Stubborn Israel
1. Hear ye this, O house of Jacob, which are called by the name of Israel, and are come forth out of the waters of Judah, which swear by the name of the LORD, and make mention of the God of Israel, but not in truth, nor in righteousness.
1. "Écoutez ceci, maison de Jacob, Vous qui portez le nom d`Israël, Et qui êtes sortis des eaux de Juda; Vous qui jurez par le nom de l`Éternel, Et qui invoquez le Dieu d`Israël, Mais sans vérité ni droiture!"
1. "Henoy izao, ry taranak' i Jakoba, dia ianareo izay antsoina amin' ny anaran' Isiraely sy avy amin' ny loharanon' i Joda, ianareo izay mianiana amin' ny anaran' i Jehovah sy manonona ny anaran' Andriamanitry ny Isiraely, kanefa tsy araka ny marina na araka ny hitsiny;"
2. For they call themselves of the holy city, and stay themselves upon the God of Israel; The LORD of hosts is his name.
2. Car ils prennent leur nom de la ville sainte, Et ils s`appuient sur le Dieu d`Israël, Dont le nom est l`Éternel des armées.
2. "Fa milaza ny tenany ho avy amin' ny tanàna masina izy ka miankina amin' Andriamanitry ny Isiraely; Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany."
3. I have declared the former things from the beginning; and they went forth out of my mouth, and I shewed them; I did them suddenly, and they came to pass.
3. Dès longtemps j`ai fait les premières prédictions, Elles sont sorties de ma bouche, et je les ai publiées: Soudain j`ai agi, et elles se sont accomplies.
3. "Ny zavatra taloha dia efa voalazako hatramin' ny fahiny, ary naloaky ny vavako izany sady nambarako; tampoka no nanaovako izany, ary tonga izany."
4. Because I knew that thou art obstinate, and thy neck is an iron sinew, and thy brow brass;
4. Sachant que tu es endurci, Que ton cou est une barre de fer, Et que tu as un front d`airain,
4. Satria fantatro fa maditra ianao ka oza-by ny hatokao, ary varahina ny handrinao,
5. I have even from the beginning declared it to thee; before it came to pass I shewed it thee: lest thou shouldest say, Mine idol hath done them, and my graven image, and my molten image, hath commanded them.
5. Je t`ai annoncé dès longtemps ces choses, je te les ai déclarées avant qu`elles arrivassent, Afin que tu ne dises pas: C`est mon idole qui les a faites, C`est mon image taillée ou mon image en fonte qui les a ordonnées.
5. "Dia efa nambarako taminao hatramin' ny fahiny izany; mialoha ny hahatongavan' izany dia efa nasehoko taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: ny sampiko no nanao izany, ary ny sarin-javatro voasokitra sy ny sarin-javatro an' idina no nandidy izany."
6. Thou hast heard, see all this; and will not ye declare it? I have shewed thee new things from this time, even hidden things, and thou didst not know them.
6. Tu entends! Considère tout cela! Et vous, ne l`avouerez-vous pas?... Maintenant, je t`annonce des choses nouvelles, Cachées, inconnues de toi.
6. "Efa renao, ka dia jereo izany rehetra izany; moa ianareo tsy hanambara izany va? Mampandre anao zava-baovao kosa Aho hatramin' izao, dia zavatra miafina izay tsy fantatrao."
7. They are created now, and not from the beginning; even before the day when thou heardest them not; lest thou shouldest say, Behold, I knew them.
7. "Elles se produisent à présent, et n`appartiennent point au passé; Jusqu`à leur avènement tu n`en avais aucune connaissance, Afin que tu ne dises pas: Voici, je le savais."
7. Vao izao no namoronana azy, fa tsy hatramin' ny fahiny, ary tsy mbola nandre azy ianao talohan' ny andro anio, fandrao ianao hanao hoe: Indro, efa fantatro izany.
8. Yea, thou heardest not; yea, thou knewest not; yea, from that time that thine ear was not opened: for I knew that thou wouldest deal very treacherously, and wast called a transgressor from the womb.
8. Tu n`en as rien appris, tu n`en as rien su, Et jadis ton oreille n`en a point été frappée: Car je savais que tu serais infidèle, Et que dès ta naissance tu fus appelé rebelle.
8. "Eny, tsy nandre, na nahalala ianao; eny, hatramin' ny fahiny no tsy mbola nisokatra ny sofinao: fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady natao hoe: mpiodina hatrany an-kibo."
9. For my name's sake will I defer mine anger, and for my praise will I refrain for thee, that I cut thee not off.
9. "A cause de mon nom, je suspends ma colère; A cause de ma gloire, je me contiens envers toi, Pour ne pas t`exterminer."
9. Noho ny anarako dia hononiko ny fahatezerako, ary mba hiderana Ahy dia hanindry fo ny aminao Aho, mba tsy hamongorana anao.
10. Behold, I have refined thee, but not with silver; I have chosen thee in the furnace of affliction.
10. "Je t`ai mis au creuset, mais non pour retirer de l`argent; Je t`ai éprouvé dans la fournaise de l`adversité."
10. "Indro, nodioviko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; efa nifidy anao tao amin' ny memy fahoriana Aho."
11. For mine own sake, even for mine own sake, will I do it: for how should my name be polluted? and I will not give my glory unto another.
11. "C`est pour l`amour de moi, pour l`amour de moi, que je veux agir; Car comment mon nom serait-il profané? Je ne donnerai pas ma gloire à un autre."
