Division of the Land
1. Moreover, when ye shall divide by lot the land for inheritance, ye shall offer an oblation unto the LORD, an holy portion of the land: the length shall be the length of five and twenty thousand reeds, and the breadth shall be ten thousand. This shall be holy in all the borders thereof round about.
1. "Lorsque vous partagerez le pays en héritage par le sort, vous prélèverez comme une sainte offrande pour l`Éternel une portion du pays, longue de vingt-cinq mille cannes et large de dix mille; elle sera sainte dans toute son étendue."
1. "Ary rehefa hozarainareo araka ny antsapaka ny tany mba ho lova, dia hisy hatokanareo ho fanatitra ho an' i Jehovah, dia anjara masina amin' ny tany; ny lavany dia indimy arivo sy roa alin' ny volotara, ary ny sakany iray alina.Ho masina any amin' ny fari-taniny rehetra manodidina izany."
2. Of this there shall be for the sanctuary five hundred in length, with five hundred in breadth, square round about; and fifty cubits round about for the suburbs thereof.
2. De cette portion vous prendrez pour le sanctuaire cinq cents cannes sur cinq cents en carré, et cinquante coudées pour un espace libre tout autour.
2. "Ary io dia hanalana efa-joro sokera ho tany masina, dimanjato ny lavany, ary dimanjato koa ny sakany; ary ho dimampolo hakiho ny tany manodidina azy."
3. And of this measure shalt thou measure the length of five and twenty thousand, and the breadth of ten thousand: and in it shall be the sanctuary and the most holy place.
3. Sur cette étendue de vingt-cinq mille cannes en longueur et dix mille en largeur, tu mesureras un emplacement pour le sanctuaire, pour le lieu très saint.
3. "Ary izany fandrefesana izany no handrefesanao dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany; ary ho ao amin' io ny fitoerana masina, sy ny fitoerana masina indrindra."
4. The holy portion of the land shall be for the priests the ministers of the sanctuary, which shall come near to minister unto the LORD: and it shall be a place for their houses, and an holy place for the sanctuary.
4. "C`est la portion sainte du pays; elle appartiendra aux sacrificateurs qui font le service du sanctuaire, qui s`approchent de l`Éternel pour le servir; c`est là que seront leurs maisons, et ce sera un sanctuaire pour le sanctuaire."
4. Ho anjara masina amin' ny tany izany ka ho an' ny mpisorona, mpanao asa fanompoana ho an' i Jehovah, ary ho fitoeran' ny tranony sy ho tany masina hasiana ny fitoerana masina.
5. And the five and twenty thousand of length, and the ten thousand of breadth, shall also the Levites, the ministers of the house, have for themselves, for a possession for twenty chambers.
5. Vingt-cinq mille cannes en longueur et dix mille en largeur formeront la propriété des Lévites, serviteurs de la maison, avec vingt chambres.
5. "Ary tany dimy arivo amby roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany, no ho an' ny Levita, mpanao ny asa fanompoana ao amin' ny trano; ho fananana ho azy ny efitrano roapolo."
6. And ye shall appoint the possession of the city five thousand broad, and five and twenty thousand long, over against the oblation of the holy portion: it shall be for the whole house of Israel.
6. "Comme propriété de la ville vous destinerez cinq mille cannes en largeur et vingt-cinq mille en longueur, parallèlement à la portion sainte prélevée; ce sera pour toute la maison d`Israël."
6. "Ary homenareo koa ny zara-tany ho an' ny tanàna, dimy arivo ny sakany, ary dimy arivo amby roa alina ny lavany, mifanolotra amin' ny anjara masina voatokana; ho an' ny taranak' Isiraely rehetra izany."
7. And a portion shall be for the prince on the one side and on the other side of the oblation of the holy portion, and of the possession of the city, before the oblation of the holy portion, and before the possession of the city, from the west side westward, and from the east side eastward: and the length shall be over against one of the portions, from the west border unto the east border.
7. Pour le prince vous réserverez un espace aux deux côtés de la portion sainte et de la propriété de la ville, le long de la portion sainte et le long de la propriété de la ville, du côté de l`occident vers l`occident et du côté de l`orient vers l`orient, sur une longueur parallèle à l`une des parts, depuis la limite de l`occident jusqu`à la limite de l`orient.
7. "Ary ny mpanapaka dia homenareo tany eo an-daniny roa amin' ny anjara masina voatokana sy amin' ny tany ho an' ny tanàna, dia ny mifanolotra amin' ny anjara masina voatokana sy ny mifanolotra amin' ny tany ho an' ny tanàna, hatreo amin' ny andrefana mikipaka miankandrefana ary hatreo amin' ny atsinanana mikipaka miantsinanana; ary ny lavany dia mifanolotra amin' ireo anjaran' ny firenena, hatramin' ny faritra andrefana ka hatramin' ny sisiny atsinanana."
