A Silver Cup in a Sack

1. And he commanded the steward of his house, saying, Fill the men's sacks with food, as much as they can carry, and put every man's money in his sack's mouth.
1. Joseph donna cet ordre à l`intendant de sa maison: Remplis de vivres les sacs de ces gens, autant qu`ils en pourront porter, et mets l`argent de chacun à l`entrée de son sac.
1. "Ary nanome teny ny mpikarakara tao an-tranony Josefa ka nanao hoe: Fenoy hanina ny lasakan' ireo lehilahy ireo, araka izay azony hoentina, ary ataovy eo am-bavan' ny lasakany avy ny volan' ny isan-dahy;"
2. And put my cup, the silver cup, in the sack's mouth of the youngest, and his corn money. And he did according to the word that Joseph had spoken.
2. Tu mettras aussi ma coupe, la coupe d`argent, à l`entrée du sac du plus jeune, avec l`argent de son blé. L`intendant fit ce que Joseph lui avait ordonné.
2. Ary ny kapoakako, dia ilay kapoaka volafotsy ataovy eo am-bavan' ny lasakan' ilay faralahy mbamin' ny vola hamidiny varimbazaha. Dia nataony araka ny teny izay nolazain' i Josefa.
3. As soon as the morning was light, the men were sent away, they and their asses.
3. Le matin, dès qu`il fit jour, on renvoya ces gens avec leur ânes.
3. Ary raha vao nazava ny andro, dia nampandehanina ireo lehilahy ireo, dia izy sy ny borikiny.
4. And when they were gone out of the city, and not yet far off, Joseph said unto his steward, Up, follow after the men; and when thou dost overtake them, say unto them, Wherefore have ye rewarded evil for good?
4. "Ils étaient sortis de la ville, et ils n`en étaient guère éloignés, lorsque Joseph dit à son intendant: Lève-toi, poursuis ces gens; et, quand tu les auras atteints, tu leur diras: Pourquoi avez-vous rendu le mal pour le bien?"
4. "Ary rehefa tafavoaka ny tanàna izy ka tsy mbola lasan-davitra, dia hoy Josefa tamin' ny mpikarakara ny tao an-tranony: Andeha araho ireny lehilahy ireny; ary rehefa tratrao izy ireo, dia ataovy aminy hoe: Nahoana ianareo no namaly ratsy ny soa?"
5. Is not this it in which my lord drinketh, and whereby indeed he divineth? ye have done evil in so doing.
5. N`avez-vous pas la coupe dans laquelle boit mon seigneur, et dont il se sert pour deviner? Vous avez mal fait d`agir ainsi.
5. Tsy iny va no fisotroan' ny tompoko sy famantarany zavatra? Ratsy izao nataonareo izao.
6. And he overtook them, and he spake unto them these same words.
6. L`intendant les atteignit, et leur dit ces mêmes paroles.
6. Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
7. And they said unto him, Wherefore saith my lord these words? God forbid that thy servants should do according to this thing:
7. Ils lui répondirent: Pourquoi mon seigneur parle-t-il de la sorte? Dieu préserve tes serviteurs d`avoir commis une telle action!
7. Ary hoy izy ireo taminy: Nahoana itompokolahy no dia miteny toy izany? Sanatria amin' ny mpanomponao ny hanao zavatra toy izany.
8. Behold, the money, which we found in our sacks' mouths, we brought again unto thee out of the land of Canaan: how then should we steal out of thy lord's house silver or gold?
8. "Voici, nous t`avons rapporté du pays de Canaan l`argent que nous avons trouvé à l`entrée de nos sacs; comment aurions-nous dérobé de l`argent ou de l`or dans la maison de ton seigneur?"
8. "Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan' ny lasakanay aza naverinay indray taty aminao avy tany amin' ny tany Kanana; ka hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena ao amin' ny tranon' ny tomponao?"
9. With whomsoever of thy servants it be found, both let him die, and we also will be my lord's bondmen.
9. Que celui de tes serviteurs sur qui se trouvera la coupe meure, et que nous soyons nous-mêmes esclaves de mon seigneur!
9. Izay anankiray amin' ny mpanomponao hahitana izany, dia aoka hovonoina izy, ary izahay kosa dia ho andevon' itompokolahy.
10. And he said, Now also let it be according unto your words: he with whom it is found shall be my servant; and ye shall be blameless.
10. "Il dit: Qu`il en soit donc selon vos paroles! Celui sur qui se trouvera la coupe sera mon esclave; et vous, vous serez innocents."
10. "Dia hoy izy: Aoka àry hatao araka ny teninareo: Izay ahitana izany dia ho mpanompoko; fa ianareo dia tsy hanan-tsiny."
11. Then they speedily took down every man his sack to the ground, and opened every man his sack.
11. Aussitôt, chacun descendit son sac à terre, et chacun ouvrit son sac.
11. Ary samy nampidina faingana ny lasakany tamin' ny tany izy, ka samy nanokatra ny lasakany avy.
12. And he searched, and began at the eldest, and left at the youngest: and the cup was found in Benjamin's sack.
12. "L`intendant les fouilla, commençant par le plus âgé et finissant par le plus jeune; et la coupe fut trouvée dans le sac de Benjamin."
12. Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin' ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin' ny faralahy no niafarany, ka tao amin' ny lasakan' i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
13. Then they rent their clothes, and laded every man his ass, and returned to the city.
13. Ils déchirèrent leurs vêtements, chacun rechargea son âne, et ils retournèrent à la ville.
13. Ary samy nandriatra ny fitafiany izy, dia nanaingina ny entany tamin' ny borikiny avy ka niverina ho any an-tanàna.
14. And Judah and his brethren came to Joseph's house; for he was yet there: and they fell before him on the ground.
14. Juda et ses frères arrivèrent à la maison de Joseph, où il était encore, et ils se prosternèrent en terre devant lui.
14. Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon' i Josefa, fa mbola tao izy, dia niampatra tamin' ny tany teo anatrehany.
15. And Joseph said unto them, What deed is this that ye have done? wot ye not that such a man as I can certainly divine?
15. Joseph leur dit: Quelle action avez-vous faite? Ne savez-vous pas qu`un homme comme moi a le pouvoir de deviner?
15. Ary hoy Josefa taminy: Ahoana izao zavatra nataonareo izao? Tsy fantatrareo va fa izay lehilahy tahaka ahy dia mahay mamantatra zavatra tokoa?
16. And Judah said, What shall we say unto my lord? what shall we speak? or how shall we clear ourselves? God hath found out the iniquity of thy servants: behold, we are my lord's servants, both we, and he also with whom the cup is found.
16. Juda répondit: Que dirons-nous à mon seigneur? comment parlerons-nous? comment nous justifierons-nous? Dieu a trouvé l`iniquité de tes serviteurs. Nous voici esclaves de mon seigneur, nous, et celui sur qui s`est trouvée la coupe.
16. Ary hoy Joda: Inona no teny ataonay amin' itompokolahy? Inona no holazainay? Ary ataonay ahoana no fiala tsiny? Andriamanitra efa nahita ny heloky ny mpanomponao, koa indreto samy ho mpanompon' itompokolahy na izahay, na koa ilay nahitana ny kapoaka tao aminy.
17. And he said, God forbid that I should do so: but the man in whose hand the cup is found, he shall be my servant; and as for you, get you up in peace unto your father.
17. "Et Joseph dit: Dieu me garde de faire cela! L`homme sur qui la coupe a été trouvée sera mon esclave; mais vous, remontez en paix vers votre père."
17. "Nefa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany! Izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho andevoko; fa ianareo kosa dia miakara soa aman-tsara ho any amin' ny rainareo."
18. Then Judah came near unto him, and said, Oh my lord, let thy servant, I pray thee, speak a word in my lord's ears, and let not thine anger burn against thy servant: for thou art even as Pharaoh.
18. Alors Juda s`approcha de Joseph, et dit: De grâce, mon seigneur, que ton serviteur puisse faire entendre une parole à mon seigneur, et que sa colère ne s`enflamme point contre ton serviteur! car tu es comme Pharaon.
18. "Dia nanatona azy Joda ka nanao hoe: Ry tompokolahy ô, masìna ianao, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eo an-tsofin' ny tompoko, ary aoka tsy hirehitra amin' ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an' i Farao ianao."
19. My lord asked his servants, saying, Have ye a father, or a brother?
19. Mon seigneur a interrogé ses serviteurs, en disant: Avez-vous un père, ou un frère?
19. Ny tompoko nanontany ny mpanompony hoe: Manan-dray na rahalahy va ianareo?
20. And we said unto my lord, We have a father, an old man, and a child of his old age, a little one; and his brother is dead, and he alone is left of his mother, and his father loveth him.
20. "Nous avons répondu: Nous avons un vieux père, et un jeune frère, enfant de sa vieillesse; cet enfant avait un frère qui est mort, et qui était de la même mère; il reste seul, et son père l`aime."
20. "Ary hoy izahay tamin' itompokolahy: Manan-dray lahy antitra izahay sy zandry kely zanaky ny fahanterany; ary maty ny rahalahiny ka izy ihany no zana-dreniny sisa, ary tian' ny rainy izy."
21. And thou saidst unto thy servants, Bring him down unto me, that I may set mine eyes upon him.
21. Tu as dit à tes serviteurs: Faites-le descendre vers moi, et que je le voie de mes propres yeux.
21. Ary ianao nanao tamin' ny mpanomponao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan' ny masoko.
22. And we said unto my lord, The lad cannot leave his father: for if he should leave his father, his father would die.
22. "Nous avons répondu à mon seigneur: L`enfant ne peut pas quitter son père; s`il le quitte, son père mourra."
22. "Ary hoy izahay tamin' itompokolahy: Ny zazalahy tsy mahazo misaraka amin-drainy; fa raha misaraka amin-drainy izy, dia ho faty rainy."
