God's Covenant With Noah
1. And God blessed Noah and his sons, and said unto them, Be fruitful, and multiply, and replenish the earth.
1. Dieu bénit Noé et ses fils, et leur dit: Soyez féconds, multipliez, et remplissez la terre.
1. Ary Andriamanitra dia nitsodrano an' i Noa sy ny zanakalahiny ka nanao taminy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany.
2. And the fear of you and the dread of you shall be upon every beast of the earth, and upon every fowl of the air, upon all that moveth upon the earth, and upon all the fishes of the sea; into your hand are they delivered.
2. Vous serez un sujet de crainte et d`effroi pour tout animal de la terre, pour tout oiseau du ciel, pour tout ce qui se meut sur la terre, et pour tous les poissons de la mer: ils sont livrés entre vos mains.
2. "Ary ny tahotra sy ny horohoro anareo hahazo ny biby rehetra amin' ny tany, sy ny voro-manidina eny amin' ny habakabaka, sy izay rehetra mihetsiketsika amin' ny tany mbamin' ny hazandranon-dranomasina rehetra; efa natolotra eo an-tananareo ireo."
3. Every moving thing that liveth shall be meat for you; even as the green herb have I given you all things.
3. Tout ce qui se meut et qui a vie vous servira de nourriture: je vous donne tout cela comme l`herbe verte.
3. "Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinana ho anareo; dia efa nomeko anareo toy ny zava-maitso ny zavatra rehetra."
4. But flesh with the life thereof, which is the blood thereof, shall ye not eat.
4. Seulement, vous ne mangerez point de chair avec son âme, avec son sang.
4. Kanefa ny nofo izay misy aina, dia ny rany, no aza haninareo.
5. And surely your blood of your lives will I require; at the hand of every beast will I require it, and at the hand of man; at the hand of every man's brother will I require the life of man.
5. "Sachez-le aussi, je redemanderai le sang de vos âmes, je le redemanderai à tout animal; et je redemanderai l`âme de l`homme à l`homme, à l`homme qui est son frère."
5. "Ary ny ràn' ny ainareo dia hadiniko tokoa; amin' ny tanan' ny biby rehetra no hanadinako azy, sy amin' ny tanan' ny olona; amin' ny tanan' ny rahalahin' ny olona rehetra no hanadinako ny ain' ny olona."
6. Whoso sheddeth man's blood, by man shall his blood be shed: for in the image of God made he man.
6. "Si quelqu`un verse le sang de l`homme, par l`homme son sang sera versé; car Dieu a fait l`homme à son image."
6. Izay mandatsaka ràn' olona, dia mba halatsak' olona kosa ny rany, satria tahaka ny endrik' Andriamanitra no nanaovany ny olona.
7. And you, be ye fruitful, and multiply; bring forth abundantly in the earth, and multiply therein.
7. Et vous, soyez féconds et multipliez, répandez-vous sur la terre et multipliez sur elle.
7. "Ary ianareo, dia maroa fara, sy mihabetsaha; miteraha be eny ambonin' ny tany, ary mitomboa eny."
8. And God spake unto Noah, and to his sons with him, saying,
8. Dieu parla encore à Noé et à ses fils avec lui, en disant:
8. Ary niteny tamin' i Noa sy tamin' ny zanany lahy niaraka taminy Andriamanitra nanao hoe:
9. And I, behold, I establish my covenant with you, and with your seed after you;
9. "Voici, j`établis mon alliance avec vous et avec votre postérité après vous;"
9. "Ary Izaho, indro, Izaho manorina ny fanekeko aminareo, sy amin' ny taranakareo mandimby anareo;"
10. And with every living creature that is with you, of the fowl, of the cattle, and of every beast of the earth with you; from all that go out of the ark, to every beast of the earth.
10. avec tous les êtres vivants qui sont avec vous, tant les oiseaux que le bétail et tous les animaux de la terre, soit avec tous ceux qui sont sortis de l`arche, soit avec tous les animaux de la terre.
10. Ary ny zava-manan' aina rehetra izay eo aminareo dia ny vorona, sy ny biby fiompy, mbamin' ny biby rehetra amin' ny tany miaraka aminareo, ary amin' izay rehetra nivoaka avy tao amin' ny sambofiara, dia ny biby rehetra amin' ny tany.
11. And I will establish my covenant with you; neither shall all flesh be cut off any more by the waters of a flood; neither shall there any more be a flood to destroy the earth.
11. J`établis mon alliance avec vous: aucune chair ne sera plus exterminée par les eaux du déluge, et il n`y aura plus de déluge pour détruire la terre.
11. "Ary haoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin' ny ranon' ny safodrano intsony ny nofo rehetra; ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony."
12. And God said, This is the token of the covenant which I make between me and you and every living creature that is with you, for perpetual generations:
12. Et Dieu dit: C`est ici le signe de l`alliance que j`établis entre moi et vous, et tous les êtres vivants qui sont avec vous, pour les générations à toujours:
12. "Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy aminareo mbamin' ny zava-manan' aina rehetra izay eo aminareo, hatramin' ny taranaka fara mandimby ;"
13. I do set my bow in the cloud, and it shall be for a token of a covenant between me and the earth.
13. j`ai placé mon arc dans la nue, et il servira de signe d`alliance entre moi et la terre.
13. Apetrako eny amin' ny rahona ny avako, ary ho famantarana ny fanekena amiko sy amin' ny tany izany.
14. And it shall come to pass, when I bring a cloud over the earth, that the bow shall be seen in the cloud:
14. "Quand j`aurai rassemblé des nuages au-dessus de la terre, l`arc paraîtra dans la nue;"
14. "Ary izao no hiseho: raha mampiangona rahona eo ambonin' ny tany Aho, ka hita eo amin' ny rahona ny avana;"
15. And I will remember my covenant, which is between me and you and every living creature of all flesh; and the waters shall no more become a flood to destroy all flesh.
