Judah and Tamar
1. And it came to pass at that time, that Judah went down from his brethren, and turned in to a certain Adullamite, whose name was Hirah.
1. En ce temps-là, Juda s`éloigna de ses frères, et se retira vers un homme d`Adullam, nommé Hira.
1. Ary izao no niseho tamin' izany fotoana izany: Nidina niala teo amin' ireo rahalahiny Joda ka nanatona lehilahy Adolamita anankiray, Hira no anarany.
2. And Judah saw there a daughter of a certain Canaanite, whose name was Shuah; and he took her, and went in unto her.
2. "Là, Juda vit la fille d`un Cananéen, nommé Schua; il la prit pour femme, et alla vers elle."
2. "Ary teo no nahitan' i Joda ny zanakavavin' i Soa, lehilahy Kananita anankiray ; dia naka azy izy ka nanambady azy."
3. And she conceived, and bare a son; and he called his name Er.
3. Elle devint enceinte, et enfanta un fils, qu`elle appela Er.
3. "Dia nanana anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era."
4. And she conceived again, and bare a son; and she called his name Onan.
4. Elle devint encore enceinte, et enfanta un fils, qu`elle appela Onan.
4. "Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana."
5. And she yet again conceived, and bare a son; and called his name Shelah: and he was at Chezib, when she bare him.
5. "Elle enfanta de nouveau un fils, qu`elle appela Schéla; Juda était à Czib quand elle l`enfanta."
5. "Dia nanana anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin' ny niterahan-dravehivavy an' i Sela."
6. And Judah took a wife for Er his firstborn, whose name was Tamar.
6. Juda prit pour Er, son premier-né, une femme nommée Tamar.
6. Ary naka vady ho an' i Era lahimatoany Joda, Tamara no anarany.
7. And Er, Judah's firstborn, was wicked in the sight of the LORD; and the LORD slew him.
7. "Er, premier-né de Juda, était méchant aux yeux de l`Éternel; et l`Éternel le fit mourir."
7. "Fa ratsy fanahy teo imason' i Jehovah Era, lahimatoan' i Joda; dia novonoin' i Jehovah izy."
8. And Judah said unto Onan, Go in unto thy brother's wife, and marry her, and raise up seed to thy brother.
8. Alors Juda dit à Onan: Va vers la femme de ton frère, prends-la, comme beau-frère, et suscite une postérité à ton frère.
8. Ary hoy Joda tamin' Onana: Mandehana mankao amin' ny vadin' ny rahalahinao, dia ento loloha izy, ka velomy maso ny rahalahinao.
9. And Onan knew that the seed should not be his; and it came to pass, when he went in unto his brother's wife, that he spilled it on the ground, lest that he should give seed to his brother.
9. Onan, sachant que cette postérité ne serait pas à lui, se souillait à terre lorsqu`il allait vers la femme de son frère, afin de ne pas donner de postérité à son frère.
9. "Ary fantatr' i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; dia izao no niseho, raha nandry tamin' ny vadin' ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin' ny tany, fandrao hanome taranaka ho an' ny rahalahiny izy."
10. And the thing which he did displeased the LORD: wherefore he slew him also.
10. Ce qu`il faisait déplut à l`Éternel, qui le fit aussi mourir.
10. "Ary tsy nankasitrahan' i Jehovah izay zavatra nataony; ka dia novonoiny koa izy."
11. Then said Judah to Tamar his daughter in law, Remain a widow at thy father's house, till Shelah my son be grown: for he said, Lest peradventure he die also, as his brethren did. And Tamar went and dwelt in her father's house.
11. Alors Juda dit à Tamar, sa belle-fille: Demeure veuve dans la maison de ton père, jusqu`à ce que Schéla, mon fils, soit grand. Il parlait ainsi dans la crainte que Schéla ne mourût comme ses frères. Tamar s`en alla, et elle habita dans la maison de son père.
11. "Ary hoy Joda tamin' i Tamara vinantovaviny: tomoera ho mpitondratena ao an-tranon-drainao, mandra-paha-lehibe an' i Sela zanako lahy; fa hoy izy: Fandrao maty koa tahaka ireo rahalahiny izy. Dia nandeha Tamara ka nitoetra tao an-tranon-drainy."
12. And in process of time the daughter of Shuah Judah's wife died; and Judah was comforted, and went up unto his sheepshearers to Timnath, he and his friend Hirah the Adullamite.
12. Les jours s`écoulèrent, et la fille de Schua, femme de Juda, mourut. Lorsque Juda fut consolé, il monta à Thimna, vers ceux qui tondaient ses brebis, lui et son ami Hira, l`Adullamite.
