Jacob Goes to Egypt
1. And Israel took his journey with all that he had, and came to Beersheba, and offered sacrifices unto the God of his father Isaac.
1. Israël partit, avec tout ce qui lui appartenait. Il arriva à Beer Schéba, et il offrit des sacrifices au Dieu de son père Isaac.
1. Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia nanao fanatitra ho an' Andriamanitr' Isaka rainy.
2. And God spake unto Israel in the visions of the night, and said, Jacob, Jacob. And he said, Here am I.
2. Dieu parla à Israël dans une vision pendant la nuit, et il dit: Jacob! Jacob! Israël répondit: Me voici!
2. Ary Andriamanitra niteny tamin' Isiraely tao amin' ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Ary hoy kosa izy: Inty aho.
3. And he said, I am God, the God of thy father: fear not to go down into Egypt; for I will there make of thee a great nation:
3. Et Dieu dit: Je suis le Dieu, le Dieu de ton père. Ne crains point de descendre en Égypte, car là je te ferai devenir une grande nation.
3. "Dia hoy Izy: Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitry ny rainao; aza matahotra hidina any Egypta ianao; fa hataoko firenena lehibe any ianao."
4. I will go down with thee into Egypt; and I will also surely bring thee up again: and Joseph shall put his hand upon thine eyes.
4. "Moi-même je descendrai avec toi en Égypte, et moi-même je t`en ferai remonter; et Joseph te fermera les yeux."
4. "Hiara-midina aminao any Egypta Aho; ary hitondra anao hiakatra indray tokoa Aho; ka ny tanan' i Josefa no hanirina ny masonao."
5. And Jacob rose up from Beersheba: and the sons of Israel carried Jacob their father, and their little ones, and their wives, in the wagons which Pharaoh had sent to carry him.
5. "Jacob quitta Beer Schéba; et les fils d`Israël mirent Jacob, leur père, avec leurs enfants et leurs femmes, sur les chars que Pharaon avait envoyés pour les transporter."
5. "Dia niainga Jakoba ka niala tao Beri-sheba; ary ny zanak' Isiraely nitondra an' i Jakoba rainy sy ny zanany madinika ary ny vadiny teo anatin' ny sarety, izay efa nampitondrain' i Farao hitondrana azy."
6. And they took their cattle, and their goods, which they had gotten in the land of Canaan, and came into Egypt, Jacob, and all his seed with him:
6. Ils prirent aussi leurs troupeaux et les biens qu`ils avaient acquis dans le pays de Canaan. Et Jacob se rendit en Égypte, avec toute sa famille.
6. "Ary nentin' izy ireo ny omby aman' ondriny sy ny fananany, izay efa noharìny tany amin' ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy ;"
7. His sons, and his sons' sons with him, his daughters, and his sons' daughters, and all his seed brought he with him into Egypt.
7. Il emmena avec lui en Égypte ses fils et les fils de ses fils, ses filles et les filles de ses fils, et toute sa famille.
7. Ny zanany lahy sy ny zafiny lahy nomba azy, ary ny zanany vavy sy ny zafiny vavy, dia nentiny nomba azy ho any Egypta avokoa ny zanany rehetra.
8. And these are the names of the children of Israel, which came into Egypt, Jacob and his sons: Reuben, Jacob's firstborn.
8. Voici les noms des fils d`Israël, qui vinrent en Égypte. Jacob et ses fils. Premier-né de Jacob: Ruben.
8. Ary izao no anaran' ny Zanak' Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zanany lahy: Robena, lahimatoan' i Jakoba.
9. And the sons of Reuben; Hanoch, and Phallu, and Hezron, and Carmi.
9. Fils de Ruben: Hénoc, Pallu, Hetsron et Carmi.
9. Ary ny zanakalahin' i Robena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.
10. And the sons of Simeon; Jemuel, and Jamin, and Ohad, and Jachin, and Zohar, and Shaul the son of a Canaanitish woman.
10. "Fils de Siméon: Jemuel, Jamin, Ohad, Jakin et Tsochar; et Saul, fils de la Cananéenne."
10. Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita.
11. And the sons of Levi; Gershon, Kohath, and Merari.
11. Fils de Lévi: Guerschon, Kehath et Merari.
11. Ary ny zanakalahin' i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
12. And the sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah, and Pharez, and Zarah: but Er and Onan died in the land of Canaan. And the sons of Pharez were Hezron and Hamul.
