Esau's Descendants

1. Now these are the generations of Esau, who is Edom.
1. Voici la postérité d`Ésaü, qui est Édom.
1. Ary izao no taranak' i Esao, Edoma izany.
2. Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite;
2. "Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan: Ada, fille d`Élon, le Héthien; Oholibama, fille d`Ana, fille de Tsibeon, le Hévien;"
2. "Naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita Esao; Ada zanakavavin'i Elona Hetita, sy Oholibama zanakavavin'i Hana, zanakavavin' i Zibeona Hivita,"
3. And Bashemath Ishmael's daughter, sister of Nebajoth.
3. et Basmath, fille d`Ismaël, soeur de Nebajoth.
3. Ary Basemata, zanakavavin' Isimaela sady anabavin' i Nebaiota.
4. And Adah bare to Esau Eliphaz; and Bashemath bare Reuel;
4. "Ada enfanta à Ésaü Éliphaz; Basmath enfanta Réuel;"
4. "Ary Ada niteraka an' i Elifaza tamin' i Esao; ary Basemata niteraka an' i Regoela;"
5. And Aholibamah bare Jeush, and Jaalam, and Korah: these are the sons of Esau, which were born unto him in the land of Canaan.
5. et Oholibama enfanta Jéusch, Jaelam et Koré. Ce sont là les fils d`Ésaü, qui lui naquirent dans le pays de Canaan.
5. Ary Oholibama niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanakalahin' i Esao, izay naterany tany amin' ny tany Kanana.
6. And Esau took his wives, and his sons, and his daughters, and all the persons of his house, and his cattle, and all his beasts, and all his substance, which he had got in the land of Canaan; and went into the country from the face of his brother Jacob.
6. Ésaü prit ses femmes, ses fils et ses filles, toutes les personnes de sa maison, ses troupeaux, tout son bétail, et tout le bien qu`il avait acquis au pays de Canaan, et il s`en alla dans un autre pays, loin de Jacob, son frère.
6. "Dia nentin' i Esao ireo vadiny sy ny zanany lahy, sy ny zanany vavy, sy ny olona rehetra tao an-tranony, sy ny biby fiompiny mbamin' ny bibiny rehetra ary ny fananany rehetra izay efa azony tany amin' ny tany Kanana; ka dia lasa nankany amin' izay tany hialana eo anatrehan' i Jakoba rahalahiny izy."
7. For their riches were more than that they might dwell together; and the land wherein they were strangers could not bear them because of their cattle.
7. Car leurs richesses étaient trop considérables pour qu`ils demeurassent ensemble, et la contrée où ils séjournaient ne pouvait plus leur suffire à cause de leurs troupeaux.
7. "Fa betsaka noho izay hahazoany miara-monina ny haren' izy ireo; ary tsy omby azy ireo ny tany izay nivahiniany noho ireo biby fiompiny."
8. Thus dwelt Esau in mount Seir: Esau is Edom.
8. Ésaü s`établit dans la montagne de Séir. Ésaü, c`est Édom.
8. Izany no nonenan' i Esao tany an-tendrombohitra Seïra: Esao dia Edoma.
9. And these are the generations of Esau the father of the Edomites in mount Seir:
9. Voici la postérité d`Ésaü, père d`Édom, dans la montagne de Séir.
9. Ary izao no taranak' i Esao, rain' ny Edomita any an-tendrombohitra Seïra:
10. These are the names of Esau's sons; Eliphaz the son of Adah the wife of Esau, Reuel the son of Bashemath the wife of Esau.
10. "Voici les noms des fils d`Ésaü: Éliphaz, fils d`Ada, femme d`Ésaü; Réuel, fils de Basmath, femme d`Ésaü."
10. Ny anaran' ny zanakalahin' i Esao dia izao: Elifaza zanakalahin' i Ada, vadin' i Esao, Regoela zanakalahin' i Basemata vadin' i Esao.
11. And the sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz.
11. Les fils d`Éliphaz furent: Théman, Omar, Tsepho, Gaetham et Kenaz.
11. Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza.
12. And Timna was concubine to Eliphaz Esau's son; and she bare to Eliphaz Amalek: these were the sons of Adah Esau's wife.
12. Et Thimna était la concubine d`Éliphaz, fils d`Ésaü: elle enfanta à Éliphaz Amalek. Ce sont là les fils d`Ada, femme d`Ésaü.
12. "Ary Timna no vaditsindranon' i Elifaza, zanakalahin' i Esao; ary niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin' i Ada vadin' i Esao."
13. And these are the sons of Reuel; Nahath, and Zerah, Shammah, and Mizzah: these were the sons of Bashemath Esau's wife.
13. Voici les fils de Réuel: Nahath, Zérach, Schamma et Mizza. Ce sont là les fils de Basmath, femme d`Ésaü.
13. "Ary izao no zanakalahin' i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao."
14. And these were the sons of Aholibamah, the daughter of Anah the daughter of Zibeon, Esau's wife: and she bare to Esau Jeush, and Jaalam, and Korah.
