Abraham Tested
1. And it came to pass after these things, that God did tempt Abraham, and said unto him, Abraham: and he said, Behold, here I am.
1. Après ces choses, Dieu mit Abraham à l`épreuve, et lui dit: Abraham! Et il répondit: Me voici!
1. Ary izao no niseho taorian' izany zavatra izany: nozahan' Andriamanitra toetra Abrahama ka hoy izy taminy: Ry Abrahama ô! dia hoy izy: Inty aho.
2. And he said, Take now thy son, thine only son Isaac, whom thou lovest, and get thee into the land of Moriah; and offer him there for a burnt offering upon one of the mountains which I will tell thee of.
2. "Dieu dit: Prends ton fils, ton unique, celui que tu aimes, Isaac; va-t`en au pays de Morija, et là offre-le en holocauste sur l`une des montagnes que je te dirai."
2. "Ary hoy izy: Ento ankehitriny ny zanakao, ny lahy tokanao, izay tianao, dia Isaka, ka mankanesa any amin' ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana eo amin' ny anankiray amin' ny tendrombohitra izay holazaiko anao."
3. And Abraham rose up early in the morning, and saddled his ass, and took two of his young men with him, and Isaac his son, and clave the wood for the burnt offering, and rose up, and went unto the place of which God had told him.
3. Abraham se leva de bon matin, sella son âne, et prit avec lui deux serviteurs et son fils Isaac. Il fendit du bois pour l`holocauste, et partit pour aller au lieu que Dieu lui avait dit.
3. "Ary nifoha maraina koa Abrahama dia nanisy lasely ny borikiny ary naka roa lahy amin' ireo zatovony miaraka aminy sy Isaka zanany; ary namaky ny hazo hataina amin' ny fanatitra dorana izy; dia niainga izy ka nankany amin' ny toerana izay efa nolazain' Andriamanitra taminy."
4. Then on the third day Abraham lifted up his eyes, and saw the place afar off.
4. Le troisième jour, Abraham, levant les yeux, vit le lieu de loin.
4. Nony tamin' ny andro fahatelo dia nanopy ny masony Abrahama ka nahita ny toerana tery lavitra ery.
5. And Abraham said unto his young men, Abide ye here with the ass; and I and the lad will go yonder and worship, and come again to you.
5. "Et Abraham dit à ses serviteurs: Restez ici avec l`âne; moi et le jeune homme, nous irons jusque-là pour adorer, et nous reviendrons auprès de vous."
5. Ary hoy Abrahama tamin' ny zatovony: Mijanòna eto amin' ny boriky ianareo, fa izaho sy ny zazalahy handeha hankery ka hivavaka, dia hiverina eto aminareo indray.
6. And Abraham took the wood of the burnt offering, and laid it upon Isaac his son; and he took the fire in his hand, and a knife; and they went both of them together.
6. Abraham prit le bois pour l`holocauste, le chargea sur son fils Isaac, et porta dans sa main le feu et le couteau. Et il marchèrent tous deux ensemble.
6. "Dia nalain' i Abrahama ny hazo hataina amin' ny fanatitra dorana ka natataony an' Isaka zanany lahy; fa izy nitondra ny afo sy ny antsy teny an-tanany; ary niara-nandeha izy mianaka."
7. And Isaac spake unto Abraham his father, and said, My father: and he said, Here am I, my son. And he said, Behold the fire and the wood: but where is the lamb for a burnt offering?
7. "Alors Isaac, parlant à Abraham, son père, dit: Mon père! Et il répondit: Me voici, mon fils! Isaac reprit: Voici le feu et le bois; mais où est l`agneau pour l`holocauste?"
7. "Ary niteny tamin' i Abrahama rainy Isaka ka nanao hoe: Ry Ikaky ô! Dia hoy izy: Inty aho, anaka.Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa ny zanak' ondry hatao fanatitra dorana?"
8. And Abraham said, My son, God will provide himself a lamb for a burnt offering: so they went both of them together.
8. Abraham répondit: Mon fils, Dieu se pourvoira lui-même de l`agneau pour l`holocauste. Et ils marchèrent tous deux ensemble.
8. "Ary hoy Abrahama: Anaka, Andriamanitra no hanomana ny zanak' ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka."
9. And they came to the place which God had told him of; and Abraham built an altar there, and laid the wood in order, and bound Isaac his son, and laid him on the altar upon the wood.
9. Lorsqu`ils furent arrivés au lieu que Dieu lui avait dit, Abraham y éleva un autel, et rangea le bois. Il lia son fils Isaac, et le mit sur l`autel, par-dessus le bois.
9. "Ary tonga teo amin' ny toerana izay nolazain' Andriamanitra taminy izy ireo; dia nanorina ny alitara teo Abrahama, ka nandahatra ny kitay, dia namatotra an' i Isaka zanany lahy ka nametraka azy tambonin' ny alitara teo ambonin' ny kitay."
10. And Abraham stretched forth his hand, and took the knife to slay his son.
10. Puis Abraham étendit la main, et prit le couteau, pour égorger son fils.
10. Ary naninjitra ny tanany Abrahama ka nandray ny antsy mba hamono ny zanany.
11. And the angel of the LORD called unto him out of heaven, and said, Abraham, Abraham: and he said, Here am I.
11. Alors l`ange de l`Éternel l`appela des cieux, et dit: Abraham! Abraham! Et il répondit: Me voici!
11. Ary niantso azy avy any an-danitra Ilay Anjelin' i Jehovah ka nanao hoe: Ry Abrahama, ry Abrahama ô, ary hoy izy: Inty aho.
