1. And the LORD said unto Moses, See, I have made thee a god to Pharaoh: and Aaron thy brother shall be thy prophet.
1. L`Éternel dit à Moïse: Vois, je te fais Dieu pour Pharaon: et Aaron, ton frère, sera ton prophète.
1. "Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro, efa nataoko andriamanitra ho an' i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao."
2. Thou shalt speak all that I command thee: and Aaron thy brother shall speak unto Pharaoh, that he send the children of Israel out of his land.
2. "Toi, tu diras tout ce que je t`ordonnerai; et Aaron, ton frère, parlera à Pharaon, pour qu`il laisse aller les enfants d`Israël hors de son pays."
2. Hilaza izay rehetra andidiako anao ianao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin' i Farao, mba handefasany ny Zanak' Isiraely hiala amin' ny taniny.
3. And I will harden Pharaoh's heart, and multiply my signs and my wonders in the land of Egypt.
3. Et moi, j`endurcirai le coeur de Pharaon, et je multiplierai mes signes et mes miracles dans le pays d`Égypte.
3. Ary hanamafy ny fon' i Farao Aho sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana hataoko amin' ny tany Egypta.
4. But Pharaoh shall not hearken unto you, that I may lay my hand upon Egypt, and bring forth mine armies, and my people the children of Israel, out of the land of Egypt by great judgments.
4. Pharaon ne vous écoutera point. Je mettrai ma main sur l`Égypte, et je ferai sortir du pays d`Égypte mes armées, mon peuple, les enfants d`Israël, par de grands jugements.
4. Fa tsy hihaino anareo Farao, ka dia hamely an' i Egypta ny tanako, ary fitsarana lehibe no hitondrako ny tafiko, sy ny Zanak' Isiraely oloko hiala amin' ny tany Egypta.
5. And the Egyptians shall know that I am the LORD, when I stretch forth mine hand upon Egypt, and bring out the children of Israel from among them.
5. Les Égyptiens connaîtront que je suis l`Éternel, lorsque j`étendrai ma main sur l`Égypte, et que je ferai sortir du milieu d`eux les enfants d`Israël.
5. Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin' i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak' Isiraely hivoaka avy eo aminy.
6. And Moses and Aaron did as the LORD commanded them, so did they.
6. "Moïse et Aaron firent ce que l`Éternel leur avait ordonné; ils firent ainsi."
6. Dia nataon' i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian' i Jehovah azy no nataony.
7. And Moses was fourscore years old, and Aaron fourscore and three years old, when they spake unto Pharaoh.
7. Moïse était âgé de quatre-vingts ans, et Aaron de quatre-vingt-trois ans, lorsqu`ils parlèrent à Pharaon.
7. Ary efa valopolo taona Mosesy, ary efa telo amby valopolo taona kosa Arona, raha niteny tamin' i Farao izy ireo.

