God's Covenant With Abram
1. After these things the word of the LORD came unto Abram in a vision, saying, Fear not, Abram: I am thy shield, and thy exceeding great reward.
1. "Après ces événements, la parole de l`Éternel fut adressée à Abram dans une vision, et il dit: Abram, ne crains point; je suis ton bouclier, et ta récompense sera très grande."
1. "Rehefa afaka izany zavatra izany, dia tonga tamin' i Abrama ny tenin' i Jehovah tamin' ny fahitana, ka nanao hoe: Aza matahotra, ry Abrama; Izaho no ampinganao, sy valim-pitia lehibe indrindra ho anao."
2. And Abram said, LORD God, what wilt thou give me, seeing I go childless, and the steward of my house is this Eliezer of Damascus?
2. "Abram répondit: Seigneur Éternel, que me donneras-tu? Je m`en vais sans enfants; et l`héritier de ma maison, c`est Éliézer de Damas."
2. Ary hoy Abrama: Jehovah Tompo ô, inona no homenao ahy, fa handeha tsy manan-janaka aho, ary ny mpitandrina ny fananana ao an-tranoko dia io Eliezera avy any Damaskosy io?
3. And Abram said, Behold, to me thou hast given no seed: and, lo, one born in my house is mine heir.
3. Et Abram dit: Voici, tu ne m`as pas donné de postérité, et celui qui est né dans ma maison sera mon héritier.
3. Ary hoy Abrama: Indro, tsy nomenao fara handimby aho, ka indro, ny anankiray amin' ny ato an-tranoko no handova ahy.
4. And, behold, the word of the LORD came unto him, saying, This shall not be thine heir; but he that shall come forth out of thine own bowels shall be thine heir.
4. Alors la parole de l`Éternel lui fut adressée ainsi: Ce n`est pas lui qui sera ton héritier, mais c`est celui qui sortira de tes entrailles qui sera ton héritier.
4. "Ary, indro, ny tenin' i Jehovah tonga taminy nanao hoe: Tsy handova anao izany; fa izay hateraky ny kibonao no handova anao."
5. And he brought him forth abroad, and said, Look now toward heaven, and tell the stars, if thou be able to number them: and he said unto him, So shall thy seed be.
5. Et après l`avoir conduit dehors, il dit: Regarde vers le ciel, et compte les étoiles, si tu peux les compter. Et il lui dit: Telle sera ta postérité.
5. Dia nitondra azy nivoaka teny ivelany izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.
6. And he believed in the LORD; and he counted it to him for righteousness.
6. Abram eut confiance en l`Éternel, qui le lui imputa à justice.
6. "Ary nino an' i Jehovah izy; ka dia nisainy ho fahamarinany izany."
7. And he said unto him, I am the LORD that brought thee out of Ur of the Chaldees, to give thee this land to inherit it.
7. L`Éternel lui dit encore: Je suis l`Éternel, qui t`ai fait sortir d`Ur en Chaldée, pour te donner en possession ce pays.
7. Ary hoy Izy taminy: Izaho no Jehovah Izay nitondra anao nivoaka avy tany Oran' ny Kaldeana, mba homeko anao ity tany ity ho lovanao.
8. And he said, LORD God, whereby shall I know that I shall inherit it?
8. Abram répondit: Seigneur Éternel, à quoi connaîtrai-je que je le posséderai?
8. Ary hoy izy: Jehovah Tompo ô, ahoana no hahafantarako fa handova ity aho?
9. And he said unto him, Take me an heifer of three years old, and a she goat of three years old, and a ram of three years old, and a turtledove, and a young pigeon.
9. Et l`Éternel lui dit: Prends une génisse de trois ans, une chèvre de trois ans, un bélier de trois ans, une tourterelle et une jeune colombe.
9. Ary hoy Izy taminy: Itondray vantotr'ombivavy telo taona Aho sy osy telo taona sy ondrilahy telo taona ary domohina sy zana-boromailala.
10. And he took unto him all these, and divided them in the midst, and laid each piece one against another: but the birds divided he not.
10. "Abram prit tous ces animaux, les coupa par le milieu, et mit chaque morceau l`un vis-à-vis de l`autre; mais il ne partagea point les oiseaux."
