1. And thou, son of man, take thee a sharp knife, take thee a barber's razor, and cause it to pass upon thine head and upon thy beard: then take thee balances to weigh, and divide the hair.
1. "Et toi, fils de l`homme, prends un instrument tranchant, un rasoir de barbier; prends-le, et passe-le sur ta tête et sur ta barbe. Prends ensuite une balance à peser, et partage les cheveux."
1. Ary ianao, ry zanak' olona, makà antsy maranitra ho anao, makà harezan' ny mpanety ho anao, ka anarato ny lohanao sy ny somotrao izany, dia makà mizàna fandanjana ho anao ka zarao ny volo.
2. Thou shalt burn with fire a third part in the midst of the city, when the days of the siege are fulfilled: and thou shalt take a third part, and smite about it with a knife: and a third part thou shalt scatter in the wind; and I will draw out a sword after them.
2. "Brûles-en un tiers dans le feu, au milieu de la ville, lorsque les jours du siège seront accomplis; prends-en un tiers, et frappe-le avec le rasoir tout autour de la ville; disperse-en un tiers au vent, et je tirerai l`épée derrière eux."
2. "Ny ampahatelony dia dory amin' ny afo ao afovoan' ny tanàna rehefa tapitra ny andron' ny fahirano; ary alao ny ampahatelony ka asio ny antsy manodidina; ary ny ampahatelony dia haelezo ho amin' ny rivotra; ary hanatsoaka sabatra hoenti-manenjika azy Aho."
3. Thou shalt also take thereof a few in number, and bind them in thy skirts.
3. Tu en prendras une petite quantité, que tu serreras dans les bords de ton vêtement.
3. Ary hanalao vitsivitsy koa ireo, ka fonosy ao amin' ny akanjonao.
4. Then take of them again, and cast them into the midst of the fire, and burn them in the fire; for thereof shall a fire come forth into all the house of Israel.
4. Et de ceux-là tu en prendras encore quelques-uns, que tu jetteras au feu et que tu brûleras dans le feu. De là sortira un feu contre toute la maison d`Israël.
4. "Ary ireny indray dia mbola analao koa, dia atsipazo eo anaty afo izany, ka dory eo amin' ny afo; fa hisy afo hivoaka avy aminy ho amin' ny taranak' Isiraely rehetra."
5. Thus saith the Lord GOD; This is Jerusalem: I have set it in the midst of the nations and countries that are round about her.
5. Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: C`est là cette Jérusalem que j`avais placée au milieu des nations et des pays d`alentour.
5. "Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Ity no Jerosalema; nataoko eo afovoan' ny firenena maro sy tanàna maro manodidina azy izy."
6. And she hath changed my judgments into wickedness more than the nations, and my statutes more than the countries that are round about her: for they have refused my judgments and my statutes, they have not walked in them.
6. "Elle a violé mes lois et mes ordonnances, et s`est rendue plus coupable que les nations et les pays d`alentour; car elle a méprisé mes lois, elle n`a pas suivi mes ordonnances."
6. "Ary izy efa nanova ny didiko ho amin' ny faharatsiana mihoatra noho ireo firenena maro, sy ny fitsipiko mihoatra noho ireo tanàna maro manodidina azy; fa efa nandà ny didiko sy ny fitsipiko izy ka tsy nandeha araka izany."
7. Therefore thus saith the Lord GOD; Because ye multiplied more than the nations that are round about you, and have not walked in my statutes, neither have kept my judgments, neither have done according to the judgments of the nations that are round about you;
7. "C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Parce que vous avez été plus rebelles que les nations qui vous entourent, parce que vous n`avez pas suivi mes ordonnances et pratiqué mes lois, et que vous n`avez pas agi selon les lois des nations qui vous entourent; -"
7. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: satria ianareo nitombo mihoatra noho ireo firenena manodidina anareo, ka tsy nandeha araka ny fitsipiko, na nitandrina ny didiko, na koa nanao araka ny didin' ireo firenena manodidina anareo,
8. Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I, even I, am against thee, and will execute judgments in the midst of thee in the sight of the nations.
8. à cause de cela, ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Voici, j`en veux à toi, et j`exécuterai au milieu de toi mes jugements sous les yeux des nations.
8. Dia izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, Izaho dia Izaho no mamely anao ka hanao fitsarana eo aminao eo imason' ny firenena.
9. And I will do in thee that which I have not done, and whereunto I will not do any more the like, because of all thine abominations.
9. A cause de toutes tes abominations, je te ferai ce que je n`ai point encore fait, ce que je ne ferai jamais.
9. Ary noho ny fahavetavetanao rehetra dia hataoko aminao izay tsy mbola nataoko sady tsy hataoko tahaka izany intsony.
10. Therefore the fathers shall eat the sons in the midst of thee, and the sons shall eat their fathers; and I will execute judgments in thee, and the whole remnant of thee will I scatter into all the winds.
10. "C`est pourquoi des pères mangeront leurs enfants au milieu de toi, et des enfants mangeront leurs pères; j`exercerai mes jugements contre toi, et je disperserai à tous les vents tout ce qui restera de toi."
