1. Wherefore, holy brethren, partakers of the heavenly calling, consider the Apostle and High Priest of our profession, Christ Jesus;
1. C`est pourquoi, frères saints, qui avez part à la vocation céleste, considérez l`apôtre et le souverain sacrificateur de la foi que nous professons,
1. "Koa amin’izany, ry rahalahy masina, mpiombona ny fiantsoana avy any an-danitra, hevero ny apostoly sy Mpisoronabe Izay ekentsika, dia Kristy Jesosy;"
2. Who was faithful to him that appointed him, as also Moses was faithful in all his house.
2. Jésus, qui a été fidèle à celui qui l`a établi, comme le fut Moïse dans toute sa maison.
2. Izay nahatoky an' Ilay nanendry Azy, tahaka an’i Mosesy nahatoky koa tao amin’ny tranon’Andriamanitra rehetra.
3. For this man was counted worthy of more glory than Moses, inasmuch as he who hath builded the house hath more honour than the house.
3. Car il a été jugé digne d`une gloire d`autant supérieure à celle de Moïse que celui qui a construit une maison a plus d`honneur que la maison même.
3. Fa izany Lehilahy izany no natao mendrika hanam-boninahitra noho Mosesy, araka ny ananan’ny mpanao trano voninahitra bebe kokoa noho ny trano nataony.
4. For every house is builded by some man; but he that built all things is God.
4. Chaque maison est construite par quelqu`un, mais celui qui a construit toutes choses, c`est Dieu.
4. "Fa ny trano rehetra dia samy nisy olona nanorina azy; fa Izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra."
5. And Moses verily was faithful in all his house, as a servant, for a testimony of those things which were to be spoken after;
5. "Pour Moïse, il a été fidèle dans toute la maison de Dieu, comme serviteur, pour rendre témoignage de ce qui devait être annoncé;"
5. "Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tokoa tao amin’ny tranony rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina aoriana;"
6. But Christ as a son over his own house; whose house are we, if we hold fast the confidence and the rejoicing of the hope firm unto the end.
6. "mais Christ l`est comme Fils sur sa maison; et sa maison, c`est nous, pourvu que nous retenions jusqu`à la fin la ferme confiance et l`espérance dont nous nous glorifions."
6. "Fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranony; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin’ny farany ny fahatokiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana."
7. Wherefore (as the Holy Ghost saith, To day if ye will hear his voice,
7. C`est pourquoi, selon ce que dit le Saint Esprit: Aujourd`hui, si vous entendez sa voix,
7. Koa (araka izay lazain’ny Fanahy Masina hoe: Anio, raha hihaino ny feony ianareo,
8. Harden not your hearts, as in the provocation, in the day of temptation in the wilderness:
8. N`endurcissez pas vos coeurs, comme lors de la révolte, Le jour de la tentation dans le désert,
8. Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana, tamin’ny andron’ny fakampanahy tany an’efitra,
9. When your fathers tempted me, proved me, and saw my works forty years.
9. Où vos pères me tentèrent, Pour m`éprouver, et ils virent mes oeuvres Pendant quarante ans.
9. Izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy tamin’ny nizahany toetra Ahy, ary nahita ny asako efapolo taona izy.
10. Wherefore I was grieved with that generation, and said, They do alway err in their heart; and they have not known my ways.
10. Aussi je fus irrité contre cette génération, et je dis: Ils ont toujours un coeur qui s`égare. Ils n`ont pas connu mes voies.
10. Koa tezitra tamin’izany taranaka izany Aho ka nanao hoe: Ireo dia maniasia amin’ny fony mandrakariva, ary tsy nahalala ny lalako.
11. So I sware in my wrath, They shall not enter into my rest.)
11. Je jurai donc dans ma colère: Ils n`entreront pas dans mon repos!
11. Ary araka izany no nianianako tamin’ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako ireo).
12. Take heed, brethren, lest there be in any of you an evil heart of unbelief, in departing from the living God.
12. Prenez garde, frère, que quelqu`un de vous n`ait un coeur mauvais et incrédule, au point de se détourner du Dieu vivant.
12. "Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona;"
13. But exhort one another daily, while it is called To day; lest any of you be hardened through the deceitfulness of sin.
13. Mais exhortez-vous les uns les autres chaque jour, aussi longtemps qu`on peut dire: Aujourd`hui! afin qu`aucun de vous ne s`endurcisse par la séduction du péché.
13. "Fa mifananara isan’andro, raha mbola atao hoe: “Anio”; fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan’ny ota."
14. For we are made partakers of Christ, if we hold the beginning of our confidence stedfast unto the end;
14. Car nous sommes devenus participants de Christ, pourvu que nous retenions fermement jusqu`à la fin l`assurance que nous avions au commencement,
14. "Fa efa tonga mpiombona amin’i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan’ny fahatokiantsika hatramin’ny farany;"
15. While it is said, To day if ye will hear his voice, harden not your hearts, as in the provocation.
15. pendant qu`il est dit: Aujourd`hui, si vous entendez sa voix, N`endurcissez pas vos coeurs, comme lors de la révolte.
15. Raha atao hoe: “Anio, raha hihaino ny feony ianareo, aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana.”
16. For some, when they had heard, did provoke: howbeit not all that came out of Egypt by Moses.
16. Qui furent, en effet, ceux qui se révoltèrent après l`avoir entendue, sinon tous ceux qui étaient sortis d`Égypte sous la conduite de Moïse?
16. Fa ny sasany nahatezitra Azy, rehefa nandre, fa tsy izay rehetra nentin’i Mosesy niala tany Egypta akory.
17. But with whom was he grieved forty years? was it not with them that had sinned, whose carcases fell in the wilderness?
17. Et contre qui Dieu fut-il irrité pendant quarante ans, sinon contre ceux qui péchaient, et dont les cadavres tombèrent dans le désert?
17. Ary iza no nahatezitra Azy efapolo taona? Tsy izay nanota va, ka dia niampatrampatra tany an’efitra ny fatiny?
18. And to whom sware he that they should not enter into his rest, but to them that believed not?
18. Et à qui jura-t-il qu`ils n`entreraient pas dans son repos, sinon à ceux qui avaient désobéi?
18. Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nino?
19. So we see that they could not enter in because of unbelief.
19. Aussi voyons-nous qu`ils ne purent y entrer à cause de leur incrédulité.
19. Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsy finoana.