui accordes de grandes joies; Il se réjouit devant toi, comme on se réjouit à la moisson, Comme on pousse des cris d`allégresse au partage du butin."
3. "Hamaroinao ity firenena ity, ary tsy ampitomboinao ny hafaliany; mifaly eo anatrehanao izy tahaka ny hafaliana amin' ny fararano, ary tahaka ny fifalian' ny olona raha mizara babo."
4. For thou hast broken the yoke of his burden, and the staff of his shoulder, the rod of his oppressor, as in the day of Midian.
4. (9:3) Car le joug qui pesait sur lui, Le bâton qui frappait son dos, La verge de celui qui l`opprimait, Tu les brises, comme à la journée de Madian.
4. Fa ny bao fitondran' entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny, izay tsorakazon' ny mpampiasa azy, dia tapahinao tahaka ny tamin' ny andro namelezana ny Midiana.
5. For every battle of the warrior is with confused noise, and garments rolled in blood; but this shall be with burning and fuel of fire.
5. (9:4) Car toute chaussure qu`on porte dans la mêlée, Et tout vêtement guerrier roulé dans le sang, Seront livrés aux flammes, Pour être dévorés par le feu.
5. "Fa ny ady rehetra ataon' ny mpiady dia amin' ny fihorakorahana be sy ny fitafiana mihosin-drà; fa izany dia ho amin' ny fandoroana sy ny kitay hatohoka amin' ny afo."
6. For unto us a child is born, unto us a son is given: and the government shall be upon his shoulder: and his name shall be called Wonderful, Counsellor, The mighty God, The everlasting Father, The Prince of Peace.
6. "(9:5) Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l`appellera Admirable, Conseiller, Dieu puissant, Père éternel, Prince de la paix."
6. "Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia ho eo an-tsorony, ary ny anarany hatao hoe: Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Ray mandrakizay, Andrian' ny Fiadanana."
7. Of the increase of his government and peace there shall be no end, upon the throne of David, and upon his kingdom, to order it, and to establish it with judgment and with justice from henceforth even for ever. The zeal of the LORD of hosts will perform this.
7. (9:6) Donner à l`empire de l`accroissement, Et une paix sans fin au trône de David et à son royaume, L`affermir et le soutenir par le droit et par la justice, Dès maintenant et à toujours: Voilà ce que fera le zèle de l`Éternel des armées.
7. "Ny handrosoan' ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hanam-pahataperana eo amin' ny sezafiandrianan' i Davida sy ny fanjakany, mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin' ny rariny sy ny hitsiny hatramin' izao ka ho mandrakizay; ny fahasaro-piaron' i Jehovah, Tompon' ny maro, no hahatanteraka izany."

The LORD's Anger Against Israel

8. The Lord sent a word into Jacob, and it hath lighted upon Israel.
8. (9:7) Le Seigneur envoie une parole à Jacob: Elle tombe sur Israël.
8. Ny Tompo dia nandefa teny ho an' i Jakoba, ka nihatra amin' ny Isiraely izany.
9. And all the people shall know, even Ephraim and the inhabitant of Samaria, that say in the pride and stoutness of heart,
9. (9:8) Tout le peuple en aura connaissance, Éphraïm et les habitants de Samarie, Qui disent avec orgueil et fierté:
9. Ary ho fantatr' izy iray firenena izany, dia Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amin' ny fiavonavonany sy ny fireharehan' ny fony manao hoe:
10. The bricks are fallen down, but we will build with hewn stones: the sycomores are cut down, but we will change them into cedars.
10. "(9:9) Des briques sont tombées, Nous bâtirons en pierres de taille; Des sycomores ont été coupés, Nous les remplacerons par des cèdres."
10. "Biriky no efa nirodana, fa vato voapaika kosa no harafitsika; amontana no voakapa, fa sedera kosa no hasolontsika azy."
11. Therefore the LORD shall set up the adversaries of Rezin against him, and join his enemies together;
11. (9:10) L`Éternel élèvera contre eux les ennemis de Retsin, Et il armera leurs ennemis,
11. Ary Jehovah hanandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy ary hampirisika ny fahavalony:
12. The Syrians before, and the Philistines behind; and they shall devour Israel with open mouth. For all this his anger is not turned away, but his hand is stretched out still.
12. "(9:11) Les Syriens à l`orient, les Philistins à l`occident; Et ils dévoreront Israël à pleine bouche. Malgré tout cela, sa colère ne s`apaise point, Et sa main est encore étendue."
12. "Dia ny Syriana avy any atsinanana sy ny Filistina avy any andrefana; ary misanasana vava handrapaka ny Isiraely ireo. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, fa mbola mihinjitra ihany ny tanany."
