Joseph's Dreams
1. And Jacob dwelt in the land wherein his father was a stranger, in the land of Canaan.
1. Jacob demeura dans le pays de Canaan, où avait séjourné son père.
1. Ary Jakoba nonina tany amin' ny tany nivahinian' ny rainy, tany amin' ny tany Kanana.
2. These are the generations of Jacob. Joseph, being seventeen years old, was feeding the flock with his brethren; and the lad was with the sons of Bilhah, and with the sons of Zilpah, his father's wives: and Joseph brought unto his father their evil report.
2. "Voici la postérité de Jacob. Joseph, âgé de dix-sept ans, faisait paître le troupeau avec ses frères; cet enfant était auprès des fils de Bilha et des fils de Zilpa, femmes de son père. Et Joseph rapportait à leur père leurs mauvais propos."
2. "Izao no taranak' i Jakoba: rehefa fito ambin' ny folo taona Josefa dia niandry ny andiam-biby fiompy niaraka tamin' ireo rahalahiny; ary ny zazalahy dia niaraka tamin' ny zanakalahin' i Bila, sy ny zanakalahin' i Zilpa, vadin' ny rainy; ary nitati-bolana tamin-drainy Josefa."
3. Now Israel loved Joseph more than all his children, because he was the son of his old age: and he made him a coat of many colours.
3. "Israël aimait Joseph plus que tous ses autres fils, parce qu`il l`avait eu dans sa vieillesse; et il lui fit une tunique de plusieurs couleurs."
3. Ary tian' Isiraely mihoatra noho ny zanany rehetra Josefa, satria zanaky ny fahanterany izy, ka nanaovany akanjo lava misoratsoratra.
4. And when his brethren saw that their father loved him more than all his brethren, they hated him, and could not speak peaceably unto him.
4. Ses frères virent que leur père l`aimait plus qu`eux tous, et ils le prirent en haine. Ils ne pouvaient lui parler avec amitié.
4. Ary nony hitan' ny rahalahiny fa tian' ny rainy mihoatra noho ny rahalahiny rehetra Josefa, dia nankahala azy izy, ka tsy nahazaka hanao teny mora taminy.
5. And Joseph dreamed a dream, and he told it his brethren: and they hated him yet the more.
5. Joseph eut un songe, et il le raconta à ses frères, qui le haïrent encore davantage.
5. "Ary nanonofy Josefa, dia nambarany tamin' ny rahalahiny izany; ka vao mainka nankahala azy izy ireo."
6. And he said unto them, Hear, I pray you, this dream which I have dreamed:
6. Il leur dit: Écoutez donc ce songe que j`ai eu!
6. Fa hoy izy tamin' ireo: Masìna ianareo, henoy izao nofy izay nonofisiko izao:
7. For, behold, we were binding sheaves in the field, and, lo, my sheaf arose, and also stood upright; and, behold, your sheaves stood round about, and made obeisance to my sheaf.
7. "Nous étions à lier des gerbes au milieu des champs; et voici, ma gerbe se leva et se tint debout, et vos gerbes l`entourèrent et se prosternèrent devant elle."
7. "Fa, indro, namehy amboara tany an-tsaha isika, ary, indro, niarina ny amboarako sady nijoro; ary, indreo, nilahatra manodidina kosa ny amboaranareo, ka niankohoka teo amin' ny amboarako."
8. And his brethren said to him, Shalt thou indeed reign over us? or shalt thou indeed have dominion over us? And they hated him yet the more for his dreams, and for his words.
8. Ses frères lui dirent: Est-ce que tu régneras sur nous? est-ce que tu nous gouverneras? Et ils le haïrent encore davantage, à cause de ses songes et à cause de ses paroles.
8. Ary hoy ny rahalahiny taminy: Moa hanjaka aminay tokoa va ianao? Na hanapaka anay tokoa va ianao? Ary izany nofiny sy teniny izany dia vao mainka nankahalany azy.
9. And he dreamed yet another dream, and told it his brethren, and said, Behold, I have dreamed a dream more; and, behold, the sun and the moon and the eleven stars made obeisance to me.
9. Il eut encore un autre songe, et il le raconta à ses frères. Il dit: J`ai eu encore un songe! Et voici, le soleil, la lune et onze étoiles se prosternaient devant moi.
