Siege of Jerusalem Symbolized

1. Thou also, son of man, take thee a tile, and lay it before thee, and pourtray upon it the city, even Jerusalem:
1. Et toi, fils de l`homme, prends une brique, place-la devant toi, et tu y traceras une ville, Jérusalem.
1. Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema.
2. And lay siege against it, and build a fort against it, and cast a mount against it; set the camp also against it, and set battering rams against it round about.
2. Représente-la en état de siège, forme des retranchements, élève contre elle des terrasses, environne-la d`un camp, dresse contre elle des béliers tout autour.
2. Ary ataovy fahirano izy, ka manaova tilikambo hamelezana azy, ary manandrata tovon-tany manodidina azy ary asio toby hamelezana azy, ary asio lohondry vy fandravana manodidina azy.
3. Moreover take thou unto thee an iron pan, and set it for a wall of iron between thee and the city: and set thy face against it, and it shall be besieged, and thou shalt lay siege against it. This shall be a sign to the house of Israel.
3. "Prends une poêle de fer, et mets-la comme un mur de fer entre toi et la ville; dirige ta face contre elle, et elle sera assiégée, et tu l`assiégeras. Que ce soit là un signe pour la maison d`Israël!"
3. Ary makà koa lapoely vy ho anao, ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna, dia banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io.Famantarana ho amin' ny taranak' Isiraely izany.
4. Lie thou also upon thy left side, and lay the iniquity of the house of Israel upon it: according to the number of the days that thou shalt lie upon it thou shalt bear their iniquity.
4. Puis couche-toi sur le côté gauche, mets-y l`iniquité de la maison d`Israël, et tu porteras leur iniquité autant de jours que tu seras couché sur ce côté.
4. "Ary ataovy ambany mandry koa ny ilanao ankavia, ka ataovy eo aminy ny fahotan' ny taranak' isiraely; koa araka ny isan' ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony,"
5. For I have laid upon thee the years of their iniquity, according to the number of the days, three hundred and ninety days: so shalt thou bear the iniquity of the house of Israel.
5. "Je te compterai un nombre de jours égal à celui des années de leur iniquité, trois cent quatre-vingt-dix jours; tu porteras ainsi l`iniquité de la maison d`Israël."
5. Fa Izaho dia manao fetr' andro ho anao mitovy amin' ny taonan' ny helony, dia sivifolo amby telonjato andro ka hoentinao ny heloky ny taranak' Isiraely.
6. And when thou hast accomplished them, lie again on thy right side, and thou shalt bear the iniquity of the house of Judah forty days: I have appointed thee each day for a year.
6. "Quand tu auras achevé ces jours, couche-toi sur le côté droit, et tu porteras l`iniquité de la maison de Juda pendant quarante jours; je t`impose un jour pour chaque année."
6. "Ary rehefa tapitrao ireo, dia ataovy ambany mandry kosa ny ilanao ankavanana ary aoka hitondra ny heloky ny taranak' i Joda efapolo andro ianao; ny indray andro no nataoko solon' ny herintaona ho anao."
7. Therefore thou shalt set thy face toward the siege of Jerusalem, and thine arm shall be uncovered, and thou shalt prophesy against it.
7. Tu tourneras ta face et ton bras nu vers Jérusalem assiégée, et tu prophétiseras contre elle.
7. Dia banjino tsara io fahirano an' i Jerosalema io ary aoka hiseho sandry ianao ka haminany hamely azy.
8. And, behold, I will lay bands upon thee, and thou shalt not turn thee from one side to another, till thou hast ended the days of thy siege.
8. Et voici, je mettrai des cordes sur toi, afin que tu ne puisses pas te tourner d`un côté sur l`autre, jusqu`à ce que tu aies accompli les jours de ton siège.
8. Ary, indro, hafatotro ianao ka tsy hahavadi-mandry ambara-pahatapitrao ny andron' ny fahiranonao.
9. Take thou also unto thee wheat, and barley, and beans, and lentiles, and millet, and fitches, and put them in one vessel, and make thee bread thereof, according to the number of the days that thou shalt lie upon thy side, three hundred and ninety days shalt thou eat thereof.
