1. Wherefore seeing we also are compassed about with so great a cloud of witnesses, let us lay aside every weight, and the sin which doth so easily beset us, and let us run with patience the race that is set before us,
1. Nous donc aussi, puisque nous sommes environnés d`une si grande nuée de témoins, rejetons tout fardeau, et le péché qui nous enveloppe si facilement, et courons avec persévérance dans la carrière qui nous est ouverte,
1. Koa amin’izany, satria misy vavolombelona marobe toy izany koa manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin’ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin’ny faharetana amin’izao fihazakazahana napetraka eo anoloantsika izao,
2. Looking unto Jesus the author and finisher of our faith; who for the joy that was set before him endured the cross, despising the shame, and is set down at the right hand of the throne of God.
2. ayant les regards sur Jésus, le chef et le consommateur de la foi, qui, en vue de la joie qui lui était réservée, a souffert la croix, méprisé l`ignominie, et s`est assis à la droite du trône de Dieu.
2. Mijery an’i Jesosy Tompon’ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay niaritra ny hazofijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin’ny ankavanan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra Izy.
3. For consider him that endured such contradiction of sinners against himself, lest ye be wearied and faint in your minds.
3. Considérez, en effet, celui qui a supporté contre sa personne une telle opposition de la part des pécheurs, afin que vous ne vous lassiez point, l`âme découragée.
3. Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon’ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny sainareo.
4. Ye have not yet resisted unto blood, striving against sin.
4. Vous n`avez pas encore résisté jusqu`au sang, en luttant contre le péché.
4. Ianareo tsy mbola nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra.
5. And ye have forgotten the exhortation which speaketh unto you as unto children, My son, despise not thou the chastening of the Lord, nor faint when thou art rebuked of him:
5. "Et vous avez oubliez l`exhortation qui vous est adressée comme à des fils: Mon fils, ne méprise pas le châtiment du Seigneur, Et ne perds pas courage lorsqu`il te reprend;"
5. Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao tsinontsinona ny famaizan’i Jehovah, ary aza reraka, raha anariny ianao,
6. For whom the Lord loveth he chasteneth, and scourgeth every son whom he receiveth.
6. Car le Seigneur châtie celui qu`il aime, Et il frappe de la verge tous ceux qu`il reconnaît pour ses fils.
6. Fa izay tian’i Jehovah no faiziny, ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny.
7. If ye endure chastening, God dealeth with you as with sons; for what son is he whom the father chasteneth not?
7. "Supportez le châtiment: c`est comme des fils que Dieu vous traite; car quel est le fils qu`un père ne châtie pas?"
7. "Fa raha famaizana no iaretanareo, dia mitondra anareo tahaka ny zanaka Andriamanitra; fa aiza moa izay zanaka tsy faizin-drainy?"
8. But if ye be without chastisement, whereof all are partakers, then are ye bastards, and not sons.
8. Mais si vous êtes exempts du châtiment auquel tous ont part, vous êtes donc des enfants illégitimes, et non des fils.
8. "Fa raha tsy faizina tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka;"
9. Furthermore we have had fathers of our flesh which corrected us, and we gave them reverence: shall we not much rather be in subjection unto the Father of spirits, and live?
9. D`ailleurs, puisque nos pères selon la chair nous ont châtiés, et que nous les avons respectés, ne devons nous pas à bien plus forte raison nous soumettre au Père des esprits, pour avoir la vie?
9. "Ary koa, isika dia nanana ny rain’ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain’ny fanahy, ka ho velona isika?"
10. For they verily for a few days chastened us after their own pleasure; but he for our profit, that we might be partakers of his holiness.
10. "Nos pères nous châtiaient pour peu de jours, comme ils le trouvaient bon; mais Dieu nous châtie pour notre bien, afin que nous participions à sa sainteté."