Aaron's Staff Becomes a Snake

8. And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
8. L`Éternel dit à Moïse et à Aaron:
8. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy sy Arona :
9. When Pharaoh shall speak unto you, saying, Shew a miracle for you: then thou shalt say unto Aaron, Take thy rod, and cast it before Pharaoh, and it shall become a serpent.
9. Si Pharaon vous parle, et vous dit: Faites un miracle! tu diras à Aaron: Prends ta verge, et jette-la devant Pharaon. Elle deviendra un serpent.
9. Raha hiteny aminareo Farao ka hanao hoe: Manehoa fahagagana hanambara anareo. Dia lazao amin' i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka atsipazo eo anatrehan' i Farao, dia ho tonga menarana izany.
10. And Moses and Aaron went in unto Pharaoh, and they did so as the LORD had commanded: and Aaron cast down his rod before Pharaoh, and before his servants, and it became a serpent.
10. "Moïse et Aaron allèrent auprès de Pharaon, et ils firent ce que l`Éternel avait ordonné. Aaron jeta sa verge devant Pharaon et devant ses serviteurs; et elle devint un serpent."
10. "Ary Mosesy sy Arona nankao amin' i Farao ka nanao araka izay efa nandidian' i Jehovah; dia natsipin' i Arona teo anatrehan' i Farao sy teo anatrehan' ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana izany."
11. Then Pharaoh also called the wise men and the sorcerers: now the magicians of Egypt, they also did in like manner with their enchantments.
11. "Mais Pharaon appela des sages et des enchanteurs; et les magiciens d`Égypte, eux aussi, en firent autant par leurs enchantements."
11. "Dia nampanalain' i Farao koa ny olon-kendry sy ny mpanana ody; ary ireo ombiasin' i Egypta ireo koa dia nanao toy izany tamin' ny fankatovany."
12. For they cast down every man his rod, and they became serpents: but Aaron's rod swallowed up their rods.
12. Ils jetèrent tous leurs verges, et elles devinrent des serpents. Et la verge d`Aaron engloutit leurs verges.
12. "Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin' i Arona nitelina ny tehin' ireo."
13. And he hardened Pharaoh's heart, that he hearkened not unto them; as the LORD had said.
13. Le coeur de Pharaon s`endurcit, et il n`écouta point Moïse et Aaron selon ce que l`Éternel avait dit.
13. Dia nanamafy ny fon' i Farao Izy, mba tsy hihainoany azy ireo araka ny efa nolazain' i Jehovah.

