1. God, who at sundry times and in divers manners spake in time past unto the fathers by the prophets,
1. Après avoir autrefois, à plusieurs reprises et de plusieurs manières, parlé à nos pères par les prophètes,
1. "Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa;"
2. Hath in these last days spoken unto us by his Son, whom he hath appointed heir of all things, by whom also he made the worlds;
2. Dieu, dans ces derniers temps, nous a parlé par le Fils, qu`il a établi héritier de toutes choses, par lequel il a aussi créé le monde,
2. "Dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,"
3. Who being the brightness of his glory, and the express image of his person, and upholding all things by the word of his power, when he had by himself purged our sins, sat down on the right hand of the Majesty on high;
3. et qui, étant le reflet de sa gloire et l`empreinte de sa personne, et soutenant toutes choses par sa parole puissante, a fait la purification des péchés et s`est assis à la droite de la majesté divine dans les lieux très hauts,
3. "Izy koa no famirapiratan’ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin’ny teniny mahery, rehefa nanao fanadiovana ny fahotantsika ny tenany, dia nipetraka teo amin’ny tanana ankavanan’ny Lehibe any amin’ny avo;"
4. Being made so much better than the angels, as he hath by inheritance obtained a more excellent name than they.
4. devenu d`autant supérieur aux anges qu`il a hérité d`un nom plus excellent que le leur.
4. Ka natao tsara kokoa noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
5. For unto which of the angels said he at any time, Thou art my Son, this day have I begotten thee? And again, I will be to him a Father, and he shall be to me a Son?
5. Car auquel des anges Dieu a-t-il jamais dit: Tu es mon Fils, Je t`ai engendré aujourd`hui? Et encore: Je serai pour lui un père, et il sera pour moi un fils?
5. Fa anjely iza no mba efa nilazany hoe: “Zanako Ianao, Izaho niteraka Anao androany”? Ary koa: “Izaho ho Rainy, ary Izy ho Zanako”?
6. And again, when he bringeth in the firstbegotten into the world, he saith, And let all the angels of God worship him.
6. Et lorsqu`il introduit de nouveau dans le monde le premier-né, il dit: Que tous les anges de Dieu l`adorent!
6. Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’izao fiainana izao indray Izy, dia hoy Izy: Ary aoka ny anjelin’Andriamanitra rehetra hiankohoka Aminy.”
7. And of the angels he saith, Who maketh his angels spirits, and his ministers a flame of fire.
7. De plus, il dit des anges: Celui qui fait de ses anges des vents, Et de ses serviteurs une flamme de feu.
7. Ary ny anjely dia ilazany hoe: “Manao ny anjeliny ho fanahy Izy, ary ny mpanompony ho lelafo”.
8. But unto the Son he saith, Thy throne, O God, is for ever and ever: a sceptre of righteousness is the sceptre of thy kingdom.
8. "Mais il a dit au Fils: Ton trône, ô Dieu est éternel; Le sceptre de ton règne est un sceptre d`équité;"
8. "Fa hoy Izy ny amin’ny Zanaka: “Ny sezafiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; ary tehim-pahamarinana no tehim-panjakanao."
9. Thou hast loved righteousness, and hated iniquity; therefore God, even thy God, hath anointed thee with the oil of gladness above thy fellows.
9. "Tu as aimé la justice, et tu as haï l`iniquité; C`est pourquoi, ô Dieu, ton Dieu t`a oint D`une huile de joie au-dessus de tes égaux."
9. "Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao mihoatra noho ny namanao.”"
10. And, Thou, Lord, in the beginning hast laid the foundation of the earth; and the heavens are the works of thine hands:
10. "Et encore: Toi, Seigneur, tu as au commencement fondé la terre, Et les cieux sont l`ouvrage de tes mains;"
10. "Ary: “Ianao, Jehovah ô, tany am-piandohana no nanorenanao ny tany, ary asan’ny tananao ny lanitra;"
11. They shall perish; but thou remainest; and they all shall wax old as doth a garment;
11. "Ils périront, mais tu subsistes; Ils vieilliront tous comme un vêtement,"
11. "Ireo dia ho levona, fa Ianao no maharitra; ary izy rehetra ho tonta toy ny fitafiana,"
12. And as a vesture shalt thou fold them up, and they shall be changed: but thou art the same, and thy years shall not fail.
12. "Tu les rouleras comme un manteau et ils seront changés; Mais toi, tu restes le même, Et tes années ne finiront point."
12. "Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, ka hovana izy; fa Ianao no tsy miova, ary ny taonanao no tsy ho tapitra.”"
13. But to which of the angels said he at any time, Sit on my right hand, until I make thine enemies thy footstool?
13. Et auquel des anges a-t-il jamais dit: Assieds-toi à ma droite, jusqu`à ce que je fasse de tes ennemis ton marchepied?
13. Fa anjely iza no mba efa nilazany hoe: “Mipetraha eo an-tanako ankavanana, ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao”?
14. Are they not all ministering spirits, sent forth to minister for them who shall be heirs of salvation?
14. Ne sont-ils pas tous des esprits au service de Dieu, envoyés pour exercer un ministère en faveur de ceux qui doivent hériter du salut?
14. Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’izay handova famonjena?