8. In the land shall be his possession in Israel: and my princes shall no more oppress my people; and the rest of the land shall they give to the house of Israel according to their tribes.
8. "Ce sera sa terre, sa propriété en Israël; et mes princes n`opprimeront plus mon peuple, mais ils laisseront le pays à la maison d`Israël, selon ses tribus."
8. "Ho taniny izany, dia anjara ho azy ao amin' ny Isiraely; ary ireo mpanapako dia tsy hampahory ny oloko intsony fa hahafoy ny tany sisa ho an' ny taranak' Isiraely araka ny fokony."
9. Thus saith the Lord GOD; Let it suffice you, O princes of Israel: remove violence and spoil, and execute judgment and justice, take away your exactions from my people, saith the Lord GOD.
9. Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Assez, princes d`Israël! cessez la violence et les rapines, pratiquez la droiture et la justice, délivrez mon peuple de vos exactions, dit le Seigneur, l`Éternel.
9. "Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Aoka izay, ry mpanapaka ny Isiraely! Ajanòny ny halozana sy ny fampahoriana ary manaova fitsarana sy fahamarinana; atsaharo ny fampandoavanareo vola ny oloko, hoy Jehovah Andriamanitra."
10. Ye shall have just balances, and a just ephah, and a just bath.
10. Ayez des balances justes, un épha juste, et un bath juste.
10. Mizana marina sy efaha marina ary bata marina ho aoka hotananareo.
11. The ephah and the bath shall be of one measure, that the bath may contain the tenth part of an homer, and the ephah the tenth part of an homer: the measure thereof shall be after the homer.
11. "L`épha et le bath auront la même mesure: le bath contiendra la dixième partie d`un homer, et l`épha la dixième partie d`un homer; leur mesure sera réglée d`après le homer."
11. Hitovy fatra ny efaha sy ny bata, ary ny bata hahalany ny ampahafolon' ny homera, ary ny efaha koa dia ampahafolon' ny homera: ny homera no mariky ny fatrany.
12. And the shekel shall be twenty gerahs: twenty shekels, five and twenty shekels, fifteen shekels, shall be your maneh.
12. Le sicle sera de vingt guéras. La mine aura chez vous vingt sicles, vingt-cinq sicles, quinze sicles.
12. "Ny sekely dia roapolo gera; sekely roapolo sy dimy amby roapolo ary dimy ambin' ny folo no ho manenareo."
13. This is the oblation that ye shall offer; the sixth part of an ephah of an homer of wheat, and ye shall give the sixth part of an ephah of an homer of barley:
13. "Voici l`offrande que vous prélèverez; la sixième partie d`un épha sur un homer de froment, et la sixième partie d`un épha sur un homer d`orge."
13. "Izao no fanatitra haloanareo: ny ampahenin' ny efaha isaky ny homeran' ny vary tritika; ary haloanareo koa ny ampahenin' ny efaha isaky ny homeran' ny vary hordea;"
14. Concerning the ordinance of oil, the bath of oil, ye shall offer the tenth part of a bath out of the cor, which is an homer of ten baths; for ten baths are an homer:
14. Ce que vous devrez pour l`huile, pour un bath d`huile, sera la dixième partie d`un bath sur un cor, qui est égal à un homer de dix baths, car dix baths font un homer.
14. "Ary ny didy ny amin' ny diloilo dia ampahafolon' ny bata,batan’ny diloilo, isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo, satria bata folo no homera iray."
Offerings and Holy Days
15. And one lamb out of the flock, out of two hundred, out of the fat pastures of Israel; for a meat offering, and for a burnt offering, and for peace offerings, to make reconciliation for them, saith the Lord GOD.
15. Une brebis sur un troupeau de deux cents dans les gras pâturages d`Israël sera donnée pour l`offrande, l`holocauste et le sacrifice d`actions de grâces, afin de servir de victime expiatoire, dit le Seigneur, l`Éternel.
15. Ary ondry iray isan-droanjato amin' ny tanin' ny Isiraely izay azon-drano no haloanareo hatao fanatitra hohanina sy fanatitra dorana ary fanati-pihavanana, mba hanaovana fanavotana ho an' ny vahoaka, hoy Jehovah Andriamanitra.
16. All the people of the land shall give this oblation for the prince in Israel.
16. Tout le peuple du pays devra prélever cette offrande pour le prince d`Israël.
16. Ny vahoaka rehetra amin' ny tany no handoa izany fanatitra izany ho an' ny mpanapaka ny Isiraely.
17. And it shall be the prince's part to give burnt offerings, and meat offerings, and drink offerings, in the feasts, and in the new moons, and in the sabbaths, in all solemnities of the house of Israel: he shall prepare the sin offering, and the meat offering, and the burnt offering, and the peace offerings, to make reconciliation for the house of Israel.