23. And thou saidst unto thy servants, Except your youngest brother come down with you, ye shall see my face no more.
23. Tu as dit à tes serviteurs: Si votre jeune frère ne descend pas avec vous, vous ne reverrez pas ma face.
23. Ary hoy ianao tamin' ny mpanomponao: Raha tsy hiara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo.
24. And it came to pass when we came up unto thy servant my father, we told him the words of my lord.
24. Lorsque nous sommes remontés auprès de ton serviteur, mon père, nous lui avons rapporté les paroles de mon seigneur.
24. Ary izao no niseho, rehefa tafakatra tany amin'ny mpanomponao rainay izahay, dia nambaranay azy ny tenin' itompokolahy.
25. And our father said, Go again, and buy us a little food.
25. Notre père a dit: Retournez, achetez-nous un peu de vivres.
25. Dia hoy ny rainay: Mandehana indray ka mividiana hanina kely ho antsika.
26. And we said, We cannot go down: if our youngest brother be with us, then will we go down: for we may not see the man's face, except our youngest brother be with us.
26. "Nous avons répondu: Nous ne pouvons pas descendre; mais, si notre jeune frère est avec nous, nous descendrons, car nous ne pouvons pas voir la face de cet homme, à moins que notre jeune frère ne soit avec nous."
26. "Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha hiaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dralehilahy izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy."
27. And thy servant my father said unto us, Ye know that my wife bare me two sons:
27. Ton serviteur, notre père, nous a dit: Vous savez que ma femme m`a enfanté deux fils.
27. "Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roalahy tamiko;"
28. And the one went out from me, and I said, Surely he is torn in pieces; and I saw him not since:
28. L`un étant sorti de chez moi, je pense qu`il a été sans doute déchiré, car je ne l`ai pas revu jusqu`à présent.
28. "Fa lasa niala tamiko ny anankiray ka hoy aho: Voaviraviram-biby tokoa izy; ary tsy mbola hitako izy mandraka ankehitriny;"
29. And if ye take this also from me, and mischief befall him, ye shall bring down my gray hairs with sorrow to the grave.
29. Si vous me prenez encore celui-ci, et qu`il lui arrive un malheur, vous ferez descendre mes cheveux blancs avec douleur dans le séjour des morts.
29. Ary raha alainareo hiala eto anoloako koa ity, ka hisy loza hanjo azy, dia hampidininareo any am-pasana amin' alahelo ny volo fotsiko.
30. Now therefore when I come to thy servant my father, and the lad be not with us; seeing that his life is bound up in the lad's life;
30. Maintenant, si je retourne auprès de ton serviteur, mon père, sans avoir avec nous l`enfant à l`âme duquel son âme est attachée,
30. "Koa ankehitriny, raha tonga any amin' ny mpanomponao raiko aho, ka tsy tafaraka aminay ny zazalahy; hita fa ny ainy dia mifamatotra amin' ny ain' ny zazalahy;"
31. It shall come to pass, when he seeth that the lad is not with us, that he will die: and thy servants shall bring down the gray hairs of thy servant our father with sorrow to the grave.
31. "il mourra, en voyant que l`enfant n`y est pas; et tes serviteurs feront descendre avec douleur dans le séjour des morts les cheveux blancs de ton serviteur, notre père."
31. "Izao no hiseho, raha hitany fa tsy miaraka aminay ny zazalahy, dia ho faty izy; ary ny mpanomponao hampidina ny volofotsin' ny mpanomponao rainay any am-pasana amin' alahelo."
32. For thy servant became surety for the lad unto my father, saying, If I bring him not unto thee, then I shall bear the blame to my father for ever.
32. Car ton serviteur a répondu pour l`enfant, en disant à mon père: Si je ne le ramène pas auprès de toi, je serai pour toujours coupable envers mon père.
32. Fa ny mpanomponao efa niantoka ny zazalahy tamin' ny raiko, ka nanao hoe: Raha tsy hoentiko aty aminao izy, dia ho meloka amin' ny raiko mandrakizay aho.
33. Now therefore, I pray thee, let thy servant abide instead of the lad a bondman to my lord; and let the lad go up with his brethren.
33. "Permets donc, je te prie, à ton serviteur de rester à la place de l`enfant, comme esclave de mon seigneur; et que l`enfant remonte avec ses frères."
33. "Koa ankehitriny, trarantitra ianao, aoka ny mpanomponao hitoetra ho andevon' itompokolahy hisolo ny zazalahy; fa aoka ny zazalahy hiara-miakatra amin' ny rahalahiny."
34. For how shall I go up to my father, and the lad be not with me? lest peradventure I see the evil that shall come on my father.
34. Comment pourrai-je remonter vers mon père, si l`enfant n`est pas avec moi? Ah! que je ne voie point l`affliction de mon père!
34. Fa hataoko ahoana no fiakatra any amin' ny raiko, raha tsy hiaraka amiko ny zazalahy? Fandrao hahita izay loza hanjo ny raiko aho.
<
>