Love the LORD Your God
1. Now these are the commandments, the statutes, and the judgments, which the LORD your God commanded to teach you, that ye might do them in the land whither ye go to possess it:
1. "Voici les commandements, les lois et les ordonnances que l`Éternel, votre Dieu, a commandé de vous enseigner, afin que vous les mettiez en pratique dans le pays dont vous allez prendre possession;"
1. Ary izao no lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika izay nasain' i Jehovah Andriamanitrareo hampianarina anareo mba hataonareo any amin' ny tany izay alehanareo ho fanananareo,
2. That thou mightest fear the LORD thy God, to keep all his statutes and his commandments, which I command thee, thou, and thy son, and thy son's son, all the days of thy life; and that thy days may be prolonged.
2. afin que tu craignes l`Éternel, ton Dieu, en observant, tous les jours de ta vie, toi, ton fils, et le fils de ton fils, toutes ses lois et tous ses commandements que je te prescris, et afin que tes jours soient prolongés.
2. Mba hatahoranao an' i Jehovah Andriamanitrao, hitandremanao ny lalàny rehetra sy ny didiny izay andidiako anao, dia ianao sy ny zanakao ary ny zafinao, amin' ny andro rehetra iainanao, mba ho maro andro ianao.
3. Hear therefore, O Israel, and observe to do it; that it may be well with thee, and that ye may increase mightily, as the LORD God of thy fathers hath promised thee, in the land that floweth with milk and honey.
3. Tu les écouteras donc, Israël, et tu auras soin de les mettre en pratique, afin que tu sois heureux et que vous multipliiez beaucoup, comme te l`a dit l`Éternel, le Dieu de tes pères, en te promettant un pays où coulent le lait et le miel.
3. Koa mihainoa, ry Isiraely, ka mitandrema hanao izany, mba hahita soa ianao, ary mba hitomboanareo indrindra, araka izay nampanantenain' i Jehovah, Andriamanitry ny razanao taminao, dia any amin' ny tany tondra-dronono sy tantely.
4. Hear, O Israel: The LORD our God is one LORD:
4. Écoute, Israël! l`Éternel, notre Dieu, est le seul Éternel.
4. "Mihainoa, ry Isiraely; Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany."
5. And thou shalt love the LORD thy God with all thine heart, and with all thy soul, and with all thy might.
5. Tu aimeras l`Éternel, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme et de toute ta force.
5. Ary tiava an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra.
6. And these words, which I command thee this day, shall be in thine heart:
6. Et ces commandements, que je te donne aujourd`hui, seront dans ton coeur.
6. "Ary ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao;"
7. And thou shalt teach them diligently unto thy children, and shalt talk of them when thou sittest in thine house, and when thou walkest by the way, and when thou liest down, and when thou risest up.
7. Tu les inculqueras à tes enfants, et tu en parleras quand tu seras dans ta maison, quand tu iras en voyage, quand tu te coucheras et quand tu te lèveras.
7. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho na mipetraka any an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, ary na mandry ianao, na mifoha.
8. And thou shalt bind them for a sign upon thine hand, and they shall be as frontlets between thine eyes.
8. Tu les lieras comme un signe sur tes mains, et ils seront comme des fronteaux entre tes yeux.
8. Ary fehezo ho famantarana eo amin' ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin' ny handrinao,
9. And thou shalt write them upon the posts of thy house, and on thy gates.
9. Tu les écriras sur les poteaux de ta maison et sur tes portes.
9. Ary soraty eo amin' ny tolam-baravaran' ny tranonao sy eo amin' ny vavahadinao.
10. And it shall be, when the LORD thy God shall have brought thee into the land which he sware unto thy fathers, to Abraham, to Isaac, and to Jacob, to give thee great and goodly cities, which thou buildedst not,
10. L`Éternel, ton Dieu, te fera entrer dans le pays qu`il a juré à tes pères, à Abraham, à Isaac et à Jacob, de te donner. Tu posséderas de grandes et bonnes villes que tu n`as point bâties,
10. Ary izao no hisy, rehefa entin' i Jehovah Andriamanitrao ianao ho any amin' ny tany izay nianianany tamin' ny razanareo, tamin' i Abrahama, sy Isaka ary Jakoba homena anao, dia tanàna lehibe sady tsara izay tsy naorinao,
11. And houses full of all good things, which thou filledst not, and wells digged, which thou diggedst not, vineyards and olive trees, which thou plantedst not; when thou shalt have eaten and be full;
11. des maisons qui sont pleines de toutes sortes de biens et que tu n`as point remplies, des citernes creusées que tu n`as point creusées, des vignes et des oliviers que tu n`as point plantés.
11. "Sy trano feno zava-tsoa rehetra, izay tsy nofenoinao, sy lavaka famorian-drano voalavaka izay tsy nolavahanao, sy tanimboaloboka sy hazo oliva, izay tsy nambolenao, ary hihinana ianao ka ho voky;"
12. Then beware lest thou forget the LORD, which brought thee forth out of the land of Egypt, from the house of bondage.
12. Lorsque tu mangeras et te rassasieras, garde-toi d`oublier l`Éternel, qui t`a fait sortir du pays d`Égypte, de la maison de servitude.
