The List of Exiles Who Returned
1. Now these are the children of the province that went up out of the captivity, of those which had been carried away, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away unto Babylon, and came again unto Jerusalem and Judah, every one unto his city;
1. Voici ceux de la province qui revinrent de l`exil, ceux que Nebucadnetsar, roi de Babylone, avait emmenés captifs à Babylone, et qui retournèrent à Jérusalem et en Juda, chacun dans sa ville.
1. "Ary izao no zanaky ny faritany izay niakatra avy tamin' ny fahababoana, izay nafindra, ireo nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka nentiny ho any babylona, ary niverina indray ho any Jerosalema sy Joda samy ho any an-tanànany avy;"
2. Which came with Zerubbabel: Jeshua, Nehemiah, Seraiah, Reelaiah, Mordecai, Bilshan, Mizpar, Bigvai, Rehum, Baanah. The number of the men of the people of Israel:
2. Ils partirent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Seraja, Reélaja, Mardochée, Bilschan, Mispar, Bigvaï, Rehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d`Israël:
2. Dia izay niaraka tamin' i Zerobabela: Jesoa, nehemia, Seraia, Relaia, Mordekay, Bilsana, Mizpara, Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ny isan' ny lehilahy amin' ny olon' Isiraely dia:
3. The children of Parosh, two thousand an hundred seventy and two.
3. "les fils de Pareosch, deux mille cent soixante-douze;"
3. "Ny taranak' i Parosy dia roa amby fitopolo amby zato sy roa arivo;"
4. The children of Shephatiah, three hundred seventy and two.
4. "les fils de Schephathia, trois cent soixante-douze;"
4. "Ny taranak' i Sefatia dia roa amby fitopolo amby telonjato;"
5. The children of Arah, seven hundred seventy and five.
5. "les fils d`Arach, sept cent soixante-quinze;"
5. "Ny taranak' i Ara dia dimy amby fitopolo amby fitonjato;"
6. The children of Pahathmoab, of the children of Jeshua and Joab, two thousand eight hundred and twelve.
6. "les fils de Pachath Moab, des fils de Josué et de Joab, deux mille huit cent douze;"
6. "Ny taranak' i Pahata-moaba, avy amin' ny taranak' i Jesoa sy Joaba dia roa ambin' ny folo amby valonjato sy roa arivo;"
7. The children of Elam, a thousand two hundred fifty and four.
7. "les fils d`Élam, mille deux cent cinquante-quatre;"
7. "Ny taranak' i Elama dia efatra amby dimampolo amby roanjato sy arivo;"
8. The children of Zattu, nine hundred forty and five.
8. "les fils de Zatthu, neuf cent quarante-cinq;"
8. "Ny taranak' i Zato dia dimy amby efapolo amby sivinjato;"
9. The children of Zaccai, seven hundred and threescore.
9. "les fils de Zaccaï, sept cent soixante;"
9. "Ny taranak' i Zakay dia enimpolo amby fitonjato;"
10. The children of Bani, six hundred forty and two.
10. "les fils de Bani, six cent quarante-deux;"
10. "Ny taranak' i Bany dia roa amby efapolo amby eninjato;"
11. The children of Bebai, six hundred twenty and three.
11. "les fils de Bébaï, six cent vingt-trois;"
11. "Ny taranak' i Bebay dia telo amby roapolo amby eninjato;"
12. The children of Azgad, a thousand two hundred twenty and two.
12. "les fils d`Azgad, mille deux cent vingt-deux;"
12. "Ny taranak' i Azgada dia roa amby roapolo amby roanjato sy arivo;"
13. The children of Adonikam, six hundred sixty and six.
13. "les fils d`Adonikam, six cent soixante-six;"
13. "Ny taranak' i Adonikama dia enina amby enimpolo amby eninjato;"
14. The children of Bigvai, two thousand fifty and six.
14. "les fils de Bigvaï, deux mille cinquante-six;"
14. "Ny taranak' i Bigvay dia enina amby dimampolo amby roa arivo;"
15. The children of Adin, four hundred fifty and four.
15. "les fils d`Adin, quatre cent cinquante-quatre;"
15. "Ny taranak' i Adina dia efatra amby dimampolo amby efajato;"
16. The children of Ater of Hezekiah, ninety and eight.
16. "les fils d`Ather, de la famille d`Ézéchias, quatre-vingt-dix-huit;"
16. "Ny taranak' i Atera avy tamin' i Hezekia dia valo amby sivifolo;"
17. The children of Bezai, three hundred twenty and three.
17. "les fils de Betsaï, trois cent vingt-trois;"
17. "Ny taranak' i Bezay dia telo amby roapolo amby telonjato;"