9. "Ary nanonofy hafa indray izy dia nolazainy tamin' ny rahalahiny izany ka hoy izy: Indro, nanonofy indray aho; ary, indreo, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana iraika ambin' ny folo niankohoka tamiko."
10. And he told it to his father, and to his brethren: and his father rebuked him, and said unto him, What is this dream that thou hast dreamed? Shall I and thy mother and thy brethren indeed come to bow down ourselves to thee to the earth?
10. Il le raconta à son père et à ses frères. Son père le réprimanda, et lui dit: Que signifie ce songe que tu as eu? Faut-il que nous venions, moi, ta mère et tes frères, nous prosterner en terre devant toi?
10. Ary nambarany tamin' ny rainy sy ireo rahalahiny izany, dia niteny mafy azy ny rainy ka nanao taminy hoe: Inona izany nofy efa nonofisinao izany? Moa ho avy tokoa va aho sy ny reninao ary ny rahalahinao ka hiankohoka amin' ny tany eo anatrehanao?
11. And his brethren envied him; but his father observed the saying.
11. Ses frères eurent de l`envie contre lui, mais son père garda le souvenir de ces choses.
11. "Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nandinika ny teny."
Joseph Sold by His Brothers
12. And his brethren went to feed their father's flock in Shechem.
12. Les frères de Joseph étant allés à Sichem, pour faire paître le troupeau de leur père,
12. Ary lasa niandry ny andiam-biby fiompin-drainy tany Sekema ny rahalahiny.
13. And Israel said unto Joseph, Do not thy brethren feed the flock in Shechem? come, and I will send thee unto them. And he said to him, Here am I.
13. Israël dit à Joseph: Tes frères ne font-ils pas paître le troupeau à Sichem? Viens, je veux t`envoyer vers eux. Et il répondit: Me voici!
13. Ary hoy Isiraely tamin' i Josefa: Tsy miandry ny andiam-biby fiompy any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko any aminy ianao. Ary hoy izy taminy: Inty aho.
14. And he said to him, Go, I pray thee, see whether it be well with thy brethren, and well with the flocks; and bring me word again. So he sent him out of the vale of Hebron, and he came to Shechem.
14. "Israël lui dit: Va, je te prie, et vois si tes frères sont en bonne santé et si le troupeau est en bon état; et tu m`en rapporteras des nouvelles. Il l`envoya ainsi de la vallée d`Hébron; et Joseph alla à Sichem."
14. "Ary hoy izy taminy: Masìna ianao, andeha izahao na tsara ihany ny rahalahinao sy ny ondry aman' osy; ary itondray teny indray aho. Dia nirahiny niala avy teo amin' ny lohasahan' i Hebrona izy, ka tonga tany Sekema."
15. And a certain man found him, and, behold, he was wandering in the field: and the man asked him, saying, What seekest thou?
15. Un homme le rencontra, comme il errait dans les champs. Il le questionna, en disant: Que cherches-tu?
15. "Ary nisy lehilahy iray nahita azy, fa, indro, nirenireny tany an-tsaha izy; dia nanontany azy ralehilahy ka nanao hoe: Inona moa no tadiavinao?"
16. And he said, I seek my brethren: tell me, I pray thee, where they feed their flocks.
16. "Joseph répondit: Je cherche mes frères; dis-moi, je te prie, où ils font paître leur troupeau."
16. Dia hoy kosa izy: Mitady ny rahalahiko aho, masìna ianao, mba lazao amiko izay iandrasany ny ondry aman' osiny.
17. And the man said, They are departed hence; for I heard them say, Let us go to Dothan. And Joseph went after his brethren, and found them in Dothan.
17. "Et l`homme dit: Ils sont partis d`ici; car je les ai entendus dire: Allons à Dothan. Joseph alla après ses frères, et il les trouva à Dothan."
17. "Ary hoy ralehilahy: Efa niala teto izy; fa efa reko izy niteny hoe: Andeha isika hankany Dotana. Dia lasa Josefa hanatratra ny rahalahiny ka nahita azy ireo tany Dotana."
18. And when they saw him afar off, even before he came near unto them, they conspired against him to slay him.
18. "Ils le virent de loin; et, avant qu`il fût près d`eux, ils complotèrent de le faire mourir."
18. Ary raha nahatazana azy teny lavidavitra teny ireo, raha tsy mbola nanakaiky azy Josefa, dia niray tetika hamono azy izy.
