Rooms for the Priests

1. Then he brought me forth into the utter court, the way toward the north: and he brought me into the chamber that was over against the separate place, and which was before the building toward the north.
1. Il me fit sortir vers le parvis extérieur du côté du septentrion, et il me conduisit aux chambres qui étaient vis-à-vis de la place vide et vis-à-vis du bâtiment, au septentrion.
1. Dia nentiny nivoaka nianavaratra ho any amin' ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin' ny efitrano tandrifin' ny kianja voatokana sady tandrifin' ny trano eo amin' ny avaratra,
2. Before the length of an hundred cubits was the north door, and the breadth was fifty cubits.
2. "Sur la face, où se trouvait la porte septentrionale, il y avait une longueur de cent coudées; et la largeur était de cinquante coudées."
2. Dia ho eo anoloan' ilay lavany zato hakiho izay nisy ny varavarana avaratra, ary ny sakany dimampolo hakiho.
3. Over against the twenty cubits which were for the inner court, and over against the pavement which was for the utter court, was gallery against gallery in three stories.
3. C`était vis-à-vis des vingt coudées du parvis intérieur, et vis-à-vis du pavé du parvis extérieur, là où se trouvaient les galeries des trois étages.
3. Tandrifin' ny roapolo hakiho amin' ny kianja anatiny sady tandrifin' ny lampivato amin' ny kianja ivelany dia nisy lalantsarany nifanandrify teo amin' ny trano fahatelo ambony indrindra.
4. And before the chambers was a walk of ten cubits breadth inward, a way of one cubit; and their doors toward the north.
4. "Devant les chambres, il y avait une allée large de dix coudées, et une voie d`une coudée; leurs portes donnaient au septentrion."
4. "Ary teo anoloan' ny efitrano dia nisy lalana, folo hakiho ny sakany, mankao anatiny, ary lalana iray hakiho izany; ary nanatrika ny avaratra ny varavarany."
5. Now the upper chambers were shorter: for the galleries were higher than these, than the lower, and than the middlemost of the building.
5. Les chambres supérieures étaient plus étroites que les inférieures et que celles du milieu du bâtiment, parce que les galeries leur ôtaient de la place.
5. Ary nohakelezina ny efitrano ambony, fa nangalana ho lalantsarany, ka izany no nahakely azy noho ny ambany sy antenantenany.
6. For they were in three stories, but had not pillars as the pillars of the courts: therefore the building was straitened more than the lowest and the middlemost from the ground.
6. "Il y avait trois étages, mais il n`y avait point de colonnes, comme les colonnes des parvis; c`est pourquoi, à partir du sol, les chambres du haut étaient plus étroites que celles du bas et du milieu."
6. Fa nifanongoa telo ireo, fa tsy nisy andry tahaka ny andrin' ny kianja, ka izany no nahakely azy noho ny ao ambany sy ny ao antenatenany hatreny an-tany.
7. And the wall that was without over against the chambers, toward the utter court on the forepart of the chambers, the length thereof was fifty cubits.
7. "Le mur extérieur parallèle aux chambres, du côté du parvis extérieur, devant les chambres, avait cinquante coudées de longueur;"
7. Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin' ny efitrano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan' ny efitrano ka dimampolo hakiho ny lavany.
8. For the length of the chambers that were in the utter court was fifty cubits: and, lo, before the temple were an hundred cubits.
8. car la longueur des chambres du côté du parvis extérieur était de cinquante coudées. Mais sur la face du temple il y avait cent coudées.
8. "Fa ny lavan' ireo efitrano izay teo amin' ny kianja ivelany dia dimampolo hakiho; ary, indro, ny teo anoloan' ny tempoly dia zato hakiho."
9. And from under these chambers was the entry on the east side, as one goeth into them from the utter court.
9. Au bas de ces chambres était l`entrée de l`orient, quand on y venait du parvis extérieur.
9. Ary teo ambanin' ireo efitrano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana, raha miditra amin' ireo avy eo amin' ny kianja ivelany.
10. The chambers were in the thickness of the wall of the court toward the east, over against the separate place, and over against the building.
10. Il y avait encore des chambres sur la largeur du mur du parvis du côté de l`orient, vis-à-vis de la place vide et vis-à-vis du bâtiment.
10. Ary nisy efitrano koa teo amin' ny sakan' ny ampiantanin' ny kianja teo amin' ny atsinanana, tandrifin' ny kianja voatokana sady tandrifin' ny trano.
11. And the way before them was like the appearance of the chambers which were toward the north, as long as they, and as broad as they: and all their goings out were both according to their fashions, and according to their doors.
11. "Devant elles, il y avait une allée, comme devant les chambres qui étaient du côté du septentrion. La longueur et la largeur étaient les mêmes; leurs issues, leur disposition et leurs portes étaient semblables."