17. "Le prince sera chargé des holocaustes, des offrandes et des libations, aux fêtes, aux nouvelles lunes, aux sabbats, à toutes les solennités de la maison d`Israël; il offrira le sacrifice expiatoire, l`offrande, l`holocauste, et le sacrifice d`actions de grâces, en expiation pour la maison d`Israël."
17. "Fa ny mpanapaka kosa no hiantoka ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny fanatitra aidina amin' ny andro firavoravoana sy ny voaloham-bolana ary ny sabata, dia amin' ny andro lehibe rehetra tandreman' ny taranak' Isiraely; izy no hanomana ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra dorana ary ny fanati-pihavanana mba hanaovana fanavotana ho an' ny taranak' Isiraely."
18. Thus saith the Lord GOD; In the first month, in the first day of the month, thou shalt take a young bullock without blemish, and cleanse the sanctuary:
18. Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Le premier jour du premier mois, tu prendras un jeune taureau sans défaut, et tu feras l`expiation du sanctuaire.
18. Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: raha mby amin' ny andro voalohany amin' ny volana voalohany dia haka vantotr' ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.
19. And the priest shall take of the blood of the sin offering, and put it upon the posts of the house, and upon the four corners of the settle of the altar, and upon the posts of the gate of the inner court.
19. Le sacrificateur prendra du sang de la victime expiatoire, et il en mettra sur les poteaux de la maison, sur les quatre angles de l`encadrement de l`autel, et sur les poteaux de la porte du parvis intérieur.
19. Ary hangalan' ny mpisorona ny ràn' ny fanatitra noho ny ota ka hatentiny amin' ny tolànan' ny trano sy amin' ny zoro efatra amin' ny rindrin' ny alitara ary amin' ny tolànan' ny vavahadin' ny kianja anatiny.
20. And so thou shalt do the seventh day of the month for every one that erreth, and for him that is simple: so shall ye reconcile the house.
20. "Tu feras de même le septième jour du mois, pour ceux qui pèchent involontairement ou par imprudence; vous purifierez ainsi la maison."
20. "Ary toy izany koa no hataonao amin' ny andro fahafito amin' ny volana ho an' ny olona manota tsy nahy sy ho an' izay kely saina; ka dia hanao fanavotana ho an' ny trano ianareo."
21. In the first month, in the fourteenth day of the month, ye shall have the passover, a feast of seven days; unleavened bread shall be eaten.
21. "Le quatorzième jour du premier mois, vous aurez la Pâque. La fête durera sept jours; on mangera des pains sans levain."
21. "Amin' ny andro fahefatra ambin' ny folo amin' ny volana voalohany no hanaovanareo ny Paska; andro firavoravoana hafitoana izany ka mofo tsy misy lalivay no hohanina."
22. And upon that day shall the prince prepare for himself and for all the people of the land a bullock for a sin offering.
22. Le prince offrira ce jour-là, pour lui et pour tout le peuple du pays, un taureau en sacrifice d`expiation.
22. Ary amin' izany andro izany ny mpanapaka dia hanomana vantotr' ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota ho an' ny tenany sy ny vahoaka rehetra amin' ny tany.
23. And seven days of the feast he shall prepare a burnt offering to the LORD, seven bullocks and seven rams without blemish daily the seven days; and a kid of the goats daily for a sin offering.
23. Pendant les sept jours de la fête, il offrira en holocauste à l`Éternel sept taureaux et sept béliers sans défaut, chacun des sept jours, et un bouc en sacrifice d`expiation, chaque jour.
23. Ary amin' ny andro firavoravoana hafitoana dia hanomana fanatitra dorana isan' andro mandritra ny hafitoana ho an' i Jehovah izy, dia vantotr' ombilahy fito sy ondrilahy fito tsy misy kilema, ary osilahy iray isan' andro hataony fanatitra noho ny ota.
24. And he shall prepare a meat offering of an ephah for a bullock, and an ephah for a ram, and an hin of oil for an ephah.
24. Il y joindra l`offrande d`un épha pour chaque taureau et d`un épha pour chaque bélier, avec un hin d`huile par épha.
24. Ary hanomana ny fanatitra hohanina koa izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan' ondrilahy, ary diloilo eran' ny hina isan' efaha.
25. In the seventh month, in the fifteenth day of the month, shall he do the like in the feast of the seven days, according to the sin offering, according to the burnt offering, and according to the meat offering, and according to the oil.
25. Le quinzième jour du septième mois, à la fête, il offrira pendant sept jours les mêmes sacrifices d`expiation, les mêmes holocaustes, et la même offrande avec l`huile.
25. Amin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahafito, amin' ny andro firavoravoana, dia hanatitra tahaka izany koa hafitoana izy, na ny fanatitra noho ny ota, na ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hohanina, na ny diloilo.