11. "Noho ny tenako, eny, noho ny tenako ihany no hanaovako izany; indrisy, lotoina ny anarako! Ary ny voninahitro tsy homeko ny hafa."
Israel Freed
12. Hearken unto me, O Jacob and Israel, my called; I am he; I am the first, I also am the last.
12. Écoute-moi, Jacob! Et toi, Israël, que j`ai appelé! C`est moi, moi qui suis le premier, C`est aussi moi qui suis le dernier.
12. "Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy ry Isiraely izay nantsoiko; Izaho no Izy; Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany."
13. Mine hand also hath laid the foundation of the earth, and my right hand hath spanned the heavens: when I call unto them, they stand up together.
13. Ma main a fondé la terre, Et ma droite a étendu les cieux: Je les appelle, et aussitôt ils se présentent.
13. "Ny tanako koa no nametraka ny fanorenan' ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa."
14. All ye, assemble yourselves, and hear; which among them hath declared these things? The LORD hath loved him: he will do his pleasure on Babylon, and his arm shall be on the Chaldeans.
14. Vous tous, assemblez-vous, et écoutez! Qui d`entre eux a annoncé ces choses? Celui que l`Éternel aime exécutera sa volonté contre Babylone, Et son bras s`appesantira sur les Chaldéens.
14. "Mivoria ianareo rehetra, ka mihainoa; iza moa amin' ireny no mba efa nanambara izany? Efa tia azy Jehovah: Hanao izay sitrapony amin' i Babylona izy,ary ny sandriny ho amin' ny Kaldeana."
15. I, even I, have spoken; yea, I have called him: I have brought him, and he shall make his way prosperous.
15. "Moi, moi, j`ai parlé, et je l`ai appelé; Je l`ai fait venir, et son oeuvre réussira."
15. "Izaho dia Izaho ihany no niteny; eny, Izaho no efa niantso azy; nitondra azy Aho, ka hambinina ny lalany."
16. Come ye near unto me, hear ye this; I have not spoken in secret from the beginning; from the time that it was, there am I: and now the Lord GOD, and his Spirit, hath sent me.
16. Approchez-vous de moi, et écoutez! Dès le commencement, je n`ai point parlé en cachette, Dès l`origine de ces choses, j`ai été là. Et maintenant, le Seigneur, l`Éternel, m`a envoyé avec son esprit.
16. "Manatòna Ahy ianareo, ka henoy izao: Hatramin' ny fiandohana no tsy mba nitenenako tao amin' ny mangingina; hatry ny fony vao nisian' ireo dia teo Aho; ary ankehitriny Jehovah Tompo no naniraka Ahy sy ny Fanahiny."
17. Thus saith the LORD, thy Redeemer, the Holy One of Israel; I am the LORD thy God which teacheth thee to profit, which leadeth thee by the way that thou shouldest go.
17. Ainsi parle l`Éternel, ton rédempteur, le Saint d`Israël: Moi, l`Éternel, ton Dieu, je t`instruis pour ton bien, Je te conduis dans la voie que tu dois suivre.
17. Izao no lazain' i Jehovah, Mpanavotra anao, dia ny Iray Masin' ny Isiraely: Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no mampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin' ny lalana tokony halehanao.
18. O that thou hadst hearkened to my commandments! then had thy peace been as a river, and thy righteousness as the waves of the sea:
18. "Oh! si tu étais attentif à mes commandements! Ton bien-être serait comme un fleuve, Et ton bonheur comme les flots de la mer;"
18. Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao.
19. Thy seed also had been as the sand, and the offspring of thy bowels like the gravel thereof; his name should not have been cut off nor destroyed from before me.
19. "Ta postérité serait comme le sable, Et les fruits de tes entrailles comme les grains de sable; Ton nom ne serait point effacé, anéanti devant moi."
19. "Ary koa ho tahaka ny fasika ny taranakao, ary ny aloaky ny kibonao ho tahaka ny sombin-pasika; ny anarany tsy ho tapaka, na ho foana eo anatrehako."
20. Go ye forth of Babylon, flee ye from the Chaldeans, with a voice of singing declare ye, tell this, utter it even to the end of the earth; say ye, The LORD hath redeemed his servant Jacob.
20. Sortez de Babylone, fuyez du milieu des Chaldéens! Avec une voix d`allégresse annoncez-le, publiez-le, Faites-le savoir jusqu`à l`extrémité de la terre, Dites: L`Éternel a racheté son serviteur Jacob!
20. "Mivoaha hiala any Babylona; miezaha avy any amin' ny Kaldeana; torio amin' ny feon' ny mihira sy ambarao, ka aelezo hatrany amin' ny faran' ny tany; lazao hoe: Jehovah efa nanavotra an' i Jakoba mpanompony."
21. And they thirsted not when he led them through the deserts: he caused the waters to flow out of the rock for them: he clave the rock also, and the waters gushed out.
21. Et ils n`auront pas soif dans les déserts où il les conduira: Il fera jaillir pour eux l`eau du rocher, Il fendra le rocher, Et l`eau coulera.
21. "Ary tsy nangetaheta ireo tamin' ny nitondrany azy tany an' efitra; nampiboiboika rano ho azy tamin' ny vatolampy Izy, eny, nampitresaka ny vatolampy Izy, ka dia nigororoana ny rano."
22. There is no peace, saith the LORD, unto the wicked.
22. Il n`y a point de paix pour les méchants, dit l`Éternel.
22. Tsy misy fiadanana ho an' ny ratsy fanahy, hoy Jehovah.