The Ark
1. And Bezaleel made the ark of shittim wood: two cubits and a half was the length of it, and a cubit and a half the breadth of it, and a cubit and a half the height of it:
1. "Betsaleel fit l`arche de bois d`acacia; sa longueur était de deux coudées et demie, sa largeur d`une coudée et demie, et sa hauteur d`une coudée et demie."
1. "Ary nanao ny fiara tamin' ny hazo sitima i Bezalila: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony;"
2. And he overlaid it with pure gold within and without, and made a crown of gold to it round about.
2. Il la couvrit d`or pur en dedans et en dehors, et il y fit une bordure d`or tout autour.
2. "Ary nopetahany volamena madio anatiny sy ivelany; ary nasiany koronosy volamena manodidina."
3. And he cast for it four rings of gold, to be set by the four corners of it; even two rings upon the one side of it, and two rings upon the other side of it.
3. Il fondit pour elle quatre anneaux d`or, qu`il mit à ses quatre coins, deux anneaux d`un côté et deux anneaux de l`autre côté.
3. "Ary nandrendrika vavavola volamena efatra ho an' izany izy, hatao eo amin' ny zorony efatra; dia vavavola roa eo amin' ny lafiny iray, ary vavavola roa eo amin' ny lafiny ilany."
4. And he made staves of shittim wood, and overlaid them with gold.
4. Il fit des barres de bois d`acacia, et les couvrit d`or.
4. Ary nanao bao tamin' ny hazo sitima izy, ka nopetahany volamena izany.
5. And he put the staves into the rings by the sides of the ark, to bear the ark.
5. Il passa les barres dans les anneaux sur les côtés de l`arche, pour porter l`arche.
5. Ary nampidiriny tamin' ny vavavola eo amin' ny lafin' ny fiara ny bao, hilanjana ny fiara.
6. And he made the mercy seat of pure gold: two cubits and a half was the length thereof, and one cubit and a half the breadth thereof.
6. "Il fit un propitiatoire d`or pur; sa longueur était de deux coudées et demie, et sa largeur d`une coudée et demie."
6. "Ary nanao ny rakotra fanaovam-panavotana tamin' ny volamena madio izy; roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany."
7. And he made two cherubims of gold, beaten out of one piece made he them, on the two ends of the mercy seat;
7. "Il fit deux chérubins d`or; il les fit d`or battu, aux deux extrémités du propitiatoire,"
7. Ary nanao kerobima volamena roa izy, voasana avy tamin' ny vongana iray no nanaovany azy, teo amin' ny laniny roa amin' ny rakotra fanaovam-panavotana.
8. One cherub on the end on this side, and another cherub on the other end on that side: out of the mercy seat made he the cherubims on the two ends thereof.
8. "un chérubin à l`une des extrémités, et un chérubin à l`autre extrémité; il fit les chérubins sortant du propitiatoire à ses deux extrémités."
8. "Kerobima iray teo amin' ny lanin' ny lafiny iray, ary kerobima iray teo amin' ny lanin' ny lafiny ilany; avy tamin' ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima teo amin' ny laniny roa."
9. And the cherubims spread out their wings on high, and covered with their wings over the mercy seat, with their faces one to another; even to the mercy seatward were the faces of the cherubims.
9. "Les chérubins étendaient les ailes par-dessus, couvrant de leurs ailes le propitiatoire, et se regardant l`un l`autre; les chérubins avaient la face tournée vers le propitiatoire."
9. "Ary ny kerobima namelatra ny elany teo ambony, ka nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana tamin' ny elany, ary ny tavany nifanatrika ; sady nanatrika ny rakotra ny tavan' ny kerobima."
The Table
10. And he made the table of shittim wood: two cubits was the length thereof, and a cubit the breadth thereof, and a cubit and a half the height thereof:
10. Il fit la table de bois d`acacia, sa longueur était de deux coudées, sa largeur d`une coudée, et sa hauteur d`une coudée et demie.