12. "Fils de Juda: Er, Onan, Schéla, Pérets et Zarach; mais Er et Onan moururent au pays de Canaan. Les fils de Pérets furent Hetsron et Hamul."
12. "Ary ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola."
13. And the sons of Issachar; Tola, and Phuvah, and Job, and Shimron.
13. Fils d`Issacar: Thola, Puva, Job et Schimron.
13. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.
14. And the sons of Zebulun; Sered, and Elon, and Jahleel.
14. Fils de Zabulon: Séred, Élon et Jahleel.
14. Ary ny zanakalahin' i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.
15. These be the sons of Leah, which she bare unto Jacob in Padanaram, with his daughter Dinah: all the souls of his sons and his daughters were thirty and three.
15. Ce sont là les fils que Léa enfanta à Jacob à Paddan Aram, avec sa fille Dina. Ses fils et ses filles formaient en tout trente-trois personnes.
15. "Ireo no zanakalahin' i Lea izay naterany tamin' i Jakoba tany Padan-arama ary Dina zanany vavy; ny isan' ny zanany lahy rehetra mbamin' ny zanany vavy dia telo amby telopolo."
16. And the sons of Gad; Ziphion, and Haggi, Shuni, and Ezbon, Eri, and Arodi, and Areli.
16. Fils de Gad: Tsiphjon, Haggi, Schuni, Etsbon, Éri, Arodi et Areéli.
16. Ary ny zanakalahin' i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Ery sy Aroda ary Arely.
17. And the sons of Asher; Jimnah, and Ishuah, and Isui, and Beriah, and Serah their sister: and the sons of Beriah; Heber, and Malchiel.
17. "Fils d`Aser: Jimna, Jischva, Jischvi et Beria; et Sérach, leur soeur. Et les fils de Beria: Héber et Malkiel."
17. "Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela."
18. These are the sons of Zilpah, whom Laban gave to Leah his daughter, and these she bare unto Jacob, even sixteen souls.
18. "Ce sont là les fils de Zilpa, que Laban avait donnée à Léa, sa fille; et elle les enfanta à Jacob. En tout, seize personnes."
18. Ireo no zanak' i Zilpa, izay nomen' i Labana an' i Lea zanany vavy, ary ireo no naterany tamin' i Jakoba, dia enina ambin' ny folo izy.
19. The sons of Rachel Jacob's wife; Joseph, and Benjamin.
19. Fils de Rachel, femme de Jacob: Joseph et Benjamin.
19. Ny zanakalahin-dRahely, vadin' i Jakoba, dia Josefa sy Benjamina.
20. And unto Joseph in the land of Egypt were born Manasseh and Ephraim, which Asenath the daughter of Potipherah priest of On bare unto him.
20. Il naquit à Joseph, au pays d`Égypte, Manassé et Éphraïm, que lui enfanta Asnath, fille de Poti Phéra, prêtre d`On.
20. Ary ny zanakalahin' i Asenata, zanakavavin' i Potifera, mpisorona tao Ona, izay naterak' i Josefa tany amin' ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima.
21. And the sons of Benjamin were Belah, and Becher, and Ashbel, Gera, and Naaman, Ehi, and Rosh, Muppim, and Huppim, and Ard.
21. Fils de Benjamin: Béla, Béker, Aschbel, Guéra, Naaman, Éhi, Rosch, Muppim, Huppim et Ard.
21. Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda.
22. These are the sons of Rachel, which were born to Jacob: all the souls were fourteen.
22. Ce sont là les fils de Rachel, qui naquirent à Jacob. En tout, quatorze personnes.
22. "Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin' i Jakoba; efatra ambin' ny folo no isan' izy rehetra."
23. And the sons of Dan; Hushim.
23. Fils de Dan: Huschim.
23. Ary ny zanakalahin' i Dana dia Hosima.
24. And the sons of Naphtali; Jahzeel, and Guni, and Jezer, and Shillem.
24. Fils de Nephthali: Jathtseel, Guni, Jetser et Schillem.
24. Ary ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
25. These are the sons of Bilhah, which Laban gave unto Rachel his daughter, and she bare these unto Jacob: all the souls were seven.
25. "Ce sont là les fils de Bilha, que Laban avait donnée à Rachel, sa fille; et elle les enfanta à Jacob. En tout, sept personnes."
25. "Ireo no zanakalahin' i Bila, izay nomen' i Labana an-dRahely zanany vavy, ary ireo no naterak' i Jakoba; fito no isan' izy rehetra."