11. "Ary nisy lalana teo anoloany, ary tahaka ny tarehin' ny efitrano teo amin' ny avaratra ny tarehiny, sady mitovy amin'ny an' ireo avokoa ny lavany sy ny sakany ary ny fivoahana avy ao aminy mbamin' ny fombafombany rehetra sy ny varavarany;"
12. And according to the doors of the chambers that were toward the south was a door in the head of the way, even the way directly before the wall toward the east, as one entereth into them.
12. Il en était de même pour les portes des chambres du côté du midi. Il y avait une porte à la tête de l`allée, de l`allée qui se trouvait droit devant le mur du côté de l`orient, par où l`on y entrait.
12. Ary tahaka ny varavaran' ny efitrano eo amin' ny atsimo dia nasiana varavarana koa teo amin' ny fiandohan' ny lalana, dia ilay lalana eo anoloan' ny ampiantany mifanolotra aminy, dia ny lalana avy eo amin' ny atsinanana, raha miditra ao aminy.
13. Then said he unto me, The north chambers and the south chambers, which are before the separate place, they be holy chambers, where the priests that approach unto the LORD shall eat the most holy things: there shall they lay the most holy things, and the meat offering, and the sin offering, and the trespass offering; for the place is holy.
13. "Il me dit: Les chambres du septentrion et les chambres du midi, qui sont devant la place vide, ce sont les chambres saintes, où les sacrificateurs qui s`approchent de l`Éternel mangeront les choses très saintes; ils y déposeront les choses très saintes, les offrandes, les victimes présentées dans les sacrifices d`expiation et de culpabilité; car le lieu est saint."
13. "Dia hoy izy tamiko: Ny efitrano avaratra sy ny efitrano atsimo, izay eo anoloan' ny kianja voatokana, dia efitrano masina, hihinanan' ny mpisorona izay manatona an' i Jehovah ny zavatra masina indrindra; any no hametrahany izay zavatra masina indrindra, dia ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanati-panonerana; fa masina io fitoerana io."
14. When the priests enter therein, then shall they not go out of the holy place into the utter court, but there they shall lay their garments wherein they minister; for they are holy; and shall put on other garments, and shall approach to those things which are for the people.
14. "Quand les sacrificateurs seront entrés, ils ne sortiront pas du sanctuaire pour aller dans le parvis extérieur, mais ils déposeront là les vêtements avec lesquels ils font le service, car ces vêtements sont saints; ils en mettront d`autres pour s`approcher du peuple."
14. "Raha miditra ao ny mpisorona, dia tsy hiala amin' ny fitoerana masina ho any amin' ny kianja ivelany izy, fa ao no hamelany ny fitafiana masina izay nentiny nanao ny asa fanompoana, satria masina ireo; ary hitafy fitafiana hafa izy vao manatona izay an' ny olona."
15. Now when he had made an end of measuring the inner house, he brought me forth toward the gate whose prospect is toward the east, and measured it round about.
15. Lorsqu`il eut achevé de mesurer la maison intérieure, il me fit sortir par la porte qui était du côté de l`orient, et il mesura l`enceinte tout autour.
15. "Ary nony vita ny nandrefesany ny trano anatiny dia nentiny nivoaka nankany amin' ny vavahady izay manatrika ny atsinanana aho ka norefesiny ny manodidina;"
16. He measured the east side with the measuring reed, five hundred reeds, with the measuring reed round about.
16. Il mesura le côté de l`orient avec la canne qui servait de mesure, et il y avait tout autour cinq cents cannes.
16. Norefesiny tamin' ny volotara fandrefesana ny lafiny atsinanana, ka indimanjaton' ny volotara manodidina raha amin' ny volotara fandrefesana.
17. He measured the north side, five hundred reeds, with the measuring reed round about.
17. Il mesura le côté du septentrion avec la canne qui servait de mesure, et il y avait tout autour cinq cents cannes.
17. Norefesina ny lafiny avaratra, ka indimanjaton' ny volotara manodidina, raha amin' ny volotara fandrefesana.
18. He measured the south side, five hundred reeds, with the measuring reed.
18. Il mesura le côté du midi avec la canne qui servait de mesure, et il y avait cinq cents cannes.
18. Norefesiny ny lafiny atsimo ka indimanjaton' ny volotara, raha amin' ny volotara fandrefesana.
19. He turned about to the west side, and measured five hundred reeds with the measuring reed.
19. Il se tourna du côté de l`occident, et mesura cinq cents cannes avec la canne qui servait de mesure.
19. Nitodika nankany amin' ny lafiny andrefana izy ka nandrefy indimanjaton' ny volotara tamin' ny volotara fandrefesana.
20. He measured it by the four sides: it had a wall round about, five hundred reeds long, and five hundred broad, to make a separation between the sanctuary and the profane place.
20. "Il mesura des quatre côtés le mur formant l`enceinte de la maison; la longueur était de cinq cents cannes, et la largeur de cinq cents cannes; ce mur marquait la séparation entre le saint et le profane."
20. Norefesiny avokoa ny lafiny efatra. Nisy ampiantany manodidina, indimanjaton' ny volotara ny lavany, ary indimanjatony ny sakany, hampiavaka ny fitoerana masina sy ny tsy masina.
<
>