The Ten Commandments

1. And Moses called all Israel, and said unto them, Hear, O Israel, the statutes and judgments which I speak in your ears this day, that ye may learn them, and keep, and do them.
1. Moïse convoqua tout Israël, et leur dit: Écoute, Israël, les lois et les ordonnances que je vous fais entendre aujourd`hui. Apprenez-les, et mettez-les soigneusement en pratique.
1. Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eo anatrehanareo anio, mba hianaranareo azy sy hitandremanareo ary hanatanterahanareo azy.
2. The LORD our God made a covenant with us in Horeb.
2. L`Éternel, notre Dieu, a traité avec nous une alliance à Horeb.
2. "Jehovah Andriamanitsika nanao fanekena tamintsika tany Horeba;"
3. The LORD made not this covenant with our fathers, but with us, even us, who are all of us here alive this day.
3. "Ce n`est point avec nos pères que l`Éternel a traité cette alliance; c`est avec nous, qui sommes ici aujourd`hui, tous vivants."
3. Tsy tamin' ny razantsika no nanaovan' i Jehovah izany fanekena izany, fa tamintsika, dia isika rehetra izay mbola velona eto anio.
4. The LORD talked with you face to face in the mount out of the midst of the fire,
4. L`Éternel vous parla face à face sur la montagne, du milieu du feu.
4. Niteny nifanatrika taminareo Jehovah tao an-tendrombohitra avy tao afovoan' ny afo,
5. (I stood between the LORD and you at that time, to shew you the word of the LORD: for ye were afraid by reason of the fire, and went not up into the mount;) saying,
5. "Je me tins alors entre l`Éternel et vous, pour vous annoncer la parole de l`Éternel; car vous aviez peur du feu, et vous ne montâtes point sur la montagne. Il dit:"
5. (Nitsangana teo anelanelan' i Jehovah sy ianareo aho tamin' izany fotoana izany hanambara aminareo ny tenin' i Jehovah fa natahotra noho ny fahitana ny afo ianareo ka tsy niakatra tao amin' ny tendrombohitra) ka nanao hoe:
6. I am the LORD thy God, which brought thee out of the land of Egypt, from the house of bondage.
6. Je suis l`Éternel, ton Dieu, qui t`ai fait sortir du pays d`Égypte, de la maison de servitude.
6. Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana.
7. Thou shalt have none other gods before me.
7. Tu n`auras point d`autres dieux devant ma face.
7. Aza manana andriamani-kafa eo anatrehako.
8. Thou shalt not make thee any graven image, or any likeness of any thing that is in heaven above, or that is in the earth beneath, or that is in the waters beneath the earth:
8. Tu ne te feras point d`image taillée, de représentation quelconque des choses qui sont en haut dans les cieux, qui sont en bas sur la terre, et qui sont dans les eaux plus bas que la terre.
8. Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra eny amin' ny lanitra ambony, na izay ety amin' ny tany ambany, na izay any amin' ny rano ambanin' ny tany.
9. Thou shalt not bow down thyself unto them, nor serve them: for I the LORD thy God am a jealous God, visiting the iniquity of the fathers upon the children unto the third and fourth generation of them that hate me,
9. "Tu ne te prosterneras point devant elles, et tu ne les serviras point; car moi, l`Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu jaloux, qui punis l`iniquité des pères sur les enfants jusqu`à la troisième et à la quatrième génération de ceux qui me haïssent,"
9. "Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin' ny zanaka hatramin' ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin' izay mankahala Ahy."
10. And shewing mercy unto thousands of them that love me and keep my commandments.
10. et qui fais miséricorde jusqu`en mille générations à ceux qui m`aiment et qui gardent mes commandements.
10. Fa maneho famindrampo amin' ny olona aman' arivony, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
11. Thou shalt not take the name of the LORD thy God in vain: for the LORD will not hold him guiltless that taketh his name in vain.
11. "Tu ne prendras point le nom de l`Éternel, ton Dieu, en vain; car l`Éternel ne laissera point impuni celui qui prendra son nom en vain."
11. "Aza manonona foana ny anaran' i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon' i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany."
12. Keep the sabbath day to sanctify it, as the LORD thy God hath commanded thee.
12. Observe le jour du repos, pour le sanctifier, comme l`Éternel, ton Dieu, te l`a ordonné.
12. Mitandrema ny andro sabata hanamasina azy, araka izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao.
13. Six days thou shalt labour, and do all thy work:
13. Tu travailleras six jours, et tu feras tout ton ouvrage.
13. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.
14. But the seventh day is the sabbath of the LORD thy God: in it thou shalt not do any work, thou, nor thy son, nor thy daughter, nor thy manservant, nor thy maidservant, nor thine ox, nor thine ass, nor any of thy cattle, nor thy stranger that is within thy gates; that thy manservant and thy maidservant may rest as well as thou.