26. All the souls that came with Jacob into Egypt, which came out of his loins, besides Jacob's sons' wives, all the souls were threescore and six;
26. Les personnes qui vinrent avec Jacob en Égypte, et qui étaient issues de lui, étaient au nombre de soixante-six en tout, sans compter les femmes des fils de Jacob.
26. Ny isan' izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin' i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, ankoatra ny vadin' ny zanakalahin' i Jakoba, dia enina amby enimpolo.
27. And the sons of Joseph, which were born him in Egypt, were two souls: all the souls of the house of Jacob, which came into Egypt, were threescore and ten.
27. Et Joseph avait deux fils qui lui étaient nés en Égypte. Le total des personnes de la famille de Jacob qui vinrent en Égypte était de soixante-dix.
27. "Ary ny zanakalahin' i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roalahy; ny isan' ny terak' i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fitopolo."
28. And he sent Judah before him unto Joseph, to direct his face unto Goshen; and they came into the land of Goshen.
28. Jacob envoya Juda devant lui vers Joseph, pour l`informer qu`il se rendait en Gosen.
28. "Ary Joda nirahiny nialoha azy hankany amin' i Josefa mba hanoro lalana azy ho any Gosena; dia tonga tany amin' ny tany Gosena izy."
29. And Joseph made ready his chariot, and went up to meet Israel his father, to Goshen, and presented himself unto him; and he fell on his neck, and wept on his neck a good while.
29. Joseph attela son char et y monta, pour aller en Gosen, à la rencontre d`Israël, son père. Dès qu`il le vit, il se jeta à son cou, et pleura longtemps sur son cou.
29. "Ary nampanomana ny kalesiny Josefa, dia niakatra hitsena an' Isiraely rainy tany Gosena izy; ka niseho taminy izy, dia namihina ny vozony ka nitomany ela teo amin' ny vozony."
30. And Israel said unto Joseph, Now let me die, since I have seen thy face, because thou art yet alive.
30. Israël dit à Joseph: Que je meure maintenant, puisque j`ai vu ton visage et que tu vis encore!
30. Ary hoy Isiraely tamin' i Josefa: Aoka ho faty amin' izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao.
31. And Joseph said unto his brethren, and unto his father's house, I will go up, and shew Pharaoh, and say unto him, My brethren, and my father's house, which were in the land of Canaan, are come unto me;
31. Joseph dit à ses frères et à la famille de son père: Je vais avertir Pharaon, et je lui dirai: Mes frères et la famille de mon père, qui étaient au pays de Canaan, sont arrivés auprès de moi.
31. Ary hoy Josefa tamin' ny rahalahiny sy ny ankohonan' ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin' i Farao ka hanao aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan' ny raiko, izay tany amin' ny tany Kanana, dia efa tonga aty amiko.
32. And the men are shepherds, for their trade hath been to feed cattle; and they have brought their flocks, and their herds, and all that they have.
32. "Ces hommes sont bergers, car ils élèvent des troupeaux; ils ont amené leurs brebis et leurs boeufs, et tout ce qui leur appartient."
32. Ary mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, fa mpiandry omby aman' ondry no asany, ary ny ondry aman' osiny sy ny ombiny mbamin' izay rehetra ananany dia nentiny avokoa.
33. And it shall come to pass, when Pharaoh shall call you, and shall say, What is your occupation?
33. Et quand Pharaon vous appellera, et dira:
33. Ary izao no hiseho, raha hiantso anareo Farao, ka hanao hoe: Inona no raharaha fanaonareo?
34. That ye shall say, Thy servants' trade hath been about cattle from our youth even until now, both we, and also our fathers: that ye may dwell in the land of Goshen; for every shepherd is an abomination unto the Egyptians.
34. Quelle est votre occupation? vous répondrez: Tes serviteurs ont élevé des troupeaux, depuis notre jeunesse jusqu`à présent, nous et nos pères. De cette manière, vous habiterez dans le pays de Gosen, car tous les bergers sont en abomination aux Égyptiens.
34. "Dia izao no havalinareo: Miompy omby aman' ondry no raharaha fanaon' ny mpanomponao, hatry ny fony vao zaza ka ambaraka ankehitriny, dia izahay sy ny razanay koa; mba hahazoanareo monina ao amin' ny tany Gosena, satria fahavetavetana amin' ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra."