1. Woe unto them that decree unrighteous decrees, and that write grievousness which they have prescribed;
1. Malheur à ceux qui prononcent des ordonnances iniques, Et à ceux qui transcrivent des arrêts injustes,
1. "Loza ho an' izay manao lalàna tsy marina sy izay mpanoratra manoratra fampahoriana;"
2. To turn aside the needy from judgment, and to take away the right from the poor of my people, that widows may be their prey, and that they may rob the fatherless!
2. Pour refuser justice aux pauvres, Et ravir leur droit aux malheureux de mon peuple, Pour faire des veuves leur proie, Et des orphelins leur butin!
2. Hampialany ny olon-tsahirana amin' ny fitsarana sy hanalany ny rariny tsy ho amin' ny mahantra eo amin' ny oloko, handrobany ny mpitondratena sy hamaboany ny kamboty!
3. And what will ye do in the day of visitation, and in the desolation which shall come from far? to whom will ye flee for help? and where will ye leave your glory?
3. Que ferez-vous au jour du châtiment, Et de la ruine qui du lointain fondra sur vous? Vers qui fuirez-vous, pour avoir du secours, Et où laisserez-vous votre gloire?
3. Ary ahoana no hataonareo amin' ny andro famaliana sy amin' ny fandravana izay ho tonga avy lavitra? Ho any amin' iza no handosiranareo hamonjy ny ainareo? Ary aiza no hametrahanareo ny voninahitrareo?
4. Without me they shall bow down under the prisoners, and they shall fall under the slain. For all this his anger is not turned away, but his hand is stretched out still.
4. Les uns seront courbés parmi les captifs, Les autres tomberont parmi les morts. Malgré tout cela, sa colère ne s`apaise point, Et sa main est encore étendue.
4. Raha tsy Izaho, dia hihohoka voatsindrin' ny mpifatotra izy sy ho lavo votsindrin' ny voavono. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, fa mbola mihinjitra ihany ny tanany.

God's Judgment on Assyria

5. O Assyrian, the rod of mine anger, and the staff in their hand is mine indignation.
5. Malheur à l`Assyrien, verge de ma colère! La verge dans sa main, c`est l`instrument de ma fureur.
5. Endrey! ry Asyria, tsorakazon' ny fahatezerako ô, Eny, tehina eny an-tanany ny fahavinirako!
6. I will send him against an hypocritical nation, and against the people of my wrath will I give him a charge, to take the spoil, and to take the prey, and to tread them down like the mire of the streets.
6. Je l`ai lâché contre une nation impie, Je l`ai fait marcher contre le peuple de mon courroux, Pour qu`il se livre au pillage et fasse du butin, Pour qu`il le foule aux pieds comme la boue des rues.
6. Hamely firenena mihatsaravelatsihy no anirahako azy, ary hamely firenena izay iharan' ny fahatezerako no andidiako azy, hamabo sy handroba ary hanao azy ho fanitsakitsaka tahaka ny fotaka eny an-dalambe.
7. Howbeit he meaneth not so, neither doth his heart think so; but it is in his heart to destroy and cut off nations not a few.
7. "Mais il n`en juge pas ainsi, Et ce n`est pas là la pensée de son coeur; Il ne songe qu`à détruire, Qu`à exterminer les nations en foule."
7. "Kanjo tsy izany no kasainy, ary tsy izany no heverin' ny fony; fa ny handringana sy ny hamongotra firenena tsy vitsy no ao am-pony."
8. For he saith, Are not my princes altogether kings?
8. Car il dit: Mes princes ne sont-ils pas autant de rois?
8. Fa hoy izy: Tsy mpanjaka avokoa va ireny governorako ireny?
9. Is not Calno as Carchemish? is not Hamath as Arpad? is not Samaria as Damascus?
9. N`en a-t-il pas été de Calno comme de Carkemisch? N`en a-t-il pas été de Hamath comme d`Arpad? N`en a-t-il pas été de Samarie comme de Damas?