10. "Dia nentiny teo aminy izany rehetra izany; ary nosasahiny ireny, ka nampifanandrifiny avy ny tapany; fa ny vorona tsy mba nosasahiny."
11. And when the fowls came down upon the carcases, Abram drove them away.
11. "Les oiseaux de proie s`abattirent sur les cadavres; et Abram les chassa."
11. Ary raha nidina teo amin' ny fatin' ireo ny vorona, dia noroahin' i Abrama ireny.
12. And when the sun was going down, a deep sleep fell upon Abram; and, lo, an horror of great darkness fell upon him.
12. "Au coucher du soleil, un profond sommeil tomba sur Abram; et voici, une frayeur et une grande obscurité vinrent l`assaillir."
12. "Ary rehefa hilentika ny masoandro, dia sondrian-tory Abrama; ary, indro, haizina mahatsiravina indrindra no nahazo azy."
13. And he said unto Abram, Know of a surety that thy seed shall be a stranger in a land that is not theirs, and shall serve them; and they shall afflict them four hundred years;
13. "Et l`Éternel dit à Abram: Sache que tes descendants seront étrangers dans un pays qui ne sera point à eux; ils y seront asservis, et on les opprimera pendant quatre cents ans."
13. "Ary hoy Jehovah tamin' i Abrama: Aoka ho fantatrao marina fa ho vahiny any amin' ny tany izay tsy azy ny taranakao ary hanompo ny olona any; ary hampahoriny efajato taona izy."
14. And also that nation, whom they shall serve, will I judge: and afterward shall they come out with great substance.
14. Mais je jugerai la nation à laquelle ils seront asservis, et ils sortiront ensuite avec de grandes richesses.
14. "Ary izany firenena izany koa, izay hotompoiny, dia hotsaraiko; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka mitondra harem-bevava izy."
15. And thou shalt go to thy fathers in peace; thou shalt be buried in a good old age.
15. Toi, tu iras en paix vers tes pères, tu seras enterré après une heureuse vieillesse.
15. "Nefa ianao kosa ho any amin' ny razanao amin' ny fiadanana; ho tratrantitra indrindra ianao vao hodimandry."
16. But in the fourth generation they shall come hither again: for the iniquity of the Amorites is not yet full.
16. "A la quatrième génération, ils reviendront ici; car l`iniquité des Amoréens n`est pas encore à son comble."
16. "Fa raha mby amin' ny zafiafy, dia hiverina aty izy; fa tsy mbola tanteraka ny heloky ny Amorita."
17. And it came to pass, that, when the sun went down, and it was dark, behold a smoking furnace, and a burning lamp that passed between those pieces.
17. "Quand le soleil fut couché, il y eut une obscurité profonde; et voici, ce fut une fournaise fumante, et des flammes passèrent entre les animaux partagés."
17. Ary izao no niseho, rehefa maty ny masoandro, ka maizina, dia, indro, nisy fatana fandoroana nivoa-tsetroka, sy fanilo mirehitra izay nandeha namaky teo anelanelan' ireo zavatra voasasaka ireo.
18. In the same day the LORD made a covenant with Abram, saying, Unto thy seed have I given this land, from the river of Egypt unto the great river, the river Euphrates:
18. En ce jour-là, l`Éternel fit alliance avec Abram, et dit: Je donne ce pays à ta postérité, depuis le fleuve d`Égypte jusqu`au grand fleuve, au fleuve d`Euphrate,
18. Tamin' izany andro izany, nanao fanekena tamin' i Abrama Jehovah nanao hoe: Efa nomeko ny taranakao ity tany ity, hatrany amin' ny onin' i Egypta ka hatrany amin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata,
19. The Kenites, and the Kenizzites, and the Kadmonites,
19. le pays des Kéniens, des Keniziens, des Kadmoniens,
19. Sy ny Kenita sy ny Kenizita sy ny Kadmonita,
20. And the Hittites, and the Perizzites, and the Rephaims,
20. des Héthiens, des Phéréziens, des Rephaïm,
20. Ary ny Hetita sy ny Perizita sy ny Refaima,
21. And the Amorites, and the Canaanites, and the Girgashites, and the Jebusites.
21. des Amoréens, des Cananéens, des Guirgasiens et des Jébusiens.
21. Ary ny Amorita sy ny Kananita sy ny Girgasita ary ny Jebosita.