10. "Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tokoa tamin’ny andro vitsy araka izay nahafaly azy, fa Izy kosa dia ny hahasoa mba handraisantsika anjara amin’ny fahamasinany;"
11. Now no chastening for the present seemeth to be joyous, but grievous: nevertheless afterward it yieldeth the peaceable fruit of righteousness unto them which are exercised thereby.
11. "Il est vrai que tout châtiment semble d`abord un sujet de tristesse, et non de joie; mais il produit plus tard pour ceux qui ont été ainsi exercés un fruit paisible de justice."
11. "Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’izay nanaovana azy izy."
12. Wherefore lift up the hands which hang down, and the feeble knees;
12. "Fortifiez donc vos mains languissantes Et vos genoux affaiblis;"
12. "Koa atanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika malemy;"
13. And make straight paths for your feet, lest that which is lame be turned out of the way; but let it rather be healed.
13. et suivez avec vos pieds des voies droites, afin que ce qui est boiteux ne dévie pas, mais plutôt se raffermisse.
13. Ary manaova lala-mahitsy alehan’ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa.
14. Follow peace with all men, and holiness, without which no man shall see the Lord:
14. Recherchez la paix avec tous, et la sanctification, sans laquelle personne ne verra le Seigneur.
14. "Miezaha mitady fihavanana amin’ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo."
15. Looking diligently lest any man fail of the grace of God; lest any root of bitterness springing up trouble you, and thereby many be defiled;
15. "Veillez à ce que nul ne se prive de la grâce de Dieu; à ce qu`aucune racine d`amertume, poussant des rejetons, ne produise du trouble, et que plusieurs n`en soient infectés;"
15. "Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin’ny fahasoavan’Andriamanitra; fandrao hisy faka mangidy mitsimoka hampikorontana anareo, ka ho voaloto ny maro;"
16. Lest there be any fornicator, or profane person, as Esau, who for one morsel of meat sold his birthright.
16. à ce qu`il n`y ait ni impudique, ni profane comme Ésaü, qui pour un mets vendit son droit d`aînesse.
16. Fandrao hisy mpanao fahavetavetana, na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an' i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.
17. For ye know how that afterward, when he would have inherited the blessing, he was rejected: for he found no place of repentance, though he sought it carefully with tears.
17. "Vous savez que, plus tard, voulant obtenir la bénédiction, il fut rejeté, quoiqu`il la sollicitât avec larmes; car son repentir ne put avoir aucun effet."
17. "Fa fantatrareo fa rehefa afaka izany, raha te-handova ny fitahiana izy, dia nolavina; fa tsy nahita izay hibebahana izy, na dia nitady fatratra tamin’ny ranomaso aza."
18. For ye are not come unto the mount that might be touched, and that burned with fire, nor unto blackness, and darkness, and tempest,
18. Vous ne vous êtes pas approchés d`une montagne qu`on pouvait toucher et qui était embrasée par le feu, ni de la nuée, ni des ténèbres, ni de la tempête,
18. Fa ianareo tsy mby eo amin’izay tendrombohitra azo tsapaina sady mirehitra afo, dia eo amin’ny fahamaintisana sy ny haizina sy ny tafio-drivotra,
19. And the sound of a trumpet, and the voice of words; which voice they that heard intreated that the word should not be spoken to them any more:
19. ni du retentissement de la trompette, ni du bruit des paroles, tel que ceux qui l`entendirent demandèrent qu`il ne leur en fût adressé aucune de plus,
19. Sy ny fanenon’ny trompetra ary ny feon’ny teny, ka izay nandre izany feo izany dia nitalaho mba tsy havantana aminy intsony ny teny.
20. (For they could not endure that which was commanded, And if so much as a beast touch the mountain, it shall be stoned, or thrust through with a dart:
20. car ils ne supportaient pas cette déclaration: Si même une bête touche la montagne, elle sera lapidée.
