Joseph Makes Himself Known
1. Then Joseph could not refrain himself before all them that stood by him; and he cried, Cause every man to go out from me. And there stood no man with him, while Joseph made himself known unto his brethren.
1. Joseph ne pouvait plus se contenir devant tous ceux qui l`entouraient. Il s`écria: Faites sortir tout le monde. Et il ne resta personne avec Joseph, quand il se fit connaître à ses frères.
1. "Ary Josefa tsy nahatsindry ny fangorakoraky ny fony teo anatrehan' izay rehetra teo aminy; dia niantso izy ka nanao hoe: Avoahy ny olona rehetra hiala eto amiko. Ary dia tsy nisy olona na dia iray aza nijanona teo amin' i Josefa, raha nanao izay hahafantaran' ny rahalahiny azy izy."
2. And he wept aloud: and the Egyptians and the house of Pharaoh heard.
2. Il éleva la voix, en pleurant. Les Égyptiens l`entendirent, et la maison de Pharaon l`entendit.
2. Dia nitomany mafy izy ka ren' ny Egyptiana, sy ny tao an-tranon' i Farao.
3. And Joseph said unto his brethren, I am Joseph; doth my father yet live? And his brethren could not answer him; for they were troubled at his presence.
3. Joseph dit à ses frères: Je suis Joseph! Mon père vit-il encore? Mais ses frères ne purent lui répondre, car ils étaient troublés en sa présence.
3. "Ary hoy Josefa tamin' ny rahalahiny: Izaho no Josefa; mbola velona ihany va ny raiko? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny; fa very hevitra teo anatrehany ireo."
4. And Joseph said unto his brethren, Come near to me, I pray you. And they came near. And he said, I am Joseph your brother, whom ye sold into Egypt.
4. Joseph dit à ses frères: Approchez-vous de moi. Et ils s`approchèrent. Il dit: Je suis Joseph, votre frère, que vous avez vendu pour être mené en Égypte.
4. Ary hoy Josefa tamin' ny rahalahiny: Masìna ianareo, manatòna ahy. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo izay namidinareo ho aty Egypta.
5. Now therefore be not grieved, nor angry with yourselves, that ye sold me hither: for God did send me before you to preserve life.
5. Maintenant, ne vous affligez pas, et ne soyez pas fâchés de m`avoir vendu pour être conduit ici, car c`est pour vous sauver la vie que Dieu m`a envoyé devant vous.
5. "Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin' ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho aty; fa hamonjy aina no nampandehanan' Andriamanitra ahy hialoha anareo aty."
6. For these two years hath the famine been in the land: and yet there are five years, in the which there shall neither be earing nor harvest.
6. "Voilà deux ans que la famine est dans le pays; et pendant cinq années encore, il n`y aura ni labour, ni moisson."
6. "Fa roa taona izao no efa nisian' ny mosary teto amin' ny tany; ary mbola hisy dimy taona koa, izay tsy hisy hiasan-tany na hijinjàna."
7. And God sent me before you to preserve you a posterity in the earth, and to save your lives by a great deliverance.
7. Dieu m`a envoyé devant vous pour vous faire subsister dans le pays, et pour vous faire vivre par une grande délivrance.
7. Ary Andriamanitra nandefa ahy mialoha anareo mba tsy hahalany taranaka anareo amin' ny tany, fa mba hamonjy ny ainareo amin' ny fanafahana lehibe.
8. So now it was not you that sent me hither, but God: and he hath made me a father to Pharaoh, and lord of all his house, and a ruler throughout all the land of Egypt.
8. "Ce n`est donc pas vous qui m`avez envoyé ici, mais c`est Dieu; il m`a établi père de Pharaon, maître de toute sa maison, et gouverneur de tout le pays d`Égypte."
8. "Koa ankehitriny, tsy ianareo no nandefa ahy ho aty fa Andriamanitra; ary nanao ahy ho rain' i Farao Izy, sy ho tompon' ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra."
9. Haste ye, and go up to my father, and say unto him, Thus saith thy son Joseph, God hath made me lord of all Egypt: come down unto me, tarry not:
9. "Hâtez-vous de remonter auprès de mon père, et vous lui direz: Ainsi a parlé ton fils Joseph: Dieu m`a établi seigneur de toute l`Égypte; descends vers moi, ne tarde pas!"