18. The children of Jorah, an hundred and twelve.
18. "les fils de Jora, cent douze;"
18. "Ny taranak' i Jora dia roa ambin' ny folo amby zato;"
19. The children of Hashum, two hundred twenty and three.
19. "les fils de Haschum, deux cent vingt-trois;"
19. "Ny taranak' i Hasoma dia telo amby roapolo amby roanjato;"
20. The children of Gibbar, ninety and five.
20. "les fils de Guibbar, quatre-vingt-quinze;"
20. "Ny zanak' i Gibara dia dimy amby sivifolo;"
21. The children of Bethlehem, an hundred twenty and three.
21. "les fils de Bethléhem, cent vingt-trois;"
21. "Ny zanak' i Betlehema dia telo amby roapolo amby zato;"
22. The men of Netophah, fifty and six.
22. "les gens de Nethopha, cinquante-six;"
22. "Ny mponina tany Netofa dia enina amby dimampolo;"
23. The men of Anathoth, an hundred twenty and eight.
23. "les gens d`Anathoth, cent vingt-huit;"
23. "Ny mponina tany Anatota dia valo amby roapolo amby zato;"
24. The children of Azmaveth, forty and two.
24. "les fils d`Azmaveth, quarante-deux;"
24. "Ny zanak' i Azmaveta dia roa amby efapolo;"
25. The children of Kirjatharim, Chephirah, and Beeroth, seven hundred and forty and three.
25. "les fils de Kirjath Arim, de Kephira et de Beéroth, sept cent quarante trois;"
25. "Ny zanak' i Kiriata-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efapolo amby fitonjato;"
26. The children of Ramah and Gaba, six hundred twenty and one.
26. "les fils de Rama et de Guéba, six cent vingt et un;"
26. "Ny zanak' i Rama sy Gaba dia iraika amby roapolo amby eninjato;"
27. The men of Michmas, an hundred twenty and two.
27. "les gens de Micmas, cent vingt-deux;"
27. "Ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roapolo amby zato;"
28. The men of Bethel and Ai, two hundred twenty and three.
28. "les gens de Béthel et d`Aï, deux cent vingt-trois;"
28. "Ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roapolo amby roanjato;"
29. The children of Nebo, fifty and two.
29. "les fils de Nebo, cinquante-deux;"
29. "Ny zanak' i Nebo dia roa amby dimampolo;"
30. The children of Magbish, an hundred fifty and six.
30. "les fils de Magbisch, cent cinquante-six;"
30. "Ny taranak' i Magbisy dia enina amby dimampolo amby zato;"
31. The children of the other Elam, a thousand two hundred fifty and four.
31. "les fils de l`autre Élam, mille deux cent cinquante-quatre;"
31. Ny zanak' ilay Elama anankiray dia efatra amby dimampolo amby roanjato sy arivo:
32. The children of Harim, three hundred and twenty.
32. "les fils de Harim, trois cent vingt;"
32. "Ny taranak' i Harima dia roapolo amby telonjato;"
33. The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and five.
33. "les fils de Lod, de Hadid et d`Ono, sept cent vingt-cinq;"
33. "Ny zanak' i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roapolo amby fitonjato;"
34. The children of Jericho, three hundred forty and five.
34. "les fils de Jéricho, trois cent quarante-cinq;"
34. "Ny zanak' i Jeriko dia dimy amby efapolo amby telonjato;"
35. The children of Senaah, three thousand and six hundred and thirty.
35. les fils de Senaa, trois mille six cent trente.
35. Ny zanak' i Sena dia telopolo amby eninjato sy telo arivo.
36. The priests: the children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy and three.
36. "Sacrificateurs: les fils de Jedaeja, de la maison de Josué, neuf cent soixante-treize;"
36. "Ny mpisorona dia: ny taranak' i Jedaia avy tamin' ny mpianakavin' i Jesoa, dia telo amby fitopolo amby sivinjato;"
37. The children of Immer, a thousand fifty and two.
37. "les fils d`Immer, mille cinquante-deux;"
37. "Ny taranak' Imera dia roa amby dimampolo sy arivo;"
38. The children of Pashur, a thousand two hundred forty and seven.
38. "les fils de Paschhur, mille deux cent quarante-sept;"
38. "Ny taranak' i Pasora dia fito amby efapolo amby roanjato sy arivo;"
39. The children of Harim, a thousand and seventeen.
39. les fils de Harim, mille dix-sept.
39. "Ny taranak' i Harima dia fito ambin' ny folo sy arivo;"
40. The Levites: the children of Jeshua and Kadmiel, of the children of Hodaviah, seventy and four.
40. Lévites: les fils de Josué et de Kadmiel, des fils d`Hodavia, soixante quatorze.
40. "Ny Levita dia: Ny taranak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny taranak' i Hodavia, dia efatra amby fitopolo;"
41. The singers: the children of Asaph, an hundred twenty and eight.
41. Chantres: les fils d`Asaph, cent vingt-huit.
41. Ny mpihira dia: Ny taranak' i Asafa dia valo amby roapolo amby zato.
42. The children of the porters: the children of Shallum, the children of Ater, the children of Talmon, the children of Akkub, the children of Hatita, the children of Shobai, in all an hundred thirty and nine.