19. And they said one to another, Behold, this dreamer cometh.
19. Ils se dirent l`un à l`autre: Voici le faiseur de songes qui arrive.
19. Dia nifampiresaka ireo hoe: Indro tamy ilay mpanonofy.
20. Come now therefore, and let us slay him, and cast him into some pit, and we will say, Some evil beast hath devoured him: and we shall see what will become of his dreams.
20. "Venez maintenant, tuons-le, et jetons-le dans une des citernes; nous dirons qu`une bête féroce l`a dévoré, et nous verrons ce que deviendront ses songes."
20. "Andeha ary ankehitriny, aoka hovonointsika izy ka hatsipintsika ao anatin' ny lavaka iray, ary dia holazaintsika hoe: Nisy biby masiaka nihinana azy; dia ho hitantsika izay ho tonga ny amin' ireo nofiny."
21. And Reuben heard it, and he delivered him out of their hands; and said, Let us not kill him.
21. Ruben entendit cela, et il le délivra de leurs mains. Il dit: Ne lui ôtons pas la vie.
21. Ary nandre izany Robena dia nanafaka azy tamin' ny tanan' ireo, ka nanao hoe: Aoka tsy hamono azy isika.
22. And Reuben said unto them, Shed no blood, but cast him into this pit that is in the wilderness, and lay no hand upon him; that he might rid him out of their hands, to deliver him to his father again.
22. "Ruben leur dit: Ne répandez point de sang; jetez-le dans cette citerne qui est au désert, et ne mettez pas la main sur lui. Il avait dessein de le délivrer de leurs mains pour le faire retourner vers son père."
22. "Ary hoy Robena taminy: Aza mandatsa-drà, fa atsipazo ao anatin' io lavaka ety an' efitra io izy, ary aza misy maninji-tanana aminy; mba hahazoany mamonjy azy amin' ny tanan' ireo ka hitondrany azy any amin' ny rainy indray."
23. And it came to pass, when Joseph was come unto his brethren, that they stript Joseph out of his coat, his coat of many colours that was on him;
23. Lorsque Joseph fut arrivé auprès de ses frères, ils le dépouillèrent de sa tunique, de la tunique de plusieurs couleurs, qu`il avait sur lui.
23. Ary izao no niseho, rehefa tonga teo amin' ny rahalahiny Josefa, dia nendahin' ireo ny fitafian' i Josefa, ilay akanjo lava misoratsoratra teny aminy.
24. And they took him, and cast him into a pit: and the pit was empty, there was no water in it.
24. "Ils le prirent, et le jetèrent dans la citerne. Cette citerne était vide; il n`y avait point d`eau."
24. "Dia nobatainy izy ka natsipiny tao an-davaka iray; ary foana ny lavaka, ka tsy nisy rano tao."
25. And they sat down to eat bread: and they lifted up their eyes and looked, and, behold, a company of Ishmeelites came from Gilead with their camels bearing spicery and balm and myrrh, going to carry it down to Egypt.
25. "Ils s`assirent ensuite pour manger. Ayant levé les yeux, ils virent une caravane d`Ismaélites venant de Galaad; leurs chameaux étaient chargés d`aromates, de baume et de myrrhe, qu`ils transportaient en Égypte."
25. "Ary nipetraka mba hihinan-kanina izy ireo; ary nanopy ny masony ireo ka nahita fa, indro, nisy antokona Isimaelita avy tany Gileada niaraka tamin' ny ramevany nitondra zava-manitra sy balsama sy miora izay nentiny nidina ho any Egypta."
26. And Judah said unto his brethren, What profit is it if we slay our brother, and conceal his blood?
26. Alors Juda dit à ses frères: Que gagnerons-nous à tuer notre frère et à cacher son sang?
26. Ary hoy Joda tamin' ny rahalahiny: Inona no soa ho azontsika raha mamono ny rahalahintsika sy manafina ny rany isika?
27. Come, and let us sell him to the Ishmeelites, and let not our hand be upon him; for he is our brother and our flesh. And his brethren were content.
27. Venez, vendons-le aux Ismaélites, et ne mettons pas la main sur lui, car il est notre frère, notre chair. Et ses frères l`écoutèrent.