15. et je me souviendrai de mon alliance entre moi et vous, et tous les êtres vivants, de toute chair, et les eaux ne deviendront plus un déluge pour détruire toute chair.
15. "Dia hotsarovako ny fanekeko izay amiko sy aminareo mbamin' ny zava-manan' aina rehetra amin' ny nofo rehetra; ary ny rano tsy ho tonga safodrano handringana ny nofo rehetra intsony."
16. And the bow shall be in the cloud; and I will look upon it, that I may remember the everlasting covenant between God and every living creature of all flesh that is upon the earth.
16. "L`arc sera dans la nue; et je le regarderai, pour me souvenir de l`alliance perpétuelle entre Dieu et tous les êtres vivants, de toute chair qui est sur la terre."
16. "Ary ho eo amin' ny rahona ny avana; ary hitsinjo azy Aho hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay amin' Andriamanitra sy ny zava-manan' aina rehetra amin' ny nofo rehetra izay eto ambonin' ny tany."
17. And God said unto Noah, This is the token of the covenant, which I have established between me and all flesh that is upon the earth.
17. Et Dieu dit à Noé: Tel est le signe de l`alliance que j`établis entre moi et toute chair qui est sur la terre.
17. Ary hoy Andriamanitra tamin' i Noa: Io no famantarana ny fanekena, izay naoriko amiko sy amin' ny nofo rehetra izay eto ambonin' ny tany.
The Sons of Noah
18. And the sons of Noah, that went forth of the ark, were Shem, and Ham, and Japheth: and Ham is the father of Canaan.
18. Les fils de Noé, qui sortirent de l`arche, étaient Sem, Cham et Japhet. Cham fut le père de Canaan.
18. "Ary ny zanakalahin' i Noa izay nivoaka avy tamin' ny sambofiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary Hama no rain' i Kanana."
19. These are the three sons of Noah: and of them was the whole earth overspread.
19. Ce sont là les trois fils de Noé, et c`est leur postérité qui peupla toute la terre.
19. "Ireo no zanakalahy telon' i Noa; ary avy tamin' ireo no nielezan' ny olona tambonin' ny tany rehetra."
20. And Noah began to be an husbandman, and he planted a vineyard:
20. Noé commença à cultiver la terre, et planta de la vigne.
20. "Ary tonga mpiasa tany Noa, ka namboly tanimboaloboka;"
21. And he drank of the wine, and was drunken; and he was uncovered within his tent.
21. Il but du vin, s`enivra, et se découvrit au milieu de sa tente.
21. "Ary nisotro tamin' ny divay izy ka mamo; dia nitanjaka tao an-dainy izy."
22. And Ham, the father of Canaan, saw the nakedness of his father, and told his two brethren without.
22. Cham, père de Canaan, vit la nudité de son père, et il le rapporta dehors à ses deux frères.
22. Ary hitan' i Hama, rain' i Kanana, ny fitanjahan' ny rainy, dia nilazany ny rahalahiny roa teo ivelany.
23. And Shem and Japheth took a garment, and laid it upon both their shoulders, and went backward, and covered the nakedness of their father; and their faces were backward, and they saw not their father's nakedness.
23. "Alors Sem et Japhet prirent le manteau, le mirent sur leurs épaules, marchèrent à reculons, et couvrirent la nudité de leur père; comme leur visage était détourné, ils ne virent point la nudité de leur père."
23. "Ary nalain' i Sema sy Jafeta ny lamba ka nentin' izy mirahalahy teo antsorony, dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny fitanjahan' ny rainy; ary ny tavany tsy nanatrika, ka dia tsy hitany ny fitanjahan' ny rainy."
24. And Noah awoke from his wine, and knew what his younger son had done unto him.
24. Lorsque Noé se réveilla de son vin, il apprit ce que lui avait fait son fils cadet.
24. Ary nahatsiaro avy tamin' ny divainy Noa, ka nahafantatra izay efa nataon' ny zanany faralahy taminy.
25. And he said, Cursed be Canaan; a servant of servants shall he be unto his brethren.
25. Et il dit: Maudit soit Canaan! qu`il soit l`esclave des esclaves de ses frères!
25. "Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; ho mpanompon' ny mpanompon' ny rahalahiny anie izy."
26. And he said, Blessed be the LORD God of Shem; and Canaan shall be his servant.
26. Il dit encore: Béni soit l`Éternel, Dieu de Sem, et que Canaan soit leur esclave!
26. "Ary hoy izy: Isaorana anie Jehovah Andriamanitr' i Sema; ary Kanana anie ho mpanompony."
27. God shall enlarge Japheth, and he shall dwell in the tents of Shem; and Canaan shall be his servant.
27. Que Dieu étende les possessions de Japhet, qu`il habite dans les tentes de Sem, et que Canaan soit leur esclave!
27. "Hohalalahan' Andriamanitra anie Jafeta, ka honina ao an-dain' i Sema izy; ary Kanana anie ho mpanompony."
28. And Noah lived after the flood three hundred and fifty years.
28. Noé vécut, après le déluge, trois cent cinquante ans.
28. Ary ny andro niainan' i Noa taorian' ny safodrano dia dimampolo amby telonjato taona.
29. And all the days of Noah were nine hundred and fifty years: and he died.
29. "Tous les jours de Noé furent de neuf cent cinquante ans; puis il mourut."
29. "Ary ny andro rehetra niainan' i Noa dia dimampolo amby sivinjato taona; dia maty izy."