9. "Andeha miakatra faingana ianareo ho any amin' ny raiko, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Josefa zanakao: Efa nataon' Andriamanitra ho tompon' ny tany Egypta rehetra aho; midìna mankaty amiko fa aza mitaredretra."
10. And thou shalt dwell in the land of Goshen, and thou shalt be near unto me, thou, and thy children, and thy children's children, and thy flocks, and thy herds, and all that thou hast:
10. Tu habiteras dans le pays de Gosen, et tu seras près de moi, toi, tes fils, et les fils de tes fils, tes brebis et tes boeufs, et tout ce qui est à toi.
10. Dia honina eo amin' ny tany Gosena ianao, ka ho eo akaikiko ianao sy ny zanakao sy ny zafinao ary ny ondry aman' osinao sy ny ombinao mbamin' izay rehetra anananao.
11. And there will I nourish thee; for yet there are five years of famine; lest thou, and thy household, and all that thou hast, come to poverty.
11. "Là, je te nourrirai, car il y aura encore cinq années de famine; et ainsi tu ne périras point, toi, ta maison, et tout ce qui est à toi."
11. "Dia hamelona anao eo aho; fa mbola misy dimy taona ny mosary; fandrao ho tonga amin' ny fahantrana ianao sy ny ankohonanao ary izay rehetra anananao."
12. And, behold, your eyes see, and the eyes of my brother Benjamin, that it is my mouth that speaketh unto you.
12. Vous voyez de vos yeux, et mon frère Benjamin voit de ses yeux que c`est moi-même qui vous parle.
12. Ary, indro, fa hitan' ny masonareo sy ny mason' i Benjamina rahalahiko fa ny vavako no miteny aminareo.
13. And ye shall tell my father of all my glory in Egypt, and of all that ye have seen; and ye shall haste and bring down my father hither.
13. "Racontez à mon père toute ma gloire en Égypte, et tout ce que vous avez vu; et vous ferez descendre ici mon père au plus tôt."
13. "Dia lazaonareo amin' ny raiko ny voninahitro rehetra aty Egypta, sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana ianareo, dia ento midina aty ny raiko."
14. And he fell upon his brother Benjamin's neck, and wept; and Benjamin wept upon his neck.
14. "Il se jeta au cou de Benjamin, son frère, et pleura; et Benjamin pleura sur son cou."
14. "Dia namihina ny vozon' i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany; ary Benjamina koa dia mba nitomany teo amin' ny vozony."
15. Moreover he kissed all his brethren, and wept upon them: and after that his brethren talked with him.
15. Il embrassa aussi tous ses frères, en pleurant. Après quoi, ses frères s`entretinrent avec lui.
15. "Ary dia nanoroka ny rahalahiny rehetra koa izy ka nitomany teo am-pamihinany azy; ary taorian' izany dia niresaka taminy ireo rahalahiny."
16. And the fame thereof was heard in Pharaoh's house, saying, Joseph's brethren are come: and it pleased Pharaoh well, and his servants.
16. Le bruit se répandit dans la maison de Pharaon que les frères de Joseph étaient arrivés: ce qui fut agréable à Pharaon et à ses serviteurs.
16. "Ary ny lazan' izany dia re tao an-tranon' i Farao nanao hoe: Tonga ny rahalahin' i Josefa; dia sitrak' i Farao sy ny mpanompony izany."
17. And Pharaoh said unto Joseph, Say unto thy brethren, This do ye; lade your beasts, and go, get you unto the land of Canaan;
17. "Pharaon dit à Joseph: Dis à tes frères: Faites ceci. Chargez vos bêtes, et partez pour le pays de Canaan;"
17. "Ary hoy Farao tamin' i Josefa: Lazao amin' ny rahalahinao: Izao no ataovy: Ataingeno ny entana hoentin' ny bibinareo, ka mankanesa ho any amin' ny tany Kanana;"
18. And take your father and your households, and come unto me: and I will give you the good of the land of Egypt, and ye shall eat the fat of the land.
18. prenez votre père et vos familles, et venez auprès de moi. Je vous donnerai ce qu`il y a de meilleur au pays d`Égypte, et vous mangerez la graisse du pays.
18. "Ary alao ny rainareo sy ny ankohonanareo, ka mankanesa aty amiko; ary dia homeko anareo ny tsara aty amin' ny tany Egypta, ka hihinana ny matavy eto amin' ny tany ianareo."
19. Now thou art commanded, this do ye; take you wagons out of the land of Egypt for your little ones, and for your wives, and bring your father, and come.
