A Cedar in Lebanon
1. And it came to pass in the eleventh year, in the third month, in the first day of the month, that the word of the LORD came unto me, saying,
1. La onzième année, le premier jour du troisième mois, la parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
1. Ary izao no niseho, tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahatelo tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
2. Son of man, speak unto Pharaoh king of Egypt, and to his multitude; Whom art thou like in thy greatness?
2. Fils de l`homme, dis à Pharaon, roi d`Égypte, et à sa multitude: A qui ressembles-tu dans ta grandeur?
2. Ry zanak' olona, mitenena amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta sy amin' ny vahoakany marobe hoe: tahaka an' iza moa ianao amin' ny fahalehibiazanao?
3. Behold, the Assyrian was a cedar in Lebanon with fair branches, and with a shadowing shroud, and of an high stature; and his top was among the thick boughs.
3. "Voici, l`Assyrie était un cèdre du Liban; Ses branches étaient belles, Son feuillage était touffu, sa tige élevée, Et sa cime s`élançait au milieu d`épais rameaux."
3. Indro, Asyria dia sedera tsara rantsana any Libanona ary misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo ka mitehika amin' ny rahona matevina ny tendrony.
4. The waters made him great, the deep set him up on high with her rivers running round about his plants, and sent out her little rivers unto all the trees of the field.
4. "Les eaux l`avaient fait croître, L`abîme l`avait fait pousser en hauteur; Des fleuves coulaient autour du lieu où il était planté, Et envoyaient leurs canaux à tous les arbres des champs."
4. Ny rano no nahalehibe azy, eny, ny rano lalina no nampijoroaka azy ary ny ranovelony no nandeha manodidina ny tany nambolena azy ka nampandeha ny lakan-dranony hankamin' ny hazo rehetra any an-tsaha.
5. Therefore his height was exalted above all the trees of the field, and his boughs were multiplied, and his branches became long because of the multitude of waters, when he shot forth.
5. C`est pourquoi sa tige s`élevait au-dessus de tous les arbres des champs, Ses branches avaient multiplié, ses rameaux s`étendaient, Par l`abondance des eaux qui l`avaient fait pousser.
5. Koa dia nijoroaka ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan' ny rano tamin' ny fisandrahany.
6. All the fowls of heaven made their nests in his boughs, and under his branches did all the beasts of the field bring forth their young, and under his shadow dwelt all great nations.
6. Tous les oiseaux du ciel nichaient dans ses branches, Toutes les bêtes des champs faisaient leurs petits sous ses rameaux, Et de nombreuses nations habitaient toutes à son ombre.
6. "Teo amin' ny sampany no nanaovan' ny voro-manidina eny amin' ny habakabaka rehetra ny akaniny; ary teo ambanin' ny rantsany no niterahan' ny biby eny an-tsaha rehetra sady teo amin' ny alokalony no nitoeran' ny firenena malaza rehetra."
7. Thus was he fair in his greatness, in the length of his branches: for his root was by great waters.
7. Il était beau par sa grandeur, par l`étendue de ses branches, Car ses racines plongeaient dans des eaux abondantes.
7. "Ka dia tsara tarehy tamin' ny fahalehibiazany sy ny halavan' ny sampany izy; fa tany amin' ny rano lehibe ny fakany."
8. The cedars in the garden of God could not hide him: the fir trees were not like his boughs, and the chestnut trees were not like his branches; nor any tree in the garden of God was like unto him in his beauty.
8. "Les cèdres du jardin de Dieu ne le surpassaient point, Les cyprès n`égalaient point ses branches, Et les platanes n`étaient point comme ses rameaux; Aucun arbre du jardin de Dieu ne lui était comparable en beauté."
8. "Tsy nahatakona azy ny sedera tao amin' ny sahan' Andriamanitra; tsy mba nahatoraka ny sampany ny hazo kypreso, ary tsy mba nanana rantsana tahaka azy ny hazo platana; ary tsy nisy tsara tarehy tahaka azy ny hazo rehetra tany amin' ny sahan' Andriamanitra."
9. I have made him fair by the multitude of his branches: so that all the trees of Eden, that were in the garden of God, envied him.
9. Je l`avais embelli par la multitude de ses branches, Et tous les arbres d`Éden, dans le jardin de Dieu, lui portaient envie.
9. Nohatsaraiko tamin' ny haben' ny rantsany ny tarehiny ka dia nialona azy ny hazo rehetra tany Edena, dia ireo tany amin' ny sahan' Andriamanitra.
10. Therefore thus saith the Lord GOD; Because thou hast lifted up thyself in height, and he hath shot up his top among the thick boughs, and his heart is lifted up in his height;
10. C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Parce qu`il avait une tige élevée, Parce qu`il lançait sa cime au milieu d`épais rameaux, Et que son coeur était fier de sa hauteur,
10. Koa izany no nilazan' i Jehovah Tompo hoe: satria nanandra-tena nijoroako avo ianao ka nanandratra ny lohany teo amin' ny rahona matevina ary nirehareha ny fony noho ny haavony,
11. I have therefore delivered him into the hand of the mighty one of the heathen; he shall surely deal with him: I have driven him out for his wickedness.
11. "Je l`ai livré entre les mains du héros des nations, Qui le traitera selon sa méchanceté; je l`ai chassé."
11. "Dia hatolotro eo an-tanan' ilay mahery amin' ny jentilisa izy; hamely azy tokoa io; noho ny faharatsiany no nandroahako azy."
12. And strangers, the terrible of the nations, have cut him off, and have left him: upon the mountains and in all the valleys his branches are fallen, and his boughs are broken by all the rivers of the land; and all the people of the earth are gone down from his shadow, and have left him.