9. Tsy tahaka an' i Karkemisy va Kalno? Tsy tahaka an' i Arpada va Hamata? Ary tsy tahaka an' i Damaskosy va Samaria?
10. As my hand hath found the kingdoms of the idols, and whose graven images did excel them of Jerusalem and of Samaria;
10. De même que ma main a atteint les royaumes des idoles, Où il y avait plus d`images qu`à Jérusalem et à Samarie,
10. Tahaka ny nahatraran' ny tanako ny fanjakan' ny sampy, fa mihoatra noho ny an' i Jerosalema sy ny an' i Samaria ny sarin-javatra voasokitr' ireo,
11. Shall I not, as I have done unto Samaria and her idols, so do to Jerusalem and her idols?
11. Ce que j`ai fait à Samarie et à ses idoles, Ne le ferai-je pas à Jérusalem et à ses images?
11. Dia tsy tahaka ny nataoko tamin' i Samaria sy ny sampiny va no hataoko amin' i Jerosalema sy ny sampiny koa?
12. Wherefore it shall come to pass, that when the Lord hath performed his whole work upon mount Zion and on Jerusalem, I will punish the fruit of the stout heart of the king of Assyria, and the glory of his high looks.
12. Mais, quand le Seigneur aura accompli toute son oeuvre Sur la montagne de Sion et à Jérusalem, Je punirai le roi d`Assyrie pour le fruit de son coeur orgueilleux, Et pour l`arrogance de ses regards hautains.
12. "Koa izao no hiseho, rehefa vitan' ny Tompo ny asany manontolo eo an-tendrombohitra Ziona sy Jerosalema, dia hovaliako kosa ny vokatry ny fiavonavonan' ny fon' ny mpanjakan' i Asyria sy ny reharehan' ny fiandranandran' ny masony;"
13. For he saith, By the strength of my hand I have done it, and by my wisdom; for I am prudent: and I have removed the bounds of the people, and have robbed their treasures, and I have put down the inhabitants like a valiant man:
13. "Car il dit: C`est par la force de ma main que j`ai agi, C`est par ma sagesse, car je suis intelligent; J`ai reculé les limites des peuples, et pillé leurs trésors, Et, comme un héros, j`ai renversé ceux qui siégeaient sur des trônes;"
13. "Fa hoy izy: Tamin' ny herin' ny tanako no nanaovako izany, sy tamin' ny fahendreko, fa mahira-tsaina aho; ary nanaisotra ny fari-tanin' ny olona aho sady namabo ny tahiriny, ary namotraka ny mponina tahaka ny lehilahy mahery aho."
14. And my hand hath found as a nest the riches of the people: and as one gathereth eggs that are left, have I gathered all the earth; and there was none that moved the wing, or opened the mouth, or peeped.
14. J`ai mis la main sur les richesses des peuples, comme sur un nid, Et, comme on ramasse des oeufs abandonnés, J`ai ramassé toute la terre: Nul n`a remué l`aile, Ni ouvert le bec, ni poussé un cri. -
14. "Ary tahaka ny fakàna ny ao amin' ny akanim-borona no nakàn' ny tanako ny haren' ny firenena; ary tahaka ny famory atody nilaozan-dreniny no namoriako ny tany rehetra, ka tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava, na nikiakiaka."
15. Shall the axe boast itself against him that heweth therewith? or shall the saw magnify itself against him that shaketh it? as if the rod should shake itself against them that lift it up, or as if the staff should lift up itself, as if it were no wood.
15. La hache se glorifie-t-elle envers celui qui s`en sert? Ou la scie est-elle arrogante envers celui qui la manie? Comme si la verge faisait mouvoir celui qui la lève, Comme si le bâton soulevait celui qui n`est pas du bois!
15. Hirehareha amin' izay mikapa aminy va ny famaky? Hiavonavona amin' izay manatsofa aminy va ny tsofa? Toy ny tsorakazo, raha mihetsika hanohitra izay manainga azy! Ary toy ny tehina raha manandra-tena toy ny tsy hazo.
16. Therefore shall the Lord, the Lord of hosts, send among his fat ones leanness; and under his glory he shall kindle a burning like the burning of a fire.
