The Table of Nations
1. Now these are the generations of the sons of Noah, Shem, Ham, and Japheth: and unto them were sons born after the flood.
1. Voici la postérité des fils de Noé, Sem, Cham et Japhet. Il leur naquit des fils après le déluge.
1. Ary izao no taranaky ny zanakalahin' i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: ary samy niteraka zazalahy avy izy taorian' ny safodrano.
The Japhethites
2. The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras.
2. Les fils de Japhet furent: Gomer, Magog, Madaï, Javan, Tubal, Méschec et Tiras.
2. Ny zanakalahin' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa.
3. And the sons of Gomer; Ashkenaz, and Riphath, and Togarmah.
3. Les fils de Gomer: Aschkenaz, Riphat et Togarma.
3. Ary ny zanakalahin' i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
4. And the sons of Javan; Elishah, and Tarshish, Kittim, and Dodanim.
4. Les fils de Javan: Élischa, Tarsis, Kittim et Dodanim.
4. Ary ny zanakalahin' i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy Kitima ary Dodanima.
5. By these were the isles of the Gentiles divided in their lands; every one after his tongue, after their families, in their nations.
5. C`est par eux qu`ont été peuplées les îles des nations selon leurs terres, selon la langue de chacun, selon leurs familles, selon leurs nations.
5. "Avy tamin' ireo no niavakavahan' ny nosin' ny Jentilisa tany amin' ny taniny; samy araka ny fiteniny avy, araka ny fianakaviany, araka ny fireneny."
The Hamites
6. And the sons of Ham; Cush, and Mizraim, and Phut, and Canaan.
6. Les fils de Cham furent: Cusch, Mitsraïm, Puth et Canaan.
6. Ary ny zanakalahin' i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
7. And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabtah, and Raamah, and Sabtechah: and the sons of Raamah; Sheba, and Dedan.
7. Les fils de Cusch: Saba, Havila, Sabta, Raema et Sabteca. Les fils de Raema: Séba et Dedan.
7. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Rahama ary Sabteka, ary ny zanakalahin' i Rahama dia Seba sy Dedana.
8. And Cush begat Nimrod: he began to be a mighty one in the earth.
8. "Cusch engendra aussi Nimrod; c`est lui qui commença à être puissant sur la terre."
8. "Ary Kosy niteraka an' i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olo-mahery tambonin' ny tany."
9. He was a mighty hunter before the LORD: wherefore it is said, Even as Nimrod the mighty hunter before the LORD.
9. "Il fut un vaillant chasseur devant l`Éternel; c`est pourquoi l`on dit: Comme Nimrod, vaillant chasseur devant l`Éternel."
9. Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan' i Jehovah, ka izany no nanaovan' ny olona hoe: Tahaka an' i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan i Jehovah.
10. And the beginning of his kingdom was Babel, and Erech, and Accad, and Calneh, in the land of Shinar.
10. Il régna d`abord sur Babel, Érec, Accad et Calné, au pays de Schinear.
10. Ary ny niandohan' ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin' ny tany Sinara.
11. Out of that land went forth Asshur, and builded Nineveh, and the city Rehoboth, and Calah,
11. "De ce pays-là sortit Assur; il bâtit Ninive, Rehoboth Hir, Calach,"
11. Ary nivoaka avy tamin' izany tany izany Asyra ka nanorina an' i Ninive, mbamin' ny tanànan' i Rehobota sy Kala,
12. And Resen between Nineveh and Calah: the same is a great city.
12. "et Résen entre Ninive et Calach; c`est la grande ville."
12. Ary Resena teo anelanelan' i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany.
13. And Mizraim begat Ludim, and Anamim, and Lehabim, and Naphtuhim,
13. Mitsraïm engendra les Ludim, les Anamim, les Lehabim, les Naphtuhim,
13. Ary Mizraima niteraka an' i Lodima sy Anamima sy Lehabima sy Naftohima,
14. And Pathrusim, and Casluhim, (out of whom came Philistim,) and Caphtorim.
14. les Patrusim, les Casluhim, d`où sont sortis les Philistins, et les Caphtorim.
14. sy Patrosima sy Kaslohima (izay niavian' ny Filistina) ary Kaftorima.