9. "Prends du froment, de l`orge, des fèves, des lentilles, du millet et de l`épeautre, mets-les dans un vase, et fais-en du pain autant de jours que tu seras couché sur le côté; tu en mangeras pendant trois cent quatre-vingt-dix jours."
9. "Ary mangalà vary tritika sy vary hordea sy tsaramaso sy voanemba sy ampemby sy spelta ianao, ary ataovy am-bilia iray ireo, ka anaovy mofo ho anao; araka ny isan' ny andro izay handrianao amin' ny ilanao, dia sivifolo amby telonjato andro no hihinananao azy."
10. And thy meat which thou shalt eat shall be by weight, twenty shekels a day: from time to time shalt thou eat it.
10. "La nourriture que tu mangeras sera du poids de vingt sicles par jour; tu en mangeras de temps à autre."
10. "Ary an-danjany no hihinananao ny haninao, dia roapolo sekely isan' andro; asio elanelany ny fihinanao azy."
11. Thou shalt drink also water by measure, the sixth part of an hin: from time to time shalt thou drink.
11. "L`eau que tu boiras aura la mesure d`un sixième de hin; tu boiras de temps à autre."
11. "Ary rano afàtra no hosotroinao, dia ampahenin' ny hina; asio elanelany koa ny fisotronao azy."
12. And thou shalt eat it as barley cakes, and thou shalt bake it with dung that cometh out of man, in their sight.
12. Tu mangeras des gâteaux d`orge, que tu feras cuire en leur présence avec des excréments humains.
12. Ary hohaninao toy ny mofo avy amin' ny vary hordea izany, ary diky avy amin' olona no hanendasanao azy eo imasony.
13. And the LORD said, Even thus shall the children of Israel eat their defiled bread among the Gentiles, whither I will drive them.
13. Et l`Éternel dit: C`est ainsi que les enfants d`Israël mangeront leur pain souillé, parmi les nations vers lesquelles je les chasserai.
13. Ary hoy Jehovah: Toy izany no hihinanan' ny Zanak' Isiraely ny mofony voaloto any amin' ny jentilisa izay handroahako azy.
14. Then said I, Ah Lord GOD! behold, my soul hath not been polluted: for from my youth up even till now have I not eaten of that which dieth of itself, or is torn in pieces; neither came there abominable flesh into my mouth.
14. "Je dis: Ah! Seigneur Éternel, voici, mon âme n`a point été souillée; depuis ma jeunesse jusqu`à présent, je n`ai pas mangé d`une bête morte ou déchirée, et aucune chair impure n`est entrée dans ma bouche."
14. "Dia hoy aho: Indrisy! Jehovah Tompo ô, indro, tsy voaloto ny fanahiko; fa hatry ny fony aho mbola tanora ka mandraka ankehitriny dia tsy mba nihinana izay fatin-javatra na izay noviraviraim-biby akory aho; ary tsy mbola nikasika ny vavako akory izay nofo fahavetavetana."
15. Then he said unto me, Lo, I have given thee cow's dung for man's dung, and thou shalt prepare thy bread therewith.
15. Il me répondit: Voici, je te donne des excréments de boeuf au lieu d`excréments humains, et tu feras ton pain dessus.
15. Dia hoy Izy tamiko: Indro, tain' omby no omeko anao hisolo ny dikin' olona, ary amin' izany no hanomananao ny mofonao.
16. Moreover he said unto me, Son of man, behold, I will break the staff of bread in Jerusalem: and they shall eat bread by weight, and with care; and they shall drink water by measure, and with astonishment:
16. "Il me dit encore: Fils de l`homme, je vais briser le bâton du pain à Jérusalem; ils mangeront du pain au poids et avec angoisse, et ils boiront de l`eau à la mesure et avec épouvante."
16. "Ary hoy koa Izy tamiko: Ry zanak' olona, indro, hotapahiko any Jerosalema ny mofo tohan' aina, ka an-danjany amin' ny fanahiana no hihinanany mofo; ary rano afàtra no hosotroiny amin' ny fahatahorana;"
17. That they may want bread and water, and be astonied one with another, and consume away for their iniquity.
17. Ils manqueront de pain et d`eau, ils seront stupéfaits les uns et les autres, et frappés de langueur pour leur iniquité.
17. Ka dia ho mosare-mofo sy rano izy, ary samy ho raiki-tahotra sady hihalevona noho ny helony.
<
>