10. "Ary nanao ny latabatra tamin' ny hazo sitima izy; roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony."
11. And he overlaid it with pure gold, and made thereunto a crown of gold round about.
11. Il la couvrit d`or pur, et il y fit une bordure d`or tout autour.
11. Ary nopetahany volamena madio izany sady nasiany koronosy volamena manodidina azy.
12. Also he made thereunto a border of an handbreadth round about; and made a crown of gold for the border thereof round about.
12. Il y fit à l`entour un rebord de quatre doigts, sur lequel il mit une bordure d`or tout autour.
12. Ary nasiany sisiny vodi-voam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.
13. And he cast for it four rings of gold, and put the rings upon the four corners that were in the four feet thereof.
13. Il fondit pour la table quatre anneaux d`or, et mit les anneaux aux quatre coins, qui étaient à ses quatre pieds.
13. "Ary nandrendrika vavavola volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin' ny zorony efatra, izay teo amin' ny tongony efatra ireo;"
14. Over against the border were the rings, the places for the staves to bear the table.
14. Les anneaux étaient près du rebord, et recevaient les barres pour porter la table.
14. Teo akaikin' ny sisiny no nisy ny vavavola, ireo no fitoeran' ny bao hilanjana ny latabatra.
15. And he made the staves of shittim wood, and overlaid them with gold, to bear the table.
15. "Il fit les barres de bois d`acacia, et les couvrit d`or; et elles servaient à porter la table."
15. Ary hazo sitima no nanaovany ny bao ka nopetahany volamena izany, hilanjana ny latabatra.
16. And he made the vessels which were upon the table, his dishes, and his spoons, and his bowls, and his covers to cover withal, of pure gold.
16. "Il fit les ustensiles qu`on devait mettre sur la table, ses plats, ses coupes, ses calices et ses tasses pour servir aux libations; il les fit d`or pur."
16. Ary nanao ny fanaka izay teo ambonin' ny latabatra izy, ny loviany sy sotrony sy ny kapoakany sy ny sarony hanaronana, tamin' ny volamena madio.
The Lampstand
17. And he made the candlestick of pure gold: of beaten work made he the candlestick; his shaft, and his branch, his bowls, his knops, and his flowers, were of the same:
17. "Il fit le chandelier d`or pur; il fit le chandelier d`or battu; son pied, sa tige, ses calices, ses pommes et ses fleurs, étaient d`une même pièce."
17. "Ary nanao ny fanaovanjiro tamin' ny volamena madio izy; voasana no nanaovany ny fanaovanjiro; ny faladiany sy ny sampany, ny vodi-voniny, ny kiboriny ary ny voniny dia avy tamin' ny iray ihany."
18. And six branches going out of the sides thereof; three branches of the candlestick out of the one side thereof, and three branches of the candlestick out of the other side thereof:
18. Six branches sortaient de ses côtés, trois branches du chandelier de l`un des côtés, et trois branches du chandelier de l`autre côté.
18. "Ary sampany enina no mivoaka avy tamin' ireo lafiny; sampany telo amin' ny fanaovanjiro avy amin' ny lafiny iray, ary sampany telo amin' ny fanaovanjiro avy amin' ny lafiny ilany."
19. Three bowls made after the fashion of almonds in one branch, a knop and a flower; and three bowls made like almonds in another branch, a knop and a flower: so throughout the six branches going out of the candlestick.
19. "Il y avait sur une branche trois calices en forme d`amande, avec pommes et fleurs, et sur une autre branche trois calices en forme d`amande, avec pommes et fleurs; il en était de même pour les six branches sortant du chandelier."
19. "Vodi-voniny telo natao tahaka ny endriky ny amygdala no teo amin' ny sampany anankiray, mbamin' ny kiboriny sy ny voniny; ary vodi-voniny telo tahaka ny amygdala no teo amin' ny sampany ilany, mbamin' ny kiboriny sy ny voniny; toy izany avokoa tamin' ny sampany enina nivoaka tamin' ny fanaovanjiro."