19. "Tu as ordre de leur dire: Faites ceci. Prenez dans le pays d`Égypte des chars pour vos enfants et pour vos femmes; amenez votre père, et venez."
19. Ary ankehitriny efa nomena teny ianao, ka izao no ataovinareo: Makà sarety eto amin' ny tany Egypta hitondranareo ny vady aman-janakareo, ary ento ny rainareo ka mankanesa aty.
20. Also regard not your stuff; for the good of all the land of Egypt is yours.
20. Ne regrettez point ce que vous laisserez, car ce qu`il a de meilleur dans tout le pays d`Égypte sera pour vous.
20. "Aza malahelo ny fanananareo; fa anareo izay tsara eto amin' ny tany Egypta rehetra."
21. And the children of Israel did so: and Joseph gave them wagons, according to the commandment of Pharaoh, and gave them provision for the way.
21. "Les fils d`Israël firent ainsi. Joseph leur donna des chars, selon l`ordre de Pharaon; il leur donna aussi des provisions pour la route."
21. Ary nataon' ny zanak' Isiraely izany, ka dia nomen' i Josefa sarety izy, araka ny tenin' i Farao, ary dia nomeny vatsy hoentiny eny an-dalana izy ireo.
22. To all of them he gave each man changes of raiment; but to Benjamin he gave three hundred pieces of silver, and five changes of raiment.
22. Il leur donna à tous des vêtements de rechange, et il donna à Benjamin trois cents sicles d`argent et cinq vêtements de rechange.
22. "Ary izy rehetra samy nomeny akanjo indray miova avy; fa Benjamina kosa nomeny sekely volafotsy telonjato sy akanjo indimy miova."
23. And to his father he sent after this manner; ten asses laden with the good things of Egypt, and ten she asses laden with corn and bread and meat for his father by the way.
23. Il envoya à son père dix ânes chargés de ce qu`il y avait de meilleur en Égypte, et dix ânesses chargées de blé, de pain et de vivres, pour son père pendant le voyage.
23. Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra ny zava-tsoan' i Egypta, ary borikivavy folo nitondra varimbazaha sy mofo ary vatsy ho an' ny rainy eny an-dalana.
24. So he sent his brethren away, and they departed: and he said unto them, See that ye fall not out by the way.
24. "Puis il congédia ses frères, qui partirent; et il leur dit: Ne vous querellez pas en chemin."
24. "Dia nampandehaniny ny rahalahiny, ka lasa nandeha izy ireo; ary hoy Josefa taminy: Aza mifanditra eny an-dalana ianareo."
25. And they went up out of Egypt, and came into the land of Canaan unto Jacob their father,
25. Ils remontèrent de l`Égypte, et ils arrivèrent dans le pays de Canaan, auprès de Jacob, leur père.
25. Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin' i Jakoba rainy tany amin' ny tany Kanana.
26. And told him, saying, Joseph is yet alive, and he is governor over all the land of Egypt. And Jacob's heart fainted, for he believed them not.
26. Ils lui dirent: Joseph vit encore, et même c`est lui qui gouverne tout le pays d`Égypte. Mais le coeur de Jacob resta froid, parce qu`il ne les croyait pas.
26. Dia nilaza taminy izy ka nanao hoe: Mbola velona ihany Josefa, ary izy no mpanapaka ny tany Egypta rehetra. Kanefa nangatsiaka ihany ny fon' i Jakoba, fa tsy nino azy ireo izy.
27. And they told him all the words of Joseph, which he had said unto them: and when he saw the wagons which Joseph had sent to carry him, the spirit of Jacob their father revived:
27. "Ils lui rapportèrent toutes les paroles que Joseph leur avait dites. Il vit les chars que Joseph avait envoyés pour le transporter. C`est alors que l`esprit de Jacob, leur père, se ranima;"
27. "Dia nolazain' izy ireo ny teny rehetra izay efa nolazain' i Josefa taminy; ary rehefa hitany ny sarety izay efa nampitondrain' i Josefa hitondrana azy, dia izay vao velona indray ny fanahin' i Jakoba rainy."
28. And Israel said, It is enough; Joseph my son is yet alive: I will go and see him before I die.
28. et Israël dit: C`est assez! Joseph, mon fils, vit encore! J`irai, et je le verrai avant que je meure.
28. "Ary hoy Isiraely: Aoka àry; fa mbola velona ihany Josefa zanako; handeha aho ka hahita azy, alohan' ny ahafatesako."