12. Ary nony ela dia maty ny vadin' i Joda, ilay zanakavavin' i Soa. Ary nionona Joda ka niakatra tany amin' ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany.
13. And it was told Tamar, saying, Behold thy father in law goeth up to Timnath to shear his sheep.
13. On en informa Tamar, et on lui dit: Voici ton beau-père qui monte à Thimna, pour tondre ses brebis.
13. Dia nisy nanambara tamin' i Tamara hoe: Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny.
14. And she put her widow's garments off from her, and covered her with a vail, and wrapped herself, and sat in an open place, which is by the way to Timnath; for she saw that Shelah was grown, and she was not given unto him to wife.
14. "Alors elle ôta ses habits de veuve, elle se couvrit d`un voile et s`enveloppa, et elle s`assit à l`entrée d`Énaïm, sur le chemin de Thimna; car elle voyait que Schéla était devenu grand, et qu`elle ne lui était point donnée pour femme."
14. "Ary nanaisotra ny akanjony fanaon' ny mpitondratena izy, dia nisarona fisalobonana ka nisalobona, dia nipetraka teo amin' ny toerana malalaka izy, izay eo amin' ny lalana mankany Timna; satria efa hitan' i Tamara fa efa lehibe Sela, nefa tsy mbola nomena azy ho vadiny."
15. When Judah saw her, he thought her to be an harlot; because she had covered her face.
15. Juda la vit, et la prit pour une prostituée, parce qu`elle avait couvert son visage.
15. Rehefa nahita azy Joda, dia nihevitra azy ho vehivavy janga, satria efa nanarona ny tavany izy.
16. And he turned unto her by the way, and said, Go to, I pray thee, let me come in unto thee; (for he knew not that she was his daughter in law.) And she said, What wilt thou give me, that thou mayest come in unto me?
16. Il l`aborda sur le chemin, et dit: Laisse-moi aller vers toi. Car il ne connut pas que c`était sa belle-fille. Elle dit: Que me donneras-tu pour venir vers moi?
16. "Dia nivily nanatona teo amoron-dalana Joda ka nanao hoe: Masìna ianao, avelao aho handry aminao; (fa tsy fantany ho ny vinantony vavy izy). Dia hoy kosa ravehivavy: Inona ary no omenao ahy mba hahazoanao mandry amiko?"
17. And he said, I will send thee a kid from the flock. And she said, Wilt thou give me a pledge, till thou send it?
17. Il répondit: Je t`enverrai un chevreau de mon troupeau. Elle dit: Me donneras-tu un gage, jusqu`à ce que tu l`envoies?
17. Dia hoy izy: Hampanatitra zanak' osy avy amin' ny andiam-biby fiompy aho. Fa hoy kosa ravehivavy: Hanome fampitanana va ianao mandra-panatitrao izany?
18. And he said, What pledge shall I give thee? And she said, Thy signet, and thy bracelets, and thy staff that is in thine hand. And he gave it her, and came in unto her, and she conceived by him.
18. "Il répondit: Quel gage te donnerai-je? Elle dit: Ton cachet, ton cordon, et le bâton que tu as à la main. Il les lui donna. Puis il alla vers elle; et elle devint enceinte de lui."
18. Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? Ary hoy ravehivavy: Ny fanombohan-kasenao sy ny habanao ary ny tehinao eny an-tananao. Dia nomeny azy izany, ary nandry taminy izy ka nanana anaka taminy ravehivavy.
19. And she arose, and went away, and laid by her vail from her, and put on the garments of her widowhood.
19. "Elle se leva, et s`en alla; elle ôta son voile, et remit ses habits de veuve."
19. Ary niainga ravehivavy ka lasa nandeha, dia nanala ny fisalobonany teo aminy ka nanao ny akanjo maha-mpitondratena azy.
20. And Judah sent the kid by the hand of his friend the Adullamite, to receive his pledge from the woman's hand: but he found her not.
20. Juda envoya le chevreau par son ami l`Adullamite, pour retirer le gage des mains de la femme. Mais il ne la trouva point.
20. Dia nampitondrain' i Joda an-tanana an' ilay Adolamita sakaizany ny zanak' osy mba hahazoany ny fampitanany amin' ny tanan-dravehivavy, kanjo tsy hitany izy.
21. Then he asked the men of that place, saying, Where is the harlot, that was openly by the way side? And they said, There was no harlot in this place.
21. Il interrogea les gens du lieu, en disant: Où est cette prostituée qui se tenait à Énaïm, sur le chemin? Ils répondirent: Il n`y a point eu ici de prostituée.