14. Voici les fils d`Oholibama, fille d`Ana, fille de Tsibeon, femme d`Ésaü: elle enfanta à Ésaü Jéusch, Jaelam et Koré.
14. "Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, zanakavavin' i Hana, zanakavavin' i Zibeona, vadin' i Esao; ary niteraka an' i Jeosy sy Jolama ary Kora tamin' i Esao izy."
15. These were dukes of the sons of Esau: the sons of Eliphaz the firstborn son of Esau; duke Teman, duke Omar, duke Zepho, duke Kenaz,
15. Voici les chefs de tribus issues des fils d`Ésaü. -Voici les fils d`Éliphaz, premier-né d`Ésaü: le chef Théman, le chef Omar, le chef Tsepho, le chef Kenaz,
15. Izao no loham-pirenena tamin' ny zanakalahin' i Esao: Ny zanakalahin' i Elifaza lahimatoan' i Esao: Temana loham-pirenena, Omara loham-pirenena, Zefo loham-pirenena, Kenaza loham-pirenena,
16. Duke Korah, duke Gatam, and duke Amalek: these are the dukes that came of Eliphaz in the land of Edom; these were the sons of Adah.
16. le chef Koré, le chef Gaetham, le chef Amalek. Ce sont là les chefs issus d`Éliphaz, dans le pays d`Édom. Ce sont les fils d`Ada.
16. "Kora loham-pirenena, Gatama loham-pirenena sy Amaleka loham-pirenena; ireo no loham-pirenena avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanakalahin' i Ada."
17. And these are the sons of Reuel Esau's son; duke Nahath, duke Zerah, duke Shammah, duke Mizzah: these are the dukes that came of Reuel in the land of Edom; these are the sons of Bashemath Esau's wife.
17. Voici les fils de Réuel, fils d`Ésaü: le chef Nahath, le chef Zérach, le chef Schamma, le chef Mizza. Ce sont là les chefs issus de Réuel, dans le pays d`Édom. Ce sont là les fils de Basmath, femme d`Ésaü.
17. "Ary izao no zanakalahin' i Regoela, zanakalahin' i Esao; Nahata loham-pirenena, Zera loham-pirenena, Sama loham-pirenena, Miza loham-pirenena; ireo no loham-pirenena avy tamin' i Regoela tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanakalahin' i Basemata vadin' i Esao."
18. And these are the sons of Aholibamah Esau's wife; duke Jeush, duke Jaalam, duke Korah: these were the dukes that came of Aholibamah the daughter of Anah, Esau's wife.
18. Voici les fils d`Oholibama, femme d`Ésaü: le chef Jéusch, le chef Jaelam, le chef Koré. Ce sont là les chefs issus d`Oholibama, fille d`Ana, femme d`Ésaü.
18. "Ary izao no zanakalahin' i Oholibama vadin' i Esao: Jeosy loham-pirenena, Jalama loham-pirenena, Kora loham-pirenena; ireo no loham-pirenena avy tamin' i Oholibama zanakavavin' i Ana, vadin' i Esao."
19. These are the sons of Esau, who is Edom, and these are their dukes.
19. Ce sont là les fils d`Ésaü, et ce sont là leurs chefs de tribus. Ésaü, c`est Édom.
19. Ireo no zanakalahin' i Esao, izay atao hoe Edoma, ary ireo no loham-pireneny.
20. These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah,
20. Voici les fils de Séir, le Horien, anciens habitants du pays: Lothan, Schobal, Tsibeon, Ana,
20. "Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany; lotana sy Sobala sy Zibeona sy Ana,"
21. And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom.
21. Dischon, Etser, et Dischan. Ce sont là les chefs des Horiens, fils de Séir, dans le pays d`Édom.
21. Sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny zanak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma.
22. And the children of Lotan were Hori and Hemam; and Lotan's sister was Timna.
22. Les fils de Lothan furent: Hori et Hémam. La soeur de Lothan fut Thimna.
22. "Ary ny zanak' i Lotana dia Hory sy Hemama; ary Timna no anabavin' i Lotana."
23. And the children of Shobal were these; Alvan, and Manahath, and Ebal, Shepho, and Onam.
23. Voici les fils de Schobal: Alvan, Manahath, Ébal, Schepho et Onam.
23. Ary izao no zanak' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama.
24. And these are the children of Zibeon; both Ajah, and Anah: this was that Anah that found the mules in the wilderness, as he fed the asses of Zibeon his father.
24. Voici les fils de Tsibeon: Ajja et Ana. C`est cet Ana qui trouva les sources chaudes dans le désert, quand il faisait paître les ânes de Tsibeon, son père.
24. "Ary izao no zanak' i Zibeona: Aia sy Ana; io ilay Ana izay nahita ny loharano mafana tany an' efitra, raha niandry ny borikin' i Zibeona rainy izy."