14. Mais le septième jour est le jour du repos de l`Éternel, ton Dieu: tu ne feras aucun ouvrage, ni toi, ni ton fils, ni ta fille, ni ton serviteur, ni ta servante, ni ton boeuf, ni ton âne, ni aucune de tes bêtes, ni l`étranger qui est dans tes portes, afin que ton serviteur et ta servante se reposent comme toi.
14. "Fa sabatan' i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory ianao amin' izany, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny ombinao, na ny borikinao, na ny biby fiompinao rehetra, na ny vahininao izay tafiditra ao am-bavahadinao; mba hitsaharan' ny mpanompolahinao sy ny mpanompovavinao, tahaka anao."
15. And remember that thou wast a servant in the land of Egypt, and that the LORD thy God brought thee out thence through a mighty hand and by a stretched out arm: therefore the LORD thy God commanded thee to keep the sabbath day.
15. Tu te souviendras que tu as été esclave au pays d`Égypte, et que l`Éternel, ton Dieu, t`en a fait sortir à main forte et à bras étendu: c`est pourquoi l`Éternel, ton Dieu, t`a ordonné d`observer le jour du repos.
15. "Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao, ka tanana mahery sy sandry nahinjitra no nitondran' i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata."
16. Honour thy father and thy mother, as the LORD thy God hath commanded thee; that thy days may be prolonged, and that it may go well with thee, in the land which the LORD thy God giveth thee.
16. Honore ton père et ta mère, comme l`Éternel, ton Dieu, te l`a ordonné, afin que tes jours se prolongent et que tu sois heureux dans le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne.
16. Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho maro andro ianao, ary mba hahita soa any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao.
17. Thou shalt not kill.
17. Tu ne tueras point.
17. Aza mamono olona.
18. Neither shalt thou commit adultery.
18. Tu ne commettras point d`adultère.
18. Ary aza mijangajanga.
19. Neither shalt thou steal.
19. Tu ne déroberas point.
19. Ary aza mangalatra.
20. Neither shalt thou bear false witness against thy neighbour.
20. Tu ne porteras point de faux témoignage contre ton prochain.
20. "Aza milaza vavolombelona tsy marina hamelezana ny namanao;"
21. Neither shalt thou desire thy neighbour's wife, neither shalt thou covet thy neighbour's house, his field, or his manservant, or his maidservant, his ox, or his ass, or any thing that is thy neighbour's.
21. "Tu ne convoiteras point la femme de ton prochain; tu ne désireras point la maison de ton prochain, ni son champ, ni son serviteur, ni sa servante, ni son boeuf, ni son âne, ni aucune chose qui appartienne à ton prochain."
21. Aza maniry ny vadin' ny namanao, na mitsiriritra haka ny tranon' ny namanao, na ny taniny, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an' ny namanao akory.
22. These words the LORD spake unto all your assembly in the mount out of the midst of the fire, of the cloud, and of the thick darkness, with a great voice: and he added no more. And he wrote them in two tables of stone, and delivered them unto me.
22. Telles sont les paroles que prononça l`Éternel à haute voix sur la montagne, du milieu du feu, des nuées et de l`obscurité, et qu`il adressa à toute votre assemblée, sans rien ajouter. Il les écrivit sur deux tables de pierre, qu`il me donna.
22. "Ireo teny ireo no nolazain' i Jehovah tamin' ny feo mahery tao afovoan' ny afo sy ny rahona ary ny haizim-pito, raha nivory tany an-tendrombohitra ianareo rehetra, ka dia tsy nampiany intsony; Ary nosoratany tamin' ny vato fisaka roa ireo ka natolony ahy."
23. And it came to pass, when ye heard the voice out of the midst of the darkness, (for the mountain did burn with fire,) that ye came near unto me, even all the heads of your tribes, and your elders;
23. Lorsque vous eûtes entendu la voix du milieu des ténèbres, et tandis que la montagne était tout en feu, vos chefs de tribus et vos anciens s`approchèrent tous de moi,
23. Ary izao no niseho, rehefa renareo ny feo avy tao afovoan' ny haizina, (raha nirehitra afo ny tendrombohitra), dia nanatona ahy ianareo, dia ny lohan' ny fokonareo rehetra sy ny loholonareo,
24. And ye said, Behold, the LORD our God hath shewed us his glory and his greatness, and we have heard his voice out of the midst of the fire: we have seen this day that God doth talk with man, and he liveth.
24. "et vous dîtes: Voici, l`Éternel, notre Dieu, nous a montré sa gloire et sa grandeur, et nous avons entendu sa voix du milieu du feu; aujourd`hui, nous avons vu que Dieu a parlé à des hommes, et qu`ils sont demeurés vivants."