13. For the people turneth not unto him that smiteth them, neither do they seek the LORD of hosts.
13. (9:12) Le peuple ne revient pas à celui qui le frappe, Et il ne cherche pas l`Éternel des armées.
13. Fa ny olona tsy miverina amin' Izay mamely azy, eny, Jehovah, Tompon' ny maro tsy mba tadiaviny.
14. Therefore the LORD will cut off from Israel head and tail, branch and rush, in one day.
14. (9:13) Aussi l`Éternel arrachera d`Israël la tête et la queue, La branche de palmier et le roseau, En un seul jour.
14. Ka dia hofongoran' i Jehovah amin' ny Isiraely indray andro monja ny loha sy ny rambo, ny sampan-drofia sy ny zozoro,
15. The ancient and honourable, he is the head; and the prophet that teacheth lies, he is the tail.
15. (9:14) (L`ancien et le magistrat, c`est la tête, Et le prophète qui enseigne le mensonge, c`est la queue.)
15. "Ny loholona sy ny manankaja no loha, ary ny mpaminany izay mampianatra lainga no rambo;"
16. For the leaders of this people cause them to err; and they that are led of them are destroyed.
16. (9:15) Ceux qui conduisent ce peuple l`égarent, Et ceux qui se laissent conduire se perdent.
16. Fa ny mpitarika ity firenena ity no tonga mpampivily azy, ary izay tarihiny dia ringana.
17. Therefore the LORD shall have no joy in their young men, neither shall have mercy on their fatherless and widows: for every one is an hypocrite and an evildoer, and every mouth speaketh folly. For all this his anger is not turned away, but his hand is stretched out still.
17. "(9:16) C`est pourquoi le Seigneur ne saurait se réjouir de leurs jeunes hommes, Ni avoir pitié de leurs orphelins et de leurs veuves; Car tous sont des impies et des méchants, Et toutes les bouches profèrent des infamies. Malgré tout cela, sa colère ne s`apaise point, Et sa main est encore étendue."
17. "Ary noho izany dia tsy mahafaly an' i Jehovah ny zatovony, ary ny kamboty sy ny mpitondratena ao aminy dia tsy iantrany; fa samy mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy izy, ary ny vava rehetra mamoaka teny fahadalana. Kanefa na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, fa mbola mihinjitra ihany ny tanany."
18. For wickedness burneth as the fire: it shall devour the briers and thorns, and shall kindle in the thickets of the forest, and they shall mount up like the lifting up of smoke.
18. "(9:17) Car la méchanceté consume comme un feu, Qui dévore ronces et épines; Il embrase l`épaisseur de la forêt, D`où s`élèvent des colonnes de fumée."
18. Fa ny faharatsiana mandoro tahaka ny afo, handevona ny tsilo sy ny hery izy ary hampirehitra ny ala mikirindro, ka hitambolimbolina tahaka ny setroka misavoana ireo.
19. Through the wrath of the LORD of hosts is the land darkened, and the people shall be as the fuel of the fire: no man shall spare his brother.
19. "(9:18) Par la colère de l`Éternel des armées le pays est embrasé, Et le peuple est comme la proie du feu; Nul n`épargne son frère."
19. "Noho ny fahatezeran' i Jehovah, Tompon' ny maro, dia efa maintin' ny afo ny tany, ary ny olona dia tahaka ny kitay atohoka amin' ny afo; tsy misy olona miantra ny rahalahiny."
20. And he shall snatch on the right hand, and be hungry; and he shall eat on the left hand, and they shall not be satisfied: they shall eat every man the flesh of his own arm:
20. "(9:19) On pille à droite, et l`on a faim; On dévore à gauche, et l`on n`est pas rassasié; Chacun dévore la chair de son bras."
20. "Ary handripaka eny ankavanana izy, nefa noana ihany; ary handany eny an-kavia izy, nefa tsy voky ihany; samy hihinana ny nofon-tsandriny avy izy rehetra:"
21. Manasseh, Ephraim; and Ephraim, Manasseh: and they together shall be against Judah. For all this his anger is not turned away, but his hand is stretched out still.
21. (9:20) Manassé dévore Éphraïm, Éphraïm Manassé, Et ensemble ils fondent sur Juda. Malgré tout cela, sa colère ne s`apaise point, Et sa main est encore étendue.
21. Eny, Manase hihinana an' i Efraima, ary Efraima kosa hihinana an' i Manase, ary izy roa tonta dia hiara-hamely an' iJoda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, fa mbola mihinjitra ihany ny tanany.
<
>