42. Fils des portiers: les fils de Schallum, les fils d`Ather, les fils de Thalmon, les fils d`Akkub, les fils de Hathitha, les fils de Schobaï, en tout cent trente-neuf.
42. Ny taranaky ny mpiandry varavarana dia: Ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobay, dia sivy amby telopolo amby zato izy rehetra.
43. The Nethinims: the children of Ziha, the children of Hasupha, the children of Tabbaoth,
43. Néthiniens: les fils de Tsicha, les fils de Hasupha, les fils de Thabbaoth,
43. Ny Netinima dia: Ny taranak' i Ziha, ny taranak' i Hasofa, ny taranak' i Tabaota,
44. The children of Keros, the children of Siaha, the children of Padon,
44. les fils de Kéros, les fils de Siaha, les fils de Padon,
44. Ny taranak' i Kerosa, ny taranak' i Siaha, ny taranak' i Padona,
45. The children of Lebanah, the children of Hagabah, the children of Akkub,
45. les fils de Lebana, les fils de Hagaba, les fils d`Akkub,
45. Ny taranak' i Lebana, ny taranak' i Hagabaha, ny taranak' i Akoba,
46. The children of Hagab, the children of Shalmai, the children of Hanan,
46. les fils de Hagab, les fils de Schamlaï, les fils de Hanan,
46. Ny taranak' i Hagaba, ny taranak' i Salmay, ny taranak' i Hanana,
47. The children of Giddel, the children of Gahar, the children of Reaiah,
47. les fils de Guiddel, les fils de Gachar, les fils de Reaja,
47. Ny taranak' i Gidela, ny taranak' i Gahara, ny taranak' i Reaia,
48. The children of Rezin, the children of Nekoda, the children of Gazzam,
48. les fils de Retsin, les fils de Nekoda, les fils de Gazzam,
48. Ny taranak' i Rezina, ny taranak' i Nekoda, ny taranak' i Gazama,
49. The children of Uzza, the children of Paseah, the children of Besai,
49. les fils d`Uzza, les fils de Paséach, les fils de Bésaï,
49. Ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea, ny taranak' i Besay,
50. The children of Asnah, the children of Mehunim, the children of Nephusim,
50. les fils d`Asna, les fils de Mehunim, les fils de Nephusim,
50. Ny taranak' i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
51. The children of Bakbuk, the children of Hakupha, the children of Harhur,
51. les fils de Bakbuk, les fils de Hakupha, les fils de Harhur,
51. Ny taranak' i Bakboka, ny taranak' i Hakofa, ny taranak' i Harora,
52. The children of Bazluth, the children of Mehida, the children of Harsha,
52. les fils de Batsluth, les fils de Mehida, les fils de Harscha,
52. Ny taranak' i Bazlota, ny taranak' i Mehida, ny taranak' i Harsa,
53. The children of Barkos, the children of Sisera, the children of Thamah,
53. les fils de Barkos, les fils de Sisera, les fils de Thamach,
53. Ny taranak' i Barkosa, ny taranak' i Sisera, ny taranak' i Tema,
54. The children of Neziah, the children of Hatipha.
54. les fils de Netsiach, les fils de Hathipha.
54. Ny taranak' i Nezia, ny taranak' i Hatifa.
55. The children of Solomon's servants: the children of Sotai, the children of Sophereth, the children of Peruda,
55. Fils des serviteurs de Salomon: les fils de Sothaï, les fils de Sophéreth, les fils de Peruda,
55. Ny taranaky ny mpanompon' i Solomona dia: Ny taranak' i Sotahy, ny taranak' i Sofereta, ny taranak' i Peroda.
56. The children of Jaalah, the children of Darkon, the children of Giddel,
56. les fils de Jaala, les fils de Darkon, les fils de Guiddel,
56. Ny taranak' i Jala, ny taranak' i Darkona, ny taranak' i Gidela,
57. The children of Shephatiah, the children of Hattil, the children of Pochereth of Zebaim, the children of Ami.
57. les fils de Schephathia, les fils de Hatthil, les fils de Pokéreth Hatsebaïm, les fils d`Ami.
57. Ny taranak' i Sefatia, ny taranak' i Hatila, ny taranak' i Pokereta-hazebaima, ny taranak' i Amy,
58. All the Nethinims, and the children of Solomon's servants, were three hundred ninety and two.
58. Total des Néthiniens et des fils des serviteurs de Salomon: trois cent quatre-vingt-douze.
58. Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon' i Solomona dia roa amby sivifolo amby telonjato.
