1. Thus saith the Lord GOD; The gate of the inner court that looketh toward the east shall be shut the six working days; but on the sabbath it shall be opened, and in the day of the new moon it shall be opened.
1. "Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: La porte du parvis intérieur, du côté de l`orient, restera fermée les six jours ouvriers; mais elle sera ouverte le jour du sabbat, elle sera aussi ouverte le jour de la nouvelle lune."
1. "Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Ny vavahadin' ny kianja anatiny izay manatrika ny atsinanana dia harindrina mandritra ny henemana fanaovan-draharaha; fa amin' ny sabata sy amin' ny andro voaloham-bolana kosa no hivoha izy."
2. And the prince shall enter by the way of the porch of that gate without, and shall stand by the post of the gate, and the priests shall prepare his burnt offering and his peace offerings, and he shall worship at the threshold of the gate: then he shall go forth; but the gate shall not be shut until the evening.
2. "Le prince entrera par le chemin du vestibule de la porte extérieure, et se tiendra près des poteaux de la porte; les sacrificateurs offriront son holocauste et ses sacrifices d`actions de grâces; il se prosternera sur le seuil de la porte, puis il sortira, et la porte ne sera pas fermée avant le soir."
2. "Dia hiditra avy any ivelany amin' ny lalana mankamin' ny lavarangan' ny vavahady ny mpanapaka ka hijanona eo anilan' ny tolàm-bavahady ary ny fanatitra dorany sy ny fanati-pihavanany dia homanin' ny mpisorona ary ny mpanapaka hiankohoka eo amin' ny tokonam-bavahady; dia hivoaka izy ary tsy harindrina ny vavahady raha tsy efa hariva ny andro."
3. Likewise the people of the land shall worship at the door of this gate before the LORD in the sabbaths and in the new moons.
3. Le peuple du pays se prosternera devant l`Éternel à l`entrée de cette porte, aux jours de sabbat et aux nouvelles lunes.
3. Ary ny vahoaka amin' ny tany koa hiankohoka eo anatrehan' i Jehovah eo am-bavahady amin' ireo sabata sy amin' ny andro voaloham-bolana.
4. And the burnt offering that the prince shall offer unto the LORD in the sabbath day shall be six lambs without blemish, and a ram without blemish.
4. "L`holocauste que le prince offrira à l`Éternel, le jour du sabbat, sera de six agneaux sans défaut et d`un bélier sans défaut;"
4. Ary ny fanatitra dorana izay haterin' ny mpanapaka ho an' i Jehovah amin' ny andro sabata dia ho zanak' ondry enina tsy misy kilema sy ondrilahy iray tsy misy kilema.
5. And the meat offering shall be an ephah for a ram, and the meat offering for the lambs as he shall be able to give, and an hin of oil to an ephah.
5. et son offrande, d`un épha pour le bélier, et de ce qu`il voudra pour les agneaux, avec un hin d`huile par épha.
5. "Ary ny fanatitra hohanina fanampin' ny ondrilahy iray dia iray efaha, ary ny fanatitra hohanina fanampin' ireo zanak' ondry dia araka izay azony omena; ary ny diloilo iray hina isan' efaha."
6. And in the day of the new moon it shall be a young bullock without blemish, and six lambs, and a ram: they shall be without blemish.
6. "Le jour de la nouvelle lune, il offrira un jeune taureau sans défaut, six agneaux et un bélier qui seront sans défaut;"
6. "Ary amin' ny andro voaloham-bolana dia vantotr' ombilahy iray tsy misy kilema sy zanak' ondry enina ary ondrilahy iray; samy tsy hisy kilema ireo."
7. And he shall prepare a meat offering, an ephah for a bullock, and an ephah for a ram, and for the lambs according as his hand shall attain unto, and an hin of oil to an ephah.
7. et son offrande sera d`un épha pour le taureau, d`un épha pour le bélier, et de ce qu`il voudra pour les agneaux, avec un hin d`huile par épha.
7. "Ary hanomana fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan' ondrilahy koa; ary ny amin' ny zanak' ondry dia araka izay zakan' ny tanany ary ny diloilo dia iray hina isan' efaha."
8. And when the prince shall enter, he shall go in by the way of the porch of that gate, and he shall go forth by the way thereof.
8. Lorsque le prince entrera, il entrera par le chemin du vestibule de la porte, et il sortira par le même chemin.
8. Ary raha hiditra ny mpanapaka, dia amin' ny lalana mankamin' ny lavarangan' ny vavahady no hidirany ary amin' ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
9. But when the people of the land shall come before the LORD in the solemn feasts, he that entereth in by the way of the north gate to worship shall go out by the way of the south gate; and he that entereth by the way of the south gate shall go forth by the way of the north gate: he shall not return by the way of the gate whereby he came in, but shall go forth over against it.