12. Dia mitandrema fandrao hadinoinao Jehovah, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana.
13. Thou shalt fear the LORD thy God, and serve him, and shalt swear by his name.
13. Tu craindras l`Éternel, ton Dieu, tu le serviras, et tu jureras par son nom.
13. Matahora an' i Jehovah Andriamanitra ianao, ka manompoa Azy, ary aoka ny anarany no hianiananao.
14. Ye shall not go after other gods, of the gods of the people which are round about you;
14. "Vous n`irez point après d`autres dieux, d`entre les dieux des peuples qui sont autour de vous;"
14. "Aza manaraka andriamani-kafa, izay andriamanitry ny firenena manodidina anareo;"
15. (For the LORD thy God is a jealous God among you) lest the anger of the LORD thy God be kindled against thee, and destroy thee from off the face of the earth.
15. car l`Éternel, ton Dieu, est un Dieu jaloux au milieu de toi. La colère de l`Éternel, ton Dieu, s`enflammerait contre toi, et il t`exterminerait de dessus la terre.
15. (Fa Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra saro-piaro eo aminao), fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran' i Jehovah Andriamanitrao, ka hofongorany tsy ho eo ambonin' ny tany ianao.
16. Ye shall not tempt the LORD your God, as ye tempted him in Massah.
16. Vous ne tenterez point l`Éternel, votre Dieu, comme vous l`avez tenté à Massa.
16. Aza maka fanahy an' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.
17. Ye shall diligently keep the commandments of the LORD your God, and his testimonies, and his statutes, which he hath commanded thee.
17. Mais vous observerez les commandements de l`Éternel, votre Dieu, ses ordonnances et ses lois qu`il vous a prescrites.
17. Tandremo tsara ny didin' i Jehovah Andriamanitrareo sy ny teni-vavolombelony ary ny lalàny, izay efa nandidiany anao.
18. And thou shalt do that which is right and good in the sight of the LORD: that it may be well with thee, and that thou mayest go in and possess the good land which the LORD sware unto thy fathers,
18. Tu feras ce qui est droit et ce qui est bien aux yeux de l`Éternel, afin que tu sois heureux, et que tu entres en possession du bon pays que l`Éternel a juré à tes pères de te donner,
18. Ary ataovy izay mahitsy sy tsara eo imason' i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao hahazo ny tany tsara izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razanao,
19. To cast out all thine enemies from before thee, as the LORD hath spoken.
19. après qu`il aura chassé tous tes ennemis devant toi, comme l`Éternel l`a dit.
19. Ary mba horoahiny tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, araka izay nolazain' i Jehovah.
20. And when thy son asketh thee in time to come, saying, What mean the testimonies, and the statutes, and the judgments, which the LORD our God hath commanded you?
20. Lorsque ton fils te demandera un jour: Que signifient ces préceptes, ces lois et ces ordonnances, que l`Éternel, notre Dieu, vous a prescrits?
20. Ary raha manontany anao ny zanakao amin' ny andro ho avy ka manao hoe: Inona no hevitry ny teni-vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay efa nandidian' i Jehovah Andriamanitsika antsika?
21. Then thou shalt say unto thy son, We were Pharaoh's bondmen in Egypt; and the LORD brought us out of Egypt with a mighty hand:
21. tu diras à ton fils: Nous étions esclaves de Pharaon en Égypte, et l`Éternel nous a fait sortir de l`Égypte par sa main puissante.
21. Dia holazainao amin' ny zanakao hoe: Andevon' i Farao tany Egypta isika, ary tanana mahery no nitondran' i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta.
22. And the LORD shewed signs and wonders, great and sore, upon Egypt, upon Pharaoh, and upon all his household, before our eyes:
22. "L`Éternel a opéré, sous nos yeux, des miracles et des prodiges, grands et désastreux, contre l`Égypte, contre Pharaon et contre toute sa maison;"
22. Ary Jehovah naneho famantarana sy fahagagana lehibe sady mandoza tamin' ny Egyptiana sy Farao ary ny ankohonany rehetra teo imasontsika.
23. And he brought us out from thence, that he might bring us in, to give us the land which he sware unto our fathers.
23. et il nous a fait sortir de là, pour nous amener dans le pays qu`il avait juré à nos pères de nous donner.
23. Ary nitondra antsika nivoaka avy tany Izy hampidirany antsika, mba homeny antsika ny tany izay nianianany tamin' ny razantsika.
24. And the LORD commanded us to do all these statutes, to fear the LORD our God, for our good always, that he might preserve us alive, as it is at this day.
24. L`Éternel nous a commandé de mettre en pratique toutes ces lois, et de craindre l`Éternel, notre Dieu, afin que nous fussions toujours heureux, et qu`il nous conservât la vie, comme il le fait aujourd`hui.
24. Ary Jehovah nandidy antsika hanaraka ireo didy rehetra ireo sy hatahotra an' i Jehovah Andriamanitsika, mba hahita soa mandrakariva isika ka hitahirizany antsika ho velona tahaka ny amin' izao anio izao.
25. And it shall be our righteousness, if we observe to do all these commandments before the LORD our God, as he hath commanded us.
25. Nous aurons la justice en partage, si nous mettons soigneusement en pratique tous ces commandements devant l`Éternel, notre Dieu, comme il nous l`a ordonné.
25. Ary ho fahamarinantsika izany, raha mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitsika isika, dia araka izay efa nandidiany antsika.