16. "C`est pourquoi le Seigneur, le Seigneur des armées, enverra Le dépérissement parmi ses robustes guerriers; Et, sous sa magnificence, éclatera un embrasement, Comme l`embrasement d`un feu."
16. "Koa izany no anateran' ny Tompo, dia ny Tompon' ny maro, fahahiazana amin' ny tremalahiny; ary ao ambanin' ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo."
17. And the light of Israel shall be for a fire, and his Holy One for a flame: and it shall burn and devour his thorns and his briers in one day;
17. "La lumière d`Israël deviendra un feu, Et son Saint une flamme, Qui consumera et dévorera ses épines et ses ronces, En un seul jour;"
17. "Ary ny fahazavan' ny Isiraely ho tonga afo, ary ny Iray Masiny ho tonga lelafo, ka hodorana ho levona indray andro monja ny tsilony sy ny heriny;"
18. And shall consume the glory of his forest, and of his fruitful field, both soul and body: and they shall be as when a standard-bearer fainteth.
18. Qui consumera, corps et âme, La magnificence de sa forêt et de ses campagnes. Il en sera comme d`un malade, qui tombe en défaillance.
18. Ary ny voninahitry ny alany sy ny sahany mahavokatra dia holevoniny, na ny fanahiny, na ny nofony, ka ho tahaka ny fahatoranan' ny mpitondra faneva.
19. And the rest of the trees of his forest shall be few, that a child may write them.
19. Le reste des arbres de sa forêt pourra être compté, Et un enfant en écrirait le nombre.
19. Ary ho vitsy ny hazo sisa any an' alany ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.

The Remnant of Israel

20. And it shall come to pass in that day, that the remnant of Israel, and such as are escaped of the house of Jacob, shall no more again stay upon him that smote them; but shall stay upon the LORD, the Holy One of Israel, in truth.
20. "En ce jour-là, Le reste d`Israël et les réchappés de la maison de Jacob, Cesseront de s`appuyer sur celui qui les frappait; Ils s`appuieront avec confiance sur l`Éternel, le Saint d`Israël."
20. Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, fa ny sisa amin' ny Isiraely, dia izay afa-mandositra tamin' ny taranak' i Jakoba, dia tsy hiankina amin' izay namely azy intsony. Fa Jehovah, Iray Masin' ny Isiraely ihany no hiankinany marina tokoa.
21. The remnant shall return, even the remnant of Jacob, unto the mighty God.
21. Le reste reviendra, le reste de Jacob, Au Dieu puissant.
21. Ny sisa dia ny sisa amin' i Jakoba dia hiverina amin' Andriamanitra Mahery.
22. For though thy people Israel be as the sand of the sea, yet a remnant of them shall return: the consumption decreed shall overflow with righteousness.
22. "Quand ton peuple, ô Israël, serait comme le sable de la mer, Un reste seulement reviendra; La destruction est résolue, elle fera déborder la justice."
22. "Fa na dia tahaka ny fasika any amin' ny ranomasina aza ny isan' ny Isiraely olonao, dia izay sisa aminy ihany no hiverina; voatendry ny fandringanana izay hanafotra ho famaliana marina;"
23. For the Lord GOD of hosts shall make a consumption, even determined, in the midst of all the land.
23. Et cette destruction qui a été résolue, Le Seigneur, l`Éternel des armées, l`accomplira dans tout le pays.
23. Fa fahafonganana voatendry no hataon' i Jehovah, Tompon' ny maro, ao amin' ny tany rehetra.
24. Therefore thus saith the Lord GOD of hosts, O my people that dwellest in Zion, be not afraid of the Assyrian: he shall smite thee with a rod, and shall lift up his staff against thee, after the manner of Egypt.
24. Cependant, ainsi parle le Seigneur, l`Éternel des armées: O mon peuple, qui habites en Sion, ne crains pas l`Assyrien! Il te frappe de la verge, Et il lève son bâton sur toi, comme faisaient les Égyptiens.