15. And Canaan begat Sidon his first born, and Heth,
15. "Canaan engendra Sidon, son premier-né, et Heth;"
15. Ary Kanana niteraka an' i Sidona lahimatoany sy Heta,
16. And the Jebusite, and the Amorite, and the Girgasite,
16. et les Jébusiens, les Amoréens, les Guirgasiens,
16. Ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita,
17. And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite,
17. les Héviens, les Arkiens, les Siniens,
17. sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita,
18. And the Arvadite, and the Zemarite, and the Hamathite: and afterward were the families of the Canaanites spread abroad.
18. les Arvadiens, les Tsemariens, les Hamathiens. Ensuite, les familles des Cananéens se dispersèrent.
18. "sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny fianakavian' ny Kananita."
19. And the border of the Canaanites was from Sidon, as thou comest to Gerar, unto Gaza; as thou goest, unto Sodom, and Gomorrah, and Admah, and Zeboim, even unto Lasha.
19. Les limites des Cananéens allèrent depuis Sidon, du côté de Guérar, jusqu`à Gaza, et du côté de Sodome, de Gomorrhe, d`Adma et de Tseboïm, jusqu`à Léscha.
19. Ary ny fari-tanin' ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin' i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin' i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima.
20. These are the sons of Ham, after their families, after their tongues, in their countries, and in their nations.
20. Ce sont là les fils de Cham, selon leurs familles, selon leurs langues, selon leurs pays, selon leurs nations.
20. Ireo no zanakalahin' i Hama araka ny fianakaviany, araka ny fiteniny, amin' ny taniny, ary amin' ny fireneny.
The Semites
21. Unto Shem also, the father of all the children of Eber, the brother of Japheth the elder, even to him were children born.
21. Il naquit aussi des fils à Sem, père de tous les fils d`Héber, et frère de Japhet l`aîné.
21. Dia niteraka koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra, rahalahin' i Jafeta, izay zokiny.
22. The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram.
22. Les fils de Sem furent: Élam, Assur, Arpacschad, Lud et Aram.
22. Ny zanak' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama.
23. And the children of Aram; Uz, and Hul, and Gether, and Mash.
23. Les fils d`Aram: Uts, Hul, Guéter et Masch.
23. Ary ny zanak' i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy.
24. And Arphaxad begat Salah; and Salah begat Eber.
24. "Arpacschad engendra Schélach; et Schélach engendra Héber."
24. "Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera."
25. And unto Eber were born two sons: the name of one was Peleg; for in his days was the earth divided; and his brother's name was Joktan.
25. Il naquit à Héber deux fils: le nom de l`un était Péleg, parce que de son temps la terre fut partagée, et le nom de son frère était Jokthan.
25. "Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny."
26. And Joktan begat Almodad, and Sheleph, and Hazarmaveth, and Jerah,
26. Jokthan engendra Almodad, Schéleph, Hatsarmaveth, Jérach,
26. Ary Joktana niteraka an' i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera,
27. And Hadoram, and Uzal, and Diklah,
27. Hadoram, Uzal, Dikla,
27. sy Hadorama sy Ozala sy Dikla,
28. And Obal, and Abimael, and Sheba,
28. Obal, Abimaël, Séba,
28. sy Obala sy Abimaela sy Sheba,
29. And Ophir, and Havilah, and Jobab: all these were the sons of Joktan.
29. Ophir, Havila et Jobab. Tous ceux-là furent fils de Jokthan.
29. "sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Joktana."
30. And their dwelling was from Mesha, as thou goest unto Sephar a mount of the east.
30. Ils habitèrent depuis Méscha, du côté de Sephar, jusqu`à la montagne de l`orient.
30. Ary ny fonenan' ireo dia hatrany Mesa ao akaikin' i Sefara, tendrombohitra any atsinanana.
31. These are the sons of Shem, after their families, after their tongues, in their lands, after their nations.
31. Ce sont là les fils de Sem, selon leurs familles, selon leurs langues, selon leurs pays, selon leurs nations.
31. Ireo no zanakalahin' i Sema, araka ny fianakaviany, araka ny fiteniny, amin' ny taniny, araka ny fireneny.
32. These are the families of the sons of Noah, after their generations, in their nations: and by these were the nations divided in the earth after the flood.
32. Telles sont les familles des fils de Noé, selon leurs générations, selon leurs nations. Et c`est d`eux que sont sorties les nations qui se sont répandues sur la terre après le déluge.
32. "Ireo no fianakavian' ny zanaka lahin' i Noa, araka ny taranany, amin' ny fireneny; ary avy tamin' ireo no niavakavahan' ny firenena tambonin' ny tany taorian' ny safodrano."