A Prophecy Against Cush

1. Woe to the land shadowing with wings, which is beyond the rivers of Ethiopia:
1. Terre, où retentit le cliquetis des armes, Au delà des fleuves de l`Éthiopie!
1. Loza ho an' ny tany be fibiziziokan' elatra! Izay any an-dafin' ny onin' i Etiopia,
2. That sendeth ambassadors by the sea, even in vessels of bulrushes upon the waters, saying, Go, ye swift messengers, to a nation scattered and peeled, to a people terrible from their beginning hitherto; a nation meted out and trodden down, whose land the rivers have spoiled!
2. Toi qui envoies sur mer des messagers, Dans des navires de jonc voguant à la surface des eaux! Allez, messagers rapides, vers la nation forte et vigoureuse, Vers ce peuple redoutable depuis qu`il existe, Nation puissante et qui écrase tout, Et dont le pays est coupé par des fleuves.
2. "Izay mampandeha iraka eny ambonin' ny ranomasina, dia ao anaty lakan-jozoro ambonin' ny rano, ka manao hoe: Mandehana ianareo, ry iraka faingam-pandeha ho any amin' ny firenena lava sady mandimandina, any amin' ny olona mahatahotra hatramin' ny niandohany ka mandraka ankehitriny; dia firenena matanjaka indrindra sady manitsakitsaka, izay vakin' ny ony maro ny taniny."
3. All ye inhabitants of the world, and dwellers on the earth, see ye, when he lifteth up an ensign on the mountains; and when he bloweth a trumpet, hear ye.
3. Vous tous, habitants du monde, habitants de la terre, Voyez la bannière qui se dresse sur les montagnes, Écoutez la trompette qui sonne!
3. Ry mponina rehetra amin' izao tontolo izao sy mpitoetra ety ambonin' ny tany! Raha misy faneva atsangana eo an-tampon-tendrombohitra, dia mijere ianareo, ary raha misy anjomara tsofina dia mihainoa.
4. For so the LORD said unto me, I will take my rest, and I will consider in my dwelling place like a clear heat upon herbs, and like a cloud of dew in the heat of harvest.
4. Car ainsi m`a parlé l`Éternel: Je regarde tranquillement de ma demeure, Par la chaleur brillante de la lumière, Et par la vapeur de la rosée, au temps de la chaude moisson.
4. Fa izao no nolazain' i Jehovah tamiko: Hangina aho ka hijery eto amin' ny fitoerako toy ny hainandro mamiratra eny amin' ny ahitra sy tahaka ny rahon' ando amin' ny hainandro fararano.
5. For afore the harvest, when the bud is perfect, and the sour grape is ripening in the flower, he shall both cut off the sprigs with pruning hooks, and take away and cut down the branches.
5. Mais avant la moisson, quand la pousse est achevée, Quand la fleur devient un raisin qui mûrit, Il coupe les sarments avec des serpes, Il enlève, il tranche les ceps...
5. Fa mialoha ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohana ka efa mby amboany ny voniny maharikivy, dia horantsanany amin' ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hoesoriny ny sakeliny.
6. They shall be left together unto the fowls of the mountains, and to the beasts of the earth: and the fowls shall summer upon them, and all the beasts of the earth shall winter upon them.
6. "Ils seront tous abandonnés aux oiseaux de proie des montagnes Et aux bêtes de la terre; Les oiseaux de proie passeront l`été sur leurs cadavres, Et les bêtes de la terre y passeront l`hiver."
6. "Dia hafoy avokoa izy ho an' ny vorona mpihaza eny an-tendrombohitra sy ho an' ny biby eny ambonin' ny tany; ary ny vorona mpihaza handany fahavaratra any; ary ny biby rehetra ambonin' ny tany handany ririnina any."
7. In that time shall the present be brought unto the LORD of hosts of a people scattered and peeled, and from a people terrible from their beginning hitherto; a nation meted out and trodden under foot, whose land the rivers have spoiled, to the place of the name of the LORD of hosts, the mount Zion.
7. "En ce temps-là, des offrandes seront apportées à l`Éternel des armées, Par le peuple fort et vigoureux, Par le peuple redoutable depuis qu`il existe, Nation puissante et qui écrase tout, Et dont le pays est coupé par des fleuves; Elles seront apportées là où réside le nom de l`Éternel des armées, Sur la montagne de Sion."
7. "Amin' izany andro izany dia hisy fanomezana hoentina ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, dia firenena lava tsanganana sady mandimandina ary avy amin' ny firenena mahatahotra hatramin' ny niandohany ka mandraka ankehitriny; dia firenena matanjaka sy manitsakitsaka, izay vakin' ny ony maro ny taniny, ho ao amin' ny fitoeran' ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, dia ny tendrombohitra Ziona."
<
>