20. (Ary tsy zakany izay nandidiana azy, fa raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra, dia hotoraham-bato izany, na hotifirina amin’ny zana-tsipìka:
21. And so terrible was the sight, that Moses said, I exceedingly fear and quake:)
21. Et ce spectacle était si terrible que Moïse dit: Je suis épouvanté et tout tremblant!
21. Ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: “Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho:”
22. But ye are come unto mount Sion, and unto the city of the living God, the heavenly Jerusalem, and to an innumerable company of angels,
22. Mais vous vous êtes approchés de la montagne de Sion, de la cité du Dieu vivant, la Jérusalem céleste, des myriades qui forment le choeur des anges,
22. Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan’Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra ary ao amin’ny antokon’ny anjely tsy omby alinalina,
23. To the general assembly and church of the firstborn, which are written in heaven, and to God the Judge of all, and to the spirits of just men made perfect,
23. de l`assemblé des premiers-nés inscrits dans les cieux, du juge qui est le Dieu de tous, des esprits des justes parvenus à la perfection,
23. Ary amin’ny fihaonambe sy ny fiangonan’ny lahimatoa voasoratra any an-danitra sy amin’Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin’ny fanahin’ny olona marina izay efa natao tanteraka,
24. And to Jesus the mediator of the new covenant, and to the blood of sprinkling, that speaketh better things than that of Abel.
24. de Jésus qui est le médiateur de la nouvelle alliance, et du sang de l`aspersion qui parle mieux que celui d`Abel.
24. Sy amin’i Jesosy, Mpanalalana amin’ny fanekena vaovao, ary amin’ny rà famafazana, izay miteny tsara lavitra noho ny an’i Abela.
25. See that ye refuse not him that speaketh. For if they escaped not who refused him that spake on earth, much more shall not we escape, if we turn away from him that speaketh from heaven:
25. "Gardez-vous de refuser d`entendre celui qui parle; car si ceux-là n`ont pas échappé qui refusèrent d`entendre celui qui publiait les oracles sur la terre, combien moins échapperons-nous, si nous nous détournons de celui qui parle du haut des cieux,"
25. Tandremo mba tsy holavinareo izay miteny. Fa raha tsy afa-nandositra izy ireo tamin’ny nandavany ilay niteny tety ambonin’ny tany, mainka fa isika raha miodina miala amin’Ilay miteny avy any an-danitra,
26. Whose voice then shook the earth: but now he hath promised, saying, Yet once more I shake not the earth only, but also heaven.
26. lui, dont la voix alors ébranla la terre, et qui maintenant a fait cette promesse: Une fois encore j`ébranlerai non seulement la terre, mais aussi le ciel.
26. "Izay nampihorohoro ny tany fahiny tamin’ny feony; fa ankehitriny Izy efa nampanantena hoe: Indray maka koa tsy ny tany ihany no ampihorohoroiko fa ny lanitra koa.”"
27. And this word, Yet once more, signifieth the removing of those things that are shaken, as of things that are made, that those things which cannot be shaken may remain.
27. Ces mots: Une fois encore, indiquent le changement des choses ébranlées, comme étant faites pour un temps, afin que les choses inébranlables subsistent.
27. Ary ny hoe: “Indray maka koa” dia manambara ny hanafoanana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba hitoeran’izay zavatra tsy ampihorohoroina.
28. Wherefore we receiving a kingdom which cannot be moved, let us have grace, whereby we may serve God acceptably with reverence and godly fear:
28. C`est pourquoi, recevant un royaume inébranlable, montrons notre reconnaissance en rendant à Dieu un culte qui lui soit agréable,
28. "Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana hoentintsika manao izay fanompoana sitrak’Andriamanitra amin’ny fanajana sy ny fahatahorana an’Andriamanitra;"
29. For our God is a consuming fire.
29. avec piété et avec crainte, car notre Dieu est aussi un feu dévorant.
29. Fa Andriamanitsika dia afo mandevona.
<
>