The Plague of Blood

14. And the LORD said unto Moses, Pharaoh's heart is hardened, he refuseth to let the people go.
14. "L`Éternel dit à Moïse: Pharaon a le coeur endurci; il refuse de laisser aller le peuple."
14. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Nohamafisina ny fon' i Farao, ka mandà tsy handefa ny olona izy.
15. Get thee unto Pharaoh in the morning; lo, he goeth out unto the water; and thou shalt stand by the river's brink against he come; and the rod which was turned to a serpent shalt thou take in thine hand.
15. "Va vers Pharaon dès le matin; il sortira pour aller près de l`eau, et tu te présenteras devant lui au bord du fleuve. Tu prendras à ta main la verge qui a été changée en serpent,"
15. "Mankanesa ao amin' i Farao ianao raha maraina; indro, hivoaka ho any amin' ny rano izy; dia hijanona eo amoron' ny renirano ianao ambara-piaviny; ary ny tehina izay niova ho menarana dia hoentinao eny an-tananao."
16. And thou shalt say unto him, The LORD God of the Hebrews hath sent me unto thee, saying, Let my people go, that they may serve me in the wilderness: and, behold, hitherto thou wouldest not hear.
16. et tu diras à Pharaon: L`Éternel, le Dieu des Hébreux, m`a envoyé auprès de toi, pour te dire: Laisse aller mon peuple, afin qu`il me serve dans le désert. Et voici, jusqu`à présent tu n`as point écouté.
16. "Dia hilaza aminy ianao hoe: Jehovah Andriamanitry ny Hebreo efa naniraka ahy hankaty aminao hanao hoe: Alefaso ny oloko mba hanompoany Ahy any an' efitra; fa, indro, tsy nety nihaino ianao mandraka ankehitriny."
17. Thus saith the LORD, In this thou shalt know that I am the LORD: behold, I will smite with the rod that is in mine hand upon the waters which are in the river, and they shall be turned to blood.
17. "Ainsi parle l`Éternel: A ceci tu connaîtras que je suis l`Éternel. Je vais frapper les eaux du fleuve avec la verge qui est dans ma main; et elles seront changées en sang."
17. Koa izao no lazain' i Jehovah: Izao no hahafantaranao fa Izaho no Jehovah, indro, ny tehina ety an-tanako no hikapohako ny rano ao amin' ny renirano, ka ho tonga rà izany.
18. And the fish that is in the river shall die, and the river shall stink; and the Egyptians shall lothe to drink of the water of the river.
18. Les poissons qui sont dans le fleuve périront, le fleuve se corrompra, et les Égyptiens s`efforceront en vain de boire l`eau du fleuve.
18. Dia ho faty ny hazandrano ao amin' ny renirano, ka ho maimbo ny renirano, ary tsy ho tian' ny Egyptiana ny hisotro ny rano amin' ny renirano.
19. And the LORD spake unto Moses, Say unto Aaron, Take thy rod, and stretch out thine hand upon the waters of Egypt, upon their streams, upon their rivers, and upon their ponds, and upon all their pools of water, that they may become blood; and that there may be blood throughout all the land of Egypt, both in vessels of wood, and in vessels of stone.
19. L`Éternel dit à Moïse: Dis à Aaron: Prends ta verge, et étends ta main sur les eaux des Égyptiens, sur leurs rivières, sur leurs ruisseaux, sur leurs étangs, et sur tous leurs amas d`eaux. Elles deviendront du sang: et il y aura du sang dans tout le pays d`Égypte, dans les vases de bois et dans les vases de pierre.
19. "Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka ahinjiro ambonin' ny ranon' i Egypta ny tananao, ambonin' ny sampan-dranony, ambonin' ny reniranony, sy ambonin' ny kamoriny rehetra, mba ho tonga rà ireny; ary hisy rà eran' ny tany Egypta rehetra, na amin' ny fitoeran-drano hazo, na amin' ny fitoeran-drano vato."
20. And Moses and Aaron did so, as the LORD commanded; and he lifted up the rod, and smote the waters that were in the river, in the sight of Pharaoh, and in the sight of his servants; and all the waters that were in the river were turned to blood.
20. "Moïse et Aaron firent ce que l`Éternel avait ordonné. Aaron leva la verge, et il frappa les eaux qui étaient dans le fleuve, sous les yeux de Pharaon et sous les yeux de ses serviteurs; et toutes les eaux du fleuve furent changées en sang."
20. "Ary nataon' i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian' i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao amin' ny renirano, teo imason' i Farao sy teo imason' ny mpanompony; dia tonga rà ny rano rehetra tao amin' ny renirano."
21. And the fish that was in the river died; and the river stank, and the Egyptians could not drink of the water of the river; and there was blood throughout all the land of Egypt.
21. Les poissons qui étaient dans le fleuve périrent, le fleuve se corrompit, les Égyptiens ne pouvaient plus boire l`eau du fleuve, et il y eut du sang dans tout le pays d`Égypte.
21. "Dia maty ny hazandrano tao amin' ny renirano; ary maimbo ny renirano, ka tsy azon' ny Egyptiana nosotroina ny rano avy amin' ny renirano; ary nisy rà eran' ny tany Egypta rehetra."
22. And the magicians of Egypt did so with their enchantments: and Pharaoh's heart was hardened, neither did he hearken unto them; as the LORD had said.
22. Mais les magiciens d`Égypte en firent autant par leurs enchantements. Le coeur de Pharaon s`endurcit, et il n`écouta point Moïse et Aaron, selon ce que l`Éternel avait dit.
22. "Ary ny ombiasin' i Egypta nanao toy izany tamin' ny fankatovany; dia nohamafisina ny fon' i Farao, sady tsy nihaino azy ireo izy, araka ny efa nolazain' i Jehovah."
23. And Pharaoh turned and went into his house, neither did he set his heart to this also.
23. "Pharaon s`en retourna, et alla dans sa maison; et il ne prit pas même à coeur ces choses."
23. Dia nihodina Farao ka nankany an-tranony sady tsy mba nalatsany tam-pony akory izany.
24. And all the Egyptians digged round about the river for water to drink; for they could not drink of the water of the river.
24. "Tous les Égyptiens creusèrent aux environs du fleuve, pour trouver de l`eau à boire; car ils ne pouvaient boire de l`eau du fleuve."
24. Ary ny Egyptiana rehetra nihady rano manodidina ny renirano hosotroina, fa tsy azony nisotroana ny rano tao amin' ny renirano.

The Plague of Frogs

25. And seven days were fulfilled, after that the LORD had smitten the river.
25. Il s`écoula sept jours, après que l`Éternel eut frappé le fleuve.
25. Ary nisy hafitoana taorian' ny namelezan' i Jehovah ny renirano.
<
>