21. Dia nanontany ny olona teo amin' izany toerana izany izy, ka nanao hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga, izay teo an-kalalahana teo amoron-dalana? Fa hoy ireo: Tsy nisy vehivavy janga teo amin' io toerana io.
22. And he returned to Judah, and said, I cannot find her; and also the men of the place said, that there was no harlot in this place.
22. Il retourna auprès de Juda, et dit: Je ne l`ai pas trouvée, et même les gens du lieu ont dit: Il n`y a point eu ici de prostituée.
22. "Dia niverina tany amin' i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain' ny olona tompon-tany koa fa tsy nisy vehivavy janga tamin' io toerana io."
23. And Judah said, Let her take it to her, lest we be shamed: behold, I sent this kid, and thou hast not found her.
23. Juda dit: Qu`elle garde ce qu`elle a! Ne nous exposons pas au mépris. Voici, j`ai envoyé ce chevreau, et tu ne l`as pas trouvée.
23. "Dia hoy Joda: aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baràka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak' osy ity, nefa ianao tsy nahita an-dravehivavy."
24. And it came to pass about three months after, that it was told Judah, saying, Tamar thy daughter in law hath played the harlot; and also, behold, she is with child by whoredom. And Judah said, Bring her forth, and let her be burnt.
24. Environ trois mois après, on vint dire à Juda: Tamar, ta belle-fille, s`est prostituée, et même la voilà enceinte à la suite de sa prostitution. Et Juda dit: Faites-la sortir, et qu`elle soit brûlée.
24. "Ary izao no niseho rehefa tokony ho afaka telo volana, nisy nanambara tamin' i Joda hoe: Efa nanao vehivavy janga Tamara vinantovavinao; ary, indro, efa manana anaka tamin' ny fijangajangana koa izy. Dia hoy Joda: Avoahy izy ka aoka hodorana."
25. When she was brought forth, she sent to her father in law, saying, By the man, whose these are, am I with child: and she said, Discern, I pray thee, whose are these, the signet, and bracelets, and staff.
25. "Comme on l`amenait dehors, elle fit dire à son beau-père: C`est de l`homme à qui ces choses appartiennent que je suis enceinte; reconnais, je te prie, à qui sont ce cachet, ces cordons et ce bâton."
25. "Rehefa navoaka izy, dia naniraka tany amin' ny rafozany nanao hoe: Ny lehilahy izay tompon' ireto no nananako anaka; ary hoy izy: Masìna ianao, fantaro izay tompon' ireto fanombohan-kase sy haba ary tehina ireto."
26. And Judah acknowledged them, and said, She hath been more righteous than I; because that I gave her not to Shelah my son. And he knew her again no more.
26. Juda les reconnut, et dit: Elle est moins coupable que moi, puisque je ne l`ai pas donnée à Schéla, mon fils. Et il ne la connut plus.
26. Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadiny i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.
27. And it came to pass in the time of her travail, that, behold, twins were in her womb.
27. Quand elle fut au moment d`accoucher, voici, il y avait deux jumeaux dans son ventre.
27. Ary izao no niseho, tamin' ny fotoana niterahany, indro kambana no tao an-kibony.
28. And it came to pass, when she travailed, that the one put out his hand: and the midwife took and bound upon his hand a scarlet thread, saying, This came out first.
28. "Et pendant l`accouchement il y en eut un qui présenta la main; la sage-femme la prit, et y attacha un fil cramoisi, en disant: Celui-ci sort le premier."
28. "Ary izao no niseho, raha niteraka izy dia namoaka ny tanany ny anankiray; ary ny mpampivelona naka sy namatotra kofehy jaky iray tamin' ny tanany sady nanao hoe: Ity no nivoaka voalohany."
29. And it came to pass, as he drew back his hand, that, behold, his brother came out: and she said, How hast thou broken forth? this breach be upon thee: therefore his name was called Pharez.
29. Mais il retira la main, et son frère sortit. Alors la sage-femme dit: Quelle brèche tu as faite! Et elle lui donna le nom de Pérets.
29. "Ary izao no niseho, rehefa nahemony ny tanany dia, indro, teraka ny rahalahiny; ary hoy ny mpampivelona: Ahoana no nibosesehanao? Ho aminao anie izao banga izao; izany no niantsoana ny anarany hoe Fareza."
30. And afterward came out his brother, that had the scarlet thread upon his hand: and his name was called Zarah.
30. "Ensuite sortit son frère, qui avait à la main le fil cramoisi; et on lui donna le nom de Zérach."
30. "Ary taorian' izany no nahaterahan' ny rahalahiny izay nanana ilay kofehy jaky tamin' ny tanany; dia nataony hoe Zera no anarany."