24. "Koa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Ry oloko, izay monina any Ziona, aza matahotra ny Asyriana; hamely anao amin' ny tsorakazo izy ary hanainga ny tehiny aminao, tahaka ny fanaon' i Egypta;"
25. For yet a very little while, and the indignation shall cease, and mine anger in their destruction.
25. Mais, encore un peu de temps, Et le châtiment cessera, Puis ma colère se tournera contre lui pour l`anéantir.
25. Fa rehefa afaka vetivety, dia hitsahatra ny fahavinirany, ary ny fahatezerako dia handringana azy kosa.
26. And the LORD of hosts shall stir up a scourge for him according to the slaughter of Midian at the rock of Oreb: and as his rod was upon the sea, so shall he lift it up after the manner of Egypt.
26. "L`Éternel des armées agitera le fouet contre lui, Comme il frappa Madian au rocher d`Oreb; Et, de même qu`il leva son bâton sur la mer, Il le lèvera encore, comme en Égypte."
26. "Ary Jehovah, Tompon' ny maro, hamely azy amin' ny kotopia, tahaka ny namelezana ny Midiana teo am-batolampy Oreba; ary ny tsorakazony haingainy eny ambonin' ny ranomasina ka hatsangany tahaka ny fanaon' i Egypta!"
27. And it shall come to pass in that day, that his burden shall be taken away from off thy shoulder, and his yoke from off thy neck, and the yoke shall be destroyed because of the anointing.
27. "En ce jour, son fardeau sera ôté de dessus ton épaule, Et son joug de dessus ton cou; Et la graisse fera éclater le joug."
27. Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, ho afaka eo an-tsorokao ny entany, ary ny ziogany ho afaka amin' vozonao, ary ho tapaka ny zioga noho ny hosotra.
28. He is come to Aiath, he is passed to Migron; at Michmash he hath laid up his carriages:
28. Il marche sur Ajjath, traverse Migron, Laisse ses bagages à Micmasch.
28. Injao! tonga any Aiata izy. Mamaky an' i Migrona izy ary mametraka ny entany ao Mikmasy,
29. They are gone over the passage: they have taken up their lodging at Geba; Ramah is afraid; Gibeah of Saul is fled.
29. "Ils passent le défilé, Ils couchent à Guéba; Rama tremble, Guibea de Saül prend la fuite."
29. "Mihoatra ao an-kadilanana izy, ao Geba isika no handry, hoy izy; mangovitra Rama, mandositra Gibean' i Saoly."
30. Lift up thy voice, O daughter of Gallim: cause it to be heard unto Laish, O poor Anathoth.
30. Fais éclater ta voix, fille de Gallim! Prends garde, Laïs! malheur à toi, Anathoth!
30. "Asandrato ny feonao, ry zanakavavin' i Galima; ataovy re any Laisy izany, ry Anatota mahantra!"
31. Madmenah is removed; the inhabitants of Gebim gather themselves to flee.
31. Madména se disperse, Les habitants de Guébim sont en fuite.
31. Lasa nesorina Madmena, miara-miangona handositra ny mponina any Gebima.
32. As yet shall he remain at Nob that day: he shall shake his hand against the mount of the daughter of Zion, the hill of Jerusalem.
32. Encore un jour de halte à Nob, Et il menace de sa main la montagne de la fille de Sion, La colline de Jérusalem.
32. "Mbola hitoetra any Noba izy amin' izany andro izany; haninjitra ny tanany hamely ny tendrombohitry ny zanakavavin' i Ziona, havoan' i Jerosalema izy."
33. Behold, the Lord, the LORD of hosts, shall lop the bough with terror: and the high ones of stature shall be hewn down, and the haughty shall be humbled.
33. Voici, le Seigneur, l`Éternel des armées, Brise les rameaux avec violence: Les plus grands sont coupés, Les plus élevés sont abattus.
33. "Indro, Jehovah, Tompon' ny maro, hanapaka ny rantsana madinika amin' ny heriny mahatahotra; ary izay mijoaka lava hokapaina ary ny avo haetry."
34. And he shall cut down the thickets of the forest with iron, and Lebanon shall fall by a mighty one.
34. Il renverse avec le fer les taillis de la forêt, Et le Liban tombe sous le Puissant.
34. Hokapainy vy ny ala mikirindro, ary Libanona dia halamaky ny Iray Mahery.
<
>