24. Ka hoy ianareo: Indro, efa nasehon' i Jehovah Andriamanitsika antsika ny voninahiny sy ny fahalehibiazany, ary efa rentsika ny feony avy tao amin' ny afo. Efa hitantsika androany fa Andriamanitra miteny amin' ny olona, nefa velona ihany izy.
25. Now therefore why should we die? for this great fire will consume us: if we hear the voice of the LORD our God any more, then we shall die.
25. "Et maintenant pourquoi mourrions-nous? car ce grand feu nous dévorera; si nous continuons à entendre la voix de l`Éternel, notre Dieu, nous mourrons."
25. "Koa ankehitriny, nahoana no ho faty isika? Fa handevona antsika io afo lehibe io; raha mbola mandre ny feon'i Jehovah Andriamanitsika indray isika, dia ho faty."
26. For who is there of all flesh, that hath heard the voice of the living God speaking out of the midst of the fire, as we have, and lived?
26. Quel est l`homme, en effet, qui ait jamais entendu, comme nous, la voix du Dieu vivant parlant du milieu du feu, et qui soit demeuré vivant?
26. Fa iza moa tamin' ny nofo rehetra no efa nandre ny feon' Andriamanitra velona niteny tao afovoan' ny afo, tahaka antsika, ka velona ihany?
27. Go thou near, and hear all that the LORD our God shall say: and speak thou unto us all that the LORD our God shall speak unto thee; and we will hear it, and do it.
27. "Approche, toi, et écoute tout ce que dira l`Éternel, notre Dieu; tu nous rapporteras toi-même tout ce que te dira l`Éternel, notre Dieu; nous l`écouterons, et nous le ferons."
27. "Manatòna ianao, ka mihainoa izay rehetra holazain' i Jehovah Andriamanitsika; ary lazao aminay izay rehetra holazain' i Jehovah Andriamanitsika aminao; dia hohenoinay ka hataonay izany."
28. And the LORD heard the voice of your words, when ye spake unto me; and the LORD said unto me, I have heard the voice of the words of this people, which they have spoken unto thee: they have well said all that they have spoken.
28. L`Éternel entendit les paroles que vous m`adressâtes. Et l`Éternel me dit: J`ai entendu les paroles que ce peuple t`a adressées: tout ce qu`ils ont dit est bien.
28. "Ary Jehovah nandre ny feon' ny teninareo, raha niteny tamiko ianareo, ary hoy Jehovah tamiko: Efa reko ny tenin' ireo olona ireo, izay nolazainy taminao; Tsara izay rehetra nolazainy."
29. O that there were such an heart in them, that they would fear me, and keep all my commandments always, that it might be well with them, and with their children for ever!
29. Oh! s`ils avaient toujours ce même coeur pour me craindre et pour observer tous mes commandements, afin qu`ils fussent heureux à jamais, eux et leurs enfants!
29. Enga anie ka mba hanana fo toy izany izy hatahorany Ahy sy hitandremany ny didiko rehetra mandrakariva, mba hahita soa izy sy ny taranany mandrakizay!
30. Go say to them, Get you into your tents again.
30. Va, dis-leur: Retournez dans vos tentes.
30. Mandehana, ka lazao aminy hoe: Miverena any an-dainareo ianareo.
31. But as for thee, stand thou here by me, and I will speak unto thee all the commandments, and the statutes, and the judgments, which thou shalt teach them, that they may do them in the land which I give them to possess it.
31. Mais toi, reste ici avec moi, et je te dirai tous les commandements, les lois et les ordonnances, que tu leur enseigneras, afin qu`ils les mettent en pratique dans le pays dont je leur donne la possession.
31. Fa ianao kosa dia mijanòna eto anilako ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika, izay hampianarinao azy mba harahiny any amin' ny tany izay omeko azy ho fananany.
32. Ye shall observe to do therefore as the LORD your God hath commanded you: ye shall not turn aside to the right hand or to the left.
32. "Vous ferez avec soin ce que l`Éternel, votre Dieu, vous a ordonné; vous ne vous en détournerez ni à droite, ni à gauche."
32. "Koa tandremo mba hanao araka izay efa nandidian' i Jehovah Andriamanitrareo anareo; aza mivily, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia;"
33. Ye shall walk in all the ways which the LORD your God hath commanded you, that ye may live, and that it may be well with you, and that ye may prolong your days in the land which ye shall possess.
33. Vous suivrez entièrement la voie que l`Éternel, votre Dieu, vous a prescrite, afin que vous viviez et que vous soyez heureux, afin que vous prolongiez vos jours dans le pays dont vous aurez la possession.
33. Fa ny lalana rehetra izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin' ny tany izay ho fanananareo.
<
>