20. And in the candlestick were four bowls made like almonds, his knops, and his flowers:
20. A la tige du chandelier il y avait quatre calices en forme d`amande, avec leurs pommes et leurs fleurs.
20. "Avy teo amin' ny fanaovanjiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny amygdala, mbamin' ny kiboriny sy ny voniny;"
21. And a knop under two branches of the same, and a knop under two branches of the same, and a knop under two branches of the same, according to the six branches going out of it.
21. "Il y avait une pomme sous deux des branches sortant du chandelier, une pomme sous deux autres branches, et une pomme sous deux autres branches; il en était de même pour les six branches sortant du chandelier."
21. Ary kiboriny iray eo ambanin' ny sampany roa amin' izany, ary kiboriny iray eo ambanin' ny sampany roa amin' izany, ary kiboriny iray eo ambanin' ny sampany roa amin' izany, araka ny sampany enina mivoaka avy amin' izany.
22. Their knops and their branches were of the same: all of it was one beaten work of pure gold.
22. "Les pommes et les branches du chandelier étaient d`une même pièce; il était tout entier d`or battu, d`or pur."
22. "Ny kiboriny sy ny sampany dia avy tamin' ny iray ihany ; natao indray nivofy tamin' ny volamena madio izy rehetra."
23. And he made his seven lamps, and his snuffers, and his snuffdishes, of pure gold.
23. Il fit ses sept lampes, ses mouchettes et ses vases à cendre d`or pur.
23. Ary nanao ny lela fanaovanjirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony tamin'ny volamena madio izy.
24. Of a talent of pure gold made he it, and all the vessels thereof.
24. Il employa un talent d`or pur, pour faire le chandelier avec tous ses ustensiles.
24. Volamena madio talenta iray no nanaovany izany, mbamin' ny fanaka rehetra momba azy.
The Altar of Incense
25. And he made the incense altar of shittim wood: the length of it was a cubit, and the breadth of it a cubit; it was foursquare; and two cubits was the height of it; the horns thereof were of the same.
25. "Il fit l`autel des parfums de bois d`acacia; sa longueur était d`une coudée et sa largeur d`une coudée; il était carré, et sa hauteur était de deux coudées. Des cornes sortaient de l`autel."
25. "Ary nanao ny alitaran' ny ditin-kazo manitra tamin' ny hazo sitima izy; iray hakiho ny halavany, ary iray hakiho ny sakany; efa-joro izany; ary roa hakiho ny haavony ; ka ny tandrony niray taminy."
26. And he overlaid it with pure gold, both the top of it, and the sides thereof round about, and the horns of it: also he made unto it a crown of gold round about.
26. Il le couvrit d`or pur, le dessus, les côtés tout autour et les cornes, et il y fit une bordure d`or tout autour.
26. "Ary nopetahany volamena madio izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary nasiany koronosy volamena koa manodidina izany."
27. And he made two rings of gold for it under the crown thereof, by the two corners of it, upon the two sides thereof, to be places for the staves to bear it withal.
27. "Il fit au-dessous de la bordure deux anneaux d`or aux deux côtés; il en mit aux deux côtés, pour recevoir les barres qui servaient à le porter."
27. Ary nasiany vavavola volamena roa izy teo ambanin' ny koronosiny, teo amin' ny zorony roa, tambonin' ny lafiny roa ho fitoeran' ny bao hilanjana izany.
28. And he made the staves of shittim wood, and overlaid them with gold.
28. Il fit des barres de bois d`acacia, et les couvrit d`or.
28. Ary hazo sitima no nanaovany ny bao, ka nopetahany volamena izany.
29. And he made the holy anointing oil, and the pure incense of sweet spices, according to the work of the apothecary.
29. Il fit l`huile pour l`onction sainte, et le parfum odoriférant, pur, composé selon l`art du parfumeur.
29. Ary nanao ny diloilo fanosorana masina izy, sy ny zava-manitra manentona madio, araka ny asan' ny mpanamboatra zava-manitra.