9. "Mais lorsque le peuple du pays se présentera devant l`Éternel, aux solennités, celui qui entrera par la porte septentrionale pour se prosterner sortira par la porte méridionale, et celui qui entrera par la porte méridionale sortira par la porte septentrionale; on ne devra pas s`en retourner par la porte par laquelle on sera entré, mais on sortira par celle qui lui est opposée."
9. "Fa raha ny vahoaka amin' ny tany no hiditra ho eo anatrehan' i Jehovah amin' ny firavoravoana lehibe, izay miditra amin' ny vavahady avaratra hiankohoka dia hivoaka amin' ny vavahady atsimo kosa; ary izay miditra amin' ny vavahady atsimo dia hivoaka amin' ny vavahady avaratra; tsy hiverina amin' ilay vavahady nidirany izy, fa amin' izay tandrifiny ihany no hivoahany."
10. And the prince in the midst of them, when they go in, shall go in; and when they go forth, shall go forth.
10. Le prince entrera parmi eux quand ils entreront, et sortira quand ils sortiront.
10. Ary ny mpanapaka eo aminy hiara-miditra amin' ireo raha miditra ireo ary raha mivoaka ireo, dia hiara-mivoaka aminy.
11. And in the feasts and in the solemnities the meat offering shall be an ephah to a bullock, and an ephah to a ram, and to the lambs as he is able to give, and an hin of oil to an ephah.
11. Aux fêtes et aux solennités, l`offrande sera d`un épha pour le taureau, d`un épha pour le bélier, et de ce qu`il voudra pour les agneaux, avec un hin d`huile par épha.
11. Ary amin' ny andro firavoravoana sy ny andro lehibe dia iray efaha no ho fanatitra hohanina isam-bantotr' ombilahy iray ary iray efaha isan' ondrilahy iray, ary ny amin' ny zanak' ondry, dia araka izay azony omena ary ny diloilo dia eran' ny hina isan' efaha.
12. Now when the prince shall prepare a voluntary burnt offering or peace offerings voluntarily unto the LORD, one shall then open him the gate that looketh toward the east, and he shall prepare his burnt offering and his peace offerings, as he did on the sabbath day: then he shall go forth; and after his going forth one shall shut the gate.
12. "Si le prince offre à l`Éternel un holocauste volontaire ou un sacrifice volontaire d`actions de grâces, on lui ouvrira la porte qui est du côté de l`orient, et il offrira son holocauste et son sacrifice d`actions de grâces comme il doit le faire le jour du sabbat; puis il sortira, et l`on fermera la porte après qu`il sera sorti."
12. "Koa raha hanomana ny fanatitra dorana na ny fanati-pihavanana an-tsitrapo ho an' i Jehovah ny mpanapaka dia hovohana ho azy ny vavahady manatrika ny atsinanana, dia homaniny ny fanatitra dorany sy ny fanati-pihavanany, tahaka izay ataony amin' ny andro sabata; dia hivoaka izy, ary rehefa tafavoaka izy, dia harindrina ny vavahady."
13. Thou shalt daily prepare a burnt offering unto the LORD of a lamb of the first year without blemish: thou shalt prepare it every morning.
13. "Tu offriras chaque jour en holocauste à l`Éternel un agneau d`un an, sans défaut; tu l`offriras tous les matins."
13. "Ary zanak' ondry anankiray iray taona tsy misy kilema no homaninao isan' andro ho fanatitra dorana ho an' i Jehovah; isa-maraina no hanomananao azy."
14. And thou shalt prepare a meat offering for it every morning, the sixth part of an ephah, and the third part of an hin of oil, to temper with the fine flour; a meat offering continually by a perpetual ordinance unto the LORD.
14. Tu y joindras pour offrande, tous les matins, un sixième d`épha, et le tiers d`un hin d`huile pour pétrir la farine. C`est l`offrande à l`Éternel, une loi perpétuelle, pour toujours.
14. "Ary hanomana fanatitra hohanina ho fanampiny isa-maraina ianao, dia ampahenin' ny efaha sy diloilo ampahatelon' ny hina handemana ny koba tsara toto; fanatitra hohanina ho an' i Jehovah mandrakariva araka ny lalàna tsy miova mandrakizay."
15. Thus shall they prepare the lamb, and the meat offering, and the oil, every morning for a continual burnt offering.
15. On offrira, tous les matins, l`agneau et l`offrande avec l`huile, comme holocauste perpétuel.
15. Toy izany no hanamboarany ny zanak' ondry sy ny fanatitra hohanina ary ny diloilo isa-maraina ho an' ny fanatitra dorana mandrakariva.
16. Thus saith the Lord GOD; If the prince give a gift unto any of his sons, the inheritance thereof shall be his sons'; it shall be their possession by inheritance.
16. Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Si le prince fait à l`un de ses fils un don pris sur son héritage, ce don appartiendra à ses fils, ce sera leur propriété comme héritage.
16. Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: raha manome fanomezana ho an' ny anankiray amin' ny zanany ny mpanapaka dia ho lovan' ny zanany izany, dia ho fananany araka ny lova izany.
17. But if he give a gift of his inheritance to one of his servants, then it shall be his to the year of liberty; after it shall return to the prince: but his inheritance shall be his sons' for them.
17. "Mais s`il fait à l`un de ses serviteurs un don pris sur son héritage, ce don lui appartiendra jusqu`à l`année de la liberté, puis il retournera au prince; ses fils seuls posséderont ce qu`il leur donnera de son héritage."
17. "Fa raha manome zavatra avy amin' ny lovany ho an' ny anankiray amin' ny mpanompony kosa izy, dia ho azy mandra-pahatongan' ny taona fanafahana ihany izany; aorian' izany dia hiverina ho amin' ny mpanapaka indray izany ka ho lova ho an' ny zanany ihany."
18. Moreover the prince shall not take of the people's inheritance by oppression, to thrust them out of their possession; but he shall give his sons inheritance out of his own possession: that my people be not scattered every man from his possession.
18. "Le prince ne prendra rien de l`héritage du peuple, il ne le dépouillera pas de ses possessions; ce qu`il donnera en héritage à ses fils, il le prendra sur ce qu`il possède, afin que nul parmi mon peuple ne soit éloigné de sa possession."
18. Ary ny mpanapaka tsy haka amin' ny fampahoriana amin' ny lovan' ny vahoaka hampiala azy amin' ny zara-taniny fa homeny lova avy amin' ny fananany ihany ny zanany mba tsy hielezan' ny oloko hiala amin' ny zara-taniny.
19. After he brought me through the entry, which was at the side of the gate, into the holy chambers of the priests, which looked toward the north: and, behold, there was a place on the two sides westward.
19. Il me conduisit, par l`entrée qui était à côté de la porte, dans les chambres saintes destinées aux sacrificateurs, vers le septentrion. Et voici, il y avait un lieu dans le fond, du côté de l`occident.
19. "Dia nentiny niditra tamin' ny fidirana eo anilan' ny vavahady aho ho ao amin' ireo efitrano masin' ny mpisorona, izay manatrika ny avaratra; ary, indro, nisy fitoerana teo amin' ny faran' ny andrefana."
20. Then said he unto me, This is the place where the priests shall boil the trespass offering and the sin offering, where they shall bake the meat offering; that they bear them not out into the utter court, to sanctify the people.
20. Il me dit: C`est le lieu où les sacrificateurs feront cuire la chair des sacrifices de culpabilité et d`expiation, et où ils feront cuire les offrandes, pour éviter de les porter dans le parvis extérieur et de sanctifier le peuple.
20. Dia hoy izy tamiko: io no fitoerana fahandroan' ny mpisorona ny fanati-panonerana sy ny fanatitra noho ny ota sy hanendasany ny fanatitra hohanina, mba tsy hitondrany azy mivoaka ho any amin' ny kianja ivelany hahamasina ny olona.
21. Then he brought me forth into the utter court, and caused me to pass by the four corners of the court; and, behold, in every corner of the court there was a court.
21. Il me conduisit ensuite dans le parvis extérieur, et me fit passer vers les quatre angles du parvis. Et voici, il y avait une cour à chacun des angles du parvis.
21. "Dia nentiny nivoaka ho any amin' ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin' ny kianja; ary, indro, ao amin' ny isan-joron' ny kianja dia nisy kianja hafa koa."
22. In the four corners of the court there were courts joined of forty cubits long and thirty broad: these four corners were of one measure.
22. "Aux quatre angles du parvis il y avait des cours voûtées, longues de quarante coudées et larges de trente; toutes les quatre avaient la même mesure, dans les angles."
22. "Teny amin' ny zorony efatra amin' ny kianja dia nisy kianja nofefena; efapolo hakiho avy ny lavany, ary telopolo avy ny sakany; mitovy refy ireo an-jorony efatra ireo."
23. And there was a row of building round about in them, round about them four, and it was made with boiling places under the rows round about.
23. Un mur les entourait toutes les quatre, et des foyers étaient pratiqués au bas du mur tout autour.
23. Ary nisy rafitra teo anatiny manodidina azy, dia manodidina ireo efatra ireo, izay nisy fahandroana ambanin' izany rafitra manodidina izany.
24. Then said he unto me, These are the places of them that boil, where the ministers of the house shall boil the sacrifice of the people.
24. Il me dit: Ce sont les cuisines, où les serviteurs de la maison feront cuire la chair des sacrifices offerts par le peuple.
24. Dia hoy izy tamiko: ireto no tranon' ny mpahandro izay fahandroan' ny mpanao asa fanompoana eto an-trano ny fanatitry ny olona.
<
>