12. "Des étrangers, les plus violents des peuples, l`ont abattu et rejeté; Ses branches sont tombées dans les montagnes et dans toutes les vallées. Ses rameaux se sont brisés dans tous les ravins du pays; Et tous les peuples de la terre se sont retirés de son ombre, Et l`ont abandonné."
12. "Ary vahiny masiaka indrindra amin' ny firenena no nanapaka azy sady nanary azy; teny an-tendrombohitra sy teny amin' ny lohasaha rehetra no nihahafan' ny sampany ary notapatapahina teny amoron' ny ony rehetra amin' ny tany ny rantsany; ary nidina niala tamin' ny alokalony ny firenena rehetra ka nahafoy azy."
13. Upon his ruin shall all the fowls of the heaven remain, and all the beasts of the field shall be upon his branches:
13. Sur ses débris sont venus se poser tous les oiseaux du ciel, Et toutes les bêtes des champs ont fait leur gîte parmi ses rameaux,
13. Hipetraka eo amin' ny faharavany ny voro-manidina eny an-danitra rehetra, ary eny amin' ny sampany ny biby eny an-tsaha rehetra.
14. To the end that none of all the trees by the waters exalt themselves for their height, neither shoot up their top among the thick boughs, neither their trees stand up in their height, all that drink water: for they are all delivered unto death, to the nether parts of the earth, in the midst of the children of men, with them that go down to the pit.
14. "Afin que tous les arbres près des eaux n`élèvent plus leur tige, Et qu`ils ne lancent plus leur cime au milieu d`épais rameaux, Afin que tous les chênes arrosés d`eau ne gardent plus leur hauteur; Car tous sont livrés à la mort, aux profondeurs de la terre, Parmi les enfants des hommes, Avec ceux qui descendent dans la fosse."
14. "Mba tsy hisy hiavonavona intsony noho ny haavony ny hazo rehetra eny amoron' ny rano, na hanandratra ny lohany ho eo amin' ny rahona matevina, sady tsy hisy hitoky amin' ny haavony intsony ny hazo mifo-drano rehetra; fa voatolotra ho faty izy rehetra ho any ambanin' ny tany, ho ao amin' ny zanak' olombelona dia any amin' izay midina any an-davaka."
15. Thus saith the Lord GOD; In the day when he went down to the grave I caused a mourning: I covered the deep for him, and I restrained the floods thereof, and the great waters were stayed: and I caused Lebanon to mourn for him, and all the trees of the field fainted for him.
15. "Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Le jour où il est descendu dans le séjour des morts, J`ai répandu le deuil, j`ai couvert l`abîme à cause de lui, Et j`en ai retenu les fleuves; Les grandes eaux ont été arrêtées; J`ai rendu le Liban triste à cause de lui, Et tous les arbres des champs ont été desséchés."
15. "Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: tamin' ny andro nidinany ho any am-pasana dia nampanao fisaonana Aho; nanarona ny lalina noho ny aminy Aho sady nanampina ny ony avy aminy, ka dia najanona ny rano lehibe; nampisaoniko Libanona noho ny aminy, ka nalazo noho ny aminy ny hazo rehetra tany an-tsaha."
16. I made the nations to shake at the sound of his fall, when I cast him down to hell with them that descend into the pit: and all the trees of Eden, the choice and best of Lebanon, all that drink water, shall be comforted in the nether parts of the earth.
16. "Par le bruit de sa chute j`ai fait trembler les nations, Quand je l`ai précipité dans le séjour des morts, Avec ceux qui descendent dans la fosse; Tous les arbres d`Éden ont été consolés dans les profondeurs de la terre, Les plus beaux et les meilleurs du Liban, Tous arrosés par les eaux."
16. "Tamin' ny fiezinezin' ny fianjerany dia nampihorohoroiko ny firenena raha nampidiniko ho any amin' ny helo izy, ho naman' izay midina any an-davaka; ary ny hazo rehetra any Edena dia ny voafantina sady soa indrindra any Libanona dia izay mifo-drano rehetra, samy hampiononina any amin' ny fanambanin' ny tany."
17. They also went down into hell with him unto them that be slain with the sword; and they that were his arm, that dwelt under his shadow in the midst of the heathen.
17. "Eux aussi sont descendus avec lui dans le séjour des morts, Vers ceux qui ont péri par l`épée; Ils étaient son bras et ils habitaient à son ombre parmi les nations."
17. Ireo koa dia niara-nidina taminy ho any amin' ny helo, ho any amin' izay voatrabaky ny sabatra, mbamin' ireo izay efa sandriny izay nipetraka teo ambanin' ny alokalony teo amin' ny jentilisa.
18. To whom art thou thus like in glory and in greatness among the trees of Eden? yet shalt thou be brought down with the trees of Eden unto the nether parts of the earth: thou shalt lie in the midst of the uncircumcised with them that be slain by the sword. This is Pharaoh and all his multitude, saith the Lord GOD.
18. A qui ressembles-tu ainsi en gloire et en grandeur Parmi les arbres d`Éden? Tu seras précipité avec les arbres d`Éden Dans les profondeurs de la terre, Tu seras couché au milieu des incirconcis, Avec ceux qui ont péri par l`épée. Voilà Pharaon et toute sa multitude! Dit le Seigneur, l`Éternel.
18. "Tahaka an' iza amin' ny hazo any Edena moa ianao amin' izao voninahitra sy fahalehibiazana izao? Hampidinina ho any amin' ny fanambanin' ny tany miaraka amin' ny hazo any Edena ianao; eo amin' ny tsy voafora no hiamparanao, dia eo amin' izay voatrabaky ny sabatra. Farao sy ny vahoakany maro be rehetra izany, hoy Jehovah Andriamanitra."