12. And he said, Lay not thine hand upon the lad, neither do thou any thing unto him: for now I know that thou fearest God, seeing thou hast not withheld thy son, thine only son from me.
12. "L`ange dit: N`avance pas ta main sur l`enfant, et ne lui fais rien; car je sais maintenant que tu crains Dieu, et que tu ne m`as pas refusé ton fils, ton unique."
12. "Dia hoy izy: Aza maninjitra ny tananao amin' ny zazalahy, na maninona azy akory ianao; fa fantatro izao fa matahotra an' Andriamanitra ianao, satria tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahy tokanao."
13. And Abraham lifted up his eyes, and looked, and behold behind him a ram caught in a thicket by his horns: and Abraham went and took the ram, and offered him up for a burnt offering in the stead of his son.
13. "Abraham leva les yeux, et vit derrière lui un bélier retenu dans un buisson par les cornes; et Abraham alla prendre le bélier, et l`offrit en holocauste à la place de son fils."
13. "Ary nanopy ny masony Abrahama ka nijery, ary indro teo ivohony nisy ondrilahy voasangazotry ny kirihitra tamin' ny tandrony; dia lasa Abrahama ka naka ny ondrilahy, ary nanatitra azy ho fanatitra dorana ho solon' ny zanany."
14. And Abraham called the name of that place Jehovahjireh: as it is said to this day, In the mount of the LORD it shall be seen.
14. Abraham donna à ce lieu le nom de Jehova Jiré. C`est pourquoi l`on dit aujourd`hui: A la montagne de l`Éternel il sera pourvu.
14. "Ary nataon' i Abrahama hoe: Jehovah-jire ny anaran' izany tany izany; araka ny anaovana azy mandraka ankehitriny hoe: Any an-tendrombohitr' i Jehovah no hahitana."
15. And the angel of the LORD called unto Abraham out of heaven the second time,
15. L`ange de l`Éternel appela une seconde fois Abraham des cieux,
15. Ary niantso an' i Abrahama avy any an-danitra fanindroany ilay Anjelin' i Jehovah,
16. And said, By myself have I sworn, saith the LORD, for because thou hast done this thing, and hast not withheld thy son, thine only son:
16. et dit: Je le jure par moi-même, parole de l`Éternel! parce que tu as fais cela, et que tu n`as pas refusé ton fils, ton unique,
16. Ka nanao hoe: Ny tenako no nianianako, hoy Jehovah: Satria nanao izany zavatra izany ianao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahy tokanao:
17. That in blessing I will bless thee, and in multiplying I will multiply thy seed as the stars of the heaven, and as the sand which is upon the sea shore; and thy seed shall possess the gate of his enemies;
17. "je te bénirai et je multiplierai ta postérité, comme les étoiles du ciel et comme le sable qui est sur le bord de la mer; et ta postérité possédera la porte de ses ennemis."
17. "Dia amin' ny fitahiana no hitahiako anao, ary amin' ny fampitomboana no hampitomboako ny taranakao ho tahaka ny kintana eny amin' ny lanitra sy ho tahaka ny fasika izay eny amoron-dranomasina; ary ny taranakao hahazo ny vavahadin' ny fahavalony ;"
18. And in thy seed shall all the nations of the earth be blessed; because thou hast obeyed my voice.
18. Toutes les nations de la terre seront bénies en ta postérité, parce que tu as obéi à ma voix.
18. Ary amin' ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin' ny tany, satria nankatò ny feoko ianao.
19. So Abraham returned unto his young men, and they rose up and went together to Beersheba; and Abraham dwelt at Beersheba.
19. "Abraham étant retourné vers ses serviteurs, ils se levèrent et s`en allèrent ensemble à Beer Schéba; car Abraham demeurait à Beer Schéba."
19. "Koa niverina nankeny amin' ny zatovony Abrahama, dia niainga izy ireo ka niaraka nankany Beri-sheba; dia nonina tany Beri-sheba Abrahama."
Nahor's Sons
20. And it came to pass after these things, that it was told Abraham, saying, Behold, Milcah, she hath also born children unto thy brother Nahor;
20. Après ces choses, on fit à Abraham un rapport, en disant: Voici, Milca a aussi enfanté des fils à Nachor, ton frère:
20. "Ary izao no niseho taorian' izany zavatra izany, nisy nanambara tamin' i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zanaka tamin' i Nahora rahalahinao koa Milka ;"
21. Huz his firstborn, and Buz his brother, and Kemuel the father of Aram,
21. Uts, son premier-né, Buz, son frère, Kemuel, père d`Aram,
21. Dia Oza lahimatoany sy Boza rahalahiny ary Kemoela rain' i Arama,
22. And Chesed, and Hazo, and Pildash, and Jidlaph, and Bethuel.
22. Késed, Hazo, Pildasch, Jidlaph et Bethuel.
22. Ary Kaseda sy Hazo sy Pildasy sy Jidlafa ary Betoela.
23. And Bethuel begat Rebekah: these eight Milcah did bear to Nahor, Abraham's brother.
23. Bethuel a engendré Rebecca. Ce sont là les huit fils que Milca a enfantés à Nachor, frère d`Abraham.
23. Ary Betoela niteraka an-dRebeka, Ireo valo ireo no naterak' i Milka tamin' i Nahora, rahalahin' i Abrahama.
24. And his concubine, whose name was Reumah, she bare also Tebah, and Gaham, and Thahash, and Maachah.
24. Sa concubine, nommée Réuma, a aussi enfanté Thébach, Gaham, Tahasch et Maaca.
24. Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, dia niteraka an' i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka koa.