25. And the children of Anah were these; Dishon, and Aholibamah the daughter of Anah.
25. Voici les enfants d`Ana: Dischon, et Oholibama, fille d`Ana.
25. Ary izao no zanak' i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin' i Ana.
26. And these are the children of Dishon; Hemdan, and Eshban, and Ithran, and Cheran.
26. Voici les fils de Dischon: Hemdan, Eschban, Jithran et Karen.
26. Ary izao no zanak' i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana.
27. The children of Ezer are these; Bilhan, and Zaavan, and Akan.
27. Voici les fils d`Etser: Bilhan, Zaavan et Akan.
27. Izao no zanak' i Zera: Bilana sy Zavana ary Akana.
28. The children of Dishan are these; Uz, and Aran.
28. Voici les fils de Dischan: Uts et Aran.
28. Izao no zanak' i Disona: Oza sy Arana.
29. These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah,
29. Voici les chefs des Horiens: le chef Lothan, le chef Schobal, le chef Tsibeon, le chef Ana,
29. Izao no loham-pirenena avy tamin' ny Horita: Lotana loham-pirenena, Sobala loham-pirenena, Zibeona loham-pirenena, Ana loham-pirenena,
30. Duke Dishon, duke Ezer, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori, among their dukes in the land of Seir.
30. le chef Dischon, le chef Etser, le chef Dischan. Ce sont là les chefs des Horiens, les chefs qu`ils eurent dans le pays de Séir.
30. "Disona loham-pirenena, Ezera loham-pirenena, Disana loham-pirenena; ireo no loham-pirenena avy tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra."

The Rulers of Edom

31. And these are the kings that reigned in the land of Edom, before there reigned any king over the children of Israel.
31. Voici les rois qui ont régné dans le pays d`Édom, avant qu`un roi régnât sur les enfants d`Israël.
31. Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin' ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin' ny Zanak' Isiraely:
32. And Bela the son of Beor reigned in Edom: and the name of his city was Dinhabah.
32. "Béla, fils de Béor, régna sur Édom; et le nom de sa ville était Dinhaba."
32. "Ary nanjaka tany Edoma Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany."
33. And Bela died, and Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his stead.
33. "Béla mourut; et Jobab, fils de Zérach, de Botsra, régna à sa place."
33. Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak' i Zera avy tany Bozra.
34. And Jobab died, and Husham of the land of Temani reigned in his stead.
34. "Jobab mourut; et Huscham, du pays des Thémanites, régna à sa place."
34. Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin' ny tanin' ny Temanita.
35. And Husham died, and Hadad the son of Bedad, who smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith.
35. "Huscham mourut; et Hadad, fils de Bedad, régna à sa place. C`est lui qui frappa Madian dans les champs de Moab. Le nom de sa ville était Avith."
35. "Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny faritanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany."
36. And Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his stead.
36. "Hadad mourut; et Samla, de Masréka, régna à sa place."
36. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka.
37. And Samlah died, and Saul of Rehoboth by the river reigned in his stead.
37. "Samla mourut; et Saül, de Rehoboth sur le fleuve, régna à sa place."
37. Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny ony.
38. And Saul died, and Baalhanan the son of Achbor reigned in his stead.
38. "Saül mourut; et Baal Hanan, fils d`Acbor, régna à sa place."
38. Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak' i Akbora.
39. And Baalhanan the son of Achbor died, and Hadar reigned in his stead: and the name of his city was Pau; and his wife's name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab.
39. "Baal Hanan, fils d`Acbor, mourut; et Hadar régna à sa place. Le nom de sa ville était Pau; et le nom de sa femme Mehéthabeel, fille de Mathred, fille de Mézahab."
39. "Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora, dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetebela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba."
40. And these are the names of the dukes that came of Esau, according to their families, after their places, by their names; duke Timnah, duke Alvah, duke Jetheth,
40. Voici les noms des chefs issus d`Ésaü, selon leurs tribus, selon leurs territoires, et d`après leurs noms: le chef Thimna, le chef Alva, le chef Jetheth,
40. Ary izao no anaran' ny loham-pirenena avy tamin' i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny toerany, sy araka ny anarany: Timna loham-pirenena, Alva loham-pirenena, Jeteta loham-pirenena,
41. Duke Aholibamah, duke Elah, duke Pinon,
41. le chef Oholibama, le chef Éla, le chef Pinon,
41. Oholibama loham-pirenena, Elaha loham-pirenena, Pinona loham-pirenena,
42. Duke Kenaz, duke Teman, duke Mibzar,
42. le chef Kenaz, le chef Théman, le chef Mibtsar,
42. Kenaza loham-pirenena, Temana loham-pirenena, Mibzara loham-pirenena,
43. Duke Magdiel, duke Iram: these be the dukes of Edom, according to their habitations in the land of their possession: he is Esau the father of the Edomites.
43. le chef Magdiel, le chef Iram. Ce sont là les chefs d`Édom, selon leurs habitations dans le pays qu`ils possédaient. C`est là Ésaü, père d`Édom.
43. "Magdiela loham-pirenena, Irama loham-pirenena; ireo no loham-pirenen' i Edoma, araka ny fonenany tany amin' ny tany lovany; izy no Esao rain' ny Edomita."
<
>