10. "Koa ny ray dia hihinana ny zanany eo aminao, ary ny zanaka kosa hihinana ny rainy; ary hanao fitsarana eo aminao Aho ary izay sisa rehetra aminao dia haeliko ho amin' ny rivotra rehetra;"
11. Wherefore, as I live, saith the Lord GOD; Surely, because thou hast defiled my sanctuary with all thy detestable things, and with all thine abominations, therefore will I also diminish thee; neither shall mine eye spare, neither will I have any pity.
11. C`est pourquoi, je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, parce que tu as souillé mon sanctuaire par toutes tes idoles et toutes tes abominations, moi aussi je retirerai mon oeil, et mon oeil sera sans pitié, moi aussi je n`aurai point de miséricorde.
11. "Koa raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, noho ny nandotoanao ny fitoerako masina tamin' ny zava-dratsinao rehetra sy tamin' ny fahavetavetanao rehetra, dia hahavitsy anao koa Aho; tsy hiantra ny masoko no sady tsy hanana antra Aho."
12. A third part of thee shall die with the pestilence, and with famine shall they be consumed in the midst of thee: and a third part shall fall by the sword round about thee; and I will scatter a third part into all the winds, and I will draw out a sword after them.
12. "Un tiers de tes habitants mourra de la peste et sera consumé par la famine au milieu de toi; un tiers tombera par l`épée autour de toi; et j`en disperserai un tiers à tous les vents, et je tirerai l`épée derrière eux."
12. "Ny ampahatelony eo aminao dia ho fatin' ny areti-mandringana sy ho ringan' ny mosary eo aminao; ary ny ampahatelony dia ho lavon' ny sabatra manodidina anao; ary ny ampahatelony dia haeliko ho amin' ny rivotra rehetra; ary hanatsoaka sabatra hoentiko manenjika azy Aho."
13. Thus shall mine anger be accomplished, and I will cause my fury to rest upon them, and I will be comforted: and they shall know that I the LORD have spoken it in my zeal, when I have accomplished my fury in them.
13. "J`assouvirai ainsi ma colère, je ferai reposer ma fureur sur eux, je me donnerai satisfaction; et ils sauront que moi, l`Éternel, j`ai parlé dans ma colère, en répandant sur eux ma fureur."
13. "Ary ho tanteraka amin' izany ny fahatezerako sady hampariko aminy ny fahatezerako ka hialako fo izy; dia ho fantany fa Izaho Jehovah no niteny izany tamin' ny fahasaro-piaroko rehefa notanterahiko taminy ny fahatezerako."
14. Moreover I will make thee waste, and a reproach among the nations that are round about thee, in the sight of all that pass by.
14. Je ferai de toi un désert, un sujet d`opprobre parmi les nations qui t`entourent, aux yeux de tous les passants.
14. Ary koa, hataoko lao sy fandatsa eny amin' ny firenena izay manodidina anao ianao eo imason' izay rehetra mandalo,
15. So it shall be a reproach and a taunt, an instruction and an astonishment unto the nations that are round about thee, when I shall execute judgments in thee in anger and in fury and in furious rebukes. I the LORD have spoken it.
15. Tu seras un sujet d`opprobre et de honte, un exemple et un objet d`effroi pour les nations qui t`entourent, quand j`exécuterai contre toi mes jugements, avec colère, avec fureur, et par des châtiments rigoureux, -c`est moi, l`Éternel, qui parle, -
15. Ka dia ho latsa sy fitenenan-dratsy sy famaizana sy figagàna amin' ny firenena maro manodidina anao, rehefa hanao fitsarana aminao Aho amin' ny fahatezerana sy ny fahavinirana avy amin' ny fananarana mafy.Izaho Jehovah no niteny izany.
16. When I shall send upon them the evil arrows of famine, which shall be for their destruction, and which I will send to destroy you: and I will increase the famine upon you, and will break your staff of bread:
16. "quand je lancerai sur eux les flèches pernicieuses de la famine, qui donnent la mort, et que j`enverrai pour vous détruire; car j`ajouterai la famine à vos maux, je briserai pour vous le bâton du pain."
16. "Raha halefako eo aminy ny zana-tsipìka ratsin' ny mosary izay ho fandringanana azy sy halefako handringana anareo sady hampitomboiko ny mosary eo aminareo ka hotapahiko ny mofonareo, izay tohan' aina;"
17. So will I send upon you famine and evil beasts, and they shall bereave thee; and pestilence and blood shall pass through thee; and I will bring the sword upon thee. I the LORD have spoken it.
17. "J`enverrai contre vous la famine et les bêtes féroces, qui te priveront d`enfants; la peste et le sang passeront au milieu de toi; je ferai venir l`épée sur toi. C`est moi, l`Éternel, qui parle."
17. "Dia haterako mosary sy biby masiaka eo aminareo, izay hahalany fara anareo; ary handroso eo aminao ny areti-mandringana sy ny fandatsahan-drà ary hataoko mihatra aminao ny sabatra.izaho Jehovah no niteny izany."