27. "Andeha hamidintsika amin' ny Isimaelita izy, ary aoka tsy haninona azy ny tanantsika; fa rahalahintsika sy nofontsika izy. Ary dia nanaiky ny rahalahiny."
28. Then there passed by Midianites merchantmen; and they drew and lifted up Joseph out of the pit, and sold Joseph to the Ishmeelites for twenty pieces of silver: and they brought Joseph into Egypt.
28. "Au passage des marchands madianites, ils tirèrent et firent remonter Joseph hors de la citerne; et ils le vendirent pour vingt sicles d`argent aux Ismaélites, qui l`emmenèrent en Égypte."
28. "Tamin' izany dia nandalo teo ny Midianita mpandranto; ary nosintoniny niakatra avy tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roapolo tamin' ny Isimaelita; ary dia nitondra an' i Josefa tany Egypta ireo."
29. And Reuben returned unto the pit; and, behold, Joseph was not in the pit; and he rent his clothes.
29. "Ruben revint à la citerne; et voici, Joseph n`était plus dans la citerne. Il déchira ses vêtements,"
29. "Dia niverina nankeo amin' ny lavaka Robena, ka, indro, tsy tao an-davaka Josefa; dia nandriatra ny fitafiany izy."
30. And he returned unto his brethren, and said, The child is not; and I, whither shall I go?
30. retourna vers ses frères, et dit: L`enfant n`y est plus! Et moi, où irai-je?
30. Dia niverina nankeo amin' ny rahalahiny izy ka nanao hoe: Tsy ao ny zaza, ary izaho, aiza no halehako?
31. And they took Joseph's coat, and killed a kid of the goats, and dipped the coat in the blood;
31. "Ils prirent alors la tunique de Joseph; et, ayant tué un bouc, ils plongèrent la tunique dans le sang."
31. Ary nalain' ireo ny akanjo lavan' i Josefa, dia namono zanak' osy izy, ka natsobony tao amin' ny rà ilay akanjo lava.
32. And they sent the coat of many colours, and they brought it to their father; and said, This have we found: know now whether it be thy son's coat or no.
32. Ils envoyèrent à leur père la tunique de plusieurs couleurs, en lui faisant dire: Voici ce que nous avons trouvé! reconnais si c`est la tunique de ton fils, ou non.
32. "Ary nampanateriny ilay akanjo lava misoratsoratra ka nentina tany amin' ny rainy; ary hoy izy: Ity no efa hitanay; fantaro ankehitriny na akanjo lavan' ny zanakao ity na tsia."
33. And he knew it, and said, It is my son's coat; an evil beast hath devoured him; Joseph is without doubt rent in pieces.
33. Jacob la reconnut, et dit: C`est la tunique de mon fils! une bête féroce l`a dévoré! Joseph a été mis en pièces!
33. "Dia fantany izany, ka hoy izy: Akanjo lavan' ny zanako io; efa lanin' ny biby masiaka izy; tsy isalasalana fa voaviravira Josefa."
34. And Jacob rent his clothes, and put sackcloth upon his loins, and mourned for his son many days.
34. Et il déchira ses vêtements, il mit un sac sur ses reins, et il porta longtemps le deuil de son fils.
34. Dia nandriatra ny fitafiany Jakoba ka nisikina lamba fisaonana tamin' ny valahany, ary nisaona ny zanany andro maro.
35. And all his sons and all his daughters rose up to comfort him; but he refused to be comforted; and he said, For I will go down into the grave unto my son mourning. Thus his father wept for him.
35. "Tous ses fils et toutes ses filles vinrent pour le consoler; mais il ne voulut recevoir aucune consolation. Il disait: C`est en pleurant que je descendrai vers mon fils au séjour des morts! Et il pleurait son fils."
35. "Dia nitsangana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra mba hampionona azy; fa tsy nety nampiononina izy; ary hoy izy: Hidina any am-pasana hisaona ny zanako aho. Toy izany no nitomanian' ny rainy azy."
36. And the Midianites sold him into Egypt unto Potiphar, an officer of Pharaoh's, and captain of the guard.
36. Les Madianites le vendirent en Égypte à Potiphar, officier de Pharaon, chef des gardes.
36. Ary ny Midianita nivarotra an' i Josefa tany Egypta tamin' i Potifara, tandapa iray an' i Farao, sady mpifehy ny mpiambina.