59. And these were they which went up from Telmelah, Telharsa, Cherub, Addan, and Immer: but they could not shew their father's house, and their seed, whether they were of Israel:
59. Voici ceux qui partirent de Thel Mélach, de Thel Harscha, de Kerub Addan, et qui ne purent pas faire connaître leur maison paternelle et leur race, pour prouver qu`ils étaient d`Israël.
59. "Ary izao no niakatra avy tany Telamela sy Tela-Harsa sy Keroba sy Adana ary Imera, fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny taranany izy na avy tamin' ny Isiraely izy na tsia;"
60. The children of Delaiah, the children of Tobiah, the children of Nekoda, six hundred fifty and two.
60. Les fils de Delaja, les fils de Tobija, les fils de Nekoda, six cent cinquante-deux.
60. Ny taranak' i Delaia, ny taranak' i Tobia, ny taranak' i Nekoda, dia roa amby dimampolo amby eninjato.
61. And of the children of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai; which took a wife of the daughters of Barzillai the Gileadite, and was called after their name:
61. Et parmi les fils des sacrificateurs: les fils de Habaja, les fils d`Hakkots, les fils de Barzillaï, qui avait pris pour femme une des filles de Barzillaï, le Galaadite, et fut appelé de leur nom.
61. Ary ny avy amin' ny taranaky ny mpisorona dia: Ny taranak' i Habaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay, ilay nanambady ny iray tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita ka dia notononina araka ny anarany.
62. These sought their register among those that were reckoned by genealogy, but they were not found: therefore were they, as polluted, put from the priesthood.
62. Ils cherchèrent leurs titres généalogiques, mais ils ne les trouvèrent point. On les exclut du sacerdoce,
62. "Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho voaloto izy ka nesorina tamin' ny fisoronana."
63. And the Tirshatha said unto them, that they should not eat of the most holy things, till there stood up a priest with Urim and with Thummim.
63. et le gouverneur leur dit de ne pas manger des choses très saintes jusqu`à ce qu`un sacrificateur ait consulté l`urim et le thummim.
63. Ary ny tarsata nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan' izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
64. The whole congregation together was forty and two thousand three hundred and threescore,
64. L`assemblée tout entière était de quarante-deux mille trois cent soixante personnes,
64. Ny fiangonana manontolo mitambatra dia enimpolo amby telonjato sy fito arivo sy efatra alina,
65. Beside their servants and their maids, of whom there were seven thousand three hundred thirty and seven: and there were among them two hundred singing men and singing women.
65. sans compter leurs serviteurs et leurs servantes, au nombre de sept mille trois cent trente-sept. Parmi eux se trouvaient deux cents chantres et chanteuses.
65. "Afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo amby telonjato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roanjato teo aminy;"
66. Their horses were seven hundred thirty and six; their mules, two hundred forty and five;
66. Ils avaient sept cent trente-six chevaux, deux cent quarante-cinq mulets,
66. "Ny soavaliny dia enina amby telopolo amby fitonjato; ny moleny dia dimy amby efapolo amby roanjato;"
67. Their camels, four hundred thirty and five; their asses, six thousand seven hundred and twenty.
67. quatre cent trente-cinq chameaux, et six mille sept cent vingt ânes.
67. "Ny ramevany dia dimy amby telopolo amby efajato; ny borikiny dia roapolo amby fitonjato sy enina arivo."
68. And some of the chief of the fathers, when they came to the house of the LORD which is at Jerusalem, offered freely for the house of God to set it up in his place:
68. Plusieurs des chefs de famille, à leur arrivée vers la maison de l`Éternel à Jérusalem, firent des offrandes volontaires pour la maison de Dieu, afin qu`on la rétablît sur le lieu où elle avait été.
68. Ary ny sasany tamin' ny lohan' ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon' i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin' ny sitrapo hananganana ny tranon' Andriamanitra eo amin' ilay efa niorenany.
69. They gave after their ability unto the treasure of the work threescore and one thousand drams of gold, and five thousand pound of silver, and one hundred priests' garments.
69. Ils donnèrent au trésor de l`oeuvre, selon leurs moyens, soixante et un mille dariques d`or, cinq mille mines d`argent, et cent tuniques sacerdotales.
69. Nanome araka izay ananany izy ho ao amin' ny firaketana ny vola hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
70. So the priests, and the Levites, and some of the people, and the singers, and the porters, and the Nethinims, dwelt in their cities, and all Israel in their cities.
70. Les sacrificateurs et les Lévites, les gens du peuple, les chantres, les portiers et les Néthiniens s`établirent dans leurs villes. Tout Israël habita dans ses villes.
70. Ary samy nonina teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin' ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, ary ny Zanak